rapasy an aza variana mitory teny ....

181. ikaretsaka ( 16/08/2008 16:50)
tsy ny maha forum sy ny theoria an'ity loatra angamba fa ny famoahana arguments sy ny tranga tena miseho no important kokoa
raha manana counter argument dia izay no tsara aroso, sa ahoana?
182. pissoa ( 16/08/2008 19:52)
:-D :-D :-D :-D :-D

Tsy azonao izany teniko izany ! Lasa mijanona hoe famoahana teoria sy hevitra fotsiny ilay forum ... fa mbola eto amin'ny forum ihany dia efa miharihary ny tsy fanarahana akory ilay teoria. Aza matahotra, mpahazo antsika rehetra izany :-P

Angaha raha tsy Sakramenta tahaka ny an'ny Katolika dia mitovy izany ilay olona ? Eo anatrehan'ny Katolika izy no mitovy - fa izay ilay teniko atsy ambadika hoe impozenao amin'ny fiangonan'ny hafa ny rafitra Katolika.
183. ikaretsaka ( 17/08/2008 02:11)
pissoa:

sao tokony hovaina ho pratikorum ity ary raha izany?

momba ny fanontanianao fararoa ...eny tsy mitovy ...nefa ny olana dia maniry hitovy sy mindrana izay "fitoviana kely" mi interesse azy izy ...
tsy mety nefa izany
184. prime ( 18/08/2008 10:23)
ika:
ho an-draprime: ny fanosorana lazainao eto: mao ve sakramenta no ilazana azy?
... Mila mianatra mamaky teny mihitsy ianao ra-ika an... nisy nilaza izany ambaranao izany angaha ao ambony ao? sa "tsimpona" taiza indray no mahatonga io fanamarihana io???
ikaretsaka:
nefa ny olana dia maniry hitovy sy mindrana izay "fitoviana kely" mi interesse azy izy ...
tsy mety nefa izany
... izany tokoa moa izy io ô?
185. pissoa ( 18/08/2008 17:39)
Ikaretsaka:

momba ny fanontanianao fararoa ...eny tsy mitovy ...nefa ny olana dia maniry hitovy sy mindrana izay "fitoviana kely" mi interesse azy izy ...
tsy mety nefa izany

Ka mitovy ihany sa tsy mitovy e ? Toa i Ika ihany anie no ntieny hoe mitovy teo e ! :-D :-D :-D

Fa inona no maharatsy ny mindrana izay fitoviana mi-interesse azy nefa ? Sa arovan'ny OMDA koa ny rafitra sy ny fomba Katolika ? Ary sao tsy tian'i Ika ho Kristianina koa ry zareo ? :-D :-D :-D
186. ikaretsaka ( 19/08/2008 18:49)
taia koa aho no niteny hoe mitovy teo?
raha ry zareo samy ry zareo prot (na felem na efjikaem na voanjo alika) de ie.. fa raha zareo sy tsy ry zareo dia tsia hoy aho
187. pissoa ( 19/08/2008 19:10)
Ikaretsaka:
taia koa aho no niteny hoe mitovy teo?

Ikaretsaka:
mandefitra: amiko rehefa tsy nahazo ny sakramentan'ny ordination dia na mpiandry io na pasitera de mitovy ihany koa... samy afaka mitory teny sy manao akanjo fotsy

Hita ve hoe taiza ?!
:-D :-D :-D :-D :-D
188. pissoa ( 19/08/2008 19:14)
Ikaretsaka:

ka tsy samy miakanjo fotsy sy mi wawawa eo ambony pilipitra sy mankahery mpivavaka ve ny ataony..raha jerena ny tena fonds?

Ikaretsaka:

omeo zavatra samihafa hafa ataony aho ka ny 1 tsy mahazo manao ny hafa ..theologiquement parlant akoatran'ny manao batemy sy manamasina mariazy?
mampikonfesy ve ? manao fankamasinana ve?

raha mitory teny e..mandroaka devoly eee. mitety mpiangona e...mizara an zao sy zaroa eeee.de ieee zay aho manaiky hoe samy manao fa tsy heo iry ihany ny manao dia iry tsy manao

189. ikaretsaka ( 19/08/2008 20:17)
ny tsy mampitovy azy no nolazaiko anie e
rehefa mpiandry sy pasitera (mitovy) tsy mompera (samihafa)...

azo tsarabe?
190. pissoa ( 19/08/2008 22:41)
=)) =)) =))

Sao tsy tadidinao no nahatonga io resaka mitovy sy tsy mitovy io ?
Mandefitra:
Tsy zanaka pasitera ilay izy fa zanaka mpiandry

Ao amin'io no misy hoe tsy mitovy ny pasitera sy ny mpiandry ka nahatonga anao namaly hoe :
Ikaretsaka:

amiko rehefa tsy nahazo ny sakramentan'ny ordination dia na mpiandry io na pasitera de mitovy ihany koa

Izany hoe tsy fampitahana azy amin'ny pretra mihitsy no nataonao fa fampitahana ny pasitera sy ny mpiandry. Ary hadinonao angamba dia nivadika ny fahazoanao ny resaka ;)
191. pissoa ( 19/08/2008 22:46)
Tohiny :

Pissoa:

Izany hoe tsy fampitahana azy amin'ny pretra mihitsy no nataonao fa fampitahana ny pasitera sy ny mpiandry.

Ary rehefa nolazaiko ianao hoe :

Pissoa:

Angaha raha tsy Sakramenta tahaka ny an'ny Katolika dia mitovy izany ilay olona ? Eo anatrehan'ny Katolika izy no mitovy - fa izay ilay teniko atsy ambadika hoe impozenao amin'ny fiangonan'ny hafa ny rafitra Katolika.

Ilay pasitera sy mpiandry no nolazaiko hoe ilay olona teo dia hoy ianao hoe
Ikaretsaka:

momba ny fanontanianao fararoa ...eny tsy mitovy ...nefa ny olana dia maniry hitovy sy mindrana izay "fitoviana kely" mi interesse azy izy ...

Azo tsarabe ve ? :wink: :-D :-D :-D
192. ikaretsaka ( 20/08/2008 00:05)

Tohiny :

Izany hoe tsy fampitahana azy amin'ny pretra mihitsy no nataonao fa fampitahana ny pasitera sy ny mpiandry.

ka tsy fampitahana ireo fa zavatra mitovy (cf ny nolazaiko io ambony io_)

Angaha raha tsy Sakramenta tahaka ny an'ny Katolika dia mitovy izany ilay olona ? Eo anatrehan'ny Katolika izy no mitovy - fa izay ilay teniko atsy ambadika hoe impozenao amin'ny fiangonan'ny hafa ny rafitra Katolika.

ie rehefa tsy sakramenta nefa milaza ho voahasina dia miditra manasina de mitovy amiko..amiko mitovy ny dadarabe sy ny mpamosavy! raha samy raisina ara pinoana

pasitera sy mpiandry ary mompera no resako eto
momba ny fanontanianao fararoa ...eny tsy mitovy (mompera v.s pasitera sy mpiandry) ...nefa ny olana dia maniry hitovy sy mindrana izay "fitoviana kely" mi interesse azy izy ...

ataoko fa mazava amin'izay kosa angamba izay fa mila sokirina taitsofin'y maso raha tsy mbola mahazo izao

ka na zanaka pasitera io na zanaka mpiandry anie mitovy ihany e..sady fopla dia amiko koa ny pasy sy ny mpiandry mitovy ihany, samy manao akanjo fotsy tsy ordonne (fa notokanana) dia samy manambady amanjanaka!
ie rehefa tsy sakramenta nefa milaza ho voahasina de mitovy amiko..amiko mitovy ny dadarabe sy ny mpamosavy!
193. pissoa ( 20/08/2008 23:05)
Dia izay ilay teniko hoe aza impozena amin'ny olona ny rafitra Katolika ! Refa ry zareo no resaka dia ny rafitra ao aminy ampiasaina. Sao hanao ohatra an'i Fijo hoe heverina fa fampianaran'ny fiangonana Katolika daholo izay teny rehetra henony tamin'ny Katolika.

:-D :-D :-D :-D :-D
194. ikaretsaka ( 21/08/2008 03:22)
fa le izy miha mivoka fa aleo averina @ fotokevidehibe..
fintinina ny adihevitra
1)na zanaka mpiandry io na pasy de zanany ka andraikiny izany

2)rehefa fople ny zanakao na zanaky ny fiangonanao dia hita taratra amin'iny ny maha fople anao

3)dia tsy ny fialana heo tsy fople aho no vahaolana fa ny fandraisana andraikitra (fanoloana ny zavatr'olona ohatra) sy ny fiekena heo nisy fople tao de mihezaka izahay manamboatra ilay fople
dia mihezaka tokoa!

tsotra kely anie e
fa ny :ka" sy ny "mety ho" sy ny "supposons "moa ny an'i pissoa suppositoire be
195. prime ( 21/08/2008 06:07)
Ary toa maika hanao famintinana i Ika nefa ny resakareo sy pissoa aza tsy mifankahazo akory...

Ary rehefa hanao famintinana ihany dia izay tena izy ambara fa tsy ny hevitrao ihany no atao famintinana ity dinika ity... jereo dia fintino ny hevitra rehetra voalaza... anisan'ny hevidehibe ny hevitrareo fa tsy izay ihany nefa no hevidehibe azo raisina tato... :lol:
196. ikaretsaka ( 22/08/2008 00:20)
sy maninona ary fa hitaro e... fa mihaike fotsiny le point hoe matoa fople ny zaza dia nisy zavatra ni cloche tao de amboary
197. rakaroka ( 26/08/2008 13:09)
Oay, oay oay izany tsy fifankazahoan-dresaka sy fanararaotana ato 8O 8O 8O .
Marina fa ny pasitera tsy ny mpiandry tsy ny diakonina, mety tsy ny RARn'ny mpianatra sekoly alahady tsotra koa :-$ :-$ fa izy ireo aby ry Ika dia samy nivoady fa hitaiza ny ankohonany "araka an'Atra", ary nanatrika izany in-jatokely aho raha kely . Donk na ny voadin-drizareo aza dia azo hitazonana azy ka! Sinon si aza mivoady dia tsy voaenjika e, izay anie lay sakramenta e, avy @ hoe sacré. k'inn 'ndray no hiodinkodinana eo ;-) ;-) ;-)
198. Mandefitra ( 27/08/2008 10:00)
ika:
2)rehefa fople ny zanakao na zanaky ny fiangonanao dia hita taratra amin'iny ny maha fople anao

Ndao arahina ary le lojika :
Fopla ny Mopera Pedophile, tena zava doza ho an ny taranaka mitsy ny fisiany.
Donky fopla ny ekar sy papa, satria zanaky ny fiangonana ary papa rahateo no ray amandreny am panahy miahy mivantana an zalahy.
sady izy rahateo efa niaky imasom-bahoaka fa tena nanao izany ry zalahy ka nifona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.088