rapasy an aza variana mitory teny ....
61. cutie
(
24/07/2008 23:32)
ny fiaraha-monina koa no tena fositra e :) tafiditra ao daholo ny fiangonana, ny sekony sy ny tariny :-D
62. rakaroka
(
25/07/2008 05:32)
cutie:
ny fiaraha-monina koa no tena fositra e :) tafiditra ao daholo ny fiangonana, ny sekony sy ny tariny :-D
Ka ilaozana hanenjika ny fhm sy ny fiangonana sns aza ve tsy ny tompon'andraikitra aloha no ciblé-na? Dia miverina ho azy 'lay tenin'ilay polisy hoe: 'zanakao anie io fa tsy zanako e, ny ahy vitako mba "efao ny adidinao!"
63. rakaroka
(
25/07/2008 05:43)
[quote=pissoa]
Oui satria eo anatrehan'ny lalàna dia "MARINA DIA MARINA" ny azy!
Raha misy délit ataon'ny ankizy mineur dia tsy mahafantatra no tsy te-ahalala
afa-tsy ny ray aman-dreny ny manam-pahefana.
Koa raha mijanona amin'izay izy satria ao anaty fiaraha-monina manaraka sy manaja ny lalàna misy koa izy, fa raha ohatra manana "fahefana" manova izany i Pissoa dia ovay aza ny misy e!
:-
Ny hevitra nasehon'i Fijo kosa angamba tsy hoe ireo no responsable voalohany fa hoe ireo no responsable ! En tout cas izay no hitako eo ambony : ;)
Oui satria eo anatrehan'ny lalàna dia "MARINA DIA MARINA" ny azy!
Raha misy délit ataon'ny ankizy mineur dia tsy mahafantatra no tsy te-ahalala
afa-tsy ny ray aman-dreny ny manam-pahefana.
Koa raha mijanona amin'izay izy satria ao anaty fiaraha-monina manaraka sy manaja ny lalàna misy koa izy, fa raha ohatra manana "fahefana" manova izany i Pissoa dia ovay aza ny misy e!
64. ari.malala
(
25/07/2008 07:03)
satria ve hoe zanaka mpiandry d tonga dool ny bala isan-karazany? tsy ny zanaka mpiandry iany anefa no mangalatra fa ny zanak'olona tsotra iany koa. Ekena anie hoe zaro amin'ny lalana tena izy ny ankizy mba tsy hiandrona ao aminao ny tsiny hoy ilay hira izay, fa aoka tsy ho adinontsika fa olombelona ilay tezaina fa tsy fanahy akory. Ny tiako atongavana d manana ny sainy sy ny safidiny izy, ka na hoteneninao an'izao sy izao sy izoa aza rehefa tsy hanaraka an'iny izy d vizana eo enao. Responsable ny RAD raha mbola mineur, fa raha efa mihoatra ny 10 taona kosa efa mahalala ny tsara sy ny ratsy izany mahay manavaka ny tsy azo sy ny azo atao, ary eto 14 taona ilay ankizy, nahalala tsara ny zavatra nangalariny, izany hoe efa conscient amin'ny zavatra nataony izy izany, ao ny responsabilité an'ny RAD amin'ny maha mineur azy, fa eo d eo tokoa ny responsabilité an'ilay ankizy nanao ny acte.Samy tsy afa-bela izy roa tonta!
65. rakaroka
(
25/07/2008 09:10)
Ilay izy tsy késtion hoe mpiandry na tsia, fa késtion de principe tsotra fotsiny hoe "misy mpiandraikitra ny zavatra tsi1/1 raha tsy tiana ho baranahina ny fiainana e! Fa 'ngaha moa ny zaza misy miandraikitra aty 'taoko
maro koa ny mi-raisonne tsara ny ataony mais toujours tant que mineur dia tsy maintsy sous responsabilitén'ny olon-dehibe izay ny ray aman-dreny mazana no miantsoroka ny andraikitra!
Ny "blem" anie dia mbola tsy matotra matetika na 14 taona izany aza.
Anefa ny fahavoazana "consommé" vokatry ny tsy fahamatorana tsy dia
tokony avelavela fotsiny satria hoe "ankizy". Il fallait qu'il reconstitue les dégât.Noho izy tsy mbola conçu hoe hiasa akory anefa dia tsapako hoe lojika ilay hoe ny ray aman-dreny no terena hamehy ny zanany.
14 taona izany mbola mineur raha araka ny lalàna misy: tsy olon-dehibe mihitsy izany!

66. ari.malala
(
25/07/2008 14:33)
14 taona ekena fa tsy olon-dehibe mais au moins efa conscient ny zavatra ataony, efa mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy izany, mahay manavaka ny hoe ity azo atao ity tsy azo atao kosa e! sady jereo tsara anie ilay tantara e, fantany daolo hoe inona ny nalaina tao anatin'ilay kitapo, donk olona efa maharaka ny rehetra! ny taona ftsn no mbola latsaky ny 18 fa ny eritreritra efa tena mahatoraka lavitra mintsy hihihi! ny hoe ny RAD no responsable à 100% d ts ekeko satria mino mintsy aho fa mananatra ireo RAD fa ny ankizy no efa maditra! samy tsy mahay izay nitranga moa isika fa ny tatitry ny gazety ftsn no hita.
67. cutie
(
25/07/2008 14:40)
rakaroka [ Valio ] 25-07-2008 07:32:17
Lohateny : Re : rapasy an aza variana mitory teny ....
Hoy i cutie:
ny fiaraha-monina koa no tena fositra e tafiditra ao daholo ny fiangonana, ny sekony sy ny tariny
Ka ilaozana hanenjika ny fhm sy ny fiangonana sns aza ve tsy ny tompon'andraikitra aloha no ciblé-na? Dia miverina ho azy 'lay tenin'ilay polisy hoe: 'zanakao anie io fa tsy zanako e, ny ahy vitako mba "efao ny adidinao!"
ka tsy afaka mandeha rery ny tompon'andraikitra ka. Na tezaina @ fomba in na fomba in aza, raha tsy tsara koa ny fiaraha monina iainan'le zaza, tsy maintsy mibaralila foana iny.
68. pissoa
(
25/07/2008 17:23)
rakaroka:
Oui satria eo anatrehan'ny lalàna dia "MARINA DIA MARINA" ny azy!
Raha misy délit ataon'ny ankizy mineur dia tsy mahafantatra no tsy te-ahalala
afa-tsy ny ray aman-dreny ny manam-pahefana.
Koa raha mijanona amin'izay izy satria ao anaty fiaraha-monina manaraka sy manaja ny lalàna misy koa izy, fa raha ohatra manana "fahefana" manova izany i Pissoa dia ovay aza ny misy e!
Voalohany aloha tsy tena miady hevitra lalana isika eto, fa teto amin'ny finoana sy fivavahana no nametrahana ny dinika. Tsy hoe borne akory fa miezaka manavaka fotsiny.
Faharoa, lalana aiza moa izany ? Sao lalana any amin'ny tany fady mikapoka zaza na any amin'ny tany hoe ny ray aman-dreny mananatra indray no hiantsoany 911 sns ! hi hi hi. Raha tsy diso aho mantsy, any Dago ohatra misy an'izany hoe toerana ho an'ny zaza "maditra" izany. Ary ny voalaza eto koa dia hoe notanana am-ponja izy efatra mirahalahy zanaka fa tsy hoe izy 8 ray aman-dreny ! (Mahagaga ahy i Fijo nanontany ahy hoe aiza izany hoe notanana am-ponja izany nefa izy ihany no nitondra ilay lahatsoratra teto :
Fijo:
Teo no nanomboka noraisim-potsiny ireo ankizy. Ny nahatsikaiky dia tsy nifankahita ilay tovolahy tena nangalatra ny kitapo sy ireo namany raha tsy efa teny amin’ny mpitandro ny filaminana.
4 mirahalahy no notanana am-ponja vonjimaika ary samy zanaka mpiandry avokoa izy rehetra.
)
Ny manam-pahefana hoe manasazy ny ray aman-dreny fotsiny izany ary mamela maimai-poana nanao ny hadisoana dia tsy misy fitaizana zaza mihitsy ! Izany no tena mampa-baranahiny ny ankizy amiko manokana !
Sady araka ny voalazan'i Ari.malala, efa mahay hatramin'ny hoe mitady mpividy entana ve dia heverina hoe ankizy kely innocents ihany ! lol be !
:-D :-D :-D :-D :-D
69. ni81
(
25/07/2008 17:51)
Raha tsy diso aho mantsy, any Dago ohatra misy an'izany hoe toerana ho an'ny zaza "maditra" izany. Ary ny voalaza eto koa dia hoe notanana am-ponja izy efatra mirahalahy zanaka fa tsy hoe izy 8 ray aman-dreny ! (Mahagaga ahy i Fijo nanontany ahy hoe aiza izany hoe notanana am-ponja izany nefa izy ihany no nitondra ilay lahatsoratra teto :Eny Anjanamasina sy Ambohimangakely no misy ny fitazonana ny zaza tsy ampy taona (lahy), ary eny Ambohidratrimo ny zaza tsy ampy taona (vavy).
70. fijo
(
25/07/2008 19:52)
de ny zaza indray no omena andraikitra ry pissoa???tena ita hoe tsy tomponandraikitra le miteny ka tsy mahagaga.
raha ianao lehibe no mametraka antsy eo anjaridaina ,ka milalao an'iny ny zaza 6 taona dia maratra de izy indray kapohana fa aminao izy no diso.tena mandinika le maman ka

71. fijo
(
25/07/2008 20:01)
ity zavanisy ity,(ary zavatra tsy vaovao io fa efa matetika)raha io no araraotin'ny kanto hanamarinana ny tsy fanambadian'ny pretra,dia mangina daholo ry raprosy.
satria varian amanenjika ny asa fitorian atokoa rapasy ka hadinony hatramin'ny zaza ao antrano.

72. rakaroka
(
25/07/2008 20:09)
[quote=pissoa]
Désolé Pissoa, ny fivavahanareo no manavaka ny lalanan'ny fhm sy ny lalan'Andriamanitra angamba, fa ao anaty ribriquem-pivavahana hafa dia miara-dalana ireo => Donk tsy mivaona ny rsako. Et d'autant plus na i Jesoa izay aza nampianatra hoe "aloavy ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara...Haintsika angamba ny tohiny sy ny heviny..."
Voalohany aloha tsy tena miady hevitra lalana isika eto, fa teto amin'ny finoana sy fivavahana no nametrahana ny dinika. Tsy hoe borne akory fa miezaka manavaka fotsiny.
Désolé Pissoa, ny fivavahanareo no manavaka ny lalanan'ny fhm sy ny lalan'Andriamanitra angamba, fa ao anaty ribriquem-pivavahana hafa dia miara-dalana ireo => Donk tsy mivaona ny rsako. Et d'autant plus na i Jesoa izay aza nampianatra hoe "aloavy ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara...Haintsika angamba ny tohiny sy ny heviny..."
74. rakaroka
(
25/07/2008 20:25)
[quote=pissoa]
Simplement "taratry ny "incapacitén'ny RAR hitaiza ny "naterany".
Raha azoko tsara ny resaka Ny fonja izany azo antoka => Potentiel kokoa hiahy sy hitaiza noho ireo ray aman-dreny mpiandry sy ny fiangonana.
Du moins tokony "ekena izany hoe tsy mahavita azy aloha ny fiangonana sy
ny mpiandry!Ary izay justemnt no tsy hamrfrna ny sain'ny olona amin'ny torinteny ho baiboly ihany satria angamba raha niahy kokoa iro ray aman-dreny dia tsy ho toy izao ny ankizy!
Faharoa, lalana aiza moa izany ? Sao lalana any amin'ny tany fady mikapoka zaza na any amin'ny tany hoe ny ray aman-dreny mananatra indray no hiantsoany 911 sns ! hi hi hi. Raha tsy diso aho mantsy, any Dago ohatra misy an'izany hoe toerana ho an'ny zaza "maditra" izany. Ary ny voalaza eto koa dia hoe notanana am-ponja izy efatra mirahalahy zanaka fa tsy hoe izy 8 ray aman-dreny !
Simplement "taratry ny "incapacitén'ny RAR hitaiza ny "naterany".
Raha azoko tsara ny resaka Ny fonja izany azo antoka => Potentiel kokoa hiahy sy hitaiza noho ireo ray aman-dreny mpiandry sy ny fiangonana.
Du moins tokony "ekena izany hoe tsy mahavita azy aloha ny fiangonana sy
ny mpiandry!Ary izay justemnt no tsy hamrfrna ny sain'ny olona amin'ny torinteny ho baiboly ihany satria angamba raha niahy kokoa iro ray aman-dreny dia tsy ho toy izao ny ankizy!
75. pissoa
(
25/07/2008 20:39)
Fijo:
de ny zaza indray no omena andraikitra ry pissoa???tena ita hoe tsy tomponandraikitra le miteny ka tsy mahagaga.
raha ianao lehibe no mametraka antsy eo anjaridaina ,ka milalao an'iny ny zaza 6 taona dia maratra de izy indray kapohana fa aminao izy no diso.tena mandinika le maman ka
Misy dia kloooon mihitsy ka !
Zaza angaha izany 14 taona ?
Azo ampitahaina ve ny fisainan'ny zaza normal 6 taona sy ny zaza normal 14 taona ? Mety tsy mahagaga ihany ny hevitra mandeha eto raha izany ka. Misy mi-permettre fahatarana ara-tsaina 8 taona be zao amin'ny olona normal :-D :-D :-D
Mitovy angaha ny hoe zaza nilalao antsy - tsy nahalala akory izay hahafaty na handratra azy ? Sy ny hoe olona 14 taona miketrika sy mampiasa ati-doha manomboka amin'ny fakana poketra ka hatramin'ny fivarotana ny entana ? Vao manomboka dia efa hoe ny iray tsy mahalala akory izay ataony, ny iray miketrika ny tetika rehetra !
Ie - any aminay ny ankizy omena andraikitra mifanentana amin'ny taonany ka !
Aza misenina hoa :-D :-D :-D :-D :-D
rakaroka:
Simplement "taratry ny "incapacitén'ny RAR hitaiza ny "naterany".
Raha azoko tsara ny resaka Ny fonja izany azo antoka => Potentiel kokoa hiahy sy hitaiza noho ireo ray aman-dreny mpiandry sy ny fiangonana.
Du moins tokony "ekena izany hoe tsy mahavita azy aloha ny fiangonana sy
ny mpiandry!Ary izay justemnt no tsy hamrfrna ny sain'ny olona amin'ny torinteny ho baiboly ihany satria angamba raha niahy kokoa iro ray aman-dreny dia tsy ho toy izao ny ankizy!
Ary inona no dikan'ny hoe ray aman-dreny saziana izany amin-drakaroka ? Mila tazain'ny manam-pahefana ny ray aman-dreny ? Mety normal aloha e, koa efa 14 taona aza tsy omena andraikitra koa, aiza no tsy ho ilaina ho tazain'ny manam-pahefana rehefa lehibe =)) =)) =))
76. rakaroka
(
25/07/2008 20:45)
tohizako ny resako .... :-$
Raha niteny aho ho tsy mbola matotra ny zaza 14 izany.Satria midadasika loatra ny tsara ho "fantatra" aloha , sy tokony ho tsapa.
Ny mpanota matevin-koditra aza mamerina ny hadalany sy miandrandra famonjena fotsiny no mba hainy dia mibebabebaka , dia ny ankizy toa faly mitsara fotsiny ho maditra rizaro. Raha ohatra mitsiriritra ny fananan'ny namany tsy nananany izy ohatra, 'ngaha moa tsy zony izany?...sa tokony hiasa izy na mbola ankizy aza? 'nefa tsy ampy expérience dia tsy hanana ny "atoutn'ny lehibe". Fiheverako voa-janahary ny RAR miahy ny zanany, ary tao amin'ny baiboly aza nisy ilay zanaka adala efa lehibe izay fa dia tsy nanary azy ny rainy.

78. rakaroka
(
25/07/2008 21:00)
Ary inona no dikan'ny hoe ray aman-dreny saziana izany amin-drakaroka ? Mila tazain'ny manam-pahefana ny ray aman-dreny ?
Ny ray aman-dreny ao anaty rafim-piaraha-monina=>Taiza ho azy!
Raha tahaka ny hita eto aloha dia tokony mbola tezaina ireto ray aman-dreny. Ohatra fotsiny maninn hafany ny devolin'ny hafa? Tokony mandalinana
misimisy izy ny hanalany ny devolin-janany!
79. pissoa
(
25/07/2008 21:02)
rakaroka:
tohizako ny resako ....
Raha niteny aho ho tsy mbola matotra ny zaza 14 izany.Satria midadasika loatra ny tsara ho "fantatra" aloha , sy tokony ho tsapa.
Ny mpanota matevin-koditra aza mamerina ny hadalany sy miandrandra famonjena fotsiny no mba hainy dia mibebabebaka , dia ny ankizy toa faly mitsara fotsiny ho maditra rizaro. Raha ohatra mitsiriritra ny fananan'ny namany tsy nananany izy ohatra, 'ngaha moa tsy zony izany?...sa tokony hiasa izy na mbola ankizy aza? 'nefa tsy ampy expérience dia tsy hanana ny "atoutn'ny lehibe". Fiheverako voa-janahary ny RAR miahy ny zanany, ary tao amin'ny baiboly aza nisy ilay zanaka adala efa lehibe izay fa dia tsy nanary azy ny rainy.
Ka rahoviana izy no ho matotra ? Efa 14 taona izy hoa mbola tsy tianareo omena andraikitra ... ka rahoviana izy no tiana ho matotra ? :-D :-D :-D
Azon'i rakaroka antoka ve fa mibebebebaka sns fotsiny no mba hain'ny "mpanota matevin-koditra" ? Ao amin'io mibebabebaka lazainao io dia efa misy minimum takiana - izay tsy eken'ny sasany ho ataon'ilay ankizy eto akory : manaiky aloha hoe manana andraikitra tamin'ny zavatra natao ny tena. Tsy misy tsy miaiky ny hadisoany izany ka hoe hibebaka.
Izaho aloha tsy niteny hoe mandehana gadrao ilay ankizy amin'ito tranga ito a ! Fa minoa ahy ianao fa rehefa mangalatra koa ny matevin-koditra ka tratra dia migadra koa rehefa izay no heverin'ny lalana fa mendrika azy fa tsisy an'izany hoe mibebabebaka izany fotsiny !
Zony ny mitsiriritra ? Tsy haiko. Ny azoko antoka dia tsy zony ny mangalatra, indrindra tsy zavatra miankina amin'ny ainy akory, satria manitsakitsaka ny zon'ny hafa hanana ny fananany ! Ary tsy hoe izay tsiriritina akory dia tsy maitsy atao azo daholo na tsy mety aza ny fomba hahazoana azy. Tsy fanajana ny hafa izany, ka antenaiko mafy fa tsy izany no tianareo hitaizana ny ankizy.
Tsy fiheveranao fotsiny ny hoe miahy ny zanaka ny ray aman-dreny fa adidiny mihitsy. Fa tsy mitovy ny hoe miahy sy ny hoe manaraka ny danin'ny kibon'ny ankizy !
:-D :-D :-D :-D :-D
80. pissoa
(
25/07/2008 21:05)
rakaroka:
Ny ray aman-dreny ao anaty rafim-piaraha-monina=>Taiza ho azy!
Raha tahaka ny hita eto aloha dia tokony mbola tezaina ireto ray aman-dreny. Ohatra fotsiny maninn hafany ny devolin'ny hafa? Tokony mandalinana
misimisy izy ny hanalany ny devolin-janany!
Ary sao mbola mila tazaina goavana be koa rakaroka ity fa nanary zanaka ? Tena ngeza be mantsy izany mihoatra ny hoe nangalatra ny zanaka !
Ary hono hoa, iza no niteny hoe nanala devolin'ny hafa ireo olona voalaza eto ireo ? Sa tsianjery maimbon'ny mpi-forum sasantsasany fotsiny ? Ary iza no niteny hoe "misy devoly" ilay zaza ?
:-D :-D :-D :-D :-D