Izay tina mitombo-tarehy

41. vale ( 19/10/2008 21:40)
xxx:

xxx: an3 tena fahatahorana an'ilay bandy oe ho lasa mihintsy ny azy kah! ny vhv anie tia ietsiketsika dolo fa ny azy tena fatahorana mintsy :lol, satria izy tsy misy endrika mintsy anefa le bandy bola zandriny no mba tsaratsara ihany , tena sahirana mafy mihintsy izy nyfahitako azy alou eee


ka izay ilay fijerin'ny olona ety ivelany fa ilay tena zava-misy eo amin'ny couple tsy fantatsika dia aleo mijery fotsiny fa tsy asiana komantera
tandremo ihany koa fa ny vazaha manana gout hafahafa, mety tsy ho hisy endriny aminao ilay sipa afrikanina fa d'or be amin'ny ilay bandikely bogosy vazaha....

xxx> an3 ka izaho nahafantatra an'io vhv taloha t@ izy ts mbola niaraka t@ ilay bandy vazà, mihetsiketsika ihany izy fa tsy de otrany fataony amzao! de otrany tsapako oe complexée kely ihany izy mihoatra amilay vadiny satria tena ataony aby anie ity retraretra ity ee, :lol: izy lo tena tsy tsara fa sarotra mandainga e:oops: fa le bandy tia anazy sady manaja anazy mintsy kah, fa izy otrany tsy mahatoky tena angamba fa toa ataony dolo ty retraretra ity ho an'ilay vadiny, de otran'ny mampalaelo be ahy izany ny mieritreritra azy! :(

42. vale ( 19/10/2008 21:42)
xxx:

Tsy de mila jugéna lotra izay safidiko angamba, fa izay ny tiko de izay, samy manao izay tiany tsy mifanery mihintsy !! Aleoko wa miaraka @ oul sahaza ahy fa efa be ihany izay oul itako mijaly miaraka @, oul tsy sahaza anazy izay, ka izya n mahatonga anah oe aleoko tsy milingilingy manakatra nytsy sahaza ahy izany, sahirana anie wa eeee, anefa safidin'ny tsirairay io ka samia manaja ny safidiny ftsn!


oadray! fa iza aloha no mi juger e! vao eo i vale no manao hoe dinika sy ady hevitra dia maneho ny dinika sy ny heviny ny hafa dia hoe mi juger hono :-D

dia ilay hoe milingilingy manakatra ny ts ysahaza, matoa miaraka ny olon-droa mifankatia dia nisy ny fitiavana nampiray azy roa...fa ataoko angamba fa tsy resaka mingilingy, mety ho hisy ny nanao izany fa matoa izy roa niaraka dia ao ny fitiavana dia mbola mitombina ilay hoe ny tiana no mitobo tarehy, ny olana eo amin'ny couple indray iny après.....zvtr maro be no mety hampisaraka ny couple....



:°) :°) :°) :°)
43. caprio ( 20/10/2008 05:04)
lasa lavitra ity resaka ity nefa ilay olona andrasantsika aza mbola tsy nipoitra,dia ahoana zany no fandehany fa raha ny tena marina @ity resaka ity aloha dia izay tina hiany no mitombo tarehy e; de aleo fa andrasatsika eto i Endrika01 fa raha hoatra ka misy mahita aza any @ dinika ambadika any dia asaivo miditra izy azafady saaaa efa nilaozan'ny omby miahaka tokoa ve za? andrekaki ooooo :lol: :lol: :lol: :lol:
44. xxx ( 20/10/2008 05:19)
xxx> an3 ka izaho nahafantatra an'io vhv taloha t@ izy ts mbola niaraka t@ ilay bandy vazà, mihetsiketsika ihany izy fa tsy de otrany fataony amzao! de otrany tsapako oe complexée kely ihany izy mihoatra amilay vadiny


oadray: ahoana ary izany jugement ivelany izany e!
mety ilay vadiny aza no mamporisika azy hietsiketsika...
sady vady jerijery kosa anie normale be izy raha mi se faire belle ho an'ny vadiny...indrindra hoe ratsy tarehy be ilay sipa....misy aza ny tsara mbola mihetsika manao an'izao sy izao...vehivavy izy ka normale izany hoe mihetsiketsika :lol: raha resaka complexé indray kosa dia mety tsy ho izay satria matoa niaraka taminy ilay bandy kely bogosy tiany amin'ny maha toy izy azy ilay sipa .
45. xxx ( 20/10/2008 05:22)
izy lo tena tsy tsara fa sarotra mandainga e fa le bandy tia anazy sady manaja anazy mintsy kah, fa

ka tsy ny hatsaràna na haratsiana ihany no mety hitiavana olona
mety amin'ny maha ratsy azy ihany koa no hitiavan'ilay vazaha azy satria hafa kely mihoatra amin'ny vazaha efa fahitany anadavan'andro....
mety ho ratsy amin'ny olona ety ivelany fa tena tsara amin'ilay bandy
ny gout sy ny couleur hoy ilay namana eo ambony tsy hifampiresahana....
46. xxx ( 20/10/2008 05:24)
fa izy otrany tsy mahatoky tena angamba fa toa ataony dolo ty retraretra ity ho an'ilay vadiny, de otran'ny mampalaelo be ahy izany ny mieritreritra azy!

izaho aloha raha tiako ilay vadiko dia ataoko izay rehetra hanitomako azy isan'andro e! ataoko daholo ny rehtrertra pour mon amour adoré! ka mahafaly azy an! tsy misy maharatsy izany
47. MMS ( 20/10/2008 05:47)
Fa oul resahanareo ve tsy efa misy tompony e!
Asa tsy fantatra sao de za ! :-D
48. fahamarinana ( 20/10/2008 05:48)
:arrow: aiza ary endrika01 sy tsiambara zay no nalehany.. :-w :D (l)
49. xxx ( 20/10/2008 05:51)
i caprio bokony be io ve tsy ho potika i endrika manify kely iny :-D
50. ni81 ( 20/10/2008 06:17)
aiza ary endrika01 sy tsiambara zay no nalehany..
aiza tokoa ary iny zavavy iny! :-D :-D haingana fa miandry daholo ny fokonolona e! :lol:
51. xxx ( 20/10/2008 06:23)
:) tandremo sao tratran'ny polisy eny zay vao any amponja
52. ni81 ( 20/10/2008 06:28)
tandremo sao tratran'ny polisy eny zay vao any amponja
tratran'ny polisy aiza ry xxx? :lol: :lol:
53. vale ( 20/10/2008 06:33)
xxx:

xxx> an3 ka izaho nahafantatra an'io vhv taloha t@ izy ts mbola niaraka t@ ilay bandy vazà, mihetsiketsika ihany izy fa tsy de otrany fataony amzao! de otrany tsapako oe complexée kely ihany izy mihoatra amilay vadiny


oadray: ahoana ary izany jugement ivelany izany e!
mety ilay vadiny aza no mamporisika azy hietsiketsika...
sady vady jerijery kosa anie normale be izy raha mi se faire belle ho an'ny vadiny...indrindra hoe ratsy tarehy be ilay sipa....misy aza ny tsara mbola mihetsika manao an'izao sy izao...vehivavy izy ka normale izany hoe mihetsiketsika :lol: raha resaka complexé indray kosa dia mety tsy ho izay satria matoa niaraka taminy ilay bandy kely bogosy tiany amin'ny maha toy izy azy ilay sipa .

OADray!!!!!! olona fantatro tsara izany koh, jugement ivelany ahoana??? olona akaiky be amiko anie izany ee, mifampi-tél isan'andro amiko sns, ka ahoana no tsy ahafantarako oe izao sy izao ny antony hanaovany ilay izy. Ka iny azy iny tsy hidirako lalina fa izy aza mba mampalahelo kely ahy ery, fa nyresaka eto de oe raha izaho no misafidy de tsy aleoko tsy miaraka amin'oul hampivadik'hatidoha ahy toy izany, fa izay sahaza, eny mety hiteny nareo oe tsy misy ny sahaza, anefa manin no misy ny ratsy de misy ny tsara??? tsy fitsaràna ivelany mihintsy ny ataoko fa oul fantatro akaiky kely amiko le vhv io, ary ilay vadiny vazà tsy hoe anie zandriny beee e, kelyfotsiny, fa le vhv somary tsy de misy endrika no mahatonga azy hietsiketsika mafy eee, ssao kosa voasarikin'ny hafa izy raha tsy mihetsiketsika eo izy kooh! normal e, rehefa tsy de mifandanja io, na any @ toetra ny iray no miezaka mafy mba hitiavan'ilay oul azy na miezaka mba ho tsara eee. Ka averiko indray fa oul fantatro akaiky kely amiko io vhv io, fa tsy hiteniteny foana eto aho akory na handainga sy hitsara2 zvt tsy sur ankory e!:^) :^) :^) :)^:)

54. vale ( 20/10/2008 06:37)
xxx:

fa izy otrany tsy mahatoky tena angamba fa toa ataony dolo ty retraretra ity ho an'ilay vadiny, de otran'ny mampalaelo be ahy izany ny mieritreritra azy!

izaho aloha raha tiako ilay vadiko dia ataoko izay rehetra hanitomako azy isan'andro e! ataoko daholo ny rehtrertra pour mon amour adoré! ka mahafaly azy an! tsy misy maharatsy izany



^Ka le izy anie ry reto tsy miteny mihintsy aho hoe Ratsy ilay ataony eee, fa zaho manokana hoà tsy tiko raha zaho ny teo @ toerany, zay! fa tsy hoe mitsikera azy aho sanatria fa za ftsn no tsy te ho eo @ toerany fa aza raisina zvt'hafa be le izy e!
55. vale ( 20/10/2008 06:41)
xxx:

izy lo tena tsy tsara fa sarotra mandainga e fa le bandy tia anazy sady manaja anazy mintsy kah, fa

ka tsy ny hatsaràna na haratsiana ihany no mety hitiavana olona
mety amin'ny maha ratsy azy ihany koa no hitiavan'ilay vazaha azy satria hafa kely mihoatra amin'ny vazaha efa fahitany anadavan'andro....
mety ho ratsy amin'ny olona ety ivelany fa tena tsara amin'ilay bandy
ny gout sy ny couleur hoy ilay namana eo ambony tsy hifampiresahana....



Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! ^^ fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be 8O tssssssss
56. vale ( 20/10/2008 06:46)
xxx:

fa izy otrany tsy mahatoky tena angamba fa toa ataony dolo ty retraretra ity ho an'ilay vadiny, de otran'ny mampalaelo be ahy izany ny mieritreritra azy!

izaho aloha raha tiako ilay vadiko dia ataoko izay rehetra hanitomako azy isan'andro e! ataoko daholo ny rehtrertra pour mon amour adoré! ka mahafaly azy an! tsy misy maharatsy izany


be lotra ko le oul manao xxx eto mahasosotra na ny hamaly azy aza, ntssss, osez discuter e, de asehoy ny maha enao anao fa aza miafina maneho hvt, aiza ary izany! ....Tena marina io voalazanao io, fa ny resaka eto de oe tsy mifanentana le couple izany. Ary zà tsy mitsikera mihntsy an, fa tsy maintsy mba manome exemple kosa aho mba tsy hanaovana ahy oe miteniteny foana fa zvt tsy misy porofo akory, fa tsy hoe manaratsy!
:?
57. vale ( 20/10/2008 06:50)
caprio:

lasa lavitra ity resaka ity nefa ilay olona andrasantsika aza mbola tsy nipoitra,dia ahoana zany no fandehany fa raha ny tena marina @ity resaka ity aloha dia izay tina hiany no mitombo tarehy e; de aleo fa andrasatsika eto i Endrika01 fa raha hoatra ka misy mahita aza any @ dinika ambadika any dia asaivo miditra izy azafady saaaa efa nilaozan'ny omby miahaka tokoa ve za? andrekaki ooooo :lol: :lol: :lol: :lol:


caprio> mbola weekend kosa teo de mety mbola niala sasatra izy ! zay ko efa mainka ahita ny heviny! :°) :°) :°) :-D :-D
58. vale ( 20/10/2008 06:53)
xxx:

xxx> an3 ka izaho nahafantatra an'io vhv taloha t@ izy ts mbola niaraka t@ ilay bandy vazà, mihetsiketsika ihany izy fa tsy de otrany fataony amzao! de otrany tsapako oe complexée kely ihany izy mihoatra amilay vadiny


oadray: ahoana ary izany jugement ivelany izany e!
mety ilay vadiny aza no mamporisika azy hietsiketsika...
sady vady jerijery kosa anie normale be izy raha mi se faire belle ho an'ny vadiny...indrindra hoe ratsy tarehy be ilay sipa....misy aza ny tsara mbola mihetsika manao an'izao sy izao...vehivavy izy ka normale izany hoe mihetsiketsika :lol: raha resaka complexé indray kosa dia mety tsy ho izay satria matoa niaraka taminy ilay bandy kely bogosy tiany amin'ny maha toy izy azy ilay sipa .


complexée mihintsy izy am le haratsiny kah! ratsy anie zany eeee, asa raha mahita ny sarin'izy2 miaraka angamba ianareo vao tsy hitsikera ahy intsony, tsssss de lazaivo indray ko fa oe mitsikera aho, averiko ndray wa fa raha zà ftsn ny teo am toeran'ilay sipa naleoko ihany oul mitovy amiko, tena ratsy be izany eee, tssss
59. ni81 ( 20/10/2008 07:03)
hoy vale
complexée mihintsy izy am le haratsiny kah! ratsy anie zany eeee, asa raha mahita ny sarin'izy2 miaraka angamba ianareo vao tsy hitsikera ahy intsony, tsssss de lazaivo indray ko fa oe mitsikera aho, averiko ndray wa fa raha zà ftsn ny teo am toeran'ilay sipa naleoko ihany oul mitovy amiko, tena ratsy be izany eee, tssss
ilay miaraka aminy akia izany mahita azy hoe tsara a (na dia hoe ratsy aza izy sady manana complexe )! io izany ilay hoe zay tiana mitombo tarehy :lol: :lol: Na @ ireny fifidianana MISS ireny aza ange ka sarotra be e! misy ny milaza fa i ranona no tsara, nefa ny sasany milaza fa i ranona no tsara; dia eto indray izany dia ilay hoe fitia sora-jandiana no mipetraka :-D :-D
60. vale ( 20/10/2008 11:38)
Ni>:-D :-D tena marina mihintsy aky lay hoe izay tiana mitombo tarehy aaaa, tena marina mihintsy!! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089