Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory

161. caprio ( 12/03/2008 20:24)
fody,enao mintsy no miodikodina fa ilay we mivavaka @sarivongana no marina tratra,ary enao koa milaza we tsy mifantoka @sarivongana refa mivavaka fa misy mintsy ary maro no tsy mahay mivavaka raha tsy misy sarivongana sy lakroi eo anoloany,fa refa enao aloha no tsy manao an-zany de mangina @izay fa aleo ireo mbola mifantoka @izany no hiditra eto ndray
162. Fody ( 13/03/2008 16:09)

Ka ianao ve no tsy mahay mivavaka raha tsy misy sarivongana sy tsy misy Lakroa eo anolohanao?

Ahoana no lazainao fa mivavaka amin'ny sarivongana ny olona mivavaka manoloana ny sarivongana? Na ny olona mivavaka manoloana ny Lakoroa?

Angaha ianao katolika, sa efa katolika, ka izany no fanaonao? Tsoriko eto fa tsy Katolika mihitsy ianao, raha mivavaka amin'ny sarivongana, fa mpanompo sampy.

Fanamarihana: raha mbola Kristiana Katolika koa izy, dia samy afaka mivavaka tsara amin'Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina, na misy sarivongana eo na tsia.

Ary ahoana moa aho no asainao mangina? Sao ianao manendrikendrika ny hafa no tokony hangina amin'izay!
Raha zavatra tsy iainana, tsy fantatra, ry namana aza mba hamafisina ho marina. Ary ialao ny préjugé fa ratsy, sady tsy toetra kristiana izany.

Misaotra anao!

163. ikaretsaka ( 13/03/2008 16:12)
Raha zavatra tsy iainana, tsy fantatra, ry namana aza mba hamafisina ho marina. Ary ialao ny préjugé fa ratsy, sady tsy toetra kristiana izany.

izay!!

164. caprio ( 13/03/2008 19:07)
ikaretsaka wa manamafy fotsiny fa tsy mahita tenina mintsy,de i fody ndray ilay mihezaka manadiso izay lazaiko foana na marina aza no nolazaiko,fa tsy voavalinao mintsy ry fody ilay fanotaniako we:inona no antony tsy maintsy anasiana zavatra foana eo anoloana refa miresaka @Atra?satria mantsy amiko dia misy antony doly ny zavatra retra refa ampiasaina
165. pissoa ( 13/03/2008 19:34)
Tsisy resaka tsy maitsy mihitsy io ! Ianao no tsy mamaky fa i Fody dia efa nanoratra hoe

Fody:
Fanamarihana: raha mbola Kristiana Katolika koa izy, dia samy afaka mivavaka tsara amin'Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina, na misy sarivongana eo na tsia.


Efa hatry ny ela koa ianao no noteneniko koa hoe tsy resaka hoe "Ilaina ve sa tsy ilaina" ilay izy, fa resaka hoe "Azo atao ve sa tsy azo atao !" Ilay hoe "tsy maitsy" lazainao mantsy dia mikasika ny hoe ilaina ... fa tsy resaka hoe voarara ve sa tsia ! Jereo ao ambony ao fa efa tamin'ny 28 Feb isika sy ianao no niresaka an'izany !

Dia mba vakio sy tadidio izay efa novaliana fa manjary mivezivezy fotsiny le ady hevitra ! Otran'ny olona midelira ianao miresaka, ny eo foana no miverina nefa efa voavaly tsara :-D:-D:-D:-D:-D
166. ikaretsaka ( 13/03/2008 19:53)
caprio> ka efa voalazan'i fody no tiako tenenina , ary mitovy hevitra aminy tanteraka ao amin'ny momba io theme io , ko inona no mbola hanampiana .. tsy manamafy sisa?
ka efa hazavaina amin'i caprio mazava tsara anie ilay izy e
167. pissoa ( 13/03/2008 20:35)
:-D:-D:-D:-D:-D

sao tokony manao dika petaka kosa ry Ika ? manao dika petaka izay efa voasoratra :-D
168. Fody ( 14/03/2008 09:25)
capiro: ianao dia mitovy amin'ilay voalaza ao anatin'ity angano iray ity mihitsy.

Nisy zanak'ondry kely nangetaheta mafy, ka nisotro rano teo amin'ny renirano iray. Nahaita azy avy eny ambony ity ambodia iray, dia nilaza taminy hoe: "Ahoana no lotonao ny ranoko ry ilay kely ty? Tsy maintsy hohaniko ialahy androany!"
"Ahoana, hoy ilay ondry, no handotoko ny ranonao? Ianao eny ambony izaho ety ambany?"
Dia hoy ilay amboadia: "Ka maloto ny ranoko, satria nolotonareo, ary rehefa tsy ialahy no nandoto azy dia ny dadan'ialahy, rehefa tsy dadan'ialahy dia ny dadaben'ialahy, rehefa tsy dadaben'ialahy dia ny dadany... Tsy maintsy ny iray taminareo mianakavy no nandoto ny ranoko e, ka tsy maintsy hohaniko ialahy!"


Dia mba jereo racapiro ny fomba fiadinao hevitra raha tsy BONTOLO BE toy ny fanaon'io ambodia io fotsiny.

Misaotra anao!
169. caprio ( 14/03/2008 10:12)
voalazanareo ary fa we afaka mivavaka na misy sarivongana na tsia,amiko zany de tsy marina mintsy satria raha hiteny enao we:za afaka mandeha tongotra na misy fiara na tsia,kanefa ny fahitan'ny olona anao any anaty fiara foana.ary averiko eto foana fa ny lohateny de we:ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana,de hoy aho we raha samy hiteny zany daholo ny mpanompo sampy we:ny sampy no voarara fa tsy ny tapakazo sns....de inona zany ny atao we sampy,sady nareo koa anie no mamaly botolo sy ankatezerana fa raha namaly tsotra fotsiny nareo we eny na tsia fa tsy ampiharahina @safary sy asiana rambony lavabe de efa vita ny dinika fa angamba nareo mahatsapa hiany fa diso dia tohizana lavabe ilay izy,ary tsy ny fampiasana hitony sarikely:lol::x:evil:^^:twisted::o tsy ny fampiasana ireo no mahamarina anareo fa ny fampiasana ireo dia midika fa tsy matotra hianareo fa mananihany
170. pissoa ( 14/03/2008 11:37)
caprio:
voalazanareo ary fa we afaka mivavaka na misy sarivongana na tsia,amiko zany de tsy marina mintsy satria raha hiteny enao we:za afaka mandeha tongotra na misy fiara na tsia,kanefa ny fahitan'ny olona anao any anaty fiara foana.

:-D:-D:-D
Izany no midika fa efa manana prejuge be loatra ianao, efa raiki-tapisaka ao an-doha ilay izy ka na izahay Katolika aza no miteny hoe tsia - tsy voatery dia ny anao ihany no asesikao.

Ie - tena mivavaka izahay na tsy misy sary, tsy misy baiboly, tsy misy fihirana sns aza eny aminay. Fa izany akory tsy midika hoe sampy ireo rehefa ampiasaina.

caprio:
ry averiko eto foana fa ny lohateny de we:ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana,de hoy aho we raha samy hiteny zany daholo ny mpanompo sampy we:ny sampy no voarara fa tsy ny tapakazo sns...

efa novaliana io teninao io, ka tohizo ny ady hevitra fa aza averimberina fotsiny
caprio:
tena hainao tokoa ny namaky ny lohateny ... fa toa tsy azonao angamba ilay izy. Tsy voarara ny sarivongana sy ny sary hafa rehetra rehefa tsy atao sampy ! Toa lojika be ilay izy ... ary ao ambonimbony ao ianao dia efa manaiky anie e


caprio:
sady nareo koa anie no mamaly botolo sy ankatezerana fa raha namaly tsotra fotsiny nareo we eny na tsia fa tsy ampiharahina @safary sy asiana rambony lavabe de efa vita ny dinika fa angamba nareo mahatsapa hiany fa diso dia tohizana lavabe ilay izy,ary tsy ny fampiasana hitony sarikely tsy ny fampiasana ireo no mahamarina anareo fa ny fampiasana ireo dia midika fa tsy matotra hianareo fa mananihany

dia jereo tsara fa tsy vitan'ny miverimberina ny fanontanianao, tsy vitan'ny tsy miraharaha izay teninay ianao fa mbola manendrikendrika indray ! toa tsy mbola nisy nampiasa ireo sarikely :evil::twisted:^^:x ireo izahay teto !

Ary jereo fa efa imbetsaka izahay Katolika no nilaza hoe tsisy resaka tsy maitsy izany ao fa ianao no misisika hoe diso izany teninay izany !

Fantatrao ny tokony ataonao angamba
:-D:-D:-D:-D:-D
171. pissoa ( 14/03/2008 14:12)
Fanitsiana :

Hoy i caprio:
tena hainao tokoa ny namaky ny lohateny ... fa toa tsy azonao angamba ilay izy. Tsy voarara ny sarivongana sy ny sary hafa rehetra rehefa tsy atao sampy ! Toa lojika be ilay izy ... ary ao ambonimbony ao ianao dia efa manaiky anie e

Hoy i Pissoa io fa diso kely :-D:-D:-D
172. caprio ( 14/03/2008 20:39)
averiko ndray fa refa nareo no tsy manao ilay izy ,dia aza hamarinina doly ny rehetra fa betsaka mintsy ny mbola mitondra zavatra sy mihakohoka eo anoloan'iny sarivongana iny ary efa nolazaiko we tsara refa tsapanareo fa tsy mety,ary raha ny fahitako ny firesakareo dia tato @ity dinika ity nareo vao nahatsapa we tsy mety ny mivavaka @sarivongana fa menatra angamba dia mahita ambara foana,ary ny zazakely wa no mampiasa itony sarikely:-D:roll:;-):cry:itony fa tsy ny olona vonona hitafa sy hireka mintsy
173. pissoa ( 14/03/2008 21:10)
Tsy manamarina ny betsaka sns, fa ny hevitra arosonao no toherinay dia izay. Dia ny hevitray koa toherina raha mbola misy hanoherana.

Ito teninao ito ohatra dia efa novalian'i Fody koa
caprio:
averiko ndray fa refa nareo no tsy manao ilay izy ,dia aza hamarinina doly ny rehetra fa betsaka mintsy ny mbola mitondra zavatra sy mihakohoka eo anoloan'iny sarivongana iny

fa ianao no tsy namaly ny fanontaniana :
Fody:
Ahoana no lazainao fa mivavaka amin'ny sarivongana ny olona mivavaka manoloana ny sarivongana? Na ny olona mivavaka manoloana ny Lakoroa?

Ankoatra izay, jereo ny soratrao io ambony io :
caprio:
voalazanareo ary fa we afaka mivavaka na misy sarivongana na tsia,amiko zany de tsy marina mintsy satria raha hiteny enao we:za afaka mandeha tongotra na misy fiara na tsia,kanefa ny fahitan'ny olona anao any anaty fiara foana.

Dia anjaranao no milaza hoe narahinao foana ve ilay olona - fa fantatrao fa "tao anaty fiara" foana izy ! :-D:-D:-D

caprio:
efa nolazaiko we tsara refa tsapanareo fa tsy mety,ary raha ny fahitako ny firesakareo dia tato @ity dinika ity nareo vao nahatsapa we tsy mety ny mivavaka @sarivongana fa menatra angamba dia mahita ambara foana

Diso ny fiheverenao ! Tsy vao voalohany no nisy dinika tahaka ity teto amin'ny serasera. Ianao angamba no izay vao nahafantatra hoe hay ve tsy manompo sampy ny Katolika saingy efa raiki-tapisaka ilay hevitra ka mahamenatra ny miala aminy ! dia aleo mamerimberina ny fanontaniana eto foana na inona efa nolazaina anao na inona.

caprio:
ry ny zazakely wa no mampiasa itony sarikelyitony fa tsy ny olona vonona hitafa sy hireka mintsy

Izany tokoa ve ? Maninona no tsy notenenina hatrizay fa andrasana aty amin'ny hevitra fa roan-jato mahery izao i caprio ... rehefa hita hoe lany hevitra ... vao miteny ? Sa tiana ovaina attaque personnelle @ zay ny resaka fa kikina arguments ?! :-D:-D:-D

Raha mbola tsy nomarihinao dia ianao no tena tsy miady hevitra eto !

:-D:-D:-D:-D:-D

174. Fody ( 15/03/2008 15:07)
sady nareo koa anie no mamaly botolo sy ankatezerana fa raha namaly tsotra fotsiny nareo we eny na tsia fa tsy ampiharahina @safary sy asiana rambony lavabe de efa vita ny dinika fa angamba nareo mahatsapa hiany fa diso dia tohizana lavabe ilay izy,ary tsy ny fampiasana hitony sarikely tsy ny fampiasana ireo no mahamarina anareo fa ny fampiasana ireo dia midika fa tsy matotra hianareo fa mananihany

Ianao andremato no manao bontolo. Atao toton'omby bory fotsiny ny hoe: mpanompo sampy nareo e!!!! Ho anao dia fanamarinan-tena ny fanazavana omenay eto fa tsy misy zava-marina na kely aza, satria izahay dia mpanompo sampy, ho anao. Ary isaorako an'Andriamanitra fa tsy mitovy aminao izy, fa mihaino sy mahalala izay ataonay marina.

Io teny lazainao io koa dia mamely ny tenanao ihany. "Ny lohahevitra dia mazava": Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
Dia jereo fa ianao no manisy rambony azy amin'ny filazana hoe:
ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana,de hoy aho we raha samy hiteny zany daholo ny mpanompo sampy we:ny sampy no voarara fa tsy ny tapakazo sns....de inona zany ny atao we sampy

Io teninao io koa no midika fa ho anao: Ny Sary, ny sarivongana dia sampy daholo. Izay laviko tsotra izao, satria tsy voatery ho sampy ny sary sy sarivongana.
hanampy anao hahazo ny dikan'ny hoe sampy àry, dia mba vakio ny Bokin'ny Fahendrena 13 - 15 (Akoatran'izay efa voalaza any amin'ireo boky hafa hita ao amin'ny Baiboly protestanta)
http://baiboly.katolika.org/boky/Fahendrena/13
http://baiboly.katolika.org/boky/Fahendrena/14
http://baiboly.katolika.org/boky/Fahendrena/15
Fanamarihana: Ilay resaka tapakazo: tsy voatery ho ratsy koa ny tapakazo. Aza adino fa avy amin'ny tapakazo sy ravinkazo no nahazoana ny fanafody rehetra. Ary Ratsimamanga izay fata-daza eran-tany dia nitsabo olona tamin'ny alalan'ny tapakazo sy ravinkazo, ary mbola mitohy izany hatramin'izao.
175. caprio ( 16/03/2008 18:43)
fody,io ndray enao fa mahita lazaina,hita mintsy enao fa mitady fomba hafa mintsy hanamarinana tena foana,ary voaporofo zany t@ nilazako reo resaka tapakazo sy taniravo,de nolazahinao ndray we ratsimamanga sns.....zany we izay lazaiko fa ratsy zany dia ahitanao fomba foana hiarovana azy,dia hoy aho we:mieritsereta fa i caprio tsy mbola nanonona anarana fiangonana mintsy fa nareo no mahana,ary azo porofona zany fa jereo daholo ato @ity dinika ity raha nisy an'i caprio nanonona anarana fiangonana fa aza mahana mintsy wa
176. Fody ( 17/03/2008 10:56)
Mandiniha tena ry namana!
Ary rehefa tsy manana argument hanoherana izay voalaza dia aza manao bontolo fotsiny hoe: ny ahy no marina, fa ny anareo diso, nefa tsy misy hevitra afahanao maneho ny fahamarinan'izay lazainao akory.

Izay fandraisanao ny zavatra lazaiko, na miaro tena aho, na mahana, tsy mampaninona fa avelao izay mamaky no haka izay hitany fa mahasoa azy.

Fanamarihana:
Maninona moa ianao no tsy mba mamaly izay fanontaniana hapetraka aminao mihitsy koa e? Satria angamba matahotra ny hoe: sao manohitra ny zavatra nolazaina e! Raha ny marina dia tsy te hahalala ny marina ianao, satria efa manana hevitra raiki-tapika aminao.
Misaotra anao!
177. caprio ( 17/03/2008 19:49)
tsy mahazo resaka mintsy enao ry fody fa enao mintsy no tena tsy mahavaly izay fanotaniako,ary raha mahita olona manao silipo kely enao eny an-dalana dia tsy maintsy hiteny enao we adala iny olona iny,ary ilay olona anefa milaza we za anie tsy adala e,kanefa enao tsy hino mintsy fa isan'andro izy de hitanao manao silipo kely foana,de ny fanafodin'iny olona iny manao akanjo tsara satria misy antony iny matoa nanaovany na tsy adala aza izy,de tahaka izany koa rafody malala ny mandohalika eo anatrehan'ny sarivongana sy ny lakroa ary ny miondana baiboly fa na dia hilaza aza nareo we Atra no hivavahanay kanefa misy zavatra hafa atao eo anoloana dia misy antony zay, ka io antony io no tsy voazavanareo mintsy ,fa raha tsy voazavanareo dia aza mandohalika eo anoloanireny tsony mba tsy hilazan'ny sasany we sampy ilay izy,dia tahaka ilay nanao silipo kely io we miakanjoa mba tsy hilazan'ny sasany we adala enao
178. pissoa ( 17/03/2008 20:21)
:-D:-D:-D

Caprio : Efa niverimberina laotra angamba ianao ka tsy fantatrao intsony hoe inona no efa voavaly sy tsia. Toa efa ao ambony ao daholo ny ilan'ny olona ny sarivongana. Ankoatra izay dia efa voalaza ao ambony ao koa hoe tsy resaka tsy maitsy ny sary / sarivongana etc ! Farany, dia efa voalazao ao ambony ao koa fa tsy mitovy ny hoe "tsy ilaina" (relatif aminao) sy ny hoe "voarara".

Ny fanontaniana mbola tsy voavaly izao dia hoe : Narahinao foana angaha ilay olona ka sahy milaza ianao fa tao anaty fiara foana izy ? :-D:-D:-D

Ny fanontaniana iray koa dia hoe : fa ahoana no hilazanao fa manompo sampy ny olona mandohalika eo amin'ny sarivongana ? Raha io soratrao eo ambony io dia toa hoe satria tsy voazavanay ??? 1 - Sao ianao no tsy mamaky ! 2 - Mitadiava valiny hafa, fa na voazavanay na tsia - dia tsy mampiova ny Andriamanitra hivavahan'ilay olona izany !


Ankoatra izay dia toa tsy mahay manavaka ianao ! Eto ohatra izahay dia tsy miaro ny "mpanompo sampy" mihitsy (ny lohateny dia efa milaza hoe ny sampy dia voarara) fa milaza hoe tsy izay rehefa mampiasa sary kosa nefa, na izay rehefa mampiasa tapa-kazo dia hoe manompo sampy ! Eny e - fantapantatro ihany fa hovalinao aho ka sampy ilay sary vongana --- dia valiko sahady koa hoe vakio ao ambony ao :-D:-D:-D

Aminao ohatra dia hoe miaro ny mpanompo sampy rehefa miteny ny asa nataon-dRatsimamanga ?! Ka sao miaro ny manompo sampy koa rehefa mampisa ny fanadofy tandrefana ?! :-D:-D:-D
179. caprio ( 18/03/2008 10:08)
tsy mahavaly ny fanotaniako mintsy nareo,fa ny fanafodiny wa de ny miala @izay mety ho endrika sampy rehetra fa efa voasoratra we Atra irery hiany no voatokana handolihan'ny lohalika rehetra koa mieritsereta sy mandiniha ranabavy isany ooo
180. pissoa ( 18/03/2008 20:00)
Ary tsy hitanao mihitsy angaha ireo fanontaniana averiko aminao ireo ?! :-D:-D:-D

Ny fanontanianao hoa efa voavaly ao ambony ao fa avereno vakiana dia aza averimberina fa manjary lava be am'tsisy dikany le soratrao :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089