rapasy an aza variana mitory teny ....

121. pissoa ( 30/07/2008 21:13)
Izaho indraindray manavaka ny hoe tompon'andraikitra irery sy ny hoe tompon'andraikitra rehefa mametraka fanontaniana !

:-D :-D :-D :-D :-D
122. rakaroka ( 30/07/2008 21:36)
Dia ny "suite lojika" sy normal raha hitaky ny réparation des dégâts dia any amin'ny "Ray aman-dreny fa tsy hoe ny "ankizy" izay mbola eo ambany elatry ny ray aman-dreny raha ny marina no "TAKIANA" ny ONITRA, satria nahoana?
Satria an'ny ray aman-dreny ny andraikitra ny zanany. Izay hanaovany ny zanany ao aloha tsy maninn rehefa tsy mi-créer "blem" ho an'ny hafa izy.
Fa raha ny "ankizy no henjehina avy hatrany, mbola "arovan'ny Ray aman-dreny anie!" sady ifanditra @ ankizy vez. Izany tsy midika hoe tsy manana andraikitra ny ankizy. Manana andraikitra izy fa mifanentana amin'ny "possibilité-ny ihany!" tsy considérables akory mitaha @ zavatra mbola tsy hainy sy tsy niainany mitaha @ potentielsn'izany ho an'ireo miantsoroka ny maha ray aman-dreny!
123. ikaretsaka ( 30/07/2008 21:59)
zanak'i x sy y foana i lola na ahoana na ahoana..iny titre iny tsy afaka esorina (eny na lasa relijiozy aza izy, na lasa lehiben-jiolahy miampy le titre fa izy zanak'i x sy y foana)
donc tratra foana i x sy y
124. pissoa ( 30/07/2008 22:10)
Ika : Toa efa ela ihany no naverimberina hoe tsy misy manala an'i X sy Y akory ! Mbola tsy azo foana ve !

Rakaroka : jereo ny ohatra nomen'i Fijo ! Toa tsy 'zay handoha ny onitra akory no anontaniany hoe iza no tompon'andraikitra fa ny nampatonga an'ilay ankizy nangalatra mihitsy ! Raha izao dia tsy nanao an'izao ilay ankizy, fa tsy hoe nanao an'izao ilay ankizy ka iza no mandoha onitra !

:-D :-D :-D
125. ikaretsaka ( 31/07/2008 02:49)
ianao ity tsy mahazo resaka mihitsy nefa be loha be
126. rakaroka ( 31/07/2008 06:53)
Ka ny famaritana ny antsoina hoe "andraikitra" mihitsy no "blemn'"n'i Pissoa.
Tsy ampiasa ny fomba fanao mahazatran'ny mpino hoe "hitsipona" ny réponse
bien détérminé amina zavatra iray: ny responsabilité anie tsy mijanona eo amin'ny fampahatsiahivana ny "andraikitra tsy vita fa indrindra indrindra "FIANTSOROHANA" ny vokany tokony "EFAINA". Ary ny fiantsorohana zavatra izany MIFANENTANA @ tanjaky ny olona no tokony ho izy.
D'accord aho raha hiteny i Pissoa hoe misy hadalana na ditran'ireo ankizy na "sazy" hitaizana ny ankizy... fa ireo tsy hoe "andraikitra" velively!
127. Mandefitra ( 31/07/2008 09:04)
Ka resaka tsy mifankahazo ange zany e. ny an i Pissoa le ditran ny ankizy no nataony hoe andraikitra na responsablité ny ankizy, na dia nananatra sy nitaiza tsara aza ny ray aman-dreny.
Fa ny vokany rehefa avy eo, de tompon'andraikitra tokoa ny RAR raha misy degat.
Fa ny maha hafahafa ilay filazan i fijo, de toy ny hoe tsy tokony nitory teny le RAR fa niambina ny zaza no tokony nataony ... zay zavatra otry ny absurde ihany.
Lasa ianao miasa de ny zaza nanao ny ataony ve de hoe, variana niasa le RAR ka nangalatra le zaza ...
128. pissoa ( 31/07/2008 16:02)
Ika : lol ! I ikaretsaka aza toa tsy nireska akory fa nanao oui oui olona fotsiny koa lol.

Rakaroka : Blem an'i Pissoa ve sa blem an'i Rakaroka ? ;)

Jereo ny resaky Fijo, fa vao manomboka dia tsy resaka hoe iza no hanolo ny entan'olona sns fa mifantoka fotsiny amin'ny hoe tsy nahavita ny tokony nataony ilay RAR satria variana nitory teny.

Fijo:
variana mitory teny rapasy de hadinony ny fitaizana ny zaza.loza le

Ary na ny teninao voalohany koa aza dia toy ny hoe ny RAR no variana namoky ny ankizy tamin'ny bla bla bla tsy nahavoky no nahatonga azy nangalatra !

rakaroka:

Raha nahavoky wà ny blablabla.
Tsy ho nanao izao ny z'enfà

Ireo hevitra ireo ihany no nolaviko hatrany ampiandohana hoe tsy voatery ho marina io, fa na dia mananatra aza ny RAR dia mety manana ny toetrany ny ankizy.

Ary jereo fa na i Fijo aza t@ ohatra nomeny toa tsy nanatsidika akory hoe iza no hanolo ny fiara sns, fa fotsiny hoe raha izao sy izao sy izao dia mety tsy nangalatra fiara ilay ankizy. Izany hoe tsy i Pissoa no namaritra ny resaka sy ny hoe hatraiza ny andraikitra tiana horesahina eto, fa i Fijo ary efa hatrany ampiandohana ilay izy no voafaritra sady mbola naverina taty aoriana.

Ka sao an-drakaroka ilay blem fa tsy an'i pissoa ?!

Ankoatra izay, ny famaritana nomenao ny atao hoe tompon'andraikitra mihitsy no tena mampa-tompon'andraikitra ny ankizy tamin'ny halatra nataony ! (Jereo ao ambonimbony ao) !

Anywayz ... i rakaroka angamba izany tsy hovaliako intsony satria efa milaza hoe
rakaroka:
D'accord aho raha hiteny i Pissoa hoe misy hadalana na ditran'ireo ankizy na "sazy" hitaizana ny ankizy...

(Ok - tany ambonimbony tany io dia efa hita lol)
izay marihiko fa tena mifanalavitra be amin'ilay hoe
rakaroka:

Raha nahavoky wà ny blablabla.
Tsy ho nanao izao ny z'enfà

ny fahitako azy manokana ;)

:-D :-D :-D :-D :-D
129. rakaroka ( 31/07/2008 20:20)
pissoa:

Rakaroka : Blem an'i Pissoa ve sa blem an'i Rakaroka ? ;)
Bien sur "blem" ny manazava ny fiheverako efa tokony ho azo fa tsy "blem"n'i Pissoa ary il est vrai fa tsy voafaritra tsara ny "sujet" évoqué-nao mikasika "andraikitra"

Jereo ny resaky Fijo, fa vao manomboka dia tsy resaka hoe iza no hanolo ny entan'olona sns fa mifantoka fotsiny amin'ny hoe tsy nahavita ny tokony nataony ilay RAR satria variana nitory teny.

Fijo:
variana mitory teny rapasy de hadinony ny fitaizana ny zaza.loza le

Ary na ny teninao voalohany koa aza dia toy ny hoe ny RAR no variana namoky ny ankizy tamin'ny bla bla bla tsy nahavoky no nahatonga azy nangalatra !

rakaroka:

Raha nahavoky wà ny blablabla.
Tsy ho nanao izao ny z'enfà

Ka ny ahy indray dia tsy ny tsipona loatra no fampiasako fa ny idée de base hoe"andraikitra izany no foto-kevitra lehibe iompanan'ny resaka dia izay no tokony ho banjinina fa tsy ny resak'i Fijo dans une réponse temporaire et bien détérminé

Ka sao an-drakaroka ilay blem fa tsy an'i pissoa ?!

Ka inn moa ny "blem"-ko amin'izany eo? Fantatro tsara ny zavatra lazaiko!
Raha i Pissoa no tsy mahatakatra, ce n'est pas mon blem. Ampy ahy fotsiny ny nitondra ny fanazavana ny hevitro!

Ankoatra izay, ny famaritana nomenao ny atao hoe tompon'andraikitra mihitsy no tena mampa-tompon'andraikitra ny ankizy tamin'ny halatra nataony ! (Jereo ao ambonimbony ao) !

Izy ity angamba tsy thèse efa "conclu" ny andraisina ny paragraphe" iray fa mbô hevero koa ilay nosoratako hoe mitaky "CAPACITE", donc tsy mitombina izay voalaza. Oui responsabilisé-na foana anie ny ankizy fa mba proportionnel @ possible wà.

Anywayz ... i rakaroka angamba izany tsy hovaliako intsony satria efa milaza hoe
rakaroka:
D'accord aho raha hiteny i Pissoa hoe misy hadalana na ditran'ireo ankizy na "sazy" hitaizana ny ankizy...

(Ok - tany ambonimbony tany io dia efa hita lol)
izay marihiko fa tena mifanalavitra be amin'ilay hoe
[quote=rakaroka]
Raha nahavoky wà ny blablabla.
Tsy ho nanao izao ny z'enfà

ny fahitako azy manokana ;)

:-D :-D :-D :-D :-D

Satria ny "andraikitra" dia mitaky tsy fananarana temporaire ihany tahaka izay mahazatra fa "encadrement total , ara-batana, saina , fanahy, matérialysns.
Ny tsapa matetika dia mitanila lé encadrement ka blabla no betsaka.
Ny andraikitra koa fiantsorohana izay vitan'ny niandreketana.

130. rakaroka ( 31/07/2008 20:46)
Dia 'ndeha aza arahina ny lojikan'ireo milaza ho matotra : atao nanao "délit"
goavana Bbe ilay zaza. Ohatra nodorany ny fiara iray. Dia raha atao hoe izy no 'ndeha henjehana aza, izy 'ngaha moa manana varaiventy hanoloana iny?...
'ndeha gadraina izy, satria "Goavana ilay délit" dia hogadraina firy taona no mifanahatsahana ilay délit 10,20,50 taona?...Dia migadra ao 50 taona izy ohatra tsy afaka manampy ny RAR 'tsony :cry: :cry: , tsy afaka mianatra toa ny ankizy normaly koa, tsy faka ho "avenir"n'ny RAR 'ntsony. Ary 'ngaha moa dia hamoaka "élite" ny fonja , anefa ao @ ankizy mbola misy angovo tokony
ho tabihy, na kiady na ho an'ny firenena na ho an'ny fhm,infdrindra ho an'ny RAR.
Niseho teto Frantsa anie ny doro daba nolazaiko fa na natao aza hoe nenjehina ny tanora taoko voahenjika mbamin-drafanja t@ ireny, ary ilay
onitra aza toa ny fhm t@ alalan'ny hetra isan-karazany no nanefa! Ka izay no mamoitra ilay maha sarotra ny responsablen'ny ankizy amin'ny zava(makadiry mety ho nataony ! :roll:
131. fijo ( 31/07/2008 21:01)
pisoa an,io sahala amin'ny hoe "misy mpiasanao manao betizy any ivelany,ianao no raisina aloha."

aty be ny gasy manao livraison,aza hadino,fa rah amisy saoferanao mangalatra entana,dia ianao pata aloha no raisna.satria andraikitrao no mifidy tsara ny mpiasanao.

ny zanaka moa tsy safidy io,fa amin'ny olona kosa dia andraikitrao no mitaiza azy tsara.indrindra moa fa rapasy ny tena.
132. pissoa ( 31/07/2008 21:49)

Izaho angaha moa nanda izany moa ?! Izaho angaha moa nanda hoe mety mila mamerina izay nangalarin'ny zanany ny RAR sns ? Toa tsy izay mihitsy ny zavatra laviko fa avereno vakiana aloha fa sao hanoratra lava be tsy amin'ny antony eo koa i Fijo. :-D :-D :-D

Rakaroka : tsy izaho no namaritra ny sujet ka. Jereo ny resak'i Fijo dia izay no sujet narahiko, ary niezaka tsy nivoaka tamin'io. Ny hevitra hoe variana nitory teny rapasy dia hadino ny nitaiza zaza no nampatonga ny zanany nangalatra no nolaviko hatramin'ny voalohany - ary toa araka izay ihany no nezahiko namaliana hevitra teto angamba.

Mitsimpona : Amiko tsy tokony afangaro ny hoe iza no handoha ny onitra rehefa nangalatra ny ankizy sy ny hoe iza/inona no nampatonga ilay ankizy nangalatra ! Ary raha tsy maitsy miresaka fandoavana onitra dia heveriko fa izay nangalatra sy ny antony fangalarana sns aloha no fantarina mialoha izay vao hoe iza no mandoha onitra ! fa tsy hoe iza no tokony mandoha onitra dia avy amin'izay no tsoahiny hoe ireto avy izany no tompon'andraikitra tamin'ilay halatra nisy. :-D :-D :-D

Afa-po :-D :-D :-D
133. rakaroka ( 01/08/2008 09:01)

Angamba tsy namaritra ny "sujet" ianao fa miresaka hatrany ny antsoina hoe:
"andraikitra na fampandraisana "andraikitra" jereo ny rubrique 49,74,78,94,sns.
Ny fanontaniana mipetraka avy hatrany raha mamaky ny valinteinao amin'ireo dia hoe:"Fantatr'ity olona ity tsara aloha ny teny ampiasainy hoe "andraikitra?"Satria ny valinteninao dia manome "impression hoe tsy ao loatra ny fahafafantaranao izany matoa imputé-nao direct be avy hatrany amin'ny ankizy ny "andraikitra " hoy ianao fa tsy "sazy". Je prefère que tu utilise plutôt hoe mendrika "sazy ny ankizy, ary ny sazy imputé eto tsy équivalent mihitsy amin'ny hoe "andraikitra, izany no nanasehovana ny "onitra sns....

Mitsimpona : Amiko tsy tokony afangaro ny hoe iza no handoha ny onitra rehefa nangalatra ny ankizy sy ny hoe iza/inona no nampatonga ilay ankizy nangalatra ! Ary raha tsy maitsy miresaka fandoavana onitra dia heveriko fa izay nangalatra sy ny antony fangalarana sns aloha no fantarina mialoha izay vao hoe iza no mandoha onitra ! fa tsy hoe iza no tokony mandoha onitra dia avy amin'izay no tsoahiny hoe ireto avy izany no tompon'andraikitra tamin'ilay halatra nisy. :-D :-D :-D

Afa-po :-D :-D :-D
:

De toute façon na ny onitra tokony aloa, na ny antony nahatonga ny ankizy hangalatra mbola ao anatin'ny rubriquen'ny "andraikitra" avokoa izany. Ka "andraikitra" anie ireo noresahina, sa voafetra hoe ny mampetimpety sy izay lafiny eken'ny saina ihany no 'ndeha hanompanana ny dinika tahaka ny tsipona mahazatra?....
Sady marina anie fa raha olon-tsotra toa an-Rakaroka no manao ny ataony ny zaza, mbola "pardonnable" 'ngamba fa ny zanaka "diakona, sy ilay olona efa nanokan-tena sy nivoady fa hiahy ny ankohonany ho an'Atra sns ireny.
Dia mitombo koa ilay "andraikiny e". Izany hoe tokony ho masina kokoa ilay olona sy ny ankohonany. Koa raha ny fanasina no tonga matsatso: inn no ahasira azy?
134. prime ( 01/08/2008 10:06)
fijo:
pisoa an,io sahala amin'ny hoe "misy mpiasanao manao betizy any ivelany,ianao no raisina aloha."

aty be ny gasy manao livraison,aza hadino,fa rah amisy saoferanao mangalatra entana,dia ianao pata aloha no raisna.satria andraikitrao no mifidy tsara ny mpiasanao.
... Hafa kely indray izany... i saofera no mangalatra dia ny pata no raisina??? :-P
135. fijo ( 01/08/2008 21:47)
hoadray????inona no atao hoe "risque de l'entreprise" ry prime???????

raha manao transporteur ianao,ka nisy very ny entana nentinao,aza milaza hoe ,ka i "kajil ano naka azy tao ko"tsy misy te ahalala izany eo,fa ianao transporteur no mandoa an'iny.

tandremo raprime sao mangalatra ny mpiasa ka manantena hiala maina eo fa fanina.
136. rakaroka ( 02/08/2008 13:52)
Ka izay anie ilay "Andraikitra" - misy "Titre" mi-correspondre. Indrindra hoe "itokisana" . Sahala amin'izany ohatra rehefa ampiandraiketana ministera ny "ministra" , dia izy no "ciblén'ny olona @ fandehanan'ny ministera na tsia fa tsy i Ravaomaria mpamafa trano ary akory , raha atao hoe voafafan-dRamaria ary nariany any @ fanariam-pako avokoa ny "dossier" important ohatra!
137. ikaretsaka ( 02/08/2008 14:17)
prime hoa rehefa miresaka asio lojika fa aza entina @ fo fotsiny :-D :-D

Ny ahy ny alikako indray andro izay nanaikitra olona ...lasa tany aminy ny baolin'ilay ankizy dia notadiavin'ilay ankizy nalaina dia nopetahiny ilay ankizy...
Nitory ny Ray amandreniny
na inona na inona dia izaho no malamalana nandoa ny onitra sy ny fikarakarana rehetra... satria alikako ilay izy!

tsy nandaitra ny hoe "ny alika no nanaikitra dia ny tompony ve no hiantoka eto"?
eny ny tompony tokoa no miantoka!

vao alika aza izany...ity resaka eto ity olona sady zanaka nateraka!!!
138. prime ( 05/08/2008 08:50)
fijo:
hoadray????inona no atao hoe "risque de l'entreprise" ry prime???????
... O ry fijo a, sao dia miresaka zavatra roa sy sasanangy samihafa aza ianao, ny resak'i pissoa sy rakaroka dia resaka mianga amin'ny "droit sur les responsabilités morales" amina "cas de défaillances en éducation", ny resahanao "droit sur les responsabilités civiles" amina "cas de délits dans une entreprise"... aoka lehiretsy a...

Ny orinasa dia tompon'andraikitra tokoa ka mandray andraikitra avy hatrany araka izay "contrats" mitoetra... na ny "contrat de transaction" io na ny "contrat d'assurances" misy eo amin'ny orinasa sy ilay mpanjifa na mpiara-miasa aminy, dia samy voakasika ao avokoa... fa ilay nangalatra ("livreur" hoy ianao), dia afa-maina ve satria ny orinasa no nandray andraikitra avy hatrany??? aoka lehiretsy a... ny tompon'ny orinasa tsy higadra amin'izany velively nefa tsy maintsy hisy sazy hianjera amin'izany halatra izany... dia iza izany moa ry fijo ilay hianjeran'ny andraikitra??? :wink:

Hafa kely hoy aho...

ikaretsaka:
prime hoa rehefa miresaka asio lojika fa aza entina @ fo fotsiny
... fa iza izaho sy ianao izao no entim-po??? :-D
ikaretsaka:
Ny ahy ny alikako indray andro izay nanaikitra olona ...lasa tany aminy ny baolin'ilay ankizy dia notadiavin'ilay ankizy nalaina dia nopetahiny ilay ankizy...
Nitory ny Ray amandreniny
na inona na inona dia izaho no malamalana nandoa ny onitra sy ny fikarakarana rehetra... satria alikako ilay izy!

tsy nandaitra ny hoe "ny alika no nanaikitra dia ny tompony ve no hiantoka eto"?
eny ny tompony tokoa no miantoka!

vao alika aza izany... ity resaka eto ity olona sady zanaka nateraka!!!
... Mitovy ny niafarany amin'i Ika ny "Responsabilités civiles" amina "cas d'incidence ou d'accidence par un animal domestique" sy ny amina "cas d'incidence ou d'accidence par un Mineur"...

Ny iray tsy manana "droit moral" satria sady tsy "personne morale" no tsy "personne physique" ampitoviana amina olona manana "droit moral"... aoka lehiretsy a... :)

Izaho mbola mihazona hatrany fa mitombina kokoa ny ambaran'i pissoa... tsy manala ny andraikitry ny RAR nefa mametraka ilay "zaza" sy ny fiarahamonina ho tompon'andraikitra ihany koa na dia ampahany ihany aza...
139. ikaretsaka ( 05/08/2008 13:20)
Izaho mbola mihazona hatrany fa mitombina kokoa ny ambaran'i pissoa... tsy manala ny andraikitry ny RAR nefa mametraka ilay "zaza" sy ny fiarahamonina ho tompon'andraikitra ihany koa na dia ampahany ihany aza...

io anie efa fantatra fa marina e... fa iza no tompon'andraikitra mivantana no adyihevitra eto..
fa ny tompon'andraikitra efa hita
140. rakaroka ( 05/08/2008 13:22)
Ny ahy ilay "sens de responsabilité" mihitsy no tsapako tsy ao loatra.
'ngaha moa 'za manda ny hoe mety "andraikitry ny fhm, ny hafa manodidina
angamba ny zanako :roll: 8O :wink: :-w :-w :-$ 'nefa inn moa ny idiran'i Ika sy i Fijo sns sy ny fhm @ fitaizana ny zanako?....Dia hisambotra anareo ve aho hoe "Ataovy rey olona ny andraikitrareo @ zanako?" :roll: 8O :?: :-D :-D :
Tsy ataon-drizareo hoe 'ngaha ireo zaza ikambanana amin-Rakaroka?....
Ka efa hoe lé polisy no nampatsiahy ahy fa ny "ny zanako zanako ihany!". Teo ao vao tonga saina hoe koa ho ankiniko @ hafa tsy hihevitra an-drizareo aza v ny andraikitra e?....
:lol: 8O 8O 8O :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0609