Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory

21. cutie ( 19/02/2008 20:58)
Laza
za tsy mila bizoroka :-D
22. LazaDaddy ( 19/02/2008 21:12)
cutie> fa inona? =))
23. cutie ( 19/02/2008 21:14)
tsinotsinona:-D
24. LazaDaddy ( 19/02/2008 21:15)
tsinontsinona fa ravin-kininina? Ireny koa toa misy manao sampyle =))
25. cutie ( 19/02/2008 21:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. xxx ( 19/02/2008 21:43)
cutie:

Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-02-2008 20:45:49
Lohateny : Re : Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
Ity izany ilay resaka sampyle

=))=))=))=))=))


sampy le, mahay teny gasy tafahoatra razoky ty
27. xxx ( 19/02/2008 21:47)
ao amin'ny T.taloha eo amin'ny fifanekena misy sampy,
vakio ange ny baiboly, heheheheheheheheheheheheheh8O:o8O8O8O8O8O8O8O
28. ikaretsaka ( 19/02/2008 22:13)
misy resaka kerobima sy serafima koa ao
29. fijo ( 19/02/2008 22:21)
ka rehefa inona moa no lazaina fa manompo sampy ilay olona????????satria raha ny fahalalako ny gasy anie ka tsy ilay taolana na moara no atsoiny hoe zanahary e.
30. ikaretsaka ( 19/02/2008 22:27)
rehefa manao zavatra mivongavongana hono de manompo sampy e
31. fijo ( 19/02/2008 22:41)
izay le tsy azoko.raha forma fotsiny no hitsarana hoe manompo sampy ,dia tsy tokony hisy sary sy sikotra ny fiangonana rehetra.fa rindrina fotsiny
32. ikaretsaka ( 19/02/2008 22:49)
na lakroa aza miala.. de tadidio fa ny soratra koa ange ka sary e
33. fijo ( 19/02/2008 23:12)
izay mantsy.
34. ikaretsaka ( 19/02/2008 23:20)
ka izay le hoe mba jereo tsara aloha ny zavatra ambara:-D
35. LazaDaddy ( 20/02/2008 00:12)
izao izy ity rey olona ah :)

Raha ny "ampy" no lazaina fa "tsy ampy" ka ampiana "S" dia lasa "sampy"

Rehefa tsy mahay mionona fa milaza "tsy ampy" lava sy manamy dia mety...mihafara amin'ny sampy le =))=))
36. ikaretsaka ( 20/02/2008 00:21)
aza ahodikodina ilay izy ry LD an... mandiniha aloha de miheritrereta fa manjary HS
37. cutie ( 20/02/2008 01:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
38. ikaretsaka ( 20/02/2008 02:20)
efa nasin'ny olona t2 sampy tany lety de ny arguments -ny no tsy ampy le
39. cutie ( 20/02/2008 02:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
40. LazaDaddy ( 20/02/2008 04:01)
cutie> tandremo aza levariana mijery lebandy manoko sampyle =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0897