ko izay anie ny maha anti azy e..
ataoko fanoharana tsotsotra
ohatran'ny hoe raha hamono an'i niryna aho possible heo ny akanjon'i niryna no entiko hamonoana an'i niryna na haka olon'i niryna hanaraka ahy aho dia fitaovan'i niryna ihany no ampiasaiko sy ahodiko hanarahan'ireo olona ireo ahy..
ahoana izany hoe akanjoko no hoentina hamonoanao ahy izany? sy ilay fitaovana fa tena tsy azoko?