Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
21. ikaretsaka
(
12/02/2008 16:14)
hay ve e,, raha ireny de manaiky aho.. fa raha le tafo fanitso nasiana volige any @ tany mafana amin'ny hafanana 45 degres kosa..... dia gaga aho
22. melody
(
12/02/2008 16:52)
fa ilay handray ilay Body sy hiresaka amin'ilay body sns .... iny no handehanako any
ika: hasio jiro fa tsy mazava
rabilabila: toa azoko sary an-tsaina no misy anao @ ilay mangingintsy sy accoustika mlay sy orkestra orga izany...
cutie: ndao indry entiko miangona ary @ alahady e,tsy mila kamo izany, hitondra bonbons za, ok?:-D:-D
25. melody
(
12/02/2008 18:44)
ika: ay ve, zah tsy mahay teny angalisy izany... dia ilay handray sy hiresaka vatana v no handehananao any ampiangonana?:wink::-D:-D:-D
cutie:zah mampazoto fa mitondra bonbons tsinn koa:-D:-D:-*:-*

26. rabingogilabanga
(
12/02/2008 19:07)
zavatra maromaro no azo lazaina:
-inona no antony tsy andehanan'ireo efa mpino miangona? centrer tsara ny resaka @ izao sinon mipatitaka dia tsy ho voavaly mihintsy, ary ecarter ny resaka existence de dieu, izay sujet hafa
-ary positiver-vo le question: inona no hatao mba hahafeno ny fiangonana?
dia ho valiako ianareo:
hoy i kristy: -noana aho nomenareo hanina, nagetahetaheta ho nomenareo hosotroina...,
hoy paoly: ny finoana tsyarahin'assa harafesina
raha ataon'ny mpino ireo, dia ho feno ny eglizy

28. LazaDaddy
(
12/02/2008 20:39)
niryna> Azo sokajiana ho efatra ny olona mamonjy fiaraha-mivavaka sy midera an'Andriamanitra.
Sokajy voaohany: ireo olona entanin'ny Fanahiny ka mazoto ny hizara fitiavana, sy hitory ny Filazantsaran'ny fanjakan'ny lanitra amin'ny hafa, ary hanome izay noraisiny tamin'Andriamanitra.
Sokajy faharoa: ireo izay tonga mba handray fanomezana avy amin'Andriamanitra (na mivantana na amin'ny alalan'ireo ao @ sokajy voalohany)
Sokajy fahatelo: ireo sady tsy tonga hanome no tsy handray fa te hizaha hoe inona ny atao ao.
Sokajy fahefatra: ireo izay tonga ny handrava.
=> Miankina amin'ireo sokajy misy azy ireo ny antony tsy andehanan'ny olona any :)

30. cutie
(
12/02/2008 21:36)
antony hafa tsy handehanan;ny oul miangona:
Ny toritenin'ny pasitera tsy misy afa-tsy fanaratsiana fiainan'oul sy fitsikerana ny finoan'ny hafa.

31. ikaretsaka
(
12/02/2008 21:43)
melody:
ika: ay ve, zah tsy mahay teny angalisy izany... dia ilay handray sy hiresaka vatana v no handehananao any ampiangonana?:wink::-D:-D:-D
ie
za aloah principalement de izay e... raha toriteny manko ohatra ... niryna sy LD (azafady) aza efa mahay be koa..antsoiko izy ireny mitory dia mi wawawa eo de vita...
za koa afaka mamaky dia mitory teny irery ho an'ny tenako eo:-D:-D:-D mamakimaky baiboly eo aho dia makamaka hira masina dia manao aok'isika hivavaka dia milazalaza ny lavatim-bokatra eo dia vita
fa le manao ny sakramenta sns... tsy hainy sy tsy haiko ... dia izay no antony handehanako any fa any ihany no mahay izay! sady tsy misy tabernakla sy sakramenta masina ato an-tranoko:-D:-D:-D
36. rabilabila
(
12/02/2008 21:57)
LazaDaddy a!! Mba tiako ho fantatra hoe aiza ilay sokajiko amin'ireo ? :)
39. LazaDaddy
(
12/02/2008 22:00)
cutie> za mety ho taitra ihany raha tsy taitra fijo ka! =))
rabilabila> ianao no mahafantatra an'izany raha anisan'ireo mpamonjy fiaraha-mivavaka sy midera an'Andriamanitra ianao.