Izay tina mitombo-tarehy

21. vale ( 19/10/2008 19:38)
xxx:

ka eo indrindra ilay resaka lazain'i caprio, tsy voatery izay tsara dia hamitaka sy tsy manaja fa misy ny tena ratsy tsy misy raisina fa mbola mitovy amin'izay koa ny toetrany sy ny fitondran-tenany, sao votfitaka an!


xxx> samy manana ny tiany io aloha e, fa raha amiko manokana tsy de tiko lotra ny hiaraka aman'oul bogoss be izany , za tsy de manahoana ka ataoko ahoana ny hilingilingy hiaraka @ bogoss be, raha bogoss tsotra tsy olana, mety ho sahirana ihany manko hitazona an'iny oul iny satria be ny hitsiriritra azy e, raha sady ratsy indray no mbola ratsy toetra atao inn, aleoko alou le tsara @ antonony ihany ee :-D:-D


22. xxx ( 19/10/2008 19:42)
hoy ilay bandy namako izay...
izaho ozy naheno ny tantaran'ilay sipa izay, efa fantako ela ilay sipa hoy izy fa tsy dia nivaky loha aho fa rehefa nolazain'ilay olona tamiko fa somary maditra io sipa io hoy izy dia nanintona ahy ilay sipa ary lasa izay no nitiavako azy satria tiko ny sipa maditra, izao ry izareo mifankatia be tsy mifakafoy,
refa samy tojo ny fitiavany dia milamina ny rehetra izany hoe misy ny fifampitokisana ny fitiavana ny complisy sns..... :)

saonjo iray lohasaha ny fitiavana ka tsy ilaozan'izay hamarara e!


marina mihintsy izany...

valiny ho an'i xxx io, fa voasongon'i Ni81 aho!

NY AHY koa ny hevitra ane no omeko e! ary afaka manao xxx aho amin'ny safidy sa tsy mahazo manao xxx intsony rehefa mamaly dinika?????
23. xxx ( 19/10/2008 19:48)
xxx> samy manana ny tiany io aloha e, fa raha amiko manokana tsy de tiko lotra ny hiaraka aman'oul bogoss be izany , za tsy de manahoana ka ataoko ahoana ny hilingilingy hiaraka @ bogoss be


ny indray dia karazana safidinao manokana satria tsy mahatoky ny valeur-nao ianao matoa tonga dia negative be toy izany....
tsy voatery hoe ny ratsy sy ny tsy dia manao ahoana dia tsy hiaraka amin'ny olona tsara au contraire, raha mijery ireny sipa afrikanina ireny aho anefa dia mahazàka bandy vazaha bogosy be sady tanora.....ohatra fotsiny izany....


ny ahy indray raha tojo tsara tarehy be na ratsy tarehy be na antonony aho nifanojo ny fitiavanay dia tsy hisalasala aho ny hiaraka aminy...
ny grande amour tsy hoe isan'andro no miseho amin'ny fiainana ka araraotoko izany occasion izany aloha...possible mety ho tia olona ratsy be aho na tsara be izay ny tiako lazaina eto, ary izay tiana mitombo tarehy, mety ho ratsy amin'ny olona fa amiko izy tsara amiko toy izay koa ny toetrany na ny fitondra-ntenany mety tsy ho tsara amin'ny olona fa amiko ao tsara ny qualité-ny;
24. xxx ( 19/10/2008 19:50)
mety ho sahirana ihany manko hitazona an'iny oul iny satria be ny hitsiriritra azy e,


ka ny anao izany ny hasarotam-piaro no lasa aloha anefa mbola tsy fantatrao akory ny toetrany....
raha tena tiany ianao ka tinao koa izy tsy possible ny hamitahany anao
25. xxx ( 19/10/2008 19:52)
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
hoy ilay bandy namako izay...
izaho ozy naheno ny tantaran'ilay sipa izay, efa fantako ela ilay sipa hoy izy fa tsy dia nivaky loha aho fa rehefa nolazain'ilay olona tamiko fa somary maditra io sipa io hoy izy dia nanintona ahy ilay sipa ary lasa izay no nitiavako azy satria tiko ny sipa maditra, izao ry izareo mifankatia be tsy mifakafoy,
refa samy tojo ny fitiavany dia milamina ny rehetra izany hoe misy ny fifampitokisana ny fitiavana ny complisy sns.....


hadinoko no nilaza fa sipa milay mampitodika ny mpandalo ilay sipa.
26. vale ( 19/10/2008 19:53)
xxx> zaho mahanfatatra sipa afrikanina ary anefa tsy misy endrika an, misy manko manjabe amin'izy ireny, ka ireo fantatro ireo miaraka @ vazaha, fa miteny irery zaho oe aleoko ihany ny ahy, fa itako tena mijaly be le vhv, vao iresahanao ftsn le vazà vadiny de efa tsemboka be le sipa afrikana, 1 aloha izay, faharoa tena manao faran'izay mety indrindra am akanjo etc mba hi-séduisévana ilay vazà, atao aby ity retraretra ity mba hisintonana anazy, ozizy a oe toa asabe koa izy izany, izay ny l=itako lafy ratsiny raha vao tsy mifandanja lotra ny couple, fa aleo aza ny tena vhv no tsara noho ny lhl toy izay ny lhl ndray no tsara , ny lhl manko anie mahazaka fona na awona na awona ee, du moment izy misy vola izay, hihihihi
27. vale ( 19/10/2008 19:55)
xxx:

Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
hoy ilay bandy namako izay...
izaho ozy naheno ny tantaran'ilay sipa izay, efa fantako ela ilay sipa hoy izy fa tsy dia nivaky loha aho fa rehefa nolazain'ilay olona tamiko fa somary maditra io sipa io hoy izy dia nanintona ahy ilay sipa ary lasa izay no nitiavako azy satria tiko ny sipa maditra, izao ry izareo mifankatia be tsy mifakafoy,
refa samy tojo ny fitiavany dia milamina ny rehetra izany hoe misy ny fifampitokisana ny fitiavana ny complisy sns.....


hadinoko no nilaza fa sipa milay mampitodika ny mpandalo ilay sipa.

xxx> ka nareo lhl anie wa mahazo fona eee, fa ny vhv somary sahirana ihany indraindray, hé zany izy oe sipa mampitodika mpandalo! :lol: ty eenao ko mampiomé, hihihi
ny toetra anie azo ovaina ee, hoy caprio zay!

:°)
28. vale ( 19/10/2008 20:11)
xxx:

mety ho sahirana ihany manko hitazona an'iny oul iny satria be ny hitsiriritra azy e,


ka ny anao izany ny hasarotam-piaro no lasa aloha anefa mbola tsy fantatrao akory ny toetrany....
raha tena tiany ianao ka tinao koa izy tsy possible ny hamitahany anao


sssh, expérience vécue eeeee
29. vale ( 19/10/2008 20:15)
xxx:

xxx> samy manana ny tiany io aloha e, fa raha amiko manokana tsy de tiko lotra ny hiaraka aman'oul bogoss be izany , za tsy de manahoana ka ataoko ahoana ny hilingilingy hiaraka @ bogoss be


ny indray dia karazana safidinao manokana satria tsy mahatoky ny valeur-nao ianao matoa tonga dia negative be toy izany....
tsy voatery hoe ny ratsy sy ny tsy dia manao ahoana dia tsy hiaraka amin'ny olona tsara au contraire, raha mijery ireny sipa afrikanina ireny aho anefa dia mahazàka bandy vazaha bogosy be sady tanora.....ohatra fotsiny izany....


ny ahy indray raha tojo tsara tarehy be na ratsy tarehy be na antonony aho nifanojo ny fitiavanay dia tsy hisalasala aho ny hiaraka aminy...
ny grande amour tsy hoe isan'andro no miseho amin'ny fiainana ka araraotoko izany occasion izany aloha...possible mety ho tia olona ratsy be aho na tsara be izay ny tiako lazaina eto, ary izay tiana mitombo tarehy, mety ho ratsy amin'ny olona fa amiko izy tsara amiko toy izay koa ny toetrany na ny fitondra-ntenany mety tsy ho tsara amin'ny olona fa amiko ao tsara ny qualité-ny;

Tsy de mila jugéna lotra izay safidiko angamba, fa izay ny tiko de izay, samy manao izay tiany tsy mifanery mihintsy !! Aleoko wa miaraka @ oul sahaza ahy fa efa be ihany izay oul itako mijaly miaraka @, oul tsy sahaza anazy izay, ka izya n mahatonga anah oe aleoko tsy milingilingy manakatra nytsy sahaza ahy izany, sahirana anie wa eeee, anefa safidin'ny tsirairay io ka samia manaja ny safidiny ftsn!:lol:

30. vale ( 19/10/2008 20:18)
xxx:

hoy ilay bandy namako izay...
izaho ozy naheno ny tantaran'ilay sipa izay, efa fantako ela ilay sipa hoy izy fa tsy dia nivaky loha aho fa rehefa nolazain'ilay olona tamiko fa somary maditra io sipa io hoy izy dia nanintona ahy ilay sipa ary lasa izay no nitiavako azy satria tiko ny sipa maditra, izao ry izareo mifankatia be tsy mifakafoy,
refa samy tojo ny fitiavany dia milamina ny rehetra izany hoe misy ny fifampitokisana ny fitiavana ny complisy sns..... :)

saonjo iray lohasaha ny fitiavana ka tsy ilaozan'izay hamarara e!


marina mihintsy izany...

valiny ho an'i xxx io, fa voasongon'i Ni81 aho!

NY AHY koa ny hevitra ane no omeko e! ary afaka manao xxx aho amin'ny safidy sa tsy mahazo manao xxx intsony rehefa mamaly dinika?????



Tsaratsara kokoa raha misy hevitra momba ny hoe NY AHY, tsaratsara kokoa fantampatatra ilay oul satria na hiteny oe NY AHY aza anefa izy aza ts fantatra akory na de oe mba misy kely halalàna anazy ihany otrany mampiome be! :-D ...zo anao izany fa mba hialàna @ le oe miady hevitra à xxx maneho ny heviny izy anefa oe ny NY AHY anefa miditra xxx mampanao ankamantatra ftsn fa izy tsy fantatra akory! :lol:
31. xxx ( 19/10/2008 20:21)
faharoa tena manao faran'izay mety indrindra am akanjo etc mba hi-séduisévana ilay vazà, atao aby ity retraretra
:-D :-D :-D :-D
aza tonga kosa dia hatao eritreritra otran'izany fa betsaka ny olona tia mihetsiketsika na ho an'ny tenany ihany aza aloha dia ho an'ilay fitiavany ary ho an'ny olona mijery azy.
Sady raha vazaha no hiarahany vao maika mitoimbina tsara satria mety hoe ny famill'nilay bandy mihetsika dia mba mihetsika izy...
32. xxx ( 19/10/2008 20:22)
sady tsara anie ny mi seduire ilay malalanao isan'andro raha mety e! na amin'ny lafin'ny inona na inona no hi seduiziavany azy.
33. vale ( 19/10/2008 20:23)
xxx:

mety ho sahirana ihany manko hitazona an'iny oul iny satria be ny hitsiriritra azy e,


ka ny anao izany ny hasarotam-piaro no lasa aloha anefa mbola tsy fantatrao akory ny toetrany....
raha tena tiany ianao ka tinao koa izy tsy possible ny hamitahany anao



He izany izy oe raha tena tiny enao, izy ve bogany beee de zà tsy de awona de oe raha tena tiny anefa firfiry ny sipa manja beee mitsiriritra azy! :lol:(ohatra io e!)
34. vale ( 19/10/2008 20:24)
xxx:

sady tsara anie ny mi seduire ilay malalanao isan'andro raha mety e! na amin'ny lafin'ny inona na inona no hi seduiziavany azy.

:lol: Ka izay indrindra ny tiko ahatongavana eto oe aleo ianao hitan'ny vadinao oe Tsara, toy izay oe ratsy fa par pitié ftsn ny hiarahany aminao na hoe nytoetranao ftsn satria enao manao an'izao sy izao de tiny, non,non, non :lol:
35. vale ( 19/10/2008 20:27)
xxx:

faharoa tena manao faran'izay mety indrindra am akanjo etc mba hi-séduisévana ilay vazà, atao aby ity retraretra
:-D :-D :-D :-D
aza tonga kosa dia hatao eritreritra otran'izany fa betsaka ny olona tia mihetsiketsika na ho an'ny tenany ihany aza aloha dia ho an'ilay fitiavany ary ho an'ny olona mijery azy.
Sady raha vazaha no hiarahany vao maika mitoimbina tsara satria mety hoe ny famill'nilay bandy mihetsika dia mba mihetsika izy...


xxx: an3 :lol: tena fahatahorana an'ilay bandy oe ho lasa mihintsy ny azy kah! ny vhv anie tia ietsiketsika dolo fa ny azy tena fatahorana mintsy :lol, satria izy tsy misy endrika mintsy anefa le bandy bola zandriny no mba tsaratsara ihany , tena sahirana mafy mihintsy izy nyfahitako azy alou eee :lol: :oops:
36. xxx ( 19/10/2008 20:29)
Tsy de mila jugéna lotra izay safidiko angamba, fa izay ny tiko de izay, samy manao izay tiany tsy mifanery mihintsy !! Aleoko wa miaraka @ oul sahaza ahy fa efa be ihany izay oul itako mijaly miaraka @, oul tsy sahaza anazy izay, ka izya n mahatonga anah oe aleoko tsy milingilingy manakatra nytsy sahaza ahy izany, sahirana anie wa eeee, anefa safidin'ny tsirairay io ka samia manaja ny safidiny ftsn!


oadray! fa iza aloha no mi juger e! vao eo i vale no manao hoe dinika sy ady hevitra dia maneho ny dinika sy ny heviny ny hafa dia hoe mi juger hono :-D

dia ilay hoe milingilingy manakatra ny ts ysahaza, matoa miaraka ny olon-droa mifankatia dia nisy ny fitiavana nampiray azy roa...fa ataoko angamba fa tsy resaka mingilingy, mety ho hisy ny nanao izany fa matoa izy roa niaraka dia ao ny fitiavana dia mbola mitombina ilay hoe ny tiana no mitobo tarehy, ny olana eo amin'ny couple indray iny après.....zvtr maro be no mety hampisaraka ny couple....
37. xxx ( 19/10/2008 20:31)
Tsaratsara kokoa raha misy hevitra momba ny hoe NY AHY, tsaratsara kokoa fantampatatra ilay oul satria na hiteny oe NY AHY aza anefa izy aza ts fantatra akory na de oe mba misy kely halalàna anazy ihany otrany mampiome be! ...zo anao izany fa mba hialàna @ le oe miady hevitra à xxx maneho ny heviny izy anefa oe ny NY AHY anefa miditra xxx mampanao ankamantatra ftsn fa izy tsy fantatra akory!

tsy ho vaotery kosa ianao hamantatra ilay olona raha manao anonyme izy fa satria hevitra no ampiadiana...ianao ihany dia efa milaza hoe samy manana ny safidiny , ka mba io ary no safidiko dia ekeo :D (manao xxx)
38. xxx ( 19/10/2008 20:33)
He izany izy oe raha tena tiny enao, izy ve bogany beee de zà tsy de awona de oe raha tena tiny anefa firfiry ny sipa manja beee mitsiriritra azy! (ohatra io e!)


ianao hoà diso negative be loatra..;tsy mahatoky ny valeranao....
tsy voatery ho bogany dia maditra ...tsy voatery ny hoe tsy manao ahoana dia ho voafitaka foana ka nahoana no tonga dia mieritreritra an'izany foana....
39. xxx ( 19/10/2008 20:36)
xxx: an3 tena fahatahorana an'ilay bandy oe ho lasa mihintsy ny azy kah! ny vhv anie tia ietsiketsika dolo fa ny azy tena fatahorana mintsy :lol, satria izy tsy misy endrika mintsy anefa le bandy bola zandriny no mba tsaratsara ihany , tena sahirana mafy mihintsy izy nyfahitako azy alou eee


ka izay ilay fijerin'ny olona ety ivelany fa ilay tena zava-misy eo amin'ny couple tsy fantatsika dia aleo mijery fotsiny fa tsy asiana komantera
tandremo ihany koa fa ny vazaha manana gout hafahafa, mety tsy ho hisy endriny aminao ilay sipa afrikanina fa d'or be amin'ny ilay bandikely bogosy vazaha....
40. vale ( 19/10/2008 21:36)
xxx:

Tsaratsara kokoa raha misy hevitra momba ny hoe NY AHY, tsaratsara kokoa fantampatatra ilay oul satria na hiteny oe NY AHY aza anefa izy aza ts fantatra akory na de oe mba misy kely halalàna anazy ihany otrany mampiome be! ...zo anao izany fa mba hialàna @ le oe miady hevitra à xxx maneho ny heviny izy anefa oe ny NY AHY anefa miditra xxx mampanao ankamantatra ftsn fa izy tsy fantatra akory!

tsy ho vaotery kosa ianao hamantatra ilay olona raha manao anonyme izy fa satria hevitra no ampiadiana...ianao ihany dia efa milaza hoe samy manana ny safidiny , ka mba io ary no safidiko dia ekeo :D (manao xxx)

xxx: :lol: ka izy le manao oe NY AHY anie mampiome be ee, otrany te hampiteny oe aiza enao izany ôooo :lol: :-D :-D :-D :-D :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556