rapasy an aza variana mitory teny ....
22. pissoa
(
23/07/2008 22:55)
Ika : Dia hadisoan-drakaroka 100% ve raha tsy hita ilay ankizy ? :wink:
Tsy hoe rehefa bedin'ny polisy ange ny olona dia tena izy tokoa no fositra e :-D :-D :-D :-D :-D
Tsy hoe rehefa bedin'ny polisy ange ny olona dia tena izy tokoa no fositra e :-D :-D :-D :-D :-D
23. cutie
(
23/07/2008 23:20)
fijo [ Valio ] 23-07-2008 20:28:46
Lohateny : rapasy an aza variana mitory teny ....
variana mitory teny rapasy de hadinony ny fitaizana ny zaza.loza le
"Antsirabe
Zanaka mpiandry no tontakely ao am-piangonana
mercredi 23 juillet 2008, par Princia R.
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Hatrany am-piangonana mandritra ny fanokanana mpiandry no hiasan’ny asan-devoly ary tsy lavitra tsy akory fa dia ny zanakin’ny mpiandry ao am-piangonana ihany no manao ny asan’ny maizina amin’ny fanaovana tontakely.
Nandritra ny fanokanana mpiandry farany teo tao amin’ny toby Ambohimahazo Antsirabe no niseho ny raharaha, very nisy nangalatra ny kitapon’ny filohan’ny mpiandry, fakan-tsary, vola, enta-madinika maro samihafa no tao amin’ny kitapo. Tovolahy 14 taona no nanafina ny entana ary nilaza tamin’ireo namany ny toerana nasiany azy, ireto namany indray no nitady mpividy ny entana ka nifanojo tamin’ny olom-pantatry ny tompon’ilay entana. Teo no nanomboka noraisim-potsiny ireo ankizy. Ny nahatsikaiky dia tsy nifankahita ilay tovolahy tena nangalatra ny kitapo sy ireo namany raha tsy efa teny amin’ny mpitandro ny filaminana.
4 mirahalahy no notanana am-ponja vonjimaika ary samy zanaka mpiandry avokoa izy rehetra.
any anaty fiangonana no mialokaloka ny mpanao ratsy koa :-D
24. lizabeth
(
23/07/2008 23:42)
fijo:
rakaraoka an,raha tsy zarina miady ny zaza dia tsy tia ady.ary raha bedesina izy raha mangalatra dia tsy hosahy intsony.
tsy hitako aloha ny hidiran'ny toritenin'ilay pasitera amin'ny nataon'ilay zanaka mpiandry e...
fa marina ny hoe resaka fitaizana io kanefa tsy maintsy misy indro foana fa sao dia mbola tsy sendrany ianao fa mety mbola ho avy : ianao izany dia feno toky fa voataizanao à la perfection ny zanakao ka tsy hanao bêtise mihitsy eo amin'ny fiainany ? ilay tranga eto mantsy ohatran'ny hoe giravy be kokoa satria any am-piangonana ! amin'ny maha zanaka mpiandry azy anefa dia any ampiangonana ny fiainany !!!! ny tentation dia mpahazo ny olona rehetra na mpiandry izy na tsy mpiandry ! naninona no ny kitapon'ilay olona iray ihany no nangalariny fa tsy nalainy daholo izay azony nalaina tao ? mety efa fantany ny tao anatiny izay ni tenter azy ! fa ny halatra no harantiranty eto fa mety tsy halatra akory no tena bêtises goavan'izy ireo fa izay no hita !
ireny zanaka mpiandry ireny koa no tena iharan'ny fakampanahy : tsy mino aho nefa hoe satria tsy arany ny fitaizàna azy fa misy antony hafa !!!! fa araka ny teninao io : ka raha zay aza izy vao nangalatra dia ahoana ? dia ho lazainao fa toetrany io ? dia efa nigadra aloha izy izany izay ! tsy mino aho hoe mbola hanao izy ireo !
fa raha zohiana koa aloha ilay fitantaran'ilay gazety dia hafahafa ihany ! nandritra ny fanokanana mpiandry hoy izy ! matetika nefa eo no fotoana hakana sary ! raha nampiasainy ny fakantsary mety tsy ho very !!! :-D ary hatao inona koa lelavola be dia be entina any ampiangonana ? na marina ilay voalaza dia ilay tompon'ny kitapo mihitsy no nitabataba tany ho any hoe misy an'izao ao ka tentés ireto zaza ! na mba manitatra koa ilay gazety...! tombatombana daholo izany...
25. ikaretsaka
(
24/07/2008 01:01)
miharihary be izany kosa le hifandraisany ko.. variana mitory ireto ray amandreny dia adino ny fanaraha-maso ireto zaza
26. Mandefitra
(
24/07/2008 05:56)
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny:
Zao mihitsy ilay toetsaina malagasy tia manasongadina ny ratsy.
"Ny fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka"
"Tsara tarehy peta-korona ka voatondro iray ny tsininy"
"Fomba malagasy izay tsy hita izay maharatsy azy" ...
Ny ratsy no hita aloha, na tadiavina mihitsy aza. Ary dia variana mitady tsininy sy manome tsiny ...
Nahoana re raha mba ovaina le fijery, mba zay tsara azo ndray no asongadina sy tsihifina na an'ny fahavalonao aza .... Mety ho tanteraka ihany ilay didy hoe "tiava ny fahavalonao"

27. badboy
(
24/07/2008 06:07)
hihihi!! Ny midely ndray ty no mibolila!!
Tsy azoko fa tsy mbola nisy namaly na iray aza hoe alao devoly ilay zaza nefa izay no voasoratr'ery ambony hoe manao asandevoly!!
Aiza nareo ry pissoa ah!! Io fa misy asandevoly dia mba araraoty f'inona ary ty mihanahana ty!! Mba mpiino be sy mpampiankina ny fiananareo amin'Atra ihany de tsy ampisehoana ireo ondry very akory ny lalana tokony alehany!! : :-D :-D :-D
Sa zay le kozindrakaroka hoe ze mahafatifaty ny mpino ihany no lazainy asan'Atra??? ^) :^) :^)

28. Rakotosonoa
(
24/07/2008 07:23)
[mba atovy mazava le sary fa aza atao mitanondrika toa ankoho voakapoka eo
29. Rakotosonoa
(
24/07/2008 07:29)
[mba mitraka am zay rapasy fa aza mitanondrika toa ankoho voakapoka eoaan quote=ikaretsaka]
aoka letsy le
[/quote]
aoka letsy le
[/quote]
30. Noue
(
24/07/2008 07:51)
Mandefitra:tena miombon-kevitra @ nao aho !
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny:
Zao mihitsy ilay toetsaina malagasy tia manasongadina ny ratsy.
"Ny fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka"
"Tsara tarehy peta-korona ka voatondro iray ny tsininy"
"Fomba malagasy izay tsy hita izay maharatsy azy" ...
Ny ratsy no hita aloha, na tadiavina mihitsy aza. Ary dia variana mitady tsininy sy manome tsiny ...
Nahoana re raha mba ovaina le fijery, mba zay tsara azo ndray no asongadina sy tsihifina na an'ny fahavalonao aza .... Mety ho tanteraka ihany ilay didy hoe "tiava ny fahavalonao"
indrisy anefa ! mbola lavitra ny lalana e !
31. endrika01
(
24/07/2008 09:45)
Manana ny zanaka maditra izany tena manao zay hapamoifo Ray aman-dreny;ho avy koa ny mpanaratsy ny fitoriana ny tenin A/tra dia hitsara sy hanaratsy,eto aloha dia ny zanaka no tsy mihaino Ray aman-dreny,fa taritiny naman-dratsy,zah manko efa nahita zanaka Pasitera sy Mpitandrina ireny,tsy mba avelany hiravadravaka,na kavina na rojo,na manara-damaody fa simple life,tsotra farany izay tsotra.De lasa @zay lay namana ao ambadika hanao we,andao lety fa zah mahita fika a,raha mba te hanana finday ialahy ty ny solution,raha mba te hanana an ty,iry,izaroa!Dia farany lasa manaonao foana!Ny rendrarendra tsy mitondra makaiza mintsy!Ny sasany ny haingo miratiraty nefa ny sakafony vary sosoa tsisy laoka,dia avy koa ny tanora sasany mbo hiratiraty hoatraniny,nefa ny demarche tsisy raha fantany!:-D:-D:-D
32. lizabeth
(
24/07/2008 11:50)
badboy:
hihihi!! Ny midely ndray ty no mibolila!!
Tsy azoko fa tsy mbola nisy namaly na iray aza hoe alao devoly ilay zaza nefa izay no voasoratr'ery ambony hoe manao asandevoly!!
Aiza nareo ry pissoa ah!! Io fa misy asandevoly dia mba araraoty f'inona ary ty mihanahana ty!! Mba mpiino be sy mpampiankina ny fiananareo amin'Atra ihany de tsy ampisehoana ireo ondry very akory ny lalana tokony alehany!! : :-D :-D :-D
Sa zay le kozindrakaroka hoe ze mahafatifaty ny mpino ihany no lazainy asan'Atra??? ^) :^) :^)
rehefa dinihina dia zavatra iray loha no tena tanjon'ity lohahevitra ity ary fantatra eny foana ny avalin'ikaretsaka sy badboy ! ary lasa manontany tena aho raha tena nisy ilay tantara...!
modely daholo na mopera na pasitera na ray aman-dreny fa tsy misy modely tonga lafatra ! ny katolika ihany angamba no mihevitra fa ny papa dia masina fatratra tsy mitovy amin'i koto sy kala ! ka raha anisan'izay ianareo dia tsy mahagaga raha manenjika olona solafaka ! ary averiko indray : tranga indray mandeha ity resahina eto ity, raha marina, ka tsy izany mihitsy no ilazana fa ratsy 100% ilay olona ! nanota ohatr'ahy sy ianao izy fa tsy hoe raha mbola tsy nangalatra ianao dia mr propre !!!
34. prime
(
24/07/2008 12:53)
Mitovy hevitra amin'i pissoa aho eto...
(HS: nitovitovy fijery foana izaho sy pissoa tato ho ato... :) )
(HS: nitovitovy fijery foana izaho sy pissoa tato ho ato... :) )
35. rakaroka
(
24/07/2008 13:17)
Ny tsapako amin'ity lohahevitra dia mise en évidence ny "andraikitra" tokony natrehina fa tsy voasahana tsara!
'za raha namarana ny resako tsy ambony hoe "ren'ny "VAZAN'AIKO" ilay
Teny nataon'ilay Polisy tamiko, dia satria nahatsapa aho fa na lazaina aza hoe
tsy fahadisoako à 100%: "tsy afaka foana aho!" ary justement tsy ny hafa no
hi-garantir mihoatra noho izaho reniny ny "soa" ho an'ny zanako!
Donk naka lesona no nataoko.
Fiteny matetika ny hoe Andriamanitra no "ampidirina" hitaiza sy hikolo sy hitantana sy....izay tsy vita na tsy natrehintsika rehetra izao dia "atoraka Aminy". TSIA tsy azo ankinina Aminy toa izany ny fiainana satria ny marina
dia rehefa misy tranga manjo ny ankizy, dia any amin'ny Ray aman-dreny foana no mis'adressé ny mpiara-monina. Misy lalàna anie hoe manao délit ny mineur, ny impact dia any amin'ny Ray aman-dreny niteraka foana. Ka io tsy hoe hevitr'i Léfijo fa rafitra misy ao anaty fiaraha-monina ny ho eny, izay mametraka ny andraikitr'ireo niteraka!

36. prime
(
24/07/2008 13:29)
Ny hoe zanaka Mpitandrina na Mpiandry na Diakona tonga maditra dia efa mpiseho ary matetitetika mihitsy...
Izaho tsy hiditra amin'ny hoe hatraiza avy ny andraikitry ny tsirairay fa inoako kosa ny hoe samy tompon'andraikitra avokoa ny manodidina azy rehetra...
Ny tranga toa ireny indrindra no manaporofo ihany koa fa mirongatra ny devoly ary ny ankohonan'ny mpanompon'Andriamanitra no anisan'ny lasibatra voalohany matetika... mila miambina, mila miambina...

37. rakaroka
(
24/07/2008 14:29)
Dia ny tohin'ny resaka tokoa anie izany hoe tokony manala ny devoly ao amin'ireo zanany ireo ray aman-dreniny :roll: :?: raha azoko tsara ny fizotran'ny resaka :roll: :?: :roll: 8O 8O 8O
38. ikaretsaka
(
24/07/2008 15:46)
Ny tranga toa ireny indrindra no manaporofo ihany koa fa mirongatra ny devoly ary ny ankohonan'ny mpanompon'Andriamanitra no anisan'ny lasibatra voalohany matetika... mila miambina, mila miambina...
taoko izay ro nolazaiko teo hoe maninona no tsy atomboka ao an-trano aza ilay asa fanalan-devoly?
39. badboy
(
24/07/2008 15:48)
pissoa >> Raiso ny andraikitra hoa f'aza faly mitanisa fotsiny hoe ty asan'Atra!! Io izao misy fomba hahafahanao manamafy izay voalzanao rehetra sy ahafahanao mivavaka hmba hampiala ilay asandevoly toa tsy ataonao fa laozanao mihanahana nefa efa lazain'ny resaka noentin'elizabeth hoe asandevoly!! ;-) ;-) ;-) ;-)
40. pissoa
(
24/07/2008 17:28)

Aza ny alahelom-boangory no nahenjeham-boatay, tsy hoe tsy nahita avaly tary ambadika akory dia eto indray no mitady hamadika ny teniko eo ! Ny zavatra nolazaina tary ambadika - ary toa mbola tsy hitan'i Badboy foana - dia hoe tompon'andraikitra koa ny olona. Toa efa nolazaiko tery ambony koa fa tompon'andraikitra koa ny ray aman-dreny amin'ny fitaizana ny zaza.
Ny zavatra misy eto koa raha tsy hitanao tsara dia lazain'ny sasany fa an'ny ray aman-dreny tanteraka ny hadisoana nefa ny ankizy no mangalatra. I Pissoa ve no mihenahena amin'izany sa ireo mpiaro ny ankizy nangalatra ireo ? Anjaranao ny mamaly :wink:
Amin'izay misy absurde be ilay hevitra ! Lazaina fa raha nobedesina sns ny ankizy dia tsy nangalatra, nefa efa 14 ans aza izy tsy avela ho responsable ihany fa lazaina fa ny ray aman-dreny no tahaka izao sy tahaka izao. Ka aiza no hibedesana azy amin'izany e ! :-D :-D :-D
Ika : misy fanontaniana ho an'i Ikaretsaka napetrako ao ambony ao :-D :-D :-D