Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
225. niryna
(
15/02/2008 06:14)
melody:
niryna: ouay, haingam-panahy izany an! Tena nazoto be mihintsy enao nanome valinteny ny tsirairay avy, well done!:D
ka miezaka mamaly aho raha mahavita,raha tsy mahavita moa dia miala tsiny. :D
226. niryna
(
15/02/2008 06:17)
rabilabila:
Mampiakatra ny haigam-panahiko mihitsy nareo rehefa miresaka lanitra an!!
Ry olombelona variana mijery fara-vodilanitra
Maninona eo ianareo no variana toa izao ?
Ka manadino ny lahasa sy fivelomana fanao ?
=D=D tohizo ihany fa mbola mila haingam-panahy izahay e.
227. niryna
(
15/02/2008 06:21)
melody:
tô tena lasa lavitra tokoa ity resaka ity vao tafaverina za kity.... inn daholo ireo resaka ambony ireo ry zalahy a?:wink:
=))=)) tsy maninona izany fa samy manao izay mahafaly ny fo avy ka,dia rehefa avy eo miverina kely amin'ilay sujet amin'izay i.
228. niryna
(
15/02/2008 06:29)
ikaretsaka:
tsy aleo asaina mijoro ert i niryna de asaina mi wawawa de tenenina izy hoe ampy izay fa mody amzay o!...
ka efa mijoro aho izao ko.
Inona re no mahatonga ny olona tsy mandeha miangona e ?:?::wink:
Marobe ry ika a ,aleo aloha aho haka feeling kely :D
Voalohany indrindra aloha dia ireo voatanisan'ny namana eo ambony ireo no anisany antony tsy andehanana any am-piangonana.
Misy koa ny saina izay tsy mahatohitra ny fakam-panahy (tafiditra ny hakamoana,ny tsy miditra izay resahin'ny pasitera,sns)
Ao koa ny tsy mino koa aninona any izy? Tsy aleony mijery baolina eo amin'ny TV na mandeha mikirimbarimba.
Tsy mazoto izy satria ilay tori-teny toa azy ka raha mbola tsy mieritreritra ny hiova toetra izy dia toa eritreretiny fa mamely azy ilay mpitori-teny
Misy ihany koa tsy tonga mihitsy ilay haingam-panahy satria tsy mino izay lazaina.
Santionany ireo a
229. ikaretsaka
(
15/02/2008 14:44)
ny ahy io efa nolazaiko io aloha e.. raha hihaino toriteny fotsiny no alehako any na hijery pasitera mi wawawa mandritra ny ora maro dia tsary izy ahako, amin'izao fotoana mandroso izao manko dia afaka atao online aby ireny dia mijery ny olona rehefa otrotr'zay , lasa tsy misy feelings fa mitovy @ mijery an'i F Turbo na stand up comedy izany (ry Turbo az amba mampihomehy)
fa aminay katolika moa dia mino fa vatan'i Jesoa no ao anaty tabernakle ao.. ny anay IO (Ye io anaty HOSTIA IO) i Jesoa fa tsy mijanona @ Ao (anaty baiboly) sy ny EO (rehefa mivavaka) fotsiny..
Mahatsapa aho fa eo akaikiko eo izy rehefa miresaka aminy eo @ tabernakle mamangy ny sakramenta masina eo aho
ny ahy izay no andehanako any... tsy misy an'izay any an-trano fa ao am-piangonana ihany no ahitako izay.
Raha toriteny sy vaky baiboly fotsiny .. n'aiza n'aiza aleha dia afaka manao izany aby... fa le eokaristia tsary mety raha tsy any

230. niryna
(
15/02/2008 19:44)

dia aza mieritreritra ny ho any an-danitra izany ika raha izany,any mihira ,manandra-peo,midera an'Atra 24/24
Tsy mahatsiaro fahoriana na aretina na hoe mbola andeha ahandro sakafo ,veloma hatreo ry adi-tsaina.
izay izy izany dia hajaina ka
fa aminay katolika moa dia mino fa vatan'i Jesoa no ao anaty tabernakle ao.. ny anay IO (Ye io anaty HOSTIA IO) i Jesoa fa tsy mijanona @ Ao (anaty baiboly) sy ny EO (rehefa mivavaka) fotsiny..
dia ahoana no hizaranao ny hafany.Mandehana amin'izao tontolo izao ka torio ny filazantsara?
Mahatsapa aho fa eo akaikiko eo izy rehefa miresaka aminy eo @ tabernakle mamangy ny sakramenta masina eo aho
Andao ary isika sy ika hiaraka hitory e,atomboka eo?
ny ahy izay no andehanako any... tsy misy an'izay any an-trano fa ao am-piangonana ihany no ahitako izay.
Raha toriteny sy vaky baiboly fotsiny .. n'aiza n'aiza aleha dia afaka manao izany aby... fa le eokaristia tsary mety raha tsy any
[/quote]
231. niryna
(
15/02/2008 19:48)
ikaretsaka:ka izay indrindra ilay izy,jereo ilay hoe rehefa ho tonga ny anti-christ.Mitady hevitra hanafoanana ny baiboly izy,mitady fika hanazavany ny mpiangona ao aminy fa tsy feno ny baiboly,ary mandaha ny teny ao anaty soratra masina foana izy.Vakio ary ambany ary e,misy manontany ny anti-christ any dia misy miteny hoe tsy mila fantarina sy ny sisa.
ny ahy izay no andehanako any... tsy misy an'izay any an-trano fa ao am-piangonana ihany no ahitako izay.
Raha toriteny sy vaky baiboly fotsiny .. n'aiza n'aiza aleha dia afaka manao izany aby... fa le eokaristia tsary mety raha tsy any
Andao hoy aho isika dahy hitory ny tenin'ATra ato amin'izay.Ary dia kristy foana no resahina fa izay no hiraisana maha kristiana ny kristiana,dia arahina izay voasoratra ao anaty baiboly satria io no tantaran' i kristy( his story)
sahy hianao,vonona aho ...:D:D
232. niryna
(
15/02/2008 19:51)
hoy ny olona iray:
tsy andehanana any am-piangonana hoy izy dia miasa
tsy andehanana any am-piangonana koa dia tsy manana root na faka kristiana izy ka dia tsy miraika amin'izany.

233. niryna
(
15/02/2008 19:53)
misy iray ihany koa ny antony tsy andehanana any am-piangonana:
tsy mahatsiaro ny fahasoavana nomen'Atra izy hoy ihany ity olona iray hafa,ary rehefa antitra izy vao mieritreritra mitodi-doha manarina ny ratsy rehetra natao,mahatsampa fa hay misy Atra.
Maro ny fiangonana indrindra aty ivelany tsy mahita tanora miangona firy. Antitra daholo no betsaka hoy ihany koa izy.

234. niryna
(
15/02/2008 19:58)
Marobe izany ny antony mahatonga ny olona tsy hiangona ary rehefa tsy afaka moa izy dia afaka manaraka radio mitoriteny na mihaino ny hira masina .Ao ihany koa ny TV izay mizara ny tenin'Atra ka anjaran'ny tsi11 no mandray izay tandrifiny avy.
Tena ilaina ny miangona:
Ny antony voalohany indrindra dia ny fiangonana izay nataontsika ho tranon'Atra ary dia tonga mba hidera sy ankalaza ny anarany isika.Io no tena zava-dehibe andehanana any am-piangonana :arrow: noho izany dia tokony tsy hijery na hierikerika na hieritreritra izay fitsaran'ny olona antsika isika fa mifantoka amin'ilay ATra izay hisaorana sy ankalazaina ny sainy dia manampy antsika avokoa ireo ahiahy.

235. niryna
(
15/02/2008 20:16)
2 Mandrenesa, ry lanitra, ary mihainoa, ry tany, Fa Jehovah no miteny hoe: Efa nitaiza sy nahalehibe zaza Aho, Kanjo niodina tamiko ireo.
3 Ny omby mahalala ny tompony, Ary ny boriky ny fihinanam-bilon'ny tompony; Fa ny Isiraely tsy mahalala, Ny oloko tsy misaina.
4 Indrisy! firenena mpanota, olona mavesa-keloka, Taranaka mpanao ratsy, zanaka mpanao meloka! Efa nahafoy an'i Jehovah izy, Efa nanamavo ny Iray Masin'ny Isiraely. Efa nihodina izy.
5 Nahoana no mbola ta-hasiana ihany ianareo noho izao fiodinanareo lalandava izao? Henika aretina avokoa ny loha rehetra, Ary marary ny fo rehetra.
6 Hatramin'ny faladia ka hatramin'ny loha dia tsy misy izay tsy marary, Fa ratra sy dian-kapoka ary fery vao; Tsy mbola voaporitra, na voafehy, na voalemin'ny diloilo izy.
7 Ny taninareo dia efa lao; Ny tanà nanareo dia voadotra tamin'ny afo; Ny tany volenareo dia lanin'ny fahavalo* eo imasonareo, ary lao izy toy ny efa noravan'ny fahavalo*.[Heb. hafa firenena]
Isa 1: 2-7[/b]
Io voasoratra ao amin'ny soratra masina io ny antson'ny tompo ho antsika,ary mbola maro ihany no miembotra ka dia maniry antsika rehetra ny mba hiverina amin'izany.
"Ahoana hoy ny hira? Tsy misy tsy diso izay mandeha amin'ny tany ,fa izay miarina ka lavo no tsara indrindra"
Raha toa ka tsy misy antony izany no tsy andehanana miangona dia miangavy antsika aho ary manentana ny tsirairay ny andeha hiangona.
Midera an' i Jehovah fa tsara izy ary mandrakizay ny famindram-pony

236. ikaretsaka
(
16/02/2008 12:55)
ka izay indrindra ilay izy,jereo ilay hoe rehefa ho tonga ny anti-christ.Mitady hevitra hanafoanana ny baiboly izy,mitady fika hanazavany ny mpiangona ao aminy fa tsy feno ny baiboly,ary mandaha ny teny ao anaty soratra masina foana izy.Vakio ary ambany ary e,misy manontany ny anti-christ any dia misy miteny hoe tsy mila fantarina sy ny sisa.
eo indray dia mivilana...
tsy ny baiboly mihitsy no hofoanan'ny antichrist fa ny finoana an'i Kristy.
ny finoana ny lazainy ohatra hoe "tena fihinana ny vatany"
"ary samia mandray @ ity mofo ity fa vatako ity"
tsy hanafoana ny baiboly izy satria
ny antichrist aza nampiasa tsimpona baiboly raha ni tempt Kristy tany an'efitra! think about it, fitaovana ilainy io handemeny anao donko tsy hofoanany.
tsimpona kely no nandemeny an'i Eva tany Edena...("ahoana hoy ny Tompo taminareo"? izay izy vao nandahatra ny interpretation-ny)
nety taminy ilay tsimpona fa mora hanjonoany ny marivo salosana...
dia tsy hanimba ny haranjonony mihitsy izy! tsonjo io ko
fa ianao sy i Kristy no hofoanany.. think about it
237. niryna
(
17/02/2008 07:29)
ikaretsaka:
dia tsy hanimba ny haranjonony mihitsy izy! tsonjo io ko
fa ianao sy i Kristy no hofoanany.. think about it
tsy hanafoana an'i kristy na iza na iza,ary ireo izay mino azy ary mbola hivadika aminy satria mihaino ny fampianarana nataon'ny olona(teaching by man not the word of God) ....:idea::idea:
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m47afee98d4943
238. ikaretsaka
(
17/02/2008 13:10)
ko izay anie ny maha anti azy e..
ataoko fanoharana tsotsotra
ohatran'ny hoe raha hamono an'i niryna aho possible heo ny akanjon'i niryna no entiko hamonoana an'i niryna na haka olon'i niryna hanaraka ahy aho dia fitaovan'i niryna ihany no ampiasaiko sy ahodiko hanarahan'ireo olona ireo ahy..

239. niryna
(
18/02/2008 06:18)

dia matin'ilay olona izany ika ? ny vatana no matiny fa ny fanahin'ika Atra ihany no mamono azy.