Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
43. LazaDaddy
(
12/02/2008 22:12)
cutie> dia amin'ny firy ny firavana sao mila tsenaiko...ianareo sy fijo? =))=))
46. LazaDaddy
(
12/02/2008 22:15)
fijo> mandehana r'ise dia aza mijanona hatr@ farany raha tsy tian'ise a...fa izaho ho tonga any ihany hitsena rehefa firavana =))=))=))
47. rabilabila
(
12/02/2008 22:18)
Mampiakatra ny haigam-panahiko mihitsy nareo rehefa miresaka lanitra an!!
Ry olombelona variana mijery fara-vodilanitra
Maninona eo ianareo no variana toa izao ?
Ka manadino ny lahasa sy fivelomana fanao ?
Ry olombelona variana mijery fara-vodilanitra
Maninona eo ianareo no variana toa izao ?
Ka manadino ny lahasa sy fivelomana fanao ?
53. ikaretsaka
(
12/02/2008 22:29)
cutie> manao an-drabila hoe .. reveillez vous il est le tamps d'aller dormir ve?
55. LazaDaddy
(
12/02/2008 22:32)
cutie> ka tonga dia any an-trano aho izany no mivantana sa...za nefa leo fa ny an-dry pizza sy KFC foana! =))=))=))
59. rakapy
(
12/02/2008 22:40)
Inona no tokony handehanana any? Ka atoko ty le A/tra @ toerana rehetra?mandany andro sy mifampijerijery ao fotsiny.Raha hifampijerijery ihany tsy aleo mandeha any an-tsena? Any ianao mba mety mahazaka sipa:-D:-D:-D ny ahy aloha dia rehefa tonga ny inspiraka de na ao angabone aza dia efa vita ny fiangonana e!^:^^:^
60. fijo
(
12/02/2008 22:45)
raha elahy irery kosa tsy "miangona "e;miangona anie mila olona roa raha kely e.
cutie ao fa inviteko any ndry izany
cutie ao fa inviteko any ndry izany
