Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?

161. ikaretsaka ( 13/02/2008 19:05)
asa ko... mahay mitory teny izy sady te hitory teny hono ko...
162. melody ( 13/02/2008 20:13)
oh ry cutie a, ka raha ekipany satana ny pasitera, hanao inn any isika roa raha izany?:wink:
163. cutie ( 13/02/2008 20:19)
pasitera hafa zany ka:-D
pasitera any dago zany
164. melody ( 13/02/2008 20:39)
=)) ay ve
165. ikaretsaka ( 13/02/2008 20:51)
ahoana tokao izany ry cutie fa tsy mazava
166. fijo ( 13/02/2008 21:36)
afaka mankany na ekipany aza i pasitera ka,fa tsy mivavaka fa miangona
167. LazaDaddy ( 13/02/2008 21:43)
cutie> le ciel est bleu =))=))
168. cutie ( 13/02/2008 21:52)
Laza
efa tsy mampime tsony e :?
Ika tsy azo atao ny mifosa pasitera fa bedin'i jesosy:)
169. fijo ( 13/02/2008 21:56)
sady efa hariva izao any ry cutie e,efa mena ny vodilanitra
170. cutie ( 13/02/2008 21:57)
hita koa:-D:-D:-D:-D:-D
171. LazaDaddy ( 13/02/2008 21:57)
cutie> andao isika handeha @ ilay TDM e
172. cutie ( 13/02/2008 22:00)
tsy haiko zany TDM
173. fijo ( 13/02/2008 22:02)
mitady tonga de haninona indray i laza???
174. LazaDaddy ( 13/02/2008 22:03)
cutie> TDM = The Day of Marriage =))
175. fijo ( 13/02/2008 22:09)
ouhhhhhhhh
176. cutie ( 13/02/2008 22:10)
=))=))=))=))=))
177. LazaDaddy ( 13/02/2008 22:13)
kivy ery i fijo kanefa i cutie tsy tanany instony sady tsy andriny fa mihomehin'ny hafaliana aza izy =))
178. fijo ( 13/02/2008 22:13)
io ry laza fa falfaly be an
179. cutie ( 13/02/2008 22:15)
=))=))=))=))=))
180. LazaDaddy ( 13/02/2008 22:15)
style hafa kely indray iny "proposition" iny kle...Tonga Dia Mety =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0958