Izay tina mitombo-tarehy

121. caprio ( 20/10/2008 18:51)
xxx: ka ny tena blem anie dia toa mbola tsy nahita ny sariko i Endrika01,ka asa na tonga dia hitombo tarehy aminy za na ahona e? fa ry Endrika koa anie toa eto foana fa refa andrasana ndray izy no tsy mipohitra e! raha mba fantany mantsy fa maty fosa mintsy izy ato :lol: aiza ary enao rahavako fa tena mba teh hitafa @nao mintsy izahay mianakavy kely ato :D rediredy re zao e :-D
122. ni81 ( 20/10/2008 18:55)
kalma fotsiny aloha e! :lol:
123. ni81 ( 20/10/2008 18:57)
Efa manana mpikabary angaha i caprio e!
124. xxx ( 20/10/2008 19:06)
caprio:

xxx: ka ny tena blem anie dia toa mbola tsy nahita ny sariko i Endrika01,ka asa na tonga dia hitombo tarehy aminy za na ahona e? fa ry Endrika koa anie toa eto foana fa refa andrasana ndray izy no tsy mipohitra e! raha mba fantany mantsy fa maty fosa mintsy izy ato :lol: aiza ary enao rahavako fa tena mba teh hitafa @nao mintsy izahay mianakavy kely ato :D rediredy re zao e :-D

I tsiamabaratelo indray atao antso avo e!


:-D :^) :^) :^)
125. ni81 ( 20/10/2008 19:49)
I tsiamabaratelo indray atao antso avo e!
:-D :-D :-D
126. xxx ( 20/10/2008 19:50)
ni81:

I tsiamabaratelo indray atao antso avo e!
:-D :-D :-D



:-D koa marina izany ko! 2 en 1 :°)
127. ni81 ( 20/10/2008 19:52)
koa marina izany ko! 2 en 1
ekana ka! fa mba mihomehy fotsiny e :lol:
128. xxx ( 20/10/2008 19:56)
SA mety hoe 2 pour 1 zakan'i caprio daholo ve izy roa :?: :^)
129. ni81 ( 20/10/2008 20:03)
SA mety hoe 2 pour 1 zakan'i caprio daholo ve izy roa
io indray mbola kestiô pour 1 chapiô =)) =))
130. xxx ( 20/10/2008 20:04)
mety ho zakany miaraka amin'i oliviah ko aza fa nareo anga awona :-D :-D :-D
131. ni81 ( 20/10/2008 20:08)
mety ho zakany miaraka amin'i oliviah ko aza fa nareo anga awona
ka rehefa tsy duo ve tsy ho trio e! :-D :-D :-D
132. xxx ( 20/10/2008 20:16)
fa angah mboma misy an'i oliviah ko! :^) :-D
mihetsika enao ra caprio ah! raha bogosy otran'ny leonardodecaprio ianao miaraka amin'ilay sandry be anakiroa nao iny dia zakanao izy telo :-D
133. ni81 ( 20/10/2008 20:22)
fa angah mboma misy an'i oliviah ko!
mihetsika enao ra caprio ah! raha bogosy otran'ny leonardodecaprio ianao miaraka amin'ilay sandry be anakiroa nao iny dia zakanao izy telo
:-D :-D :-D
134. vale ( 20/10/2008 20:45)
caprio:

xxx: ka ny tena blem anie dia toa mbola tsy nahita ny sariko i Endrika01,ka asa na tonga dia hitombo tarehy aminy za na ahona e? fa ry Endrika koa anie toa eto foana fa refa andrasana ndray izy no tsy mipohitra e! raha mba fantany mantsy fa maty fosa mintsy izy ato :lol: aiza ary enao rahavako fa tena mba teh hitafa @nao mintsy izahay mianakavy kely ato :D rediredy re zao e :-D



:-D :-D :-D :-D suspensa, suspensa ty ry havana!!!!!!! :lol: :-D :-D :-D :-D :^)
135. xxx ( 21/10/2008 09:12)
ary endrika ato ihany fa mody gisa ary @ antson'ny fo ary fotsiny

tongava ramatoakely ô

sa mbola mametaka maska tsiambara3 ? Ny maskan'i Oliviah koa zao efa elabe tsy nampiasaina tokony avoaka njay fa manangombovoka fotsiny
:-D :-D :-D
136. vale ( 21/10/2008 10:08)
xxx:

caprio:

xxx: za anie efa tsy manabokona zany tsony,fa aza ampitahorinao @zany i Endrika01 fa sao dia matahotra eo izy raha mahita io teninao io,ary aleo fa andrasantsika eto foana izy de ajanony @izay ny resaka hafa fa mba toroy hevitra ny akama e; fa isika tsy misy afaka manda ny we izay tiana mitombo-tarehy,ary betsaka ny porofo azotsika amarinana an'io :-D :lol: de atolotro an'i Endrika01 ito na dia mbola tsy eto aza izy :* (l)
fa hita fa mampitahotra be ilay hozatra be anao iny


:-D :-D :-D tsy matahotra amzany i endrika e! vao mahita ny sandrinao fotsiny izy dia mahatsiaro hoe protegée avy hatrany :^)
ny ohatra manamarina fa hoe ny tiana mitombo tarehy dia io ohatra nolazain'i vale io ihany hoe ilay sipa afrikanina ratsy tarehy be anefa nahazàka bandy vazaha bogosy be :-D
tiany iny dia tsy hitany ny ahratsiny fa mitombo hatrany ny hatsaràny indrindra fa ampiany ilay mihetsiketsika manao fitafiana isankarazany an! vao maika mitombo hatrany ilay tarehy sy bika :-D


Non, tsy Bogoss BE ilay bandy fa boggoss tsotra fotsiny, fa ilay vhv no tena mahavariana ahy , euuu, le lhl moa izany oe innn ary ny mety mba hitiavany an'ilay vhv???, sady otran'ny manao bikana mpanao rugby izany le izy! lol ny endrika moa amzany de otrany marokoroko be hafahafa be izany, otrany carré, carré be izany! ^^
>>>fa izay Tiana mitombo tarehy marina! :^) hihihihi !
137. sakaizakely ( 21/10/2008 12:51)
vale:
innn ary ny mety mba hitiavany an'ilay vhv???, sady otran'ny manao bikana mpanao rugby izany le izy! lol ny endrika moa amzany de otrany marokoroko be hafahafa be izany


awona kou ary zany fisainan'i vale zany ?
aiza no tsy ataon'i xxx :roll: :roll: :roll:

mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ? :roll: :roll: :roll: :roll:

raha zany fisainan'i vale zany de tsy mba hanantandrify zany enay fopla tony kou. Soa ihany fa tsy otrizany doly ny oul rehetra ry vale fa mahantra be zany, soa ihany enay fa mba nahita ny sahaza anay tsy nitsikilo ze marokoroko sy ze jabora ratsy petraka any ho any, tsy nirara ze orona petaka sy maso gilako tany...

fa raha hiandry ho tsara tsisy pentina vao manantena ahazo bandy bogosy :oops: :oops: :oops: :oops: tsy ho lasa manek1 na oviana na oviana na dia ampiana ny fen'i Adriana Karembeu sy analana 50 kilao ara :roll: :roll: :roll: :roll:

moa ny bogosité koa ve hitondra mankaiza

averiko njay fa tsy ny bika ihany no mahateotia oul iray fa packaging io, ary tsy voatery ny mitovy no milambana fa mahazo mifameno koa na ny mifanohitra ara : ny + sy ny - ohatra mampandeha herinaratra :°) :°) :°) :°) :°)
138. ainaheri ( 21/10/2008 14:35)
Inn ndray zany rankizy aaa??? :roll: :} :-P
139. xxx ( 21/10/2008 15:40)
hoy petitezakaiza

awona kou ary zany fisainan'i vale zany ?
aiza no tsy ataon'i xxx

mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ?

raha zany fisainan'i vale zany de tsy mba hanantandrify zany enay fopla tony kou. Soa ihany fa tsy otrizany doly ny oul rehetra ry vale fa mahantra be zany, soa ihany enay fa mba nahita ny sahaza anay tsy nitsikilo ze marokoroko sy ze jabora ratsy petraka any ho any, tsy nirara ze orona petaka sy maso gilako tany...

fa raha hiandry ho tsara tsisy pentina vao manantena ahazo bandy bogosy tsy ho lasa manek1 na oviana na oviana na dia ampiana ny fen'i Adriana Karembeu sy analana 50 kilao ara

moa ny bogosité koa ve hitondra mankaiza

averiko njay fa tsy ny bika ihany no mahateotia oul iray fa packaging io, ary tsy voatery ny mitovy no milambana fa mahazo mifameno koa na ny mifanohitra ara : ny + sy ny - ohatra mampandeha herinaratra


gravy zany :-D :-D :-D :-D
140. karinah ( 21/10/2008 16:03)
sakaizakely:

vale:
innn ary ny mety mba hitiavany an'ilay vhv???, sady otran'ny manao bikana mpanao rugby izany le izy! lol ny endrika moa amzany de otrany marokoroko be hafahafa be izany


awona kou ary zany fisainan'i vale zany ?
aiza no tsy ataon'i xxx :roll: :roll: :roll:

mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ? :roll: :roll: :roll: :roll:

raha zany fisainan'i vale zany de tsy mba hanantandrify zany enay fopla tony kou. Soa ihany fa tsy otrizany doly ny oul rehetra ry vale fa mahantra be zany, soa ihany enay fa mba nahita ny sahaza anay tsy nitsikilo ze marokoroko sy ze jabora ratsy petraka any ho any, tsy nirara ze orona petaka sy maso gilako tany...

fa raha hiandry ho tsara tsisy pentina vao manantena ahazo bandy bogosy :oops: :oops: :oops: :oops: tsy ho lasa manek1 na oviana na oviana na dia ampiana ny fen'i Adriana Karembeu sy analana 50 kilao ara :roll: :roll: :roll: :roll:

moa ny bogosité koa ve hitondra mankaiza

averiko njay fa tsy ny bika ihany no mahateotia oul iray fa packaging io, ary tsy voatery ny mitovy no milambana fa mahazo mifameno koa na ny mifanohitra ara : ny + sy ny - ohatra mampandeha herinaratra :°) :°) :°) :°) :°)




:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sakaizakely, tonga de tinapaka ny tsinaiko namaky le voalohany! :lol: ka tena mba lasa ny saiko marina eee! hihihi
fa izy aloha tena mikarakara be an'ilay bandy eee, de mety zay angamba! fa za oà tena mbola tsy nahita oul ratsybe otranzanyyyy :lol: marinaéééé :-D :-D :°) :°) :°) :P (zfd klou fa lasa karinah njay le ps, adinoko niova :oops: )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088