Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?

1. niryna ( 12/02/2008 07:40)
Nisy olona niresaka fa tsy hiangona intsony hono izy fa be mpihatsaravelatsihy loatra hono any am-piangonana.
Dia hoy ny navalin'ilay mpitondra hoe ,dia niala tao amin'ny fiangonana izany hianao? ie,
-dia namaly ilay mpitondra hoe ,tongava ary aty aminay fa misy seza iray miandry anao ao fa feno mpiantsaravelantsihy koa ny anay
- dia hoy indray ity mpitandrina hoe aiza izany ireny mpihatsaravelatsihy ireny no mandeha rehefa maty?
-any amin'ny helo hoy ilay olona.
:roll::roll: ka raha tsy miangona intsony koa izany hianao fa tsy mila an'ATra intsony dia hifankahita azy ireo any amin'ny helo ihany koa. :D

Inona no antony mahatonga ny olona tsy mety miangona intsony?
répondu par niryna le 29/02/2008 06:13
2. mitia04 ( 12/02/2008 08:36)
zay lé fihatsarambelatsihy zay no mahatonga ny olona tsy miangona intsony, satri misy teny oe " avelao aloha ny heloky ny rahalahanao, d ho voavela ny helokao", tsy haiko ny toko sy andininy fa za ts d mpamaky baiboly lotra, ka ny tiko ahatongavana d zao, olona mifanenjika ety ivelany, ety am fiarahamonina, d tonga ny alahady d hiaraka hivavaka, ny lolompo anefa any anaty any iany, ny fijerena lamaody sy ny fanakianna mandé doli, inn dray zao no akanjo anaovan-dranona, inn ny poketran'i ranona, inn ny fiaran-dry zareo ao, sns, ka ra izaho manokana d ra misy olona manirikiry anà ao ampiangonana, d aleoko ts mivavaka, satria tsy ho foana vetivety eo ny lolompoko amin'iny oul iny (za tsinn tsy anjely!), d sady mihatsaravelatsihy amlé oul za no mihatsaravelatsihy amin'Andriamanitra kou ra mody mivavaka ao, d mba tsy ahitako ireo olona manirikiry anà ao ampiangonana zany d aleoko tsy mankany a, fa mivavaka ao an-trano, d sady mety ho adinoko tsikelikely eny ko lé lolompo e!
3. pika ( 12/02/2008 10:18)
betsaka
ao ireo voalaza ireo
ao ny fahantrana ka maniraka ny mbola hitady vola
ao ny fahakamoana satria efa reraky ny asa hono
ao ny fahankahalana an' i dada pasy na ny présidentmpiangonana sns ....

ny zavatra tokony ho tsapa anefa dia tsy izy ireo no hivavahana
ny hankivina sy ny fahasarotan' ny fiainana indray rehefa avy any ianao dia toa maivana izany tsiki2 foana ny herin 'andro vao2
4. prime ( 12/02/2008 11:05)
niryna> fanontaniana manahirana tokoa ity napetrakao ity...

Maro no antony fa ny tsara indrindra dia ny mifona amin'Andriamanitra ka mangataka ho an'ny tena no sady mangataka ho an'ireo olona mahatonga fahatafintohinana ireo mba hibebaka ka handray an'i Kristy ihany koa... ary indrindra mivavaka ho an'ilay fiangonana sy ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny mba ho tena hiray amin'Andriamanitra marina fa tsy handeha amin'ny fahazarana sy ny fomba fotsiny intsony...
5. cutie ( 12/02/2008 11:49)
za ndray kamo ny antony tsy handehanako miangona indrindra @ zao winter zao :-D:-D:-D:-D:-D
Fa hiezaka handeha @ lahady e lol
6. prime ( 12/02/2008 13:16)
cutie> ilay fahakamoana mora arenina satria rehefa mba mazoto dia azo ezahina tohizana... fa ny fahatafintohinana noho ny ataon'ny hafa tena manahirana satria "cautionné"'ny olona hafa izany ny famonjena ny fanahin'ny tena??? hummmm....
7. cutie ( 12/02/2008 13:24)
tsy de namaky ny tany ambony tany alou za ry prime fa tonga de le antony no novalaiko:-D
8. ikaretsaka ( 12/02/2008 13:29)
ny ahy tena raha tsy nisy komonio tany mety nentin'ny hakamoako ihany aho.. fa any misy sakramenta masina sy misy jesoa mitoetra..
9. cutie ( 12/02/2008 13:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 12/02/2008 13:54)
hay ve ka any am-pengonana no mitoetra jesoa e :-D
11. ikaretsaka ( 12/02/2008 13:59)
ao anaty eokaristia... dia maka reserve any foana aloha isa maraina mba hampitoetra azy ao amin'ny tena ko....:-D
12. cutie ( 12/02/2008 14:11)
=))=))=))=))
13. ikaretsaka ( 12/02/2008 14:14)
ie... za le typen'olona mila "vatana" fa tsy "teny" fotsiny e
14. rabilabila ( 12/02/2008 14:16)
'Za ndray mankany rehefa misy hafanàna be iny satria ao no magnitsinitsy ,na koa rehefa misy kaonseritra orgue iny :oops:
15. cutie ( 12/02/2008 14:17)
ka efa ny teny tonga nofo ka in ndray:-D:-D:-D
16. celesy ( 12/02/2008 14:22)
ny momba ny rakitra roa isan-alahady ary fahafolokarena eo ary vary 23 kapoaka isan-trano ho any mpitondra fivavahana, karamaina ve ny fanompoana an-Andriamanitra :?:ary mpiangona miatoka karama mpitondra fivavahana ahoana ity fiainana iraha malala, raha tsy manao rakitra ny tena menatra ny eo anila, anao vokatra d samy mitondra vary 2 kapoaka isan-trano anaovana mokary sns raha tsisy vola dia ... miakina @ vola koa ,ny fivavahana @ Atra amin'izao.
17. ikaretsaka ( 12/02/2008 14:48)
rabilabila:

'Za ndray mankany rehefa misy hafanàna be iny satria ao no magnitsinitsy ,na koa rehefa misy kaonseritra orgue iny :oops:

misy fiangonana ts'isy clim koooo

18. mmmhh ( 12/02/2008 14:49)
ny ahy indray ny antony tsy andehanako miangona de ny hakamoako fotsiny rah tsy mande zà,
Aleoko mantsy tonga de mijann aty an-trano reefa kamo toy izany ho any hanao présence du corps fotsiny any.:) Lasa tsisy zvtra mifantoka @ lohako akory ny any.:)
19. ikaretsaka ( 12/02/2008 15:27)
cutie.. ka izay teny tonga nofo izay mihitsy...
Raha hamaky teny aho dia mba manana teny azo vakiana afaka mijanona ao an-trano ihany ...
fa ilay handray ilay Body sy hiresaka amin'ilay body sns .... iny no handehanako any

20. rabilabila ( 12/02/2008 15:28)
Ika
Ka ny aty aminay ange ireny ilay mijoalajoala be natao tamin'ny vatobe ireny e!! Efa tonga dia clim tenany kooo!! Sady amin'ireny ny accoustique tena tsara ary any any no tena misy an'ireo vatovy goavana tsokiloha tena izy ( fa tsy ilay entina mandehandeha akory ), ny tara-masoandro avy eny amin'ny vitraux manginy fotsiny .:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563