Izay tina mitombo-tarehy
161. xxx
(
21/10/2008 17:47)
be alou twa fa mba manambony kely ny moral-ko iny! lol zà mintsy wa ny tena mba tsy tiny io xxx io eee!:-D :-D :-D
Nraisonnement n'i vale mihintsy no tsy ekeko dia lazaina fa tsy tiana indray :-D :-D :-D ny toetra tia manaratsy mifosa ny namana akaiky BE AZY entina eto amin'ny forum moa mangony fotsiny..... :^)
toro-hevitra no omeko hoe aza mora negative
syny ny fanazavana ny hoe izay tiana no mitombo tarehy dia lazaina fa izao e! izao e! ouhhhhhh bouhhhhhh ouinnnnnn :snif: ! :-D
raha hevitra tsy mitovy entina siahina amin'ny ollona midinika miaraka aminao izany fa raha tsy zàka ilay dinika dia tsy mamaly....
AVERIKO INDRAY vakio ny hevitra nosoratanao dia vakio ny hevitra nosoratako
mifamaly sy mifandray tsara fa tsy msiy tokony hisy nahatezitra sy nampasika ary nilazana olona ho izao sy izao....
NATAOKO hoe misy fahavoazana tamin'ny farany satria itako masika amin'ny tsy antony....
:-D :-D :-D :-D
163. xxx
(
21/10/2008 17:52)
averiko indray fa tsy manaratsy velively aho na ny kely aza fa izy aza WA MAMPALAELO KELY ANAH ary za TSY maintsy ni-décrire oe awona izy sy le vadiny satria miresaka oe couple tsy mifanaraka aho, inn ny toetra ratsiko amzany??? zaho aza mangoraka mafy azy knooo!!!
KA TSY NILA ni décrire de A à Z amin'ny fanaratsiana azy anie ilay votoanton'ny dinika hoe izay tiana no mitombo tarehy e!....Raha novakiko daholo aloha ilay fanaratsiana rehetra voalaza mikasika ilay sipa dia tsy misy idirany loatra....TOA fitiavana te hanaratsy azy loatra indray aza no mibahana...
164. xxx
(
21/10/2008 17:55)
157. Mpandefa : vale [ Valio ] 21-10-2008 19:45:00KA samy manana ny fomba famaliny io fa ny anao aza tonga dia hoe fisinana lomoriina anefa tsy misy idirany akory :-D
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
O ry xxx a, matoa manipy hvt de azo iadina hvt izay, marina izany fa kosa mba misy fomba famaly fa tsy tondé tonga masika be oe : ka tsy zao, fa zao,....
tsy izay fomba famaly eto am forum ny jerena fa ny hevitra avoaka sy hevitra ampiadina.....SADY TSY HITAKO izay hoe tsy fanajàna teo sa asiana hoe tompoko rehefa maka hevitra amin'i vale :-D
166. xxx
(
21/10/2008 18:00)
re-
mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ?
167. vale
(
21/10/2008 18:31)
[quote=xxx]
tsy izay fomba famaly eto am forum ny jerena fa ny hevitra avoaka sy hevitra ampiadina.....SADY TSY HITAKO izay hoe tsy fanajàna teo sa asiana hoe tompoko rehefa maka hevitra amin'i vale :-D
-------------------------------------------
manohatra ny vehivavy, hita fa Tonga Masika be avy hatrany!!

168. vale
(
21/10/2008 18:33)
[quote=xxx]
KA TSY NILA ni décrire de A à Z amin'ny fanaratsiana azy anie ilay votoanton'ny dinika hoe izay tiana no mitombo tarehy e!....Raha novakiko daholo aloha ilay fanaratsiana rehetra voalaza mikasika ilay sipa dia tsy misy idirany loatra....TOA fitiavana te hanaratsy azy loatra indray aza no mibahana...
------------------------------------------------------
8O 8O 8O mitapy ty!! :x :^) :^) :^)
averiko indray fa tsy manaratsy velively aho na ny kely aza fa izy aza WA MAMPALAELO KELY ANAH ary za TSY maintsy ni-décrire oe awona izy sy le vadiny satria miresaka oe couple tsy mifanaraka aho, inn ny toetra ratsiko amzany??? zaho aza mangoraka mafy azy knooo!!!
KA TSY NILA ni décrire de A à Z amin'ny fanaratsiana azy anie ilay votoanton'ny dinika hoe izay tiana no mitombo tarehy e!....Raha novakiko daholo aloha ilay fanaratsiana rehetra voalaza mikasika ilay sipa dia tsy misy idirany loatra....TOA fitiavana te hanaratsy azy loatra indray aza no mibahana...
------------------------------------------------------
8O 8O 8O mitapy ty!! :x :^) :^) :^)
170. xxx
(
21/10/2008 18:37)
xxx:
re-
mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ?
171. vale
(
21/10/2008 18:41)
avy mi-attak oul de mapiady oul, izay ny fisainany de manaja aho fa tsy hande hitsimpona tsirairay ohatry ny ataonao eo. :^) :^) :^)
173. xxx
(
21/10/2008 18:45)
vale:
avy mi-attak oul de mapiady oul, izay ny fisainany de manaja aho fa tsy hande hitsimpona tsirairay ohatry ny ataonao eo. :^) :^) :^)
:-D :-D :-D :-D izzay noa taoko hoe misy fahavoazana
ovao ny fisainana ny dikan'izany....MALOTO SAINA MALOTO FO :{
174. vale
(
21/10/2008 18:46)
[quote=xxx]
Nraisonnement n'i vale mihintsy no tsy ekeko dia lazaina fa tsy tiana indray :-D :-D :-D ny toetra tia manaratsy mifosa ny namana akaiky BE AZY entina eto amin'ny forum moa mangony fotsiny..... :^)
toro-hevitra no omeko hoe aza mora negative
syny ny fanazavana ny hoe izay tiana no mitombo tarehy dia lazaina fa izao e! izao e! ouhhhhhh bouhhhhhh ouinnnnnn :snif: ! :-D
raha hevitra tsy mitovy entina siahina amin'ny ollona midinika miaraka aminao izany fa raha tsy zàka ilay dinika dia tsy mamaly....
AVERIKO INDRAY vakio ny hevitra nosoratanao dia vakio ny hevitra nosoratako
mifamaly sy mifandray tsara fa tsy msiy tokony hisy nahatezitra sy nampasika ary nilazana olona ho izao sy izao....
NATAOKO hoe misy fahavoazana tamin'ny farany satria itako masika amin'ny tsy antony....
:-D :-D :-D :-D
---------------------------------------
ntssss, tsy ny hvt tsy mitovy mintsy, enao tondé Tonga Nasika be oe: ka tsy izany fa izao... TADIDY? sa TSY??? :^) :^) :^) :^)
be alou twa fa mba manambony kely ny moral-ko iny! lol zà mintsy wa ny tena mba tsy tiny io xxx io eee!:-D :-D :-D
Nraisonnement n'i vale mihintsy no tsy ekeko dia lazaina fa tsy tiana indray :-D :-D :-D ny toetra tia manaratsy mifosa ny namana akaiky BE AZY entina eto amin'ny forum moa mangony fotsiny..... :^)
toro-hevitra no omeko hoe aza mora negative
syny ny fanazavana ny hoe izay tiana no mitombo tarehy dia lazaina fa izao e! izao e! ouhhhhhh bouhhhhhh ouinnnnnn :snif: ! :-D
raha hevitra tsy mitovy entina siahina amin'ny ollona midinika miaraka aminao izany fa raha tsy zàka ilay dinika dia tsy mamaly....
AVERIKO INDRAY vakio ny hevitra nosoratanao dia vakio ny hevitra nosoratako
mifamaly sy mifandray tsara fa tsy msiy tokony hisy nahatezitra sy nampasika ary nilazana olona ho izao sy izao....
NATAOKO hoe misy fahavoazana tamin'ny farany satria itako masika amin'ny tsy antony....
:-D :-D :-D :-D
---------------------------------------
ntssss, tsy ny hvt tsy mitovy mintsy, enao tondé Tonga Nasika be oe: ka tsy izany fa izao... TADIDY? sa TSY??? :^) :^) :^) :^)
175. xxx
(
21/10/2008 18:47)
RE :-D :-D :-D :-D :-D
re-
[/quote]
[/quote]
re-
mampalahelo be zany fisainanjy zany, hay ve nenjy ny fizika fotsiny no iarahana amin'oul e ?
de maninn ny tarehiny raha marokoroko, de maninn izy raha be mony, de maninn izy raha ratsy constitution ? ny haratsy sy ny hatsaran'ny oul ve akia no mampitombo na mampihena ny haben'ny fitiavany ?
[/quote]
[/quote]
176. sitlo
(
21/10/2008 18:48)
Aza ovaina izany kambony fa manàna persinalité. Izay revinao ihany io. Tsy ny olona izany no mibaiko anao. (l)
177. vale
(
21/10/2008 18:49)
[quote=xxx]
ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....
--------------------------------
iooooooooooo innn iooooo???? ny dinika mipetraka no hadihadiko ka inn ny mampiakatra anao avy hatrany??? :^) :^) :^) :^)
tsy aleo ve oul tsotsotra de hitanao oe tena tia anao sy manaja, toy izay oul beau /belle be anefa tsy manaja anao, tonga de mandraiki-manavy mihintsy raha tratrany! tsy haiko aloha eee
ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....
--------------------------------
iooooooooooo innn iooooo???? ny dinika mipetraka no hadihadiko ka inn ny mampiakatra anao avy hatrany??? :^) :^) :^) :^)
178. xxx
(
21/10/2008 18:50)
lazao indray fa izaho no nasika e! :-D :-D :-D :-D
misy fahavoazana mitsy! izaho nanao xxx dia efa tsy faly
izaho nanoratra NY AHY dia efa tsy faly
nampiko ny hevitra mifanohitra amin'ny azy dia tena tsy faly be :-D :-D :-D :-D anefa efa tsy mitovy tsy hatao mampiady dia nasiany ny hoe lomorina dia iza no nasika =)) =)) =)) =))
mbola averiko indray fa mbola tsy mahay midinia mi forum

179. xxx
(
21/10/2008 18:52)
ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....
--------------------------------
iooooooooooo innn iooooo???? ny dinika mipetraka no hadihadiko ka inn ny mampiakatra anao avy hatrany???
dia maninona hono io?????? :-D :-D :-D :-D
Inona no hidiran'ny fanajàna amin'ny resaka hoe tiana mitombo tarehy no tiako hamarinina eo fa ratsy saina matoa mahita mandray io ho zavatra hafa :-D :-D :-D izay no mahavoa maloto saina loatra
180. vale
(
21/10/2008 18:53)
xxx:
[quote=vale]
avy mi-attak oul de mapiady oul, izay ny fisainany de manaja aho fa tsy hande hitsimpona tsirairay ohatry ny ataonao eo. :^) :^) :^)
:-D :-D :-D :-D izzay noa taoko hoe misy fahavoazana
ovao ny fisainana ny dikan'izany....MALOTO SAINA MALOTO FO :{
----------------------------
Aleo borkéna fa tsssss, miteniteny foana! ze reviko mintsy no ataoko, sty misy afaka mandidy an'izay tiko, tahak any hoe za tsy mandidy anao de mba hajao ny hafa!! Angah refa tsy manaraka ze tinao ny oul de oé maloto saina, maloto fo , grossier va,mdrrrr