Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
101. pissoa
(
28/02/2008 12:25)
Mandefitra sy Prime : ka tsy olana izany ! fa raha sampy dia voarara ary rehefa tsy sampy dia tsy voarara :-D:-D:-D
102. Mandefitra
(
28/02/2008 12:55)
Pissoa :Hainao ery ny mandambolambo ny resaka, fany zava-marina toa tsy zany ... Omeko ohatra ianao:
- Rehefa maheno don bosco de hoe "ny tantaran'ireo olo-masina mpiaro anao" .. miaro anao @ ahoana?
- Prière du pape Jean-Paul II à Notre Dame de Paris :
Vierge Marie, au cœur de la Cité
Nous vous prions pour cette ville capitale.
Vous, l’Intacte, gardez-lui la pureté de la foi !
Vierge Marie, depuis ce bord de Seine,
Nous vous prions pour le pays de France.
Vous, Mère, enseignez-lui l’espérance !
Vierge Marie, en ce haut lieu de chrétienté,
Nous vous prions pour tous les peuples de la terre.
Vous, pleine de grâce, obtenez qu’ils soient un dans l’Amour.
Hay ve ivavahana, fa tsy aide memoire fotsiny e ...
santionany ireo ....

103. Fody
(
28/02/2008 13:14)
Mandefitra:
Mba mahaiza manavaka, fa ny olona tsy sary (na sary vongana), ary Maria tsy ilay sary vongana akory toy ny hoe ianao tsy ilay sarinao akory.
Dia alohan'ny hitsikerana dia fantaro aloha ilay zavatra tsikeraina.
Raha olomasina no resahana dia aza adino fa tsy mitovy laharana amin'i Jesoa mihitsy izy ireo. Ary na ny fomba fanajana azy aza dia samihafa.
Misaotra anao miezaka mafy tsy hahazo izay voalaza eto.

104. xxx
(
28/02/2008 13:20)
Ny fivavahana kristianina dia tsy fifandraisana any amin'ny tsy takatry ny saina, Kristy efa tonga nofo noho izany azao atao no mijery azy amin'ny maha olona, ny mifandray amin'ny reniny, sns... raha tsy izay dia Eresie, Kristy Andriamanitra ihany fa tsy olombelona.
105. ikaretsaka
(
28/02/2008 17:49)
Mba mahaiza manavaka, fa ny olona tsy sary (na sary vongana), ary Maria tsy ilay sary vongana akory toy ny hoe ianao tsy ilay sarinao akory.
Dia alohan'ny hitsikerana dia fantaro aloha ilay zavatra tsikeraina.
Raha olomasina no resahana dia aza adino fa tsy mitovy laharana amin'i Jesoa mihitsy izy ireo. Ary na ny fomba fanajana azy aza dia samihafa.
Misaotra anao miezaka mafy tsy hahazo izay voalaza eto.
izay mantsy
106. caprio
(
28/02/2008 19:53)
ikaretsaka efa tsy mahita lazaina tsony fa manohana izay voalazan'i pissoa sy fody sisa, de averiko @pissoa indray fa i karetsaka ery ambony ery milaza we fitaovana entina ampifandray @Atra ireny sarivongana ireny,ka izay no tsy ekeko fa raha araka ny voalazanao we,fahatsiarova ireny dia miala satroka za fa manaiky anao
107. pissoa
(
28/02/2008 20:20)
caprio : ireo ny hevitro ./. :-D:-D:-D
Mandefitra : izaho ve no mandambolambo ny resaka sa ianao no manitatra ny zavatra nolazaiko ? Toa mba efa nataoko bold ihany hoe sary no resahiko amin'io hoe fahatsiarovana io ... ! (Dia miangavy, aza itarina io teniko io hoe rehefa tsy sary izany dia azo hivavahana !!! )

108. ikaretsaka
(
28/02/2008 20:37)
caprio> tsy hoe tsy mahita lazaina aho fa efa voalazany ny tiako lazaina
i pissoa koa niteny hoe fitaovana fa mamakia tsara kalongany
i pissoa koa niteny hoe fitaovana fa mamakia tsara kalongany
pissoa:
Ny fitaovana. Fa maninona moa no tsy notanisaina ho "fitaovana" ny Baiboly ? Tsy ny Baiboly anie no tenin'Andriamanitra e. Vakio ny tohiny sao hitsambikina sao io fotsiny indray no holazaina hoe notenenin'i Pissoa. Ny "Teny" amin'ny maha-teny azy dia zavatra tsy azo tsapain-tanana. Ny Baiboly kosa dia "fomba" na "fitaovana" nentina niraiketana ilay teny. Tsy sampy ve izany ? Maninona no azo atao ny manao boky misy sary ho an'ny ankizy, fa tsy azo atao ny manao sary amin'ny rindrina ?
109. caprio
(
29/02/2008 09:46)
ikaretsaka sy pissoa:tsy hisy olona hilaza ny baiboly mintsy we sampy fa ny sampy aza tsy fantatrareo we inona raha tsy nisy ny bailboly,fa ny tiako faritana fotsiny raha sarivongana no hivavahanareo dia voararan'ny baiboly zany,fa raha hatao haingom-piangonana sy haingo-trano dia tsy maninona
111. Fody
(
29/02/2008 11:23)
ikaretsaka sy pissoa:tsy hisy olona hilaza ny baiboly mintsy we sampy fa ny sampy aza tsy fantatrareo we inona raha tsy nisy ny bailboly,
Diso hevitra tanteraka ianao ry namana satria izao:
1 - Lasa sampy ny Baiboly rehefa iny no ampiasaina amin'izay tsy tokony hampiasana azy. Asolo ny toeran'Andriamanitra, ka hamoretana ny olona sy hampitahorana azy. Toy ny fanaon'ireo olona fondamentaliste maro. Tahotra no zary mitondra ny olona amin'izay fa tsy fitiavana. Ary zary lasa lalana mamoritra ny Baiboly, fa tsy Tenim-pitiavan'Andriamanitra.
2 - Ny sampy dia tsy ny Baiboly velively no nampahalala azy. Nialohan'ny nisian'ny Baiboly dia efa nisy izy, ary ireo olona niaina talohan'ny nisian'ny Baiboly dia efa nahalala ny atao hoe: Sampy. Toy izany koa isika Malagasy, talohan'ny nidiran'ny finoana Kristiana dia efa nahalala ny atao hoe sampy isika.
fa ny tiako faritana fotsiny raha sarivongana no hivavahanareo dia voararan'ny baiboly zany,fa raha hatao haingom-piangonana sy haingo-trano dia tsy maninona
Ny sary sy ny sarivongana dia tsy ivavahana velively (toy izay fanaonao fahiny angamba) fa fitaovana nomen'Andriamanitra io hampitana ny teniny, hanehony ny Fitiavany.
Misy Cathedrale iray ao Cecile, vita an-tsary ny Baiboly mantolo. Ary raha mahay mamaky sary ianao, eo am-pibanjinana an'ireo sary ireo dia hahavaky ny Baiboly hatramin'ny Farany.
http://translate.google.com/translate?sourceid=navclient&hl=fr&u=http%3a%2f%2fde%2ewikipedia%2eorg%2fwiki%2fKathedrale%5fvon%5fMonreale
http://images.google.it/images?hl=it&q=cattedrale+monreale&um=1&ie=UTF-8&sa=N&tab=wi
Fanamarihana: Ho an'ny Katolika, ny sary dia tsy ivavahana. Tsy haitraitra fotsiny koa, fa fitaovana hanampy ny rehetra hitodika any amin'Andriamanitra. Aza adino fa Andriamanitra dia naniraka an'i Moizy hanao sarim-bibilava varahina ho an'ny vahoaka Israely tany anefitra.
112. Mandefitra
(
29/02/2008 12:18)
Aza adino fa Andriamanitra dia naniraka an'i Moizy hanao sarim-bibilava varahina ho an'ny vahoaka Israely tany anefitra.
Ie, nasainy natao le bibilava varahina mba ho sitrana zay mijery azy.Ary vokatry ny fahotan'ny zanak Israely ihany no nahatonga azy ho voakaikitra ka nitalohany famonjena t@ Jehovah.
Fa ny sary vongana ve nasain'Andriamanitra natao moa? de manana pouvoir manasitrana na ny toy zany le izy ve?
113. ikaretsaka
(
29/02/2008 14:39)
Ie.. nasainy nanao sary ho karazana aide memoire foana ny olona mba hanampy ny olona hitodika !
aza adino koa fa ny fiaran'ny fanekena ange ka Atra no nandidy ny hanaovana azy e
ny kerobima sy ny serafima (ao @ Boky voalohan'ny Mpanjaka misy ordre: toko faha 6 angamba .. dia misy koa ao @ toko fahafito ao))
ao @ eksodosy ao feeeeeeeno momban'ny kerobima sy ny ho paozin'ny trano fiangonana sy ny kisarisary atao amin'izany..
(exodosy 25 sy 26)
aiza ny baibolinao?? vakio hoa fa aza tsimponina :-D:-D:-D

114. Fody
(
29/02/2008 14:41)
Ie, nasainy natao le bibilava varahina mba ho sitrana zay mijery azy.Ary vokatry ny fahotan'ny zanak Israely ihany no nahatonga azy ho voakaikitra ka nitalohany famonjena t@ Jehovah.
Fa ny sary vongana ve nasain'Andriamanitra natao moa? de manana pouvoir manasitrana na ny toy zany le izy ve?
Voalohany aloha: ivereno vakina io ambony voasoratro io.
Faharoa: raha sitrana izay nijery ny sarin'ny bibilava tany anefitra, iza no nanasitrana azy, ilay sarim-bibilava varahina ve sa Andriamanitra?
115. ikaretsaka
(
29/02/2008 14:47)
ny article 122 amin'ny kaosily Vatican 2 :
122. The fine arts are rightly classed among the noblest activities of man's genius; this is especially true of religious art and of its highest manifestation, sacred art. Of their nature the arts are directed toward expressing in some way the infinite beauty of God in works made by human hands. Their dedication to the increase of God's praise and of his glory is more complete, the more exclusively they are devoted to turning men's minds devoutly toward God. (Vatican II, SACROSANCTUM CONCILIUM , 122)
dikanteny malalaka: ny kisarisary sy ny art ary ny zava-kanto dia voasokajy ho isan'ny zavatra soa indrindra amin'ny asa sy ny faharanitsan-tsaina ary fahaizan'ny olombelona: Marina kokoa io rehefa art religieux sy mikasika ny finoana, ny sary masina sns... Ny tena tanjon'izy ireny dia ny hampita ny hatsarana tsy taka pesipesenin'Atra avy amin'ny alalan'ny asa-tanan'olombelona, ary mba hanamasinana an'Atra sy hitondrana ny sain'olombelona hifantoka amin'Atra
116. Fody
(
29/02/2008 14:56)
misaotra an'i Ikaretsaka.
Mandefitra, mba valio ity fanontaniana ity:
Raha sitrana izay nijery ny sarin'ny bibilava tany anefitra, iza no nanasitrana azy, ilay sarim-bibilava varahina ve sa Andriamanitra?
117. caprio
(
29/02/2008 19:58)
fody,mba fantatrao ve ny tohin'ilay tantara avy eo saaaa?ny fahatezeran'Atra t@ilay sarinomby sy bibilava sy izay endrika sampy rehetra
118. ikaretsaka
(
01/03/2008 00:00)
dia averiko 2 caprio ny fanontania.. efa tia hanohy ny tantara ihany ary ianao..
dia nahoana izy avy eo no mbola nampanao ny fiaran'ny fanekena sy ny kerobima sy ny serafima sy hoe asivo sarin izao sy izao ato?
jereo ny bokin'ny fanisana (nomery0 sy ny bokin'ny Mpanjaka??
dia nahoana izy avy eo no mbola nampanao ny fiaran'ny fanekena sy ny kerobima sy ny serafima sy hoe asivo sarin izao sy izao ato?
jereo ny bokin'ny fanisana (nomery0 sy ny bokin'ny Mpanjaka??
119. Fody
(
01/03/2008 10:09)
capiro:
1 - Vakio tsara ny baiboly aloha fa tsy Iaveh no naniraka ny olona hanao ny sarin-janak'omby.
2 - Fa nahoana àry izy no tezitra?
Dia mba valio koa ireto e:
Raha sitrana izay nijery ny sarin'ny bibilava tany anefitra, iza no nanasitrana azy, ilay sarim-bibilava varahina ve sa Andriamanitra?
dia nahoana izy avy eo no mbola nampanao ny fiaran'ny fanekena sy ny kerobima sy ny serafima sy hoe asivo sarin izao sy izao ato?
jereo ny bokin'ny fanisana (nomery0 sy ny bokin'ny Mpanjaka??
1 - Vakio tsara ny baiboly aloha fa tsy Iaveh no naniraka ny olona hanao ny sarin-janak'omby.
2 - Fa nahoana àry izy no tezitra?
Dia mba valio koa ireto e:
Raha sitrana izay nijery ny sarin'ny bibilava tany anefitra, iza no nanasitrana azy, ilay sarim-bibilava varahina ve sa Andriamanitra?
dia nahoana izy avy eo no mbola nampanao ny fiaran'ny fanekena sy ny kerobima sy ny serafima sy hoe asivo sarin izao sy izao ato?
jereo ny bokin'ny fanisana (nomery0 sy ny bokin'ny Mpanjaka??
120. Rasiligaoma
(
02/03/2008 07:14)
Averiko foana : ireo lazainareo fa tsy mety ireo dia ataonareo ihany. fa @ fomba hafa fotsiny
izaho manaiky an'io