Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?

81. fijo ( 12/02/2008 23:08)
ka ndao ary miditra e
82. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:08)
cutie:

Ika nga mbola tsy nihinana KFC e :-D:-D:-D:-D

Ara-kolontsaina tompoko dia fady akoho ny Razanay


83. cutie ( 12/02/2008 23:10)
fijo
efa we non:-D
Ika hay tokoa moa:-D
84. fijo ( 12/02/2008 23:11)
ika ,ndao ary nareo sy cutie fa inviteko e.kfc io an
85. cutie ( 12/02/2008 23:13)
=))=))=))=))=))=))
86. fijo ( 12/02/2008 23:14)
tena hiantohako ny rehetra an
87. rakapy ( 12/02/2008 23:14)
Inviteo any @ Jack in a box izy Ra fijo rehefa tsy tia KFC :{:{:{
88. cutie ( 12/02/2008 23:16)
in koa zany
89. fijo ( 12/02/2008 23:16)
izay indray no tsy hiako rakapy an
90. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:16)
nena louks sy galeoka ihany rehefa hi invite:-D
91. fijo ( 12/02/2008 23:18)
ka aty tsy misy loks
92. cutie ( 12/02/2008 23:21)
in koa zany fa tsy haiko
93. fijo ( 12/02/2008 23:22)
hoadray,izany no tena milay
94. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:22)
cutie> mahafaratra voudks? de ny contrairen'ireny8)
95. fijo ( 12/02/2008 23:24)
sao dia vodka letsy no heveriny eo an
96. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:25)
fijo> andramo entina mivoaka izy fa aza entina any an-trano fa manjary tsy mandeha...ohatra hoe...15 rue Grignan fa hitako ny lalana hitsenana amin'izay =))=))
97. rakapy ( 12/02/2008 23:25)
Ao @ Zaimaika izany no tena romantic e!!! sady efa ho avy ny St Valentin:-D:-D:-D
98. cutie ( 12/02/2008 23:25)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
99. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:27)
tsara ao jamaique ao ka...
zedezil ny gateau!
100. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:27)
rakapy> sao mampivalan-t...?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1793