rapasy an aza variana mitory teny ....
101. rakaroka
(
26/07/2008 10:29)
Dia iverenako ny cas eto ! Ianao ve dia afaka hilaza fa ireo ray amandrenin'ny ankizy efatra ireo ve dia samy tsy nisy nanam-potoana nilazana ny zanany fa tsy tsara ny mangalatra ? :-D:
Tsotra loatra ilay "approche"-nao. :-D :-D :-D
Tsotra rahateo ny miteny tahaka izany fa lehibe maaaaaro aza
'ngaha mahafehy izany aza na atao aza hoe notezaina fa 'zany hoe
'reto tanora moa no tratra dia hanontonana ny rehetra.
Izany ny hoe "aza mba tratrae! :-D :-D :-D
102. rakaroka
(
26/07/2008 10:47)
Voalaza teo:
no nahatonga ahy namaly ity:
Izany hoe "atsipinao ilay resaka torinteny" dia tsy arakao tsara akory ny resako dia tohizanao an-tsaina ny filmn'ny comédie-nao...Hi!hi!hi!
(Azafady fa miverina matetika aho mamaly ny "size" lava-BBBen'i Pissoa
satria raha mijanona maharitra aho dia mi-deconnect ny ordi!)
"Ny toriteny mikasika an'i Jesoa manokana dia tsy afaka misaraka amin'ny mahaolombelona ! Ary tsy fianarana teolojia koa akory no atolotra any ampiangonana matetika fa ny fiainana andavan'andro."
no nahatonga ahy namaly ity:
Toa nisaraka tanteraka mihitsy tsy hitan'ny olom-belona raha tsy ireny:-D :-D :-D '
nofidiany ireny ihany hono no afa-manaraka ilay fampianarana knou![/quote
Dia mamaly i Pissoa
[quote]Nofidian'iza ? Nofidian'i Pasitera ve ? Mifidy tahaka izany angaha ny pasiteranareo ?
Toa ny toriteny any ampiangonana mantsy no resaka eto
Izany hoe "atsipinao ilay resaka torinteny" dia tsy arakao tsara akory ny resako dia tohizanao an-tsaina ny filmn'ny comédie-nao...Hi!hi!hi!
(Azafady fa miverina matetika aho mamaly ny "size" lava-BBBen'i Pissoa
satria raha mijanona maharitra aho dia mi-deconnect ny ordi!)
103. pissoa
(
26/07/2008 10:55)
rakaroka:
Ny tena marina dia tsy mahazo resaka i Pissoa. Tsy fantany akory ny atao hoe "betise" fa zavatra hafa indray no havaliny!
Avereno vakiana ny nolazain'i Ika ! Mbola betises ve ozizy ... Midika zavatra lehibe io hoe mbola io, ary raha azonao ny dikan'io "mbola" io dia azonao ny dikan'ny valin-teniko :-D :-D :-D
rakaroka:
Ka ilay fiheverana ny "andraikitra" mihitsy no mal défini. Ary justement izay no hamelaberana tsy hitsiahivana ny andraikitry ny ray aman-dreny!
Ny andraikitra izany anie miantsoroka fanefana zavatra atao ary mitaky potentiel ara-tsaina ara-batana ary ara-panahy koa angamba. Donk ny zava-dehibe dia tsy "andraikitry ny ankizy na ampiandraiketiny azy ireny velively
noho ny "absence" des expériences nolalovany. Donk
De toute façon maro anie ny tanora tsy mi-croise ses bras comme tu pense fa tena mihoitra manao izany vitany na miadidy na tsia ny RAR
Raisintsika amin'ny fanazavanao ary aloha ny atao hoe "andraikitra" :
1 - Miantsoroka fanefana zavatra atao : Iza no niantsoroka ny fanefana ny halatra ? Tsy ny ankizy ve ?
2 - ary mitaky potentiel ara-tsaina ara-batana ary ara-panahy koa angamba. Ka tsy efa izay angaha no nataon'ilay ankizy ? Nanomboka tamin'ny fikafika fakana ny poketran'olona tao ampiangonana ka hatramin'ny fivarotana sns.
3 - Donk ny zava-dehibe dia tsy "andraikitry ny ankizy na ampiandraiketiny azy ireny velively
noho ny "absence" des expériences nolalovany.
Toa efa voasoratra ao ambony ao fa manana andraitra arakaraka ny taonany ny ankizy. Ary amin'ny resaka eto dia toa tsy nisy olona nanome andraikitra ny ankizy tao amin'ilay halatra fa izy ireo ihany no namolavola azy rehetra.They took charge of it all!
Izay no dikan'ny andraikitra amin'ny iray - mety ratsy mety tsara fa fotsiny hoe niantsoroka ny fanefana zavatra ilay olona ! Io fanazavanao io mihitsy no mampa-andraikitry ireo ankizy ireo amin'ny halatra nataony. :-D :-D :-D
Amin'ny iray indiray, ilay lafiny tsara ho an'ny fiaraha-monina lol, ny andraikitra dia izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy ny tena noho ny sata mifehy ny anjara asa ! Tsy zavatra ngeza be araka ny heverinao anie no andrandraina amin'ireo ankizy e, fa fanajana ny hafa fotsiny. Tokony amin'ny capacite an'ny tanora tsara izany saingy tsy izay no nataony fa naleony niandraikitra ny halatra !
rakaroka:
'zany ve 'taoko azon'i Fijo sy Ika TSARA ny resako fa toa ianao aza
no asainy manakatra hevitra!
I Ika tsy Fijo ve ? Hihomehezako fotsiny ianao ! Jereo tsara ny fitsimbadimbadiky ny hevitry Ika, dia jereo fa ny nosoratan'i Fijo tamin'ny lahatsoratra voalohany aza toa tsy fantany akory ! Dia heverinao hoe misy lanjany ny teniny ve rehefa miteny amiko izy hoe manakara hevitra aho ! Mba olona hafa ahay ! :-D :-D :-D
rakaroka:
Tsotra loatra ilay "approche"-nao.
Tsotra rahateo ny miteny tahaka izany fa lehibe maaaaaro aza
'ngaha mahafehy izany aza na atao aza hoe notezaina fa 'zany hoe
'reto tanora moa no tratra dia hanontonana ny rehetra.
Izany ny hoe "aza mba tratrae!
Hay fantatrao ihany fa na notezaina aza mety tsy mahafehy izany ? Ka omenao be fahatany ny ray aman-dreny ny tsiny ? ... Bon ok taty aoriana moa toa nantsoina daholo ry matevin-koditra sy ry fiaraha-monina :-D
Tsy misy hoe manontona inona amin'ny tanora kosa angamba e ! Fa fotsiny hoe rehefa ny tanora koa no nanao ny ataony dia aza atontona be fahatany amin'ny ray aman-dreny ny tsiny sns e :-D
rakaroka:
Fa heureusement aloha fa tsy mampigadra avy hatrany ilay Ray fa dia
fonja angamba izao!
Rehefa tianao be ilay fampitahana amin'Andriamanitra dia izao fataonareo amin'ny ray aman-dreny izao anie dia tahaka ilay manome tsiny an'Andriamanitra amin'ny zavatra nataon'ny olona ety an-tany e ! Tsy ampandihizina etsy sy eroa izy hoy ianao fa manana andraikitra ny olombelona ... Dia aza ampandihizina etsy sy eroa koa ny ray aman-dreny fa manana andraikitra ny tanora :-D
rakaroka:
Dia averiko ihany fa soit mitombina 100% ny hevitro soit Diso tanteraka ilay teny hoe: "Raha ny olona nantsoina @ anarako no ho avy hanetry tena
sy hibbaka ka HIALA amin'ny ratsy fanaony. Dia hiainga Aho, hoy i Jehovah
ka hanasitrana ny taniny!
Hay efa safidy roa izany ! Fifty-fifty ve ny chance sa firy ? Efa tsy azonao antoka 100% intsony sahady ve ? Ary ampandihizinao etsy sy eroa anie Andriamanitra izany sady tsy mitovy akory ny zavatra resahinao e ! Ny iray ry matevin-koditra no resahinao, ny iray indray ny nantsoin'Andriamanitra ! :-D :-D :-D
104. rakaroka
(
26/07/2008 11:11)
Donk, voatery lava resaka aho amin'ny tsy fahazoanao itsy voalaza farany!
Ny torin-teny lazainao fa tsy misaraka @ maha-olombelona.
Bien sur olombelona no mitory fa ilay zavatra toriany dia tsy azoko mandrak'ity ny androany :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O :?: :?: :?: Koa raha mba azonao ny ifandraisan'izany amin'ny mahaolombelona dia mba "lazaivo tsotra amiko aza e!"
Ilay ho nofidiany. Taoko maro ny resaka mandeha ao amin'ny torinteny fa tsy takantsika ny fihevitr'Atra. Din inn 'ndray aza fa tsy izay nofidiny nomeny ny
Fanahiny Masina ihany hono!
Dia raha miteny ianao hoe Pasitera v no mifidy: " Eny mifidy ny shatry ny fiangonana hitoriany izy indrindra indrindra ary tsy tafapaka aty @ fiainana an-davan'andron'ny be sy ny maro ilay torin-teny fa azafady indrindra!
Ici on vit pas de votre torinteny. Ireo zavatra voalaza t@ toronteny koa anefa
tsapako tsotra izao hor tsy niainana an-davan'andro izany akory.
Dia mandainga aho izany? :roll: :roll: :wink:

105. pissoa
(
26/07/2008 11:22)
rakaroka:
Izany hoe "atsipinao ilay resaka torinteny" dia tsy arakao tsara akory ny resako dia tohizanao an-tsaina ny filmn'ny comédie-nao...Hi!hi!hi!
(Azafady fa miverina matetika aho mamaly ny "size" lava-BBBen'i Pissoa
satria raha mijanona maharitra aho dia mi-deconnect ny ordi!)
Jereo tsara fa tsy tadidinao anie izany teninao izany e !
Izaho niteny hoe fa tsy zony ny mangalatra sns dia namaly ianao hoe :
rakaroka:
Ka ny torinteny izay anie niompana tokoa mazana, hibanjina monja ihany an'i Jesoa. Donk aiza moa no hasahanana ny maitrisen'ny fitsiriritana toa ny an-drizareo Boudhista?... na dia nisy trace hoe;"aza mitsiriritra aza ao anaty baiboly!
Tsy zony ny mangalatra fa inoako marimarina fa misy geza maaaaaron'ny fhm
koa ny nahatonga izany , anefa ny sazy dia izy irery no milonjehitra!
Iza no nanipy resaka toriteny ? Sa inona nodikan'ilay hoe atsipy ny resaka toriteny eto ?
Jereo ny lojikanao : hoy aho hoe tsy zon'ilay ankizy t@ 2008 ny mangalatra dia hoy ianao izany mamaly ahy hoe ka ny toriteny natao tamin'ny olona tamin'ny 2000 taona lasa niompana tamin'i Jesoa ? Aza misenina hoa ! Lojika kokoa raha ny toriteny omena io ankizy io no avalinao ahy ;)
:-D :-D :-D :-D :-D
106. rakaroka
(
26/07/2008 11:27)
[quote=pissoa]
:-D :-D :-D Mikisaka indray izany ny "sujet" eto lasa "mbola" indray no hodinihina :-D :-D :-D
Raisintsika amin'ny fanazavanao ary aloha ny atao hoe "andraikitra" :
Matotra kokoa ny misaina mampiandraikitra ny RAR ny ankizy na ampanarahana sazy ny ankizy aza satria au cas du flagrant délit ataon'ny ankizy. Dia tsy hanana potentiel hi-reparé-na izany velively ny ankizy.
Ohatra nodoran'ny ankizy ny trano, dia ny ray aman-dreny no manefa e.
Ka tsy hoe manala ny ankizy anie akory fa mametraka indrindra ilay "andraikitra mi-peser" hoy ny teny baiko amin'ny ray aman-dreny.
Io tsy adala angamba ny structure maro mametraka garant rhefa mbola tarora na zaza. Satria misy mihitsy ny antsoina ho:"Mpiandraikitra !" izay tsy
eken'ny saina ho potentialitén'ny ankizy!
Avereno vakiana ny nolazain'i Ika ! Mbola betises ve ozizy ... Midika zavatra lehibe io hoe mbola io, ary raha azonao ny dikan'io "mbola" io dia azonao ny dikan'ny valin-teniko :-D :-D :-D
:-D :-D :-D Mikisaka indray izany ny "sujet" eto lasa "mbola" indray no hodinihina :-D :-D :-D
Raisintsika amin'ny fanazavanao ary aloha ny atao hoe "andraikitra" :
1 - Miantsoroka fanefana zavatra atao : Iza no niantsoroka ny fanefana ny halatra ? Tsy ny ankizy ve ?8O 8O :roll: :roll: :roll:
Matotra kokoa ny misaina mampiandraikitra ny RAR ny ankizy na ampanarahana sazy ny ankizy aza satria au cas du flagrant délit ataon'ny ankizy. Dia tsy hanana potentiel hi-reparé-na izany velively ny ankizy.
Ohatra nodoran'ny ankizy ny trano, dia ny ray aman-dreny no manefa e.
Ka tsy hoe manala ny ankizy anie akory fa mametraka indrindra ilay "andraikitra mi-peser" hoy ny teny baiko amin'ny ray aman-dreny.
Io tsy adala angamba ny structure maro mametraka garant rhefa mbola tarora na zaza. Satria misy mihitsy ny antsoina ho:"Mpiandraikitra !" izay tsy
eken'ny saina ho potentialitén'ny ankizy!
107. pissoa
(
26/07/2008 11:27)
rakaroka:
Donk, voatery lava resaka aho amin'ny tsy fahazoanao itsy voalaza farany!
Ny torin-teny lazainao fa tsy misaraka @ maha-olombelona.
Bien sur olombelona no mitory fa ilay zavatra toriany dia tsy azoko mandrak'ity ny androany :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O :?: :?: :?: Koa raha mba azonao ny ifandraisan'izany amin'ny mahaolombelona dia mba "lazaivo tsotra amiko aza e!"
Ilay ho nofidiany. Taoko maro ny resaka mandeha ao amin'ny torinteny fa tsy takantsika ny fihevitr'Atra. Din inn 'ndray aza fa tsy izay nofidiny nomeny ny
Fanahiny Masina ihany hono!
Dia raha miteny ianao hoe Pasitera v no mifidy: " Eny mifidy ny shatry ny fiangonana hitoriany izy indrindra indrindra ary tsy tafapaka aty @ fiainana an-davan'andron'ny be sy ny maro ilay torin-teny fa azafady indrindra!
Ici on vit pas de votre torinteny. Ireo zavatra voalaza t@ toronteny koa anefa
tsapako tsotra izao hor tsy niainana an-davan'andro izany akory.
Dia mandainga aho izany? :roll: :roll: :wink:
Tsy azoko koa izy izany !
Eo ianao milaza fa tsy azoko akory kay ny etc tamin'izaho niresaka ny hoe toa mazava fa ny toriteny any ampiangonana no resaka eto.
Eto indray ianao toa manamafy fa tena ilay tany tokoa no resaka eto !
:oops:
108. rakaroka
(
26/07/2008 11:45)
pissoa:oka][/quote]
[ hoe "atsipinao ilay resaka torinteny" dia tsy arakao tsara akory ny resako dia tohizanao an-tsaina ny filmn'ny comédie-nao...Hi!hi!hi!
(Azafady fa miverina matetika aho mamaly ny "size" lava-BBBen'i Pissoa
satria raha mijanona maharitra aho dia mi-deconnect ny ordi!)
Jereo tsara fa tsy tadidinao anie izany teninao izany e !
Non tena "arako" tsara na somary lava aza ny fizotran'ny resantsika ka!
Teo @ 87 ianao no nanatsidika voalohany ity torinteny hoy ianao tsy
misaraka amin'ny maha-olombelona. Tsy arakao marina fa be anie ny remarque mandeha justement fa zary blablabla ilay torinteny! et çà n'e rin avoir amin'ny zavatra iainana andavan'andro indrindra indrindra!
109. rakaroka
(
26/07/2008 12:00)
pissoa::
rakaroka:
Izany hoe "atsipinao ilay resaka torinteny" dia tsy arakao tsara akory ny resako dia tohizanao an-tsaina ny filmn'ny comédie-nao...Hi!hi!hi!
(Azafady fa miverina matetika aho mamaly ny "size" lava-BBBen'i Pissoa
satria raha mijanona maharitra aho dia mi-deconnect ny ordi!)
Jereo tsara fa tsy tadidinao anie izany teninao izany e !
Izaho niteny hoe fa tsy zony ny mangalatra sns dia namaly ianao hoe :
[quote=rakaroka]Ka ny torinteny izay anie niompana tokoa mazana, hibanjina monja ihany an'i Jesoa. Donk aiza moa no hasahanana ny maitrisen'ny fitsiriritana toa ny an-drizareo Boudhista?... na dia nisy trace hoe;"aza mitsiriritra aza ao anaty baiboly!
Tsy zony ny mangalatra fa inoako marimarina fa misy geza maaaaaron'ny fhm
koa ny nahatonga izany , anefa ny sazy dia izy irery no milonjehitra!
Ny cause directn'ity resako ity:"araho tsara etsy ambony dia resaka fitsiriritana aloha no natsidika! Vao niresaka hoe tsy zony ny mangalatra ianao.
Simplemnt misy "teny" tsinontsiniavinao sy dinganinao fotsiny (tahaka ny fanaon'ny Xtiana mahazatra maro koa!) Dia avy eo 'zaho indray no lazainao
tsy maharaka sy tsy mahazo resaka .Hi!hi!hi!...
'Ngamba lava BBBe ilay izy tsapako efa miha-fanina ianao fa avelako aloha!
110. yonikafopl
(
26/07/2008 19:15)
tena tsy nahavaky ny hevitrareo tsony za, fa aleo tonga dia tsaingohako eto hihihihihih
izay ilay kristiana zay , mpiandry eee, diakona eee, prezida koraly eeee sns... misehoseho mintsy a, nefa ny ankohonana ao antrano aza tsy voafehy. Ary na dia atao hoe mananatra sy miteny aza ny RAD, raha mifanaraka amin'ilay zavatra lazainy ny ataony , sure zato isanjato aho fa tsy hania mihintsy ny ankizy ao antrano, tsy mila teny be nge ny fitaizana ankizy eee, ny fanehoanao amin'ny toetranao, iny no alainy tahaka sy ataony. Izany hoe alohan'ny hitenenanao sy ananaranao dia ainao mihintsy kalou no mila manitsy tena, aseho ny ankizy fa modely ianao, ka raha miteny sy mananatra ianao tonga dia mihaino sy manaraka anao ny ankizy. io toy ireo RAD mpifoka sigara nefa mananatra sy mibedy ny zanany tsy hifoka, de ozy le zanany we ianareo aza mifoka kou zahay no teriterena tsy hifoka.
Raha ireo milaza ho kristiana erantany no mahafantatra tsara ny hevitry ny hoe kristiana ary miezaka miaina izany, dia mety hilamina ihany ny tany ngamba hoy aho, saingy indrisy, ny filazana ho kristiana dia ataon'ny sasany hanafenana ny ratsy ataony, miseho ivelany fotsiny saingy ny ao anatiny lo, tena lo, mihaingo ambony tsikoko hoy ny fiteny izay.

111. fijo
(
26/07/2008 20:13)
voalaza teo:"Zaza angaha izany 14 taona ?"hoay le;hay ve efa misaina be izany 14 taona izany e.itako ianoa misaina toa azy.
hoy yonika:"ny fanehoanao amin'ny toetranao, iny no alainy tahaka sy ataony."
izay mihintsy;aza manao mpitaribato vilambava.

112. pissoa
(
29/07/2008 18:54)
Rakaroka : Tsy haiko tokoa izay tena fanina amin'ny ady hevitra. Ndeha ataontsika hoe i Pissoa. Ny azoko antoka nefa dia nivoatra be ny ady hevitra. Na dia nolazaina aza tany aloha fa ny tompon'andraiktira voalohany (izay heverina ho ny ray aman-dreny) no tenenina sy cible-na fa tsy ny second place sns ... dia cible daholo ihany ny fhm sy ny matevin-koditra sy ny toriteny sns ny farany :-D :-D :-D
Fijo :
Raha misaina tahaka ny 14 taona tokoa aho dia midika izany fa ny olona 14 taona dia responsable amin'ny halatra nataony fa tsy araka ny teninao hoe ny ray aman-dreny irery no tompon'andraikitra ;) :-D :-D :-D
Fijo :
voalaza teo:"Zaza angaha izany 14 taona ?"hoay le;hay ve efa misaina be izany 14 taona izany e.itako ianoa misaina toa azy.
Raha misaina tahaka ny 14 taona tokoa aho dia midika izany fa ny olona 14 taona dia responsable amin'ny halatra nataony fa tsy araka ny teninao hoe ny ray aman-dreny irery no tompon'andraikitra ;) :-D :-D :-D
114. prime
(
30/07/2008 08:16)
rakaroka:
Dia ny tohin\'ny resaka tokoa anie izany hoe tokony manala ny devoly ao amin\'ireo zanany ireo ray aman-dreniny raha azoko tsara ny fizotran\'ny resaka
ikaretsaka:... Misy resaka finoana lalina ny ady amin\'ny devoly fa tsy mazia mazia ka rehefa atao dia \"miracles\" hatrany...
taoko izay ro nolazaiko teo hoe maninona no tsy atomboka ao an-trano aza ilay asa fanalan-devoly?
Itoviako hevitra ianareo amin\'ny hoe ny ankohonana no entina eo amin\'Andriamanitra voalohany ary tokony arovana sy iadiana amin\'ny devoly ny fiarovana azy...
Saingy samihafa ny atao hoe misy devoly sy ny hoe enjehin\'ny devoly... ny mpangalatra tsy voatery misy devoly, fa iasan\'ny devoly amin\'ny alalan\'ny fakam-panahy sns... na i Jesosy aza dia nandalo fakam-panahy tamin\'ny fotoan\'androny nialoha ny nanombohany ny asany voalohany...
Itoviako hevitra hatrany i pissoa sy ari.malala ary ravakamalala hatramin\'izao...
115. ikaretsaka
(
30/07/2008 13:18)
de fialana andraikitry le olona responsable @ le zaza koa tsy mety e
116. prime
(
30/07/2008 13:36)
Iza "le olona responsable"???
Mazava tsara ireo ambaran'i pissoa ireo ary itoviako hevitra...

118. fijo
(
30/07/2008 20:18)
izao atao ohatra e.
i X sy Y dia niteraka an'i lola.
i x ariva be vao mody,i y,mamo matetikarehefa tonga ao antrano.
i lola kely,izany vao kely dia efa nilalao irery sy nijery film irery tao an trano.
14 taona i lola no nalain'ny polisy fa nangalatra fiara.
iza no tomponandraikitra???,
ny film ve,sa ny namana fony kely,sa i X sy Y tsy nitaiza azy hatramin'ny fahakeliny,mba ahitany ny tsara sy ny ratsy tokony hialany?????sa dia i lola koa,satria lazaina fa efa lehibe izy???
raha olona mahalala ny atao hoe fitaizana ngamba,tsy hiambahamba hilaza fa i X sy Y no antony nanimba ny fiainan'i lola.
raha mba nanaraka ny ataony isanandro ireo,tsy nilalao irery niaraka tamin'i ibrahim tany izy.
raha teo sy niahy azy ireo,tsy nijery rambo irery tao izy.ary raha mba nanokana fotoan amatetika hoazy ireo,mety mba tsy nahatsiaro irery izy,ka mba nikatsaka ny hoaviny hafa kokoa.

119. pissoa
(
30/07/2008 20:46)
Ary raha ohatra ka niteraka an'i Lola i X sy i Y. I X sy Y dia samy miasa tsara, samy mody aloha ao an-trano, samy tsy misotro sns, ary rehefa alina ny andro dia miresadresaka ny fiainana an-davan'andro sy ny fitondran-tena eny anivon'ny fiaraha-monina sns ny fianankaviana.
Rehefa 14 taona nefa i Lola dia iny fa mbola nangalatra ihany i Lola.
Tompon'andraikitra irery ve i X sy Y ... sa misy toetra manokan'i Lola izay tsy tao an-trano mihitsy no azony ?

120. rakaroka
(
30/07/2008 21:11)
Hay dia tohizako tsara aza!
Tompon'andraikitra foana i X sy i Y na misy aza ny toetra manokan'i Lola:
"antony mazava": "raha 'ty ohatra nangalatra vola BBBe ary atao hoe efa nolaniany tamin'ny loka ohatra ny vola. Tratra ity avy eo, dia MILA "ANTOKA" ny nangalarana hanefana ny halatra natao. I Lola tsy mbola hanana fidiram-bola matanjaka (casn'ny ankabeazan'ny tanora mbola 14 ans izany). Donk
izay no maha tompon'andraikitra ny ray aman-dreny.
Sambatra aloha 'nareo raha afa-maina ny ray aman-dreny any izany fa 'aty raha manao "délit" dia MISY ny "ONITRA e"!