Izay tina mitombo-tarehy

181. vale ( 21/10/2008 18:57)
[quote=xxx]
ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....
--------------------------------
iooooooooooo innn iooooo???? ny dinika mipetraka no hadihadiko ka inn ny mampiakatra anao avy hatrany???


dia maninona hono io?????? :-D :-D :-D :-D
Inona no hidiran'ny fanajàna amin'ny resaka hoe tiana mitombo tarehy no tiako hamarinina eo fa ratsy saina matoa mahita mandray io ho zavatra hafa :-D :-D :-D izay no mahavoa maloto saina loatra
-------------------------------------------
misy raha latera. izy mi-attak oul ndray ony no miseho miteniteny oul oe ratsy toetra.misy raha latera wa.:^):^):^)


182. xxx ( 21/10/2008 18:58)
Borkéo mitsy fa tsy hahatsapa tena mihitsy i vale hoe maloto saina....
183. xxx ( 21/10/2008 19:00)
misy raha latera. izy mi-attak oul ndray ony no miseho miteniteny oul oe ratsy toetra.misy raha latera wa.


Miady hevitra sy mifamaly hevitra tsy egale mi attaq :-D :-D :-D mbola ela vao hahay ny hatao hoe mi forum oà!
184. xxx ( 21/10/2008 19:04)
Aleo borkéna fa tsssss, miteniteny foana! ze reviko mintsy no ataoko, sty misy afaka mandidy an'izay tiko, tahak any hoe za tsy mandidy anao de mba hajao ny hafa!! Angah refa tsy manaraka ze tinao ny oul de oé maloto saina, maloto fo , grossier va,mdrrrr


aleo azavaina kely

tsy nisy nandidy an'i vale mihitsy eo aloha
ny tsy fanekeko ny hevitra natsipinao no nandraisanao ahy ho ni attaq fa tsy hoe akory tereko ianao manaraka ny tiko...
Samy nanana ny heviny sy ny fandreseny lahatra ny heviny fa i vale no tsy mahatanty midinika dia avy dia masiaka amin'ny tsy atony.....
JERO MOA IZANY ZAVATRA SORATANA......
iza amin'izao no mi attaq sy tsy misy fanajàna :-D :-D :-D :-D
raha tsy tiana ilay maloto saina dia misaina ratsy indray ary.... :-D
185. vale ( 21/10/2008 19:05)
[quote=xxx]
Borkéo mitsy fa tsy hahatsapa tena mihitsy i vale hoe maloto saina....
--------------------
n'impooooooooooooooooooooooooooorte koiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii


:^) :^) :^) :^) :^)
186. xxx ( 21/10/2008 19:08)
Ary fa angah mbola tsy borké n'i vale ihany e! =))
187. sitlo ( 21/10/2008 19:15)
Ianareo roa ireto no tena mampihomehy. Samy hiborika nefa samy tsy miala. :-D

Tohizo ary eh. Iza indray izany marokoroko sy maintimainty izany? Rinho sy mpanao documentaire ireny ry levaly. Fa tsy sipa marokoroko sy bandy vazaha ah. :-D :-D
188. xxx ( 21/10/2008 19:16)
Hoy i vale:

avy mi-attak oul de mapiady oul, izay ny fisainany de manaja aho fa tsy hande hitsimpona tsirairay ohatry ny ataonao eo.


otran'ny hoe tsy mitsipona koa izato izy, ny an'i tena tsy hita fa ny an'ny olona foana no hita dradradradraina :-D :-D :-D :-D
189. xxx ( 21/10/2008 19:32)
vale:

[quote=xxx]
ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....
--------------------------------
iooooooooooo innn iooooo???? ny dinika mipetraka no hadihadiko ka inn ny mampiakatra anao avy hatrany???


dia maninona hono io?????? :-D :-D :-D :-D
Inona no hidiran'ny fanajàna amin'ny resaka hoe tiana mitombo tarehy no tiako hamarinina eo fa ratsy saina matoa mahita mandray io ho zavatra hafa :-D :-D :-D izay no mahavoa maloto saina loatra
-------------------------------------------
misy raha latera. izy mi-attak oul ndray ony no miseho miteniteny oul oe ratsy toetra.misy raha latera wa.:^):^):^)





dia aiza amin'ny voasoratro notsoponinan'i vale:^) io indray izao no misy msoratra na nataoko hoe ratsy toetra i vale, ary izy mamorona mitsy an!


:^) :-D :-D :-D izay anie no ataoko hoe maloto saina e! :^)
190. vale ( 21/10/2008 21:38)
[quote=sitlo]
Ianareo roa ireto no tena mampihomehy. Samy hiborika nefa samy tsy miala. :-D

Tohizo ary eh. Iza indray izany marokoroko sy maintimainty izany? Rinho sy mpanao documentaire ireny ry levaly. Fa tsy sipa marokoroko sy bandy vazaha ah. :-D :-D
---------------------------------------------
sitlo: lay oul samihafa be wa e! tsss, ka ze tina mitombo tarehy, fa tena marina an! nonnn, za efa ts niteny tsotry, fa i ra xxx sisa no niteny rery manaratsy anahako eo e!


:lol: :wink:
191. xxx ( 21/10/2008 21:50)
fa i ra xxx sisa no niteny rery manaratsy anahako eo e!
=)) =)) =)) maloto saina
192. vale ( 21/10/2008 21:59)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) o^o o^o o^o :^) :^) :^) :^) :^) :^)
193. xxx ( 21/10/2008 22:11)
=)) =)) =)) =)) Izay fa OFF amzayyyyy! mihaino sisa :-D na mody mamaly ihany aza :-P
194. vale ( 22/10/2008 07:03)
enao no manao be fiditra sy be resaka eo ko OFF amzay awona ry ann ah? misy FAHAVOAZANA ty. :^) :^) :^)
195. tsiambaratelo ( 22/10/2008 09:31)
caprio:

Tsy haiko aloha izay hevitrareo,fa za tena mihaiky mintsy fa marina io fomba fitenitsika gasy io we:izay tiana mitombo tarehy,zany we misy tena sipa manja be kanefa ny bandy miaraka aminy raha ny fijerinao azy dia tsy mifanentana aminy akory,kanefa iny bandy miaraka aminy iny tsy foiny mintsy na misa bandy bogosy be aza manadala azy,dia toy izany koa ny bandy na misy sipa manja aza dia hafa hiany ilay tena tina.Hoatra fotsiny zao refa mijery ireo sary ato @ serasera aho dia tena hitako mintsy sady matifaty ahy ny mijery ilay sipa ato we ( endrika01) fa tsy ahiko aloha ny fijerin'ny sasany fa tena taraiky aminy mintsy ny tenako e (l) (l) (l) (l) (l)



Ary i tsiambaratelo:-P
196. fijo ( 28/10/2008 22:24)
sambatra izay misy mitia,ka hobio e
197. ssendra ( 29/10/2008 11:02)
fangah fijo tsy misy mpitia??? :wink: :^)
198. endrika01 ( 29/10/2008 11:57)
be vazivazy doly nareo an! :P
199. fijo ( 29/10/2008 21:36)
heeeeee miandry izay mba hitia eeeee.

tsy maninona,fa na ireo izay tsy misy tia,
na ny latsaka an dovia
atolory mba hoahy
raha sitrakao,fa tsy manahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096