rapasy an aza variana mitory teny ....
81. rakaroka
(
25/07/2008 22:06)
[quote=pissoa]
Ny fahamatorana tsy késtion d'âge loatra fa plûtôt mifandraika amin'ny "ekspériansa". Ary ny "blem" BBbe dia misy olona maaaaaro efa mihoatra ny 14 taona fa "Tsy matotra!".Ary maro no mihevi-tena ho matotra
fa rehefa tena "halalinina dia tsy mitombina ny "fahamatorany!"
[quote]Ka rahoviana izy no ho matotra ?
Ny fahamatorana tsy késtion d'âge loatra fa plûtôt mifandraika amin'ny "ekspériansa". Ary ny "blem" BBbe dia misy olona maaaaaro efa mihoatra ny 14 taona fa "Tsy matotra!".Ary maro no mihevi-tena ho matotra
fa rehefa tena "halalinina dia tsy mitombina ny "fahamatorany!"
82. pissoa
(
25/07/2008 22:16)
rakaroka:
Ny fahamatorana tsy késtion d'âge loatra fa plûtôt mifandraika amin'ny "ekspériansa". Ary ny "blem" BBbe dia misy olona maaaaaro efa mihoatra ny 14 taona fa "Tsy matotra!".Ary maro no mihevi-tena ho matotra
fa rehefa tena "halalinina dia tsy mitombina ny "fahamatorany!"
Marina ! Tsy question d'age ny fahamatorana fa mifandraika amin'ny experiansa. Ka rahoviana izy no ho matotra ? Sa ny halatra ihany no experiansa tena ilainy @ ny fahamatorany ! fa ny fanekena ny tsy mety ataony sy ny sazy vokatry izany dia omena ny ray aman-dreny fotsiny ! Dia fahamatorana tahaka ny ahoana no ho azony amin'izany ? Sa hay moa tazain'ny manam-pahefana izy avy teo manan-janaka lehibe ! :-D :-D :-D :-D :-D
Tafandria mandry aloha. :-D
83. rakaroka
(
25/07/2008 22:20)
[quote=pissoa]
Ny "andraikitry ny zaza 14 taona izany dia mianatra, manampy ny ray aman-dreny...mi-repare ny bétise-ny, efa misy andraikitra isan-karazany koa eo amin'ny fiangonana sns...Raha nomena andraikitra tahaka ny tanora aty tao anaty fotoam-pivavahana izy , tsy tafa-nangalatra angamba
t@izay fotoana!
Efa 14 taona izy hoa mbola tsy tianareo omena andraikitra
Ny "andraikitry ny zaza 14 taona izany dia mianatra, manampy ny ray aman-dreny...mi-repare ny bétise-ny, efa misy andraikitra isan-karazany koa eo amin'ny fiangonana sns...Raha nomena andraikitra tahaka ny tanora aty tao anaty fotoam-pivavahana izy , tsy tafa-nangalatra angamba
t@izay fotoana!
84. ikaretsaka
(
25/07/2008 22:20)
efa tsy mitombona intsony ny argu anao ry pissoa fa aza mihodinkodina an...tsara tokoa laha ndeso miroro avao!
85. rakaroka
(
25/07/2008 22:27)
Azon'i rakaroka antoka ve fa mibebebebaka sns fotsiny no mba hain'ny "mpanota matevin-koditra" ?
A 100% ny antoka @ lé izy. Tsy ho izao ny firenena malagasy raha ireny olona nilaza fa nantsoina t@ Anarany no avy sy nanetry tena sy nibebaka....Haintsika ny tohiny. Ary tsarao amin'ny hazo ny voa hoy koa ny teny!
86. rakaroka
(
25/07/2008 22:47)
Zony ny mitsiriritra ? Tsy haiko. Ny azoko antoka dia tsy zony ny mangalatra,
Ka ny torinteny izay anie niompana tokoa mazana, hibanjina monja ihany an'i Jesoa. Donk aiza moa no hasahanana ny maitrisen'ny fitsiriritana toa ny an-drizareo Boudhista?... na dia nisy trace hoe;"aza mitsiriritra aza ao anaty baiboly!
Tsy zony ny mangalatra fa inoako marimarina fa misy geza maaaaaron'ny fhm
koa ny nahatonga izany , anefa ny sazy dia izy irery no milonjehitra!
Tsy fiheveranao fotsiny ny hoe miahy ny zanaka ny ray aman-dreny fa adidiny mihitsy. Fa tsy mitovy ny hoe miahy sy ny hoe manaraka ny danin'ny kibon'ny ankizy !
:-D :-D :-D :-D :-D
[/quote]
87. ravakamalala
(
25/07/2008 22:48)
Ilay mpiandry mihitsy no tena tsy voanareo fa tsory ny marina e! Nangalatra ilay zaza dia tamy daholo ny mpitsara rehetra hoe :
- tsy mahay mitaiza ilay RAD nefa anarany mba mpiandry,
- zaza misy devoly nefa anarany mba zanaka mpiandry,
- variana mitory teny ilay mpiandry dia mangalatra ny zanany.
Hay ve rehefa zanaka mpiandry dia tokony ho anjely latsaka fahefany e! Mety ho possible izany raha ohatra ka ny rad ny irery no mitaiza azy, izany hoe tsy mandeha mianatra izy, tsy mahazo mifanerasera miaraka main ny namany izy, tsy mahita ny cousin sy cousine ny izy, tsy mahita olona afa tsy ny RAD ny izy e!

88. pissoa
(
25/07/2008 23:25)
Ikaretsaka:
efa tsy mitombona intsony ny argu anao ry pissoa fa aza mihodinkodina an...tsara tokoa laha ndeso miroro avao!
Aseho izay hevitra avy any amin'i Ikaretsaka hanoherana ny hevitro raha misy aza ! Toa tsy dia misy hevitry Ika mantsy ny faraparany fa dia manao oui oui olona fotsiny ! :-D :-D :-D :-D :-D
rakaroka:
Ny "andraikitry ny zaza 14 taona izany dia mianatra, manampy ny ray aman-dreny...mi-repare ny bétise-ny, efa misy andraikitra isan-karazany koa eo amin'ny fiangonana sns...Raha nomena andraikitra tahaka ny tanora aty tao anaty fotoam-pivavahana izy , tsy tafa-nangalatra angamba
t@izay fotoana!
Hay ve manana andraikitra mi-repare ny betise-ny izy e ! Ka rehefa lazainareo fa tsy betise-ny ny betise-ny fa an'ny ray aman-dreny, afaka mi-repare ve izy ? :-D
rakaroka:
A 100% ny antoka @ lé izy. Tsy ho izao ny firenena malagasy raha ireny olona nilaza fa nantsoina t@ Anarany no avy sy nanetry tena sy nibebaka....Haintsika ny tohiny. Ary tsarao amin'ny hazo ny voa hoy koa ny teny!
100% ? Ohatra ny hitako ery hoe fantatr'i Rakaroka daholo ny matevin-koditra rehetra ! :-D :-D :-D
Ary raha efa izany no ataon'ny matevin-koditra dia mbola sahinao ofanina ho matevin-koditra koa ny ankizy 14 fa tsy mba avela hahalala ny tsy mety ataony ? Afenina ao ambadiky ny ray aman-dreniny ?
rakaroka:
Ka ny torinteny izay anie niompana tokoa mazana, hibanjina monja ihany an'i Jesoa. Donk aiza moa no hasahanana ny maitrisen'ny fitsiriritana toa ny an-drizareo Boudhista?... na dia nisy trace hoe;"aza mitsiriritra aza ao anaty baiboly!
Tsy zony ny mangalatra fa inoako marimarina fa misy geza maaaaaron'ny fhm
koa ny nahatonga izany , anefa ny sazy dia izy irery no milonjehitra!
Ny toriteny mikasika an'i Jesoa manokana dia tsy afaka misaraka amin'ny mahaolombelona ! Ary tsy fianarana teolojia koa akory no atolotra any ampiangonana matetika fa ny fiainana andavan'andro.
Ny fisian'ny olona hafa manao ratsy dia tsy manamarina ny ratsy ataon'ny hafa mihitsy ka hanilihana azy amin'ny ray aman-dreny !
:-D :-D :-D
89. ikaretsaka
(
25/07/2008 23:51)
Hay ve manana andraikitra mi-repare ny betise-ny izy e ! Ka rehefa lazainareo fa tsy betise-ny ny betise-ny fa an'ny ray aman-dreny, afaka mi-repare ve izy ?
fa hono ho aho...mbola "betises" ve ny ilazana ny zavatra nataon'ilay zaza voakasika eto aloha??
90. rakaroka
(
26/07/2008 05:00)
[quote=pissoa]
Voalazanao ny terme "exact" eto hoe "adidiny", ka 'zay mihitsy no mahagaga ahy aminao ,raha mampatsiahy izany adidiny izany i Fijo eto dia "SALOVANINAO"=> Io dia ny mahazatra hoe rehefa ianareo no miresaka dia marina fa rehefa ny hafa dia "tsy mitombina!"
Tsy haiko koa aloha na miahy antsika ilay Antsoina hoe Atra Ray ary tsy haiko koa raha mamela antsika hanao izay danin'ny kibontsika Izy. Fa sahala @ hoe
karazana endriny hono isika!
Tsy fiheveranao fotsiny ny hoe miahy ny zanaka ny ray aman-dreny fa adidiny mihitsy. Fa tsy mitovy ny hoe miahy sy ny hoe manaraka ny danin'ny kibon'ny ankizy !:-
Voalazanao ny terme "exact" eto hoe "adidiny", ka 'zay mihitsy no mahagaga ahy aminao ,raha mampatsiahy izany adidiny izany i Fijo eto dia "SALOVANINAO"=> Io dia ny mahazatra hoe rehefa ianareo no miresaka dia marina fa rehefa ny hafa dia "tsy mitombina!"
Tsy haiko koa aloha na miahy antsika ilay Antsoina hoe Atra Ray ary tsy haiko koa raha mamela antsika hanao izay danin'ny kibontsika Izy. Fa sahala @ hoe
karazana endriny hono isika!
91. rakaroka
(
26/07/2008 05:08)
ravakamalala:
Ilay mpiandry mihitsy no tena tsy voanareo fa tsory ny marina e! Nangalatra ilay zaza dia tamy daholo ny mpitsara rehetra hoe :
- tsy mahay mitaiza ilay RAD nefa anarany mba mpiandry,
- zaza misy devoly nefa anarany mba zanaka mpiandry,
- variana mitory teny ilay mpiandry dia mangalatra ny zanany.
Hay ve rehefa zanaka mpiandry dia tokony ho anjely latsaka fahefany e! Mety ho possible izany raha ohatra ka ny rad ny irery no mitaiza azy, izany hoe tsy mandeha mianatra izy, tsy mahazo mifanerasera miaraka main ny namany izy, tsy mahita ny cousin sy cousine ny izy, tsy mahita olona afa tsy ny RAD ny izy e!
Karazana "tierce personne" mitazana tableau ety ivelany ihany ny olona ka!
Mahatsapa izy hoe: "misy contrast Bbbe ilay tableau dia lazainy!
Hadisoany ve sa hamarinany?=> "Izay no maha-forum ny eto ilazany ny heviny!"
92. rakaroka
(
26/07/2008 05:31)
100% ? Ohatra ny hitako ery hoe fantatr'i Rakaroka daholo ny matevin-koditra rehetra ! :-D :-D :-D
Efa nomeko io ambony io ny "Argu-ko nilazako 100%. Misy tranga anie tsy voatery hitsoropoana à 100% vao afaka mi-conclure. . Ohatra izao hoe ratsy hono ny mifoka sigara, tsy voatery hifoka aho vao hi-sentir izany!
Ary raha efa izany no ataon'ny matevin-koditra dia mbola sahinao ofanina ho matevin-koditra koa ny ankizy 14 fa tsy mba avela hahalala ny tsy mety ataony ?
Afenina ao ambadiky ny ray aman-dreniny ?
[quote=rakaroka]
Tiako lazaina eto aloha fa isan'ny mpanabe tanora aho na tan'Eglizy na teo amin'ny fhm, na tany Dago na taty. Ary 'zaho dia olona sady tia ny ankizy sy ny tanora no tian-drizareo koa.
Heu....marina fa mi-adidy ny zanany araka ny voalazanao 'ngamba ny ray aman-dreny fa ombieny ombieny nisy ankizy "sahirana tanteraka koa noho ny tsy fahampian'ny fiheveran'ny ray aman-dreniny azy ireny" 'zaho niara-nitomany tamina ankizy ni-confie" tamiko fa misaraka anie ny ray amn-dreniny ary dia tsingolobatita mihitsy ny fiainany raha ny marina, dia nolazainy tamiko fa bedesin'ny ray aman-dreniny izay samy mafana fo tao am-piangonana izy raha milaza fa mirasaka rizareo.
Cas iray io
faharoa: "hazakazaka Bbbe ny fiainana aty". Misy zaza na tanora maro tsy nahazo "initiation"-n'ny zavatra maro koa raha tsy efa endrika sady no itotonan'izany amin-drizareo: "tsy mba nampahafantarina knou, satria tsy
nanampotoanan'izany ny RAR, mainka moa ny fhm dia araka ny tenin'ilay polisy wà hoe "zanakao" fa tsy zanako!
93. rakaroka
(
26/07/2008 05:53)
Azafady fa tsy voasoratro tsara etsy ambony. Vokatry ny tsy fahampian'ny "initiation" ny tokony ho fantatry ny tanora eo amin'ny fiainana wà dia be no tonga dia "sazy" no mampafahafantatra an-drizareo ny zava-misy.
Izay mahonena ihany ny mieritreritra hoe tahaka ny tsy nisy ray amn-dreny mba nanoro.
Toa nisaraka tanteraka mihitsy tsy hitan'ny olom-belona raha tsy ireny
nofidiany ireny ihany hono no afa-manaraka ilay fampianarana knou!
'zany an! 'zaho akia mbô miangona koa fa rehefa hamariniko amin'izay fiangonana nalehako ny voalazan'i Pisooa eto Raha hadin'ny roa ny handehanana any am-piangonana, izany hoe 60 minutesX2 = 120 Minutes
Raha be indrindra ny fiheverana ny fiainana an-davan'andro amin'izay dia 20 minutes . Hafa tsy izay dia saiky ny fiainan-dasan'ny baiboly sy ny fiainan-ko ho avy no tena banjinina ka! TSY MARINA AZA VE IZANY?
Misy notion sy définition tokony revisé-na tsara angamba.dia araka ny tenin'i Fijo hoe "MIEZAHA MANAKA-KEVITRA.
Ohatra inona no antsoina hoe "adidy amin'andraikitry ny Ray aman-dreny"
Ahoana sy ahoana sy mifetra hatraiza?...

Ny toriteny mikasika an'i Jesoa manokana dia tsy afaka misaraka amin'ny mahaolombelona !:roll: :roll:
Toa nisaraka tanteraka mihitsy tsy hitan'ny olom-belona raha tsy ireny
nofidiany ireny ihany hono no afa-manaraka ilay fampianarana knou!
Ary tsy fianarana teolojia koa akory no atolotra any ampiangonana matetika fa ny fiainana andavan'andro.:-D :-D :-D :-D :-D
'zany an! 'zaho akia mbô miangona koa fa rehefa hamariniko amin'izay fiangonana nalehako ny voalazan'i Pisooa eto Raha hadin'ny roa ny handehanana any am-piangonana, izany hoe 60 minutesX2 = 120 Minutes
Raha be indrindra ny fiheverana ny fiainana an-davan'andro amin'izay dia 20 minutes . Hafa tsy izay dia saiky ny fiainan-dasan'ny baiboly sy ny fiainan-ko ho avy no tena banjinina ka! TSY MARINA AZA VE IZANY?
Ny fisian'ny olona hafa manao ratsy dia tsy manamarina ny ratsy ataon'ny hafa mihitsy ka hanilihana azy amin'ny ray aman-dreny !
Misy notion sy définition tokony revisé-na tsara angamba.dia araka ny tenin'i Fijo hoe "MIEZAHA MANAKA-KEVITRA.
Ohatra inona no antsoina hoe "adidy amin'andraikitry ny Ray aman-dreny"
Ahoana sy ahoana sy mifetra hatraiza?...
94. rakaroka
(
26/07/2008 06:08)
pissoa:
Ary sao mbola mila tazaina goavana be koa rakaroka ity fa nanary zanaka ?
'zaho anie tonga dia nisintona lesona malaky, justement izay no tsy hanabatimbatiako ny "fahendren'ny hafa" raha mamatotra ny zanany
tahaka io nentinao an-tsary io. Ka raha izay moa no tsy ahavery azy ireny maninn?...Ary "consciente" t@ "absence d'ésprit-ako" aho fa tsy midoika tahaka ny sasany tsy manaiky diso. Koa raha miteny ny polisy hoe "zanakao fa tsy zanako:'ngaha moa izany diso:"marina dia marina ny azy, tsy ho ankiniko aminy na ny hafa ny zanako fa "raisiko tanteraka tsy ailika amin'ny hafa ny andraikitra, fa eto sahala amin'ny hoe tsy "adidin-drizareo loatra intsony ireo
tanora fa miandraikitra ny tenany satria efa lehibe hoy 'nareo!
Tena ngeza be mantsy izany mihoatra ny hoe nangalatra ny zanaka !:roll: :roll: :roll:
'Ngeza ilay izy fa voasahana ankehitriny dia ahoana?
Ary hono hoa, iza no niteny hoe nanala devolin'ny hafa ireo olona voalaza eto ireo ? Sa tsianjery maimbon'ny mpi-forum sasantsasany fotsiny ? Ary iza no niteny hoe "misy devoly" ilay zaza ?
:-D :-D :-D :-D :-D
95. pissoa
(
26/07/2008 09:17)
Ikaretsaka:
fa hono ho aho...mbola "betises" ve ny ilazana ny zavatra nataon'ilay zaza voakasika eto aloha??
Koa atao fotsiny aza hoe betise dia efa misy tsy manaiky fa tsy an'ny ankizy io fa an'ny ray aman-dreny koa :-D :-D :-D
rakaroka:
Voalazanao ny terme "exact" eto hoe "adidiny", ka 'zay mihitsy no mahagaga ahy aminao ,raha mampatsiahy izany adidiny izany i Fijo eto dia "SALOVANINAO"=> Io dia ny mahazatra hoe rehefa ianareo no miresaka dia marina fa rehefa ny hafa dia "tsy mitombina!"
Sao tsy mahazo resaka ianao izany ! Tsy ny maha-adidin'ny ray aman-dreny ny fitaizana ny zaza mihitsy no tsy ekeko fa ny filazan'i Fijo fa tsy tomon'andrakitra mihitsy ilay ankizy. Ny mampa-manana adidy ny RAD dia tsy manafoana ny andraikitry ny ankizy amin'ny zavatra ataony ;)
rakaroka:
Tsy haiko koa aloha na miahy antsika ilay Antsoina hoe Atra Ray ary tsy haiko koa raha mamela antsika hanao izay danin'ny kibontsika Izy. Fa sahala @ hoe karazana endriny hono isika!
Tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny fanaovan'ny olona ny danin'ny kibony ka ! Ary izay indrindra koa no midika fa na inona tian'ny ray aman-dreny dia mbola mety manao ny ataony ny zaza ! ;)
rakaroka:
Efa nomeko io ambony io ny "Argu-ko nilazako 100%. Misy tranga anie tsy voatery hitsoropoana à 100% vao afaka mi-conclure. . Ohatra izao hoe ratsy hono ny mifoka sigara, tsy voatery hifoka aho vao hi-sentir izany!
Tsy mitombina ny argument nomenao ka ! Rehefa miresaka zavatra exactes be tahaka ny hoe azonao antoka 100% fa tsy nibebaka sns izy ireo dia ataovy tahaka izay ny arguments ! Fa tsy zavatra tandrametaka fotsiny hoe tahaka izao i Madagasikara donc tsisy mibebaka ny matevin-koditra ! Fanosoram-potaka izany - na dia matevin-koditra aza no hiantsoanao ny sasany satria tsy izy ireo ihany no tompon'andraikitra amin'izay micoince ao Dago.
Jereo fa vao hoe ny lisitry ny tsy matevin-koditra aza dia efa miala pas ianao fa tsy anananao akory ... dia sahinao ny milaza fa azonao antoka 100% fa tsy mibebaka izy ? :-D :-D :-D
Mifoka sigara ve ? Toa tsy exacte be ohatra ny hoe 100% isan-jato akory anie izany teninao izany e ! Anontanio i Ika raha ratsy izany mifoka sigara :-D :-D :-D
rakaroka:
Tiako lazaina eto aloha fa isan'ny mpanabe tanora aho na tan'Eglizy na teo amin'ny fhm, na tany Dago na taty. Ary 'zaho dia olona sady tia ny ankizy sy ny tanora no tian-drizareo koa.
Heu....marina fa mi-adidy ny zanany araka ny voalazanao 'ngamba ny ray aman-dreny fa ombieny ombieny nisy ankizy "sahirana tanteraka koa noho ny tsy fahampian'ny fiheveran'ny ray aman-dreniny azy ireny" 'zaho niara-nitomany tamina ankizy ni-confie" tamiko fa misaraka anie ny ray amn-dreniny ary dia tsingolobatita mihitsy ny fiainany raha ny marina, dia nolazainy tamiko fa bedesin'ny ray aman-dreniny izay samy mafana fo tao am-piangonana izy raha milaza fa mirasaka rizareo.
Cas iray io
faharoa: "hazakazaka Bbbe ny fiainana aty". Misy zaza na tanora maro tsy nahazo "initiation"-n'ny zavatra maro koa raha tsy efa endrika sady no itotonan'izany amin-drizareo: "tsy mba nampahafantarina knou, satria tsy
nanampotoanan'izany ny RAR, mainka moa ny fhm dia araka ny tenin'ilay polisy wà hoe "zanakao" fa tsy zanako!
Dia iverenako ny cas eto ! Ianao ve dia afaka hilaza fa ireo ray amandrenin'ny ankizy efatra ireo ve dia samy tsy nisy nanam-potoana nilazana ny zanany fa tsy tsara ny mangalatra ? :-D
rakaroka:
Toa nisaraka tanteraka mihitsy tsy hitan'ny olom-belona raha tsy ireny
nofidiany ireny ihany hono no afa-manaraka ilay fampianarana knou!
Nofidian'iza ? Nofidian'i Pasitera ve ? Mifidy tahaka izany angaha ny pasiteranareo ?
Toa ny toriteny any ampiangonana mantsy no resaka eto.
rakaroka:
'zany an! 'zaho akia mbô miangona koa fa rehefa hamariniko amin'izay fiangonana nalehako ny voalazan'i Pisooa eto Raha hadin'ny roa ny handehanana any am-piangonana, izany hoe 60 minutesX2 = 120 Minutes
Raha be indrindra ny fiheverana ny fiainana an-davan'andro amin'izay dia 20 minutes . Hafa tsy izay dia saiky ny fiainan-dasan'ny baiboly sy ny fiainan-ko ho avy no tena banjinina ka! TSY MARINA AZA VE IZANY?
Izaho tena miangona fa tsy hoe mba miangona no hilazako fa tsy fianarana teolojia no atao any.
Rehefa miresaka fiainana mandrakizay dia miresaka ny tsara atao ety an-tany koa.
Rehefa miresaka fiainan'ny tao amin'ny Baiboly dia mampitaha izany amin'ny fiainan'ny olona ankehitriny.
20 minutes ve ? Mandrefy be angaha rakaroka ? Tianao mihitsy mantsy ilay miresaka zavatra exactes be, nefa azoko antoka fa tsy nandrefy akory
:-D :-D :-D
rakaroka:
'zaho anie tonga dia nisintona lesona malaky, justement izay no tsy hanabatimbatiako ny "fahendren'ny hafa" raha mamatotra ny zanany
tahaka io nentinao an-tsary io. Ka raha izay moa no tsy ahavery azy ireny maninn?...Ary "consciente" t@ "absence d'ésprit-ako" aho fa tsy midoika tahaka ny sasany tsy manaiky diso. Koa raha miteny ny polisy hoe "zanakao fa tsy zanako:'ngaha moa izany diso:"marina dia marina ny azy, tsy ho ankiniko aminy na ny hafa ny zanako fa "raisiko tanteraka tsy ailika amin'ny hafa ny andraikitra, fa eto sahala amin'ny hoe tsy "adidin-drizareo loatra intsony ireo
tanora fa miandraikitra ny tenany satria efa lehibe hoy 'nareo!
Misy olona dia tena tsy mety mahazo resaka mihitsy ka ! Toa efa imbetsaka ihany no naverimberina hoe tsy misy manda ny andraikitry ny ray aman-dreny akory fa ny zanaka no tsindriana hoe manana andraikitra koa izy ireo. Raha mbola tsy azo foana io hatramizao dia teneno ihany fa mety ho ezahiko adika teny vahiny :-D :-D :-D
Fivoaran'ny ady hevitra :
Nanomboka tamin'ny hoe ny ray aman-dreny ihany no diso - dia nivoatra kely hoe premier responsable kay ka tsisy hijery izay responsable hafa any - dia mivoatra kely hoe ny toriteny any am-piangonana tahaka izao (oops toa niampy responsable hafa) - dia nivoatra ihany hoe tahaka izao ny matevin-koditra (premier responsable @ ilay zaza daholo angaha izany rehetra izany ? ) sns
Iza indray no olona na institution sns hafa manaraka ho antsoin-drakaroka atao premier responsable amin'ny ankizy fa toa ny premier responsable ary hanalana ny andraikitra amin'izy ireo ?
:-D :-D :-D :-D :-D
96. rakaroka
(
26/07/2008 09:46)
Ny andraikitra izany Ry Pissoa mitaky "CAPACITE" !
Ary izay indrindra ny tsy maha d'accord ahy hampiandraiketana ny tanora ny "capacité" tsy am-pelantanany akory: Eto na ny rehetra aza fanina hoe
misy idiran'ny fhm btsaka koa anie e, seulement dommag hoe "fanamelohana no mbô misongadina amin'izany eto. Donk ho ahy mizaka ny tsy ran'ny aina
na ny tsy andraikiny loatra intsony ny tanora!

97. rakaroka
(
26/07/2008 10:01)
pissoa:
[quote=Ikaretsaka]fa hono ho aho...mbola "betises" ve ny ilazana ny zavatra nataon'ilay zaza voakasika eto aloha??
Koa atao fotsiny aza hoe betise dia efa misy tsy manaiky fa tsy an'ny ankizy io fa an'ny ray aman-dreny koa :-D :-D :-D
Ny tena marina dia tsy mahazo resaka i Pissoa. Tsy fantany akory ny atao hoe "betise" fa zavatra hafa indray no havaliny!
Sao tsy mahazo resaka ianao izany ! Tsy ny maha-adidin'ny ray aman-dreny ny fitaizana ny zaza mihitsy no tsy ekeko fa ny filazan'i Fijo fa tsy tomon'andrakitra mihitsy ilay ankizy.
Ka ilay fiheverana ny "andraikitra" mihitsy no mal défini. Ary justement izay no hamelaberana tsy hitsiahivana ny andraikitry ny ray aman-dreny!
Ny mampa-manana adidy ny RAD dia tsy manafoana ny andraikitry ny ankizy amin'ny zavatra ataony ;)
.
Ny andraikitra izany anie miantsoroka fanefana zavatra atao ary mitaky potentiel ara-tsaina ara-batana ary ara-panahy koa angamba. Donk ny zava-dehibe dia tsy "andraikitry ny ankizy na ampiandraiketiny azy ireny velively
noho ny "absence" des expériences nolalovany. Donk
De toute façon maro anie ny tanora tsy mi-croise ses bras comme tu pense fa tena mihoitra manao izany vitany na miadidy na tsia ny RAR
98. rakaroka
(
26/07/2008 10:04)
Azafady fa misy diso ny voasoratra: hamelabelarana sy( fa tsy "tsy") ampahatsiahivana...
99. rakaroka
(
26/07/2008 10:09)
[quote=pissoa]
Sao tsy mahazo resaka ianao izany !:-D :-D :-D
'zany ve :roll: :roll: 'taoko azon'i Fijo sy Ika TSARA ny resako fa toa ianao aza
no asainy manakatra hevitra! :roll: :roll: :wink:
100. rakaroka
(
26/07/2008 10:17)
pissoa:
[quote=rakaroka]Tsy haiko koa aloha na miahy antsika ilay Antsoina hoe Atra Ray ary tsy haiko koa raha mamela antsika hanao izay danin'ny kibontsika Izy. Fa sahala @ hoe karazana endriny hono isika!
Tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny fanaovan'ny olona ny danin'ny kibony ka ! Ary izay indrindra koa no midika fa na inona tian'ny ray aman-dreny dia mbola mety manao ny ataony ny zaza ! ;)
Fa heureusement aloha fa tsy mampigadra avy hatrany ilay Ray fa dia
fonja angamba izao!
Tsy mitombina ny argument nomenao ka ! Rehefa miresaka zavatra exactes be tahaka ny hoe azonao antoka 100% fa tsy nibebaka sns izy ireo dia ataovy tahaka izay ny arguments ! Fa tsy zavatra tandrametaka fotsiny hoe tahaka izao i Madagasikara donc tsisy mibebaka ny matevin-koditra ! Fanosoram-potaka izany - na dia matevin-koditra aza no hiantsoanao ny sasany satria tsy izy ireo ihany no tompon'andraikitra amin'izay micoince ao Dago.:-$ :-$
Jereo fa vao hoe ny lisitry ny tsy matevin-koditra aza dia efa miala pas ianao fa tsy anananao akory ... dia sahinao ny milaza fa azonao antoka 100% fa tsy mibebaka izy ? :-D :-D :-D
Dia averiko ihany fa soit mitombina 100% ny hevitro soit Diso tanteraka ilay teny hoe: "Raha ny olona nantsoina @ anarako no ho avy hanetry tena
sy hibbaka ka HIALA amin'ny ratsy fanaony. Dia hiainga Aho, hoy i Jehovah
ka hanasitrana ny taniny!
Io tsy misy filazana hoe misy tompon'andraikitra hafa andrasana an!
Mazava angamba ny teny sady naverina foana....