rapasy an aza variana mitory teny ....

141. prime ( 06/08/2008 06:13)
ikaretsaka:
io anie efa fantatra fa marina e... fa iza no tompon'andraikitra mivantana no adyihevitra eto..
fa ny tompon'andraikitra efa hita
... Misaotra anao nihaiky ihany fa marina ny ambaran'i pissoa... :)

Rakaroka sisa no mafy loha, mbola variana amin'ny tenin'Ingahy Polisy fa tsy mbola mijery ankapobeny... :-P
142. rakaroka ( 06/08/2008 18:44)
Kozy fa misy raisina kokoa amiko ny tenin'ilay polisy noho ny "blablan-Rapasy matetika!" Ka désolé ry Prime raha tsy voa"forcé-nareo ato an-dohako tahaka ny sesika boletra mahazatran'ny "sens de responsabilité" izay tsapa fa ankilabao izao. Mafiloha Rakaroka fa...Ny "andraikitry ny RAR izany tompoko
dia tsy ailikikilika @ hafa : te hiteraka knou :-P Mikolo ny hafa (rohasina ny devoly sns) aza v atao dia ny an'ny tena indray no ho vitavita @ izao?. :roll: :roll: : "RIDICULE"! Io situation io wà, efa tsapako tao anaty sehatry ny eglizy fony nankinina tamiko ny ankizy, dia mivavaka sy mihaino torinteny hono izany ny RAR sy ireo mpitarika, dia manao ny ataony ny ankizy:tsy misy responsable prévu an!=> TSY METY ilay rafitra ka. Du moins
mba niaiky ireto lohan'ny mpisorona vitsivitsy fa nony nampiandraiketiko ny ankizy koa izy vao tsapany ilay "blem". Donk raha ny marina VARIANA @ torinteny sy ny fombafombam-piangonana tokoa ireo mpanabe isankarazany:
Ary na tsy hanaiky izany aza ny rtehetra tsy hanova ny fahamarinam-pijeriko hatramin'izao izany!
143. fijo ( 06/08/2008 21:49)
ka i prime nilaza an'ity:". Hafa kely indray izany... i saofera no mangalatra dia ny pata no raisina??? "

mandoha aloha ny orin,asa ,"avy eo izy hafaka manao safelika amin'ilay nangalatra.fa eo imason'ny olonkafa,ilay mpaniraka dia ny orinasa no tomponandraikitra.

ka ilay resaka eto dia izay tomponandraikitra "mivantana"amin'izay nitranga no resahina.ny anareo nahilikareo amin'ny hoe tsy manala;ie tsy manala;fa tsy any le resaka.
144. prime ( 08/08/2008 10:36)
fijo> tsara rehefa miova kokoa ny fijerinao miohatra amin'ny nambaranao tany am-boalohany... mora mantsy ny mitsara sy ny mitsikera fa rehefa tena ao ianao mazava aminao ho azy io toy ny nahazo an'i rakaroka...

rakaroka:
Kozy fa misy raisina kokoa amiko ny tenin'ilay polisy noho ny "blablan-Rapasy matetika!"
... safidy io ka samy manana ny fijeriny...
rakaroka:
désolé ry Prime raha tsy voa"forcé-nareo ato an-dohako tahaka ny sesika boletra mahazatran'ny "sens de responsabilité" izay tsapa fa ankilabao izao.
... "Izahay" angaha moa mi"forcer" anao sy manao boletra ao an-dohanao? :-D

Ianao sy Pissoa no tena miresaka... mitovy hevitra amin'i Pissoa aho dia izay fa tsy mila miboletra ao an-dohanao velively... azfd an... =))
rakaroka:
Mafiloha Rakaroka fa...Ny "andraikitry ny RAR izany tompoko
dia tsy ailikikilika @ hafa : te hiteraka knou Mikolo ny hafa (rohasina ny devoly sns) aza v atao dia ny an'ny tena indray no ho vitavita @ izao?. : "RIDICULE"! Io situation io wà, efa tsapako tao anaty sehatry ny eglizy fony nankinina tamiko ny ankizy, dia mivavaka sy mihaino torinteny hono izany ny RAR sy ireo mpitarika, dia manao ny ataony ny ankizy:tsy misy responsable prévu an!=> TSY METY ilay rafitra ka. Du moins
mba niaiky ireto lohan'ny mpisorona vitsivitsy fa nony nampiandraiketiko ny ankizy koa izy vao tsapany ilay "blem".
... Ka misy manilika ilay andraikitry ny RAR angaha moa? izay anie ilay lazain'i pissoa hoe sao dia tsy mifankahazo aza ny resaka?
rakaroka:
Donk raha ny marina VARIANA @ torinteny sy ny fombafombam-piangonana tokoa ireo mpanabe isankarazany:
... Mety ho zava-misy sy tranga miseho izany fa tsy "raha ny marina" araka ny ambaranao... ny tianao sy fijo ambara mantsy dia toy ny hoe lalan-tokana izay ihany no antony nahatonga ilay zatovo hangalatra ka itompoanareo teny fantatra fa nanadino ny andraikiny amin'ny mahaRAR azy ireo mpiandry...

Dia eo no misy "nuances" tian'i pissoa ambara hatrany amboalohany tsy manala velively ny andraikitr'ireo RAR... :wink:
145. rakaroka ( 08/08/2008 11:20)
Asa aloha izay tena nanala sy nampiditra ny RAR raha zohina tokoa ny firesaka eto e! :roll: 8O :?: :?: . Ny foto-kevitr'i Pissoa no "MANALA ny RAR ary mampiditra ny ankizy @ andraikitra, sa ilaiko tsiponina avy koa vao ho araka indray fa toa efa lava loatra?....Ka ny fampandraisana "andraikitra ny ankizy tsy tahaka izay mitranga eto no tiako avoitra. Sahala @ izany koa misy ny remise en questionn'ny responsabilitén'ny RAR: Marina tokoa ve hoe nahavita ny "andraikiny izy ireo":Afa-po! :roll: :?: 8O 8O 8O
146. prime ( 08/08/2008 12:47)
Nanaraka hatrany am-boalohany aho rakaroka ka sady tsy ilaina tsimponina no mazava ny hevitrareo a...

Pissoa tsy nanala ny RAR fa nametraka "point d'orgue" ary nampitoetra ny tsirairay avy amin'ny toerany, ny RAR, ireo zatovo nangalatra, ny mpiandry sy ireo tompon'andraikim-piangonana, ny fiangonana, ny fiarahamonina sns... ka niditra lalina kokoa fa tsy nihanona fotsiny amin'ny fijery ivelany hoe "variana amin'ny toriteny ingahy pasy, sns..."

Mitovy hevitra amin'i pissoa aho... afa-po :?:
147. ikaretsaka ( 08/08/2008 19:45)
tsy mety le izy ry prime ary efa fantatra fa responsabiliten'ny RAR no miditra voalohany an.
di any atao dia ny miaiky fa tsy ny manetsik'heloka eo
148. fijo ( 08/08/2008 22:06)
izahay ry prime dia nametraka hatrany amboalohany fa ,ny mahatonga ny ankizy hibirioka ,dia ny tsy fandraisann'y ray aman dreny ny andraikiny.

teo no nanomboka nisy nanitatra hoe ,an an,ny manodidina koa sns.misy io manodidina io,fa ny ao an trano no tena mitondra azy.

raha avela eny antokotany ny zaza6 taona aminn'y 11h alina,de hilaza ve avy eo ,fa ny manodidina mihintsy no manimba ny zanako,fa tsy za rainy mamela azy hikarenjy alina????
149. ikaretsaka ( 08/08/2008 22:19)
izay mantsy
150. prime ( 11/08/2008 10:27)
ikaretsaka:
tsy mety le izy ry prime ary efa fantatra fa responsabiliten'ny RAR no miditra voalohany an.
di any atao dia ny miaiky fa tsy ny manetsik'heloka eo
... bontolo sisa an... :-D =))
fijo:
izahay ry prime dia nametraka hatrany amboalohany fa ,ny mahatonga ny ankizy hibirioka ,dia ny tsy fandraisann'y ray aman dreny ny andraikiny.
... tsy misy mandiso izany... fa tsy lalan-tokana...
fijo:
teo no nanomboka nisy nanitatra hoe ,an an,ny manodidina koa sns.misy io manodidina io,fa ny ao an trano no tena mitondra azy.
... tsy misy mandiso izany... fa tsy ao an-trano angaha ilay zaza 14 taona??? eo no mitoetra ny fandinihana nentin'i pissoa hoe : ekena, saingy...:wink:
fijo:
raha avela eny antokotany ny zaza6 taona aminn'y 11h alina,de hilaza ve avy eo ,fa ny manodidina mihintsy no manimba ny zanako,fa tsy za rainy mamela azy hikarenjy alina????
... Lasa zaza 6 taona indray angaha ilay zatovo 14 taona??? mba zavatra azo anoharana anaovana ohatra ry fijo a...
151. ikaretsaka ( 12/08/2008 03:34)
ka hita fa na inona na inona de responsabiliten'ilay RAR io fa eo no tadiavina aolaka @ tsisy arguments mitombina eo...
mbola sarotra be ve ny miala pas hoe euh ka tsy zao ange de tsy zao ka tsy zao nefa tsisy argu akory?
152. Mandefitra ( 12/08/2008 10:31)
lavabe le resaka fa omeo ny vahaolana ary e :
Tsy tokony nitory teny ve rapasy fa nitaiza zaza aloha?
sa zay manana zanaka maditra rehetra ve dia azo tsaraina avy hatrany ho tsy nananatra na tsy nanaramaso ny zanany?
153. rakaroka ( 12/08/2008 11:47)
Il s'agit de FAMPATSIAROVANA TSOTRA ny tompon'andraikitra @ andraikiny, tsy fialana "pas" @ zavatra hafa.
Ny zavatra "tsotra sy lojika tokoa no mahafanina an" :^) :^) :^) 8O :-D :-D :-D
154. Mandefitra ( 12/08/2008 11:59)
155. ikaretsaka ( 12/08/2008 13:46)
rakaroka> efa fombany le heo tsy za tsy za tsy za... fa ahilika foana amin'izay akaiky eo ko!
ndrao....

fa marina mihitsy io hoe ny zavatra tsotra sy lojika no mahafanina..
"{unconvenient truth" ho'zy oi Gore izay t@ androny
156. prime ( 12/08/2008 14:43)
157. pissoa ( 12/08/2008 18:09)
Ary tsy mahagaga kay raha lasa lava be amin'ny tsisy antony ity resaka ity ! Hay tena nisy tsy nahazo tokoa ilay zavatra lazaiko fa dia ... fotsiny !

Misy moa dia tena fanina tanteraka ka na ny soratany voalohandohany aza toa tsy tadidiny intsony !

:-D :-D :-D :-D :-D
158. rakaroka ( 12/08/2008 20:29)
Asa 'zay hevitra tena tiana hobanjinina rehefa manokatra "size", fa na tsy niresaka mitry aza anie isika efa manana ny tiany "ambara ity lohanteny !" fiheverako , fa dia siligaoma tiana hotsakoina fotsiny no nitsakoantsika sy nandrirotana izany ho lava marina :wink:
159. pissoa ( 12/08/2008 21:00)
Justement ...

Ny titre milaza hoe "Rapasy an aza variana mitory teny"
Ary ny tao anatiny dia milaza hoe "Variana mitory teny rapasy ka lasa hadinona ny fitaizana ny zaza".
Ny tohan-kevitra nentina dia hoe nangalatra le olona 14 taona zanaky rapasy.

Dia hoy aho sy ny mitovy hevitra amiko hoe tsy voatery hoe variana nitory teny i Rapasy na hoe tsy nahavita fitaizana no nampatonga ny ankizy nangalatra ... fa misy andraikitr'ilay ankizy koa ;)

Dia jereo ny karazana siligaoma tsakon'ny hafa ao ambony ao ;)

:-D :-D :-D :-D :-D
160. ikaretsaka ( 12/08/2008 22:56)
ny ahy indray ilay fialana pas ataon-drapasy sy ny mpiaro azy @ zanany no tsy mety amiko...
ny hany azo tsoahina dia matoa fopla ny zanany dia nisy zavatra fopla nataony izay eo @ resaka fitaizana ... dia amiko tokony miaiky izay maha fopla azy izay ino tokony hataony aloha dia mitady vahaolana @ izay....
tsy misy hafa @ tantaran'ny Mopre kato pedophile ihany io.... miaiky hoe nanao ny tsy mety dia mitady vahaolana
na inona na inona nahavariana azy tao tsy asiako sira loatra fa maka andraikitra ny fiangonana mitandro ilay zavatra tsary hitranga tsotry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089