Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?

101. rakapy ( 12/02/2008 23:28)
Tsaramaso sy vavan'omby:miam::miam::miam:
102. rakapy ( 12/02/2008 23:30)
Tena lafatra ny valan-t... amzay
103. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:30)
ny anay sy cutie ravitoto sy pate jaune ihany ka =))
104. fijo ( 12/02/2008 23:31)
laza an,atao inona ao amin'ny rue grignan letsy izy an,mangatsiadava ao.aleo hoentiko ery ambony be ery aloha hangatsiaka kely de avy dia any an trano avy eo
105. cutie ( 12/02/2008 23:33)
:-D:-D:-D:-D
106. fijo ( 12/02/2008 23:35)
itan'ialahy fa faly be :lol::lol::lol:
107. rakapy ( 12/02/2008 23:35)
vary amin'anana sy compose:-D:-D:-D
108. cutie ( 12/02/2008 23:36)
vo maika=))=))=))=))
109. fijo ( 12/02/2008 23:36)
izya koa mety ka
110. rakapy ( 12/02/2008 23:38)
Izany zao menu romantic daoly:{:{:{
111. cutie ( 12/02/2008 23:39)
za tsy mila:-D
112. fijo ( 12/02/2008 23:41)
ao fa hoentiko ao amin'ny nenitoa taloha ary e
113. rakapy ( 12/02/2008 23:43)
ra Cutie koa sarotsarotiny! za ary mba efa manome sopapa anareo @ le toerana aleha kno!:^):^):^)
114. cutie ( 12/02/2008 23:45)
ty alou ny hira romantika:-D
http://www.youtube.com/watch?v=2gGJQmZ8Ong
115. fijo ( 12/02/2008 23:46)
aty an trano letsy no tiany an
116. rakapy ( 12/02/2008 23:46)
Sa ary @ Hotely Tsimataotody, le ary Andranomanelatra sady mba mitsangatsangana @zay? de mba mandeha taxi be koa:-D:-D:-D:-D
117. melody ( 12/02/2008 23:48)
tô tena lasa lavitra tokoa ity resaka ity vao tafaverina za kity.... inn daholo ireo resaka ambony ireo ry zalahy a?:wink:
118. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:12)
:wink:
119. cutie ( 13/02/2008 00:29)
melody
tonga soa:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*:-*
120. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:43)
cutie> wake up...time 2 go 2 bed
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706