Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory

1. Fody ( 19/02/2008 19:03)

Nisy resaka tsy vita hatramin'ny farany moa teto ka tiana mba hotohizina, satria miverimberina foana. Tsy inona izany fa ny resaka sampy sy ny fampiasana sary.
Tsy izay rehetra mampiasa sary akory dia mpanompo sampy. Ary Andriamanitra dia tsy nandrara ny fampiasana sary (na sary vongana). Ny fanompoan-tsampy sy ny fanaovana sampy no norarany mafy.

Ahoana ny hevitrao?
novalian'i caprio ny 11/04/2008 19:55
2. ikaretsaka ( 19/02/2008 19:14)
le fisainana mihitsy io rafody .. hoan'ny sasnay raha vao zavatra mivongambongana dia manompo sampy..
fa raha vakivaky sy soratsoratra dia tsy manompo sampy...
nisy kigasingasy nataoko izay tato heo ary raha soratra mikivongana (soratra mivooihitra) izany ilay izy de ahoana?

fa arakaraky ny fampiasana azy tokoa io.... na sary io na soratra rehefa ataonao karazan'ny aide memoire manampy anao hifandray kokoa amin'ilay Atra tena tompoinao ilay izy dia izay

Art is a vehicle of expression to bring out an inner feeling -

amiko rehefa tsy omena lanja mitovy @ Atra ilay raha fa akmpiasaina ho fitaovana hanantonana azy dia tsy maninona
3. pissoa ( 19/02/2008 19:21)
Marina ! :-D:-D:-D

Saingy tsy ho tapitra mihitsy io ady hevitra io raha ny fahitako azy satria raha ny tazana eto amin'ny forum dia efa misy te hi-censure ny teny hoe "fomba" amin'ny heviny rehetra :-D:-D:-D
4. LazaDaddy ( 19/02/2008 19:45)
Ity izany ilay resaka sampyle
5. ikaretsaka ( 19/02/2008 19:45)
marina koa izay obs an pissoa izay
6. cutie ( 19/02/2008 19:54)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-02-2008 20:45:49
Lohateny : Re : Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
Ity izany ilay resaka sampyle

=))=))=))=))=))
7. booboo ( 19/02/2008 19:57)
Nisy resaka tsy vita hatramin'ny farany moa teto ka tiana mba hotohizina, satria miverimberina foana. Tsy inona izany fa ny resaka sampy sy ny fampiasana sary


:-D:-D:-D:-D:-D:-D tsy io ihany fa mbola booooobaka beeeeeee. fa hita hoe ho avy matetika @ zay Fody hanafana ny forum fivavahana sy finoana fa teo manko mety lasa vacs :°)
8. ikaretsaka ( 19/02/2008 20:22)
le mprincipen'ilay fomba mihitsy no mila ianarana mba tsy hitenenam-poana ohatran'ilay rangahy manao sampy le io..
tsy hainy akory izao no dikan'ny lazainy
9. LazaDaddy ( 19/02/2008 20:26)
cutie> toa mahafalifaly an-dry leresaka sampyle?
10. ikaretsaka ( 19/02/2008 20:31)
LD> ny fitsalotsaloanao ngamba no mahafaly azy fa tsy le resaka sampyle loatra
11. caprio ( 19/02/2008 20:33)
raha mino enao fa mihaino vavaka Atra,de inona no hilana sarivongana?eritsereto tsara we enao io aza olombelona manam-panahy, manan-tsaina ,mihetsika ,mihinana ,tsy mino fa afaka mivandray mivantana @Atra koa maika va fa sarivongana na zavatra hafa afaka hampifandray @nao @Atra?zay no hilazako we diniho tsara kaloha ny soratra masina vao miteny fa manjary lasa miteniteny foana nareo
12. Fody ( 19/02/2008 20:33)
Misy Katedraly izay any Monreale (Palerma italy). Ny zavatra mahavarina sy manahitra ao amin'io Fiangoanana io dia voaseho an-tsary avokoa ny Baiboly mantolo. http://images.google.it/images?um=1&hl=it&q=cattedrale+di+Monreale
Dia anjaranao no mijery raha fanompoan-tsampy ny fanaovana sary na tsia. Na avy amin'ny Fanahin'Andriamanitra no maniraka hanao izany na tsia.
13. LazaDaddy ( 19/02/2008 20:34)
Fody> Kay tsy lesarivongana no voarara fa ny sampyle :)
14. cutie ( 19/02/2008 20:44)
tsy haiko alou in ny dikan;zany fitsalotsalohana:-D
15. xxx ( 19/02/2008 20:45)
raha mino enao fa mihaino vavaka Atra,de inona no hilana sarivongana?eritsereto tsara we enao io aza olombelona manam-panahy, manan-tsaina ,mihetsika ,mihinana ,tsy mino fa afaka mivandray mivantana @Atra koa maika va fa sarivongana na zavatra hafa afaka hampifandray @nao @Atra?zay no hilazako we diniho tsara kaloha ny soratra masina vao miteny fa manjary lasa miteniteny foana nareo


Ka io arakaraka ny ampiasanao an'ilay sary vongana na ilay sampilé. Raha tompoinao ho tena Andriamanitra io dia anao ny olana. Fa raha ataonao fomba hahalalana na hampahalalana Azy dia tsy hitako ny olana.
Tadidio fa ny olombelona dia mila Symbole mandrakariva hanakarana an'ilay Mistery. Isan'izany na sary miloko ao anaty boky na sary vongana.
16. cutie ( 19/02/2008 20:49)
lasa idol fotsiny le sary vongana:?
17. ikaretsaka ( 19/02/2008 20:51)
miombonkevitra @ io xxx farany io
io arakaraka ny ampiasanao an'ilay sary vongana na ilay sampilé. Raha tompoinao ho tena Andriamanitra io dia anao ny olana. Fa raha ataonao fomba hahalalana na hampahalalana Azy dia tsy hitako ny olana.
Tadidio fa ny olombelona dia mila Symbole mandrakariva hanakarana an'ilay Mistery. Isan'izany na sary miloko ao anaty boky na sary vongana.

18. LazaDaddy ( 19/02/2008 20:55)
cutie:

lasa idol fotsiny le sary vongana:?
ahoana ny fanbomezana bizoroka fa Tonga De Meko indry =))=))


19. Fody ( 19/02/2008 20:56)
12. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-02-2008 21:34:01
Lohateny : Re : Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
Fody> Kay tsy lesarivongana no voarara fa ny sampyle

Mba lazao mazava izay tianao lazaina.
Fa tsy misy ao anaty baiboly mandrara ny fanaovana saple.

Na ny baibolinao angamba no nisy nasisika tsy haiko.
20. ikaretsaka ( 19/02/2008 20:57)
nanomboka indray ny TDMivanitika evanjelika an'ireto olona ireto fa tsy misy atokona izy dia mitady hanala ilay izy ho HS!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087