Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
121. caprio
(
02/03/2008 20:10)
Fody,de zay ve no mahatonga anareo mbola ampiasa ny sarivongana satria izay nijery ilay bibilava dia sitrana?
122. pissoa
(
03/03/2008 09:43)
=))=))=))
Caprio : efa hoe rehefa mba anontaniana dia mba tsotra fa aza miolakolaka be loatra na te hanao conclusion mivilana ! Raha tsy arakao ny resaka dia ito tenin'i Mandefitra ito no nahatonga an'i Fody nanontany an'io :
Dia miverina aminareo ny fanontaniana ! :-D:-D:-D

Mandefitra:
Ie, nasainy natao le bibilava varahina mba ho sitrana zay mijery azy.Ary vokatry ny fahotan'ny zanak Israely ihany no nahatonga azy ho voakaikitra ka nitalohany famonjena t@ Jehovah.
Fa ny sary vongana ve nasain'Andriamanitra natao moa? de manana pouvoir manasitrana na ny toy zany le izy ve?
Dia miverina aminareo ny fanontaniana ! :-D:-D:-D
123. caprio
(
03/03/2008 09:59)
@nareo kaloa mba lazao eto we inona ny atao we sampy? de mety ho voavaly daholo izay fanontanianareo eto,fa raha ny fandinihiko azy dia na ny atao we sampy aza toa tsy fantatrareo ,ka zay no azoko amaliana izay fanontanianareo rehetra teo fa mba miandry izay valin'ny fanotaniako rehetra koa anie za ry pissoa eeee
124. Mandefitra
(
03/03/2008 10:06)
Ka efa mazava ange ny valiny fa Andriamanitra no nanasitrana azy sady izy no nampanao ilay bibilava varahina... fa le fanontaniana hoe iza no nampanao le sary vongana ndray zao valiana ... hehehe
125. Fody
(
03/03/2008 17:55)
@nareo kaloa mba lazao eto we inona ny atao we sampy? de mety ho voavaly daholo izay fanontanianareo eto,fa raha ny fandinihiko azy dia na ny atao we sampy aza toa tsy fantatrareo ,ka zay no azoko amaliana izay fanontanianareo rehetra teo fa mba miandry izay valin'ny fanotaniako rehetra koa anie za ry pissoa eeee
Misaotra anao indrindra!
Izao e, raha tsy mbola ampy anao izay voasoratra ao amin'ny Baibolinao dia mba vakio koa ny Baiboly Katolika, fa manazava tsara ny atao hoe sampy ny Bokin'ny Fahendrna (toko faha 13 - 15).
Ka efa mazava ange ny valiny fa Andriamanitra no nanasitrana azy sady izy no nampanao ilay bibilava varahina... fa le fanontaniana hoe iza no nampanao le sary vongana ndray zao valiana ... hehehe
Hay moa ka fantatrao fa Andriamanitra no nanasitra ny olona izay nijery ilay sarina bibilava varahina, nefa dia mbola sahinao ny nilaza hoe:
Fa ny sary vongana ve nasain'Andriamanitra natao moa? de manana pouvoir manasitrana na ny toy zany le izy ve?
Dia hamaly ilay fanontanianao àry aho izao, ka manaova farahehy fa tsy olana.
Ataoko fa misy Evanjely ny Baiboly vakinao.
Ao amin'ny Evanjely dia mampianatra sy manentana antsika i Kristy hampiasa ny Talenta rehetra ananantsika, izay tsy avy aiza fa avy amin'Andriamanitra ihany.
Ny fanaovana sary vongana dia fampiasana ny talenta avy amin'Andriamanitra. Fitaovana hampitaina hafatra koa izy, toy ny teny sy ny soratra. Ka inona no olana? Olona maro no efa nahalala an'Andriamanitra avy amin'ny fampiasa sary, ary olona maro koa no nahatsiaro ny fitiavany avy amin'ny alalan'ny fanehoana an-tsary ny azy. Izy tsy ilay sary, ary ilay sary tsy hahasolo azy.
Aza adino fa manana fandrenesana dimy isika handraisana: MASO (jery) - SOFINA (feo) - ORONA (fofona) - TANANA (tsapa)- LELA (tsiro).
Ireo rehetra ireo dia samy azo ampiasaina aby handraisana hafatra.
Fanontaniana ho anao io:
Mba mampiasa automobile ve ianao io?
Misaotra!
127. caprio
(
03/03/2008 20:31)
fa ny nareo ve zany refa misy olona mampiasa tapakazo sy tany ravo ary rano voahasina entina hifandraisana @Atra de sampy,fa refa nareo no mampiasa sarivongana sy zavatra hafa hifandraisana @Atra de we bla bli,fa amiko samy mitovy reo satria efa samy nanaiky sika fa we Atra dia afaka mamaly vavaka raha miantso azy mivantana sika ka tsy hitako izay hilana sarivongana hifandraisana aminy,ary voalaza teo koa we Atra no naniraka ny zanak'israely hanao an'izao sy zao,de manaiky za raha Atra mintsy no naniraka azy,fa kosa tsy Atra mihintsy no naniraka nareo ankehitriny we manaova sarivonga na sarisikotra hifandraisana amiko ka dia hoy aho we:tohizo ny dinika fa mety ho resy lahatra hiany na izaho na hianao
128. pissoa
(
03/03/2008 20:54)
:-D:-D:-D
Aiza ho aiza aloha ilay soratra hoe natao ho "mpampifandray" amin'Andriamanitra ny sary vongana na sary sikotra na sns e ?
Amin'i Caprio ve ny Evanjely natao ho an'ny olona taloha be ihany ka tsy tokony hitombina itsony "aminay" ankehitriny ny hafatr'i Jesoa ? Sa i Jesoa moa tsy Andriamanitra ?

129. Mandefitra
(
04/03/2008 07:53)
Le izy nampifandraisanao @ le bibilava varahina no tsy mety loatra. Satria Andriamanitra no nampanao le izy, ary karazana anti dote t@ iny fotoana iny fotsiny fa tsy hoe nampiasaina foana ilay izy.
Toy ny hoe nanasitrana ilay teraka jamba Jesosy de nanao feta t@ rora ... Zay no maha-Andriamanitra Azy ...
Fa raha te hahatsiaro Azy ianao, dia ny Mofo sy ny Divay no nodidiany hoe "ataovy zao ho fahatsiarovana Ahy".
Fa raha sary vongana mo no miasa aminareo ... ndao zatsy izy ary e :-D
Aty Maurice zao, eny antokntanin olona eny, samy misy grotte kely avy ... ny an'ny sasany Ganesh no ao, ny an'ny sasany Maria hehehe
Maha Shivatree mo zao, de milanjalanja an le sary vongan'i Shiva aby ny hindou ... otrotr zay ihany le ataonareo refa manao pelerinage o?
Tsy tezitra an

130. Fody
(
04/03/2008 08:50)
Mandefitra:
Dia mba manana lojika rehefa miresaka fa ianao ihany dia efa manohitra izay voalazanao:
Jereo kely:
Nefa avy eo dia sahinao indray no mety hoe:
Dia valio koa ity fanontanian'i pissoa ity:
Aiza ho aiza aloha ilay soratra hoe natao ho "mpampifandray" amin'Andriamanitra ny sary vongana na sary sikotra na sns e ?
Ary mba valio koa ity fanontaniana ity fa averiko indray:
Mba mampiasa automobile ve ianao io?
Ary mbola ampiako hoe:
Fahotana ve ny fampiasana sary hampianarana olona, na hampitana fahalalana?
Fahotana ve ny fampiasana sary hampitana hafatra?
Fahotana ve ny fanehoana fanajana sy fitiavana ny olona iray amin'ny alalan'ny sary? Raha ohatra ka fahotana io, ahoana no asinao sarin'ny filoha (na olo-malalanao, na ny ray aman-dreninao na...) ao an-tranonao (eo an-doham-pandrina na ny sahala amin'izany)
Dia mba valio ny fanontaniana. Ary aza mampiteny izay tsy voalazanay.
Misaotra anao!
Dia mba manana lojika rehefa miresaka fa ianao ihany dia efa manohitra izay voalazanao:
Jereo kely:
Ka efa mazava ange ny valiny fa Andriamanitra no nanasitrana azy sady izy no nampanao ilay bibilava varahina...
Nefa avy eo dia sahinao indray no mety hoe:
Satria Andriamanitra no nampanao le izy, ary karazana anti dote t@ iny fotoana iny fotsiny fa tsy hoe nampiasaina foana ilay izy.
Dia valio koa ity fanontanian'i pissoa ity:
Aiza ho aiza aloha ilay soratra hoe natao ho "mpampifandray" amin'Andriamanitra ny sary vongana na sary sikotra na sns e ?
Ary mba valio koa ity fanontaniana ity fa averiko indray:
Mba mampiasa automobile ve ianao io?
Ary mbola ampiako hoe:
Fahotana ve ny fampiasana sary hampianarana olona, na hampitana fahalalana?
Fahotana ve ny fampiasana sary hampitana hafatra?
Fahotana ve ny fanehoana fanajana sy fitiavana ny olona iray amin'ny alalan'ny sary? Raha ohatra ka fahotana io, ahoana no asinao sarin'ny filoha (na olo-malalanao, na ny ray aman-dreninao na...) ao an-tranonao (eo an-doham-pandrina na ny sahala amin'izany)
Dia mba valio ny fanontaniana. Ary aza mampiteny izay tsy voalazanay.
Misaotra anao!
131. Mandefitra
(
04/03/2008 09:32)
Tsy haiko na le antsoinao hoe lojika aza raha izany satria tsy hitako zay zavatra mifanohitra @ ireo lazaiko ireo :
Andriamanitra no nanasitrana azy = ary karazana anti dote (ndeha hatao hoe pilina) t@ iny fotoana iny fotsiny fa tsy hoe nampiasaina foana ilay izy.
=> Izy tsy nanao hoe refa lanin ny bibilava de manamboara foana bibilava varahina ... zay no tiako ho lazaina.
Izy no nampanao ilay bibilava varahina... = Satria Andriamanitra no nampanao le izy,
Sady tsy za rahateo no nanontanian i Pissoa an io resaka mampifandray io fa caprio ....
Ie mampiasa fiara mitsy ka ... de inn le fifandraisany?
Fahotana ve? Aleo ny Ao Ambony ny hitsara ka ... za nge efa niteny hoe "ndao zatsy izy ary e"

132. caprio
(
04/03/2008 10:08)
fody sy pissoa:vakio tsara ery ambony indrindra izay voalazan'i ikaretsaka namanareo fa misy mintsy ao we hifandray sy hanatonana Atra,ka io no tsy eken'i caprio
133. pissoa
(
04/03/2008 10:33)
Ikaretsaka:
le fisainana mihitsy io rafody .. hoan'ny sasnay raha vao zavatra mivongambongana dia manompo sampy..
fa raha vakivaky sy soratsoratra dia tsy manompo sampy...
nisy kigasingasy nataoko izay tato heo ary raha soratra mikivongana (soratra mivooihitra) izany ilay izy de ahoana?
fa arakaraky ny fampiasana azy tokoa io.... na sary io na soratra rehefa ataonao karazan'ny aide memoire manampy anao hifandray kokoa amin'ilay Atra tena tompoinao ilay izy dia izay
Art is a vehicle of expression to bring out an inner feeling -
amiko rehefa tsy omena lanja mitovy @ Atra ilay raha fa akmpiasaina ho fitaovana hanantonana azy dia tsy maninona
Caprio, io no soratra nolazain'i Ika voalohany ! Io izany ilay izy ...
Zavatra roa no lazain'i Ika !
Ny iray hoe aide memoire manampy anao hifandray kokoa amin'ilay Andriamanitra tena tompoinao !
Misy olana ve izany ? Ka marina izany koa ... jereo ilay ohatra nomeko anao hoe mahita sarin'i Victoire (izay nekenao rahateo ...) ! Izay no heveriko fa tian'i Ika ambara amin'io.
Ny faharoa hoe rehefa tsy omena lanja mitovy amin'Andriamanitra ilay raha ka ampiasaina ho fitaovana hanatonana azy dia tsy maninona.
Dia mbola mitovy amin'ny teo ambony ihany. Fitaovana manampy anao ireny amin'ny fanatonanao an'Andriamanitra. Tsy mitovy mihitsy ny zavatra ao an-tsainao rehefa mahita film ianao, na mahita vehivavy miboridandrida eny anoloan'ny INDRA :-P sy ny ao an-tsainao rehefa mahita ny sary mampiseho an'i Jesoa nofantsihana teo amin'ny Hazofijaliana ohatra ! ...
Raha ny fahitako azy, ianao rehefa mahita hoe manampy amin'ny fifandraisana na fanatonana dia tonga dia mieritreritra karazana fanahy hafahafa foana. :-D:-D:-D Fa ny Baiboly ve tsy fitaovana ampisainao, ary manampy anao amin'ny fifandraisanao sy fanatonanao an'Andriamanitra ? :roll:
134. ikaretsaka
(
04/03/2008 15:58)
izay anie no ilazako hoe ny soratra koa anie ka sary e... symbole natao hampitana hafatra ....
sao odiana fanina izany
marina ny an'i pissoa hoe indraindray ilay izy zavatra lazainareo hoe fady dia ataonareo ihany fa # domba hafa
sao odiana fanina izany
marina ny an'i pissoa hoe indraindray ilay izy zavatra lazainareo hoe fady dia ataonareo ihany fa # domba hafa
135. Fody
(
04/03/2008 17:37)
Tsy haiko na le antsoinao hoe lojika aza raha izany satria tsy hitako zay zavatra mifanohitra @ ireo lazaiko ireo :
Andriamanitra no nanasitrana azy = ary karazana anti dote (ndeha hatao hoe pilina) t@ iny fotoana iny fotsiny fa tsy hoe nampiasaina foana ilay izy.
=> Izy tsy nanao hoe refa lanin ny bibilava de manamboara foana bibilava varahina ... zay no tiako ho lazaina.
Raha izao no jerena dia ianao no manompo sampy.
Raha io lojikanao manko no jerena dia hoe: raha tsy nisy an'ilay bibilava varahina dia maty aby ny olona. Nefa ianao milaza fa avy amin'Andriamanitra ny famonjena!!!
Ho anay katolika dia Avy amin'Andriamanitra ihany ny famonjena. Ny sary dia fitaovana.
Tsy izahay mihitsy no hilaza toa anao izao hoe: antidote (na ody faty) ny sary.
Ie mampiasa fiara mitsy ka ... de inn le fifandraisany?
Dia moa ve tsy sarisarin-java-boaary ny automobile? Ny ropilana koa toy izany. Nefa voasoratra ao anaty Baiboly fa aza manao sarisarin-java-boaary. Sa tsy izy ireny?
Fahotana ve? Aleo ny Ao Ambony ny hitsara ka ... za nge efa niteny hoe "ndao zatsy izy ary e"
Ahoana moa raha valina tsotra e! Eny na tsia dia izay!
Tsy sahy mamaly ianao satria mahatsapa fa diso fihevitra. Ary sarotra ho an'ny olona manana préjugé ny miaiky ny fahamarinan'ny zavatra lazain'ny hafa.
Izao e: Raha zavatra fanaonao aza heverina fa ny hafa koa dia manao izany. Raha ianao no manompo sampy, mitahiry tapa-kazo sy sampy kely, aza heverina fa izay rehetra mitahiry sarivongana ao aminy dia manao ny fanaonao koa.
Ho anay, averina indray, ny sary dia Fitaovana. Ataoko fa mazava be io.
Misaotra!
136. caprio
(
04/03/2008 18:57)
rehefa mivavaka hianao de inona no fitaovana ampiasainao?raha tsy voavalinareo io tsy hafaka ny hamaly ny fanotanianareo mintsy za
137. Fody
(
04/03/2008 19:46)
135. Mpandefa : caprio [ Valio ] 04-03-2008 19:57:23
Lohateny : Re : Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
rehefa mivavaka hianao de inona no fitaovana ampiasainao?raha tsy voavalinareo io tsy hafaka ny hamaly ny fanotanianareo mintsy za
Ny zavatra rehetra dia nomen'Andriamanitra antsika hanasoavana antsika sy hampiasaina hitiavana sy hiderana azy.
Ny zava-boaary rehetra noho izany dia fitaovana eo an-tanako azo ampiasaina hihaonana amin'Andriamanitra.
Izay ilay hoe: Mahita an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra, ary mitia an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra.
Misaotra anao!
138. caprio
(
05/03/2008 18:57)
rehefa mivavaka @Atra isika dia mifantoka tanteraka aminy fa tsy mampiasa zavatra hafa,fa raha te ahafantatra azy ndray dia ny boky misy ny tantara na ny baiboly no ampasaina
140. caprio
(
06/03/2008 10:10)
ka efe mazava be anie ry pissoa,fa Atra ankehitriny de mila anao mivavaka mivantana aminy mintsy e,sady na isika aza mbola tsy valian'Atra ndrai2,maika va zavatra tsy miteny tsy misy fanahy tsy mihetsika,inona no hialan'Atra an-zany?ary misy milaza ery ambony ery we:(ny baiboly oa zany sampy)dia hoy aho we,raha ilay baiboly atao ao ambany ondana sy hiankohofanao refa mivavaka dia efa endrika sampy zay,fa ny baiboly dia averiko foana fa natao ahafantaranao ny zavabitan'Atra sy ny tantara nisy hatrizay fa tsy hiny akory no ampiasainao refa mivavaka fa antsoy izy dia amaly anao