rapasy an aza variana mitory teny ....

41. pissoa ( 24/07/2008 17:44)
ikaretsaka:

miharihary be izany kosa le hifandraisany ko.. variana mitory ireto ray amandreny dia adino ny fanaraha-maso ireto zaza

Sao tokony nataon'ilay ray aman-dreny tahaka izao ilay ankizy 14 taona dia afa-po ianareo ?


:-D :-D :-D :-D :-D
42. barakobama ( 24/07/2008 17:44)
zô si lôm nikaraji d oz zô oe "lôm akori atô ajlahi kakanjil toi" de lôm nisarangotr oe "lef tenenin ti met d omen daka voda" :!:
43. rakaroka ( 24/07/2008 19:11)
Kaiiiiiy tsy izaho irery anie no niharan'ilay fahaverezan-janaka io sy mahatsapa ny hamafiny matoa nisy nikaroka solution toa izao.
Fa rehefa very tonga any amin'ny nisy nanjo ilay zaza vao hahatsapa ny sasany hoe nisy nilana azy ihany kay ny telle solution!
44. ikaretsaka ( 24/07/2008 19:24)
zay mantsyt ry rakaroka
45. pissoa ( 24/07/2008 19:27)
Ika sy Rakaroka : ny zavatra azoko antoky dia tsy olona 14 taona ilay amin'ny sary ! :-D :-D :-D :-D :-D
46. pissoa ( 24/07/2008 19:31)
Hadino : ankoatra izay, tsy hoe very ilay zaza resahina eto [mety tsy miankina amin'ny zaza mantsy ny nahavery azy] fa nangalatra [ilay zaza no tompon'ny initiative] :-D :-D :-D
47. fijo ( 24/07/2008 20:25)
hoy rakaroka:"
za raha namarana ny resako tsy ambony hoe "ren'ny "VAZAN'AIKO" ilay
Teny nataon'ilay Polisy tamiko, dia satria nahatsapa aho fa na lazaina aza hoe
tsy fahadisoako à 100%: "tsy afaka foana aho!" ary justement tsy ny hafa no
hi-garantir mihoatra noho izaho reniny ny "soa" ho an'ny zanako!
Donk naka lesona no nataoko."
izay mihintsy.enao lehibe no tomponandraikitra fa tsy ny zaza.ary ireo rehefa voataiza dien'ny izao,mijanona rehefa lehibe.

milaza i pissoa ery ambony hoe toa ny zaza no gadraina rehefa maditra.aiza io firenena managadra zaza io??fa aty aloha tsy misy managadra zaza.fa manasazy ny olondehibe.
ary izay mihintsy no nahatonga ny nanasivana fetra ny responsabilité mpenaly.ka aza mandositra fa adidinao io.ary rah amibirioka ny zaza any aoriana any,na rehefa lehibe aza,dia mbola misy tarazo tamin'ny fitaizana azy daholo izany.
izay no mahatonga ny he rehefa hitsara olona iray dia jerena daholo aloha ny fahazazany.
48. rakaroka ( 24/07/2008 20:29)
Raha 14 taona izany no resahin'i Pissoa. Mbola mineur izany ary tsy "afaka foana ny ray aman-dreny" na hiodin-kavia na hiodin-kavanana eto amin'ny misy ahy.D'autant plus misy fiantraikany @ "avantag" hafa aza satria hoe tsirambina ilay fitaizana.
Izay no mahatonga ny RAR hitady vahaolana , ary mbola "pire" noho io amin'ny sary io aza ny manjo ny tanora taizan'ny Auxiliaire spécialisé eto
satria tsy vitavitan'ny hoe tsy faute-ny!
49. fijo ( 24/07/2008 20:36)
hoy ika:"taoko izay ro nolazaiko teo hoe maninona no tsy atomboka ao an-trano aza ilay asa fanalan-devoly?"

izay mihintsy,alohan'ny hitoriana atsy sy eroa,ao an trano aloha atomboka.

ampahalalao azy izany ry rakaraoka fa tsy mbola hainy an.
ary izy io koa anie tsy andrasana 14 taona ny zaza vao ampianarin ahoe aza mangalatra e,mbola kely ny zaza dia samy efa mangalatra kely ao an trano daholo.ary io tsy indray mandeha fa matetika.ka any no atomboka ny fitaizana azy dia hiova izy.
50. pissoa ( 24/07/2008 20:44)
Ary mbola misy tsy mahazo angaha ny hevitro !

Izaho anie tsy niteny hoe tsisy andraikitry ny ray aman-dreny e ! Fa ny tsy ekeko kosa dia ny hoe ny ray aman-dreny fotsiny no tompon'andraikitra. Sady fanamelohana be fahatany ny ray aman-dreny izany no tsy fitaizana ny ankizy mihitsy amiko manokana.

Ny mpitaiza hatrany no toa omena tsiny ... Ahoana ary no tokony hitaizana ny zaza aminareo raha efa 14 taona izy mbola tsy atao responsable na dia kely akory aza amin'ny ataony fa dia ailika amin'ny ray aman-dreny fotsiny ny andraikitra rehetra amin'ny fihetsika ataony ?

pissoa:
Amin'izay misy absurde be ilay hevitra ! Lazaina fa raha nobedesina sns ny ankizy dia tsy nangalatra, nefa efa 14 ans aza izy tsy avela ho responsable ihany fa lazaina fa ny ray aman-dreny no tahaka izao sy tahaka izao. Ka aiza no hibedesana azy amin'izany e !


fijo:

ary izy io koa anie tsy andrasana 14 taona ny zaza vao ampianarin ahoe aza mangalatra e,mbola kely ny zaza dia samy efa mangalatra kely ao an trano daholo.ary io tsy indray mandeha fa matetika.ka any no atomboka ny fitaizana azy dia hiova izy.

Absurde !
Koa eto aza lazaina hoe manana andraikitra ireo zaza ireo amin'ny zavatra nataony, midohika mafy ery hoe ny ray aman-dreny no tompon'andraikitra fa tsy ny zaza ... ka ahoana no ampianarina ny zaza amin'izany ?

:-D :-D :-D :-D :-D
51. fijo ( 24/07/2008 20:52)
mianara manakatra hevitra fa rah aio no tsy azo ,di asarotra be ny hifampiresahana.tena kozy e
52. pissoa ( 24/07/2008 20:54)
Efa tsisy hevitra intsony indray i Fijo izany. Ndana amizay matory raha tsisy ambara tsony :-D :-D :-D :-D :-D
53. ikaretsaka ( 24/07/2008 21:06)
Ny mpitaiza hatrany no toa omena tsiny ... Ahoana ary no tokony hitaizana ny zaza aminareo raha efa 14 taona izy mbola tsy atao responsable na dia kely akory aza amin'ny ataony fa dia ailika amin'ny ray aman-dreny fotsiny ny andraikitra rehetra amin'ny fihetsika ataony ?

responsable izy fa izany tsy misika koa hoe tsy asiana fanaraha maso sy avela hanao ze tiany
54. rakaroka ( 24/07/2008 21:12)
'za io nahatakatra talohan'ity resaka ity fa tsy "évident tokoa" ny hanompanana
ny andraikitra amin'ny RAR ahatomombana ny fitaizana, ary raha ny marina dia efa niritsaka an-tsehatra mihitsy aho nifandrimbona na tao @ Eglizy na fhm
mikasika izany, fa dia apetrako mazava fa ny ray aman-dreny aloha no tompom-pahefana sy andraikitra. Donk na inn eritreritra ny hanasoa ny hafa, mal placé foana aho.
Ny réaction'i Fijo dia ny lojikan'ny maaaaro mihitsy ka: Rehefa misy tsy mety atao dia ny "premier responsable no his'adressé-na fa tsy ny fhm mbola second place ary!
55. ikaretsaka ( 24/07/2008 21:23)
marina dia marina
56. pissoa ( 24/07/2008 21:31)
Ikaretsaka:

responsable izy fa izany tsy misika koa hoe tsy asiana fanaraha maso sy avela hanao ze tiany

Izaho angamba tsy mbola nanda ny hanaraha-maso azy ! :wink:

Fa jereo ny hevitra sasany mandeha : ny ray aman-dreny ihany no fototry ny hadisoana ! tsy mitaiza, tsy manara-maso sns. Izay no tsy ekeko.

rakaroka:
Ny réaction'i Fijo dia ny lojikan'ny maaaaro mihitsy ka: Rehefa misy tsy mety atao dia ny "premier responsable no his'adressé-na fa tsy ny fhm mbola second place ary!


Ny hevitra nasehon'i Fijo kosa angamba tsy hoe ireo no responsable voalohany fa hoe ireo no responsable ! En tout cas izay no hitako eo ambony : ;)

fijo:
matoa ny lehibe no saziana rehefa manao zavatra ny zaza dia satria izy no tomponandraikitra.ary marina io.
(fa tsy hoe tompon'andraikitra voalohany)
fijo:
izay mihintsy.enao lehibe no tomponandraikitra fa tsy ny zaza.ary ireo rehefa voataiza dien'ny izao,mijanona rehefa lehibe.

(afaka tanteraka ny zaza !)

:-D :-D :-D :-D :-D
57. ikaretsaka ( 24/07/2008 22:22)
afaka tanteraka ny zaza rahahoe mbola ao anaty responsability sy mbola minor ko
58. pissoa ( 24/07/2008 22:30)
Ny afaka tanteraka lazaina eto angamba toa mazava ihany fa midika hoe tsy responsable ny zaza !

Ikaretsaka:

responsable izy fa izany tsy misika koa hoe tsy asiana fanaraha maso sy avela hanao ze tiany

:-D :-D :-D :-D :-D
59. lizabeth ( 24/07/2008 23:28)
fijo:

hoy ika:"taoko izay ro nolazaiko teo hoe maninona no tsy atomboka ao an-trano aza ilay asa fanalan-devoly?"

izay mihintsy,alohan'ny hitoriana atsy sy eroa,ao an trano aloha atomboka.

ampahalalao azy izany ry rakaraoka fa tsy mbola hainy an.
ary izy io koa anie tsy andrasana 14 taona ny zaza vao ampianarin ahoe aza mangalatra e,mbola kely ny zaza dia samy efa mangalatra kely ao an trano daholo.ary io tsy indray mandeha fa matetika.ka any no atomboka ny fitaizana azy dia hiova izy.


f'iza no miteny anareo fa tsy nanao izany anefa izy e ? ny anareo dia te-hiteny fotsiny oe olona mivavaka nefa izao sy izao ! eny e ! raha ohatranareo daolo ny olona dia paradisa eto an-tany...!!!

60. ikaretsaka ( 24/07/2008 23:30)
raha nanao kosa izy ka tena nahomby ny asany dia tsy ho nisy izany hoe ny zanaka nateraka no tena hangalatra izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1231