Izay tina mitombo-tarehy

141. karinah ( 21/10/2008 16:07)
sakaizakely> njiko ve atao hoe ratsy??? :{ :{ :{ :lol: ary izy mba miteny ery oe aza manaratsy tena izany kay izy aza pire nony zah! :lol: :lol: :lol: raha njy no atao oe ratsy de zay izany inn? :( .... :D
ainaheri: sakaizakely ihany io miteniteny foana io, de raha enay gladiny be tony zany de awona? :(

ôka alou tsy avadika tsony le dinika sode tezitra eo capr! :-D :-D :^)
Caprio: ka efa miandry anao atsy amin'ny ilany atsy anie i endrika eee!!!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> :D :D :D :^)
142. xxx ( 21/10/2008 16:20)
136. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 21-10-2008 14:51:10
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Hoy i vale:
innn ary ny mety mba hitiavany an'ilay vhv???, sady otran'ny manao bikana mpanao rugby izany le izy! lol ny endrika moa amzany de otrany marokoroko be hafahafa be izany


awona kou ary zany fisainan'i vale zany ?
aiza no tsy ataon'i xxx

mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ?


soa fa i sakaizakely no niteny an'io fa raha izaho dia hoe manao fisainana lomorina harcèlement sy mitsikera ny heviny indray :-D :-D :-D :-D :{
143. karinah ( 21/10/2008 16:29)
xxx: ntss, odoyé, za lazainao fa misy favoazany de awona izany?! hummmmm
:°) ka i sakaizakely anie mitovitovy evitra amiko ihany eee, l'union fait la force :lol: :^)
144. xxx ( 21/10/2008 16:43)
KOA tamin'ny farany aho vao nahita anao hoe misy fahavoazana amin'ilay hasiahina amin'ny tsy antony, dinika no atao ko mitsongoloka e!
mitsikera e! lomorona e! matoa manipy hevitra dia azo hiadiana izay ilay hevitra fa tsy mahatanty miady hevitra dia mangina :-D

tena mainty sy fotsy be ilay hevitrareo sy sakaizakely :-D :-D :-D :-D
ny fisaiananao hafa mitsy..... :{
145. xxx ( 21/10/2008 16:45)
Eo vao mody maka namana miray hevitra eo anefa samy hafa be ilay famoahana ny hevitrareo roa =)) :-@
146. ni81 ( 21/10/2008 16:48)
Efa hitako ao i endrika01 tsiambara3 fa asa na mbola miandry inona fa dia tsy mbola miditra mijery an'i caprio eto ihany! :lol: :lol:
147. xxx ( 21/10/2008 16:54)
ka any anie hono aky ry ni81 intime fa i caprio indray ity no tsy hita...
MBOLA mipozipozy any amin'ny coiffure angamba :-D :-D
148. ni81 ( 21/10/2008 17:05)
efa eo daholo e! fa i endrika01 indray no nanokatra dinika vaovao! :-D :-D
149. xxx ( 21/10/2008 17:10)
hoy i vale

OADray!!!!!! olona fantatro tsara izany koh, jugement ivelany ahoana??? olona akaiky be amiko anie izany ee, mifampi-tél isan'andro amiko sns,


dia na ilay fanaratsiana ilay olona akaiky be anao aty amin'ny foruma aza ve ry vale dia mba toetra tsara......?????? ovao ny toetra...
150. kelly13 ( 21/10/2008 17:13)
=))
151. vale ( 21/10/2008 17:19)
[quote=xxx]
KOA tamin'ny farany aho vao nahita anao hoe misy fahavoazana amin'ilay hasiahina amin'ny tsy antony, dinika no atao ko mitsongoloka e!
mitsikera e! lomorona e! matoa manipy hevitra dia azo hiadiana izay ilay hevitra fa tsy mahatanty miady hevitra dia mangina :-D

tena mainty sy fotsy be ilay hevitrareo sy sakaizakely :-D :-D :-D :-D
ny fisaiananao hafa mitsy..... :{
-------------------------------------------------------------------------------
ntsss, izaho mamaly ny dinik'i caprio, de mba nanome conseil anazy, avy any enao tondé tonga masika be, tssss, ary mitsikera izay lazaiko rehetra , de mbola manao vava ratsy ihany, sa zà ndray no ni-provok??? zà efa ts te ifanditra anilay resaka de mbola tohizanao fona, dembola tohizanao ghatrany, de izany ve tsy ho harcèlement, za efa tsy te hamaly tsy te hanohy le resaka de mbola miditra xxx bedebeee eo foana enao sady miverimberina beee sady ze soratako tsy maintsy kihaninao, mainty sy fotsy ahoan ka za angah manaratsy le vhv fa ny marina no lazaiko???....


:-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
152. vale ( 21/10/2008 17:23)
[quote=xxx]
hoy i vale

OADray!!!!!! olona fantatro tsara izany koh, jugement ivelany ahoana??? olona akaiky be amiko anie izany ee, mifampi-tél isan'andro amiko sns,


dia na ilay fanaratsiana ilay olona akaiky be anao aty amin'ny foruma aza ve ry vale dia mba toetra tsara......?????? ovao ny toetra...
-----------------------------------------------------------------



:-D :-D :-D :-D aleo aho aloha hihomehy fa tsy nisy otran'ity indray!!! hihihihihihi, averiko indray fa tsy manaratsy velively aho na ny kely aza fa izy aza WA MAMPALAELO KELY ANAH ary za TSY maintsy ni-décrire oe awona izy sy le vadiny satria miresaka oe couple tsy mifanaraka aho, inn ny toetra ratsiko amzany??? :roll: :roll: :roll: zaho aza mangoraka mafy azy knooo!!! :roll:
153. sitlo ( 21/10/2008 17:25)
vale = sipa milay

izay tsy azy tsy olana fa milay izy dia izay
Izay tsy tiana koa mihena tarehy ka tsy mahagaga. :-*
154. vale ( 21/10/2008 17:29)
[quote=xxx]
Eo vao mody maka namana miray hevitra eo anefa samy hafa be ilay famoahana ny hevitrareo roa =)) :-@
-------------------------------------
ty ko mtapy ngamba ka!


:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: maka namana inn?:roll: dinika ve hangalana namana??? ko ra tsy hafatra izy ity ko oe namana??? =)) =)) =))
za mitazona ny hevitro h@ farany de zay, fa ny hitovizanay sy petitesakaiza ilay oe izy mba niteny ery hoe aza manaratsy tena ,anefa izy ko aza no loza! =))
155. xxx ( 21/10/2008 17:30)
kelly13:

=))

Mbola ampiako hoe

=)) =)) =)) =)) =))
156. vale ( 21/10/2008 17:32)
[quote=sitlo]
vale = sipa milay

izay tsy azy tsy olana fa milay izy dia izay
Izay tsy tiana koa mihena tarehy ka tsy mahagaga. :-*
--------------------------------
sitlo


:* :* be alou twa fa mba manambony kely ny moral-ko iny! lol zà mintsy wa ny tena mba tsy tiny io xxx io eee! :-w :-w :-w
157. xxx ( 21/10/2008 17:33)
mangoraka mafy azy knooo!!!


fanaratsiana mibaribary izao ve dia atao hoe mangoraka..... :roll:
158. vale ( 21/10/2008 17:45)
O ry xxx a, matoa manipy hvt de azo iadina hvt izay, marina izany fa kosa mba misy fomba famaly fa tsy tondé tonga masika be oe : ka tsy zao, fa zao,.... :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
159. sitlo ( 21/10/2008 17:45)
vale> avec plaisir

fanaratsiana ve?

Fa angaha nisy niteny hoe iza ilay olona? ka iza no aratsiana?
Angamba famaritana ny atao hoe ratsy tarehy no nataony teto. Sa tsara tarehy daholo ve ny olona. Eo imason'ny olo-tiany ihany izany. Ady hevitra tsy hisy farany ny hoe ratsy iny amiko, tsara iny amiko.

160. vale ( 21/10/2008 17:46)
[quote=xxx]
mangoraka mafy azy knooo!!!


fanaratsiana mibaribary izao ve dia atao hoe mangoraka..... :roll:
aizay fandraisanao azy tsy rarahako.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093