Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?

61. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:45)
rakapy> iza na inona no miara-miangona amin'ise ao an-gabone? Tandremo mihosona! =))=))
62. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:48)
fijo> aiza kosa r'ise dia mi-inviter an'i cutie ise nefa tsy mi-inviter ahy? =))
63. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:49)
cutie:

za mbola tsy nihinana KFC hatramizay:-D


KFC= Kristianina Fiangonan'i Cutie ve??

nga ireny fihinana?


64. cutie ( 12/02/2008 22:49)
za tsy tia ry fijo a:-D
65. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:50)
fijo> za ihany hono e =))=))=))
66. fijo ( 12/02/2008 22:51)
ka hampanandramana fotsiny anie fa za no tena ihinana azy e.i laza tsy invitena satria efa nihinana ka sao mandany ny kaly
67. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:53)
"mandray fanasan'ny inona" izany no ilazana izany kaly izany le?
68. cutie ( 12/02/2008 22:56)
na ny hiditra any aza tsy ataoko ry fijo a :-D
69. rakapy ( 12/02/2008 22:56)
Ralaza> Ilay fanahy mantsina no miaraka miangona amiko ao fa in ndray?=))=))
70. fijo ( 12/02/2008 22:57)
fanasan'ny akoho.
71. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:58)
cutie> indry hoah atokisana =))=))
72. cutie ( 12/02/2008 22:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
73. rakapy ( 12/02/2008 22:59)
Cutie> kay ve izay ianao vao kopy hoe karana i Rakapy e?
74. fijo ( 12/02/2008 22:59)
ao moa fa ndry misotro cola fotsiny e
75. cutie ( 12/02/2008 23:03)
fijo:-D:-D:-D:-D
rakapy ie
76. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:04)
fijo> mahery kosa izany fanasana any @ fiangonan'i laisany izany

ny divaka lasa coke de ny lity lasa kokou!
77. fijo ( 12/02/2008 23:04)
na koa mividy aho de miandry ao anaty fiara indry
78. cutie ( 12/02/2008 23:05)
Ika nga mbola tsy nihinana KFC e :-D:-D:-D:-D
Laza atokisana @ in :-D
79. fijo ( 12/02/2008 23:06)
ika efa nihinana ko
80. cutie ( 12/02/2008 23:07)
fijo
tsy mety zany:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.067