Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?

141. niryna ( 13/02/2008 07:44)
rabingogilabanga:

zavatra maromaro no azo lazaina:

-inona no antony tsy andehanan'ireo efa mpino miangona? centrer tsara ny resaka @ izao sinon mipatitaka dia tsy ho voavaly mihintsy, ary ecarter ny resaka existence de dieu, izay sujet hafa

-ary positiver-vo le question: inona no hatao mba hahafeno ny fiangonana?
dia ho valiako ianareo:
hoy i kristy: -noana aho nomenareo hanina, nagetahetaheta ho nomenareo hosotroina...,

marina izany ,ny antony andehanana any am-piangonana dia 22 Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa..Isaia 45:22

hoy paoly: ny finoana tsyarahin'assa harafesina

raha ataon'ny mpino ireo, dia ho feno ny eglizy

misaotra anao,izay no antony hizarana izay fahasoavana nomeny antsika rehetra,ao ny mihira,ao ny mitaty rakitra, ao ny mamangy,ao ny mitory,ao ny manasitrana ao ny mampahery sy mivavaka sns .Ny kristiana tsi11 avy dia samy manana avokoa ka angataho amin'Atra izany fahasoavana nomeny anao izany.

142. niryna ( 13/02/2008 07:46)
LazaDaddy:

niryna> Azo sokajiana ho efatra ny olona mamonjy fiaraha-mivavaka sy midera an'Andriamanitra.

Sokajy voaohany: ireo olona entanin'ny Fanahiny ka mazoto ny hizara fitiavana, sy hitory ny Filazantsaran'ny fanjakan'ny lanitra amin'ny hafa, ary hanome izay noraisiny tamin'Andriamanitra.

Sokajy faharoa: ireo izay tonga mba handray fanomezana avy amin'Andriamanitra (na mivantana na amin'ny alalan'ireo ao @ sokajy voalohany)

Sokajy fahatelo: ireo sady tsy tonga hanome no tsy handray fa te hizaha hoe inona ny atao ao.

Sokajy fahefatra: ireo izay tonga ny handrava.

=> Miankina amin'ireo sokajy misy azy ireo ny antony tsy andehanan'ny olona any :)





misaotra nizara.
143. niryna ( 13/02/2008 07:52)
cutie:

antony hafa tsy handehanan;ny oul miangona:
Ny toritenin'ny pasitera tsy misy afa-tsy fanaratsiana fiainan'oul sy fitsikerana ny finoan'ny hafa.

io ilay noteneniko ery ambony.Pasitera tany Porto Rico.
Matetika isika raha ohatra ka mihaino ilay toriteny dia azontsika raisina amin'ny fiainana ilay izy.Raha mitory ny fibebahana ohatra ilay mpitoriteny dia mila mibebaka izany aho raha nahatsiaro fa nisy tsy nifanaraka ny tenin'Atra ny zavatra nataoko.
Ho an'ny sasany indray dia toa izy no hiantefan'ilay toriteny ary rehefa mahatsiaro fa diso izy dia mibebaka ka miova amin'izay,mety ho elaela kely ,mety vetivety,ny hoe izao dia izao aloha dia vitsy no voaantso amin'izany.Mila fotoana daholo ilay izy.
Misy indray miteny na manao tantara ilay mpitoriteny dia toa izaho no no teneniny ka tsy tiako izany fa nahatonga fanafitohinana ahy satria mbola tiako ilay fiainako kanefa izy miteniteny an'iny dia tsy miverina ao intsony aho fa ny sitrapoko(ny flesh na ny nofoko mbola mahery te hanaraka an'iny )

Ity farany ity indray dia taty aoriana vao fantatro fa hay na satana aza dia manana equipe koa any am-piangonana. :D

144. niryna ( 13/02/2008 07:56)
ikaretsaka:

melody:

ika: ay ve, zah tsy mahay teny angalisy izany... dia ilay handray sy hiresaka vatana v no handehananao any ampiangonana?:wink::-D:-D:-D



ie
za aloah principalement de izay e... raha toriteny manko ohatra ... niryna sy LD (azafady) aza efa mahay be koa..antsoiko izy ireny mitory dia mi wawawa eo de vita...
za koa afaka mamaky dia mitory teny irery ho an'ny tenako eo:-D:-D:-D mamakimaky baiboly eo aho dia makamaka hira masina dia manao aok'isika hivavaka dia milazalaza ny lavatim-bokatra eo dia vita

fa le manao ny sakramenta sns... tsy hainy sy tsy haiko ... dia izay no antony handehanako any fa any ihany no mahay izay! sady tsy misy tabernakla sy sakramenta masina ato an-tranoko:-D:-D:-D



ika koa mampihomehy,angaha nianarana ny fitoriana teny? Rehefa nirahin'ATra hitory ny olona iray dia Izy no manampy izay teny resahina fa tsy avy amin'ilay olona mitory akory.
Misy olona mandray ny teny ary misy olona ataon'ATra maizina aminy ilay toriteny satria efa fantany ny fony fa mandaha ny tenin'ATra foana.
145. niryna ( 13/02/2008 08:01)
Ny maha -zava dehibe ny andehanatsika miangona dia
1 Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an'ny olona rehetra,

2 ho an'ny mpanjaka mbamin'izay rehetra manana fahefana, mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra sy ny fahamaotinana rehetra.

3 Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason'Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

4 Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin'ny fahalalana ny marina.


5 Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,

6 sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin'izao androny izao.
1 Timoty 2
146. niryna ( 13/02/2008 08:06)
rakapy:

Inona no tokony handehanana any? Ka atoko ty le A/tra @ toerana rehetra?mandany andro sy mifampijerijery ao fotsiny.Raha hifampijerijery ihany tsy aleo mandeha any an-tsena? Any ianao mba mety mahazaka sipa:-D:-D:-D ny ahy aloha dia rehefa tonga ny inspiraka de na ao angabone aza dia efa vita ny fiangonana e!^:^^:^


satria izay no fankasitrahana tadiavin'ilay ray nahary antsika
,
1 Timoty 2

3 Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason'Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

4 Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin'ny fahalalana ny marina.



6 sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin'izao androny izao.
147. melody ( 13/02/2008 10:49)
niryna: ouay, haingam-panahy izany an! Tena nazoto be mihintsy enao nanome valinteny ny tsirairay avy, well done!:D
148. mitia04 ( 13/02/2008 11:23)
aoka isika ivavaka!
149. cutie ( 13/02/2008 14:55)
130. Mpandefa : niryna [ Valio ] 13-02-2008 07:49:23
Lohateny : Re : Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
Hoy i cutie:

za ndray kamo ny antony tsy handehanako miangona indrindra @ zao winter zao
Fa hiezaka handeha @ lahady e lol


misaotra aky milaza ny marina a.
ilay fahakamoana dia mila toherina.
Hoy aho mantsy ny zanako hoe mila miangona isika,midera an'ATra ,dia hoy aho hoe indraindray tsy avelan'i satana miangona fa ataony mahita hevitra tsy ho tonga any.Indray andro aho narary, tsy afaka nihetsika teo am-pandriana dia hoy izy hoe bedin'Atra izao hianao fa manaiky ny tenin'i satana
Tonga saina aho fa dia nazavaiko azy fa marary aho.
Rehefa niezaka nandeha niangona izahay dia sitrana aho ,toa tsy tsaroko fa maivana ilay nahazo,dia vao maika aho gaga indray

Gaga aho fa ao anatin'ny vavan'ny zaza no anehoana ny asan'Atra ary ny fikirizako mba hampianatra ny zanako amin'ny marina na dia narary aza dia toa maivana ilay izy ka izany no nahagaga ahy,mbola kely finoana e,rehefa nasehony andro aman'alina ny fahagagany sy ny fahasoavany dia resy lahatra tanteraka .

efa haiko mitsy fa io no havalin-jy :-D:-D:-D:-D
Hiezaka ny handeha @ lahady raha tsy voasakan'i satana ndray e :-D:-D:-D:-D:-D
150. cutie ( 13/02/2008 14:56)
I cutie ve efa nahatsampa fa indraindray rehefa mitori-teny ny mpitandrina toa natokana ho antsika ilay izy

non
mbola tsy naheno za:-D
151. cutie ( 13/02/2008 14:57)
121. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-02-2008 02:07:25
Lohateny : Re : Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
sleep then cause it's time to wake up

very nice :wink:
152. cutie ( 13/02/2008 14:58)
. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 13-02-2008 03:07:07
Lohateny : Re : Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
cutie> adinon-dry aho fa nahita karana indry an! hmmm...

iza no karana eo e:-D
153. cutie ( 13/02/2008 14:59)
Ity farany ity indray dia taty aoriana vao fantatro fa hay na satana aza dia manana equipe koa any am-piangonana.

ie le pasitera ny ekipany :-D:-D:-D
154. melody ( 13/02/2008 15:24)
cutie: marina ve izany? za nefa saika hiaraka @ndry hiangona, di ahona?:wink::D
155. cutie ( 13/02/2008 18:19)
melody
efa raikitra akia iny a :-*
156. ikaretsaka ( 13/02/2008 18:27)
cutie:

Ity farany ity indray dia taty aoriana vao fantatro fa hay na satana aza dia manana equipe koa any am-piangonana.

ie le pasitera ny ekipany :-D:-D:-D

izay no hoe tsy i pasitera sy hihaino toriteny sy wawawa no alehako any fa tena hanao kominio sy hamangy sakramenta masina..
na tsy pasitera manko na tsy pasitera , eny na eto aza de samy afaka mitory teny aby... ko raha izay fotsiny... tena tsy ampy kle.. tsy aleo eto?
raha fiangonana tsisy kominio izany aloha tsary mandeha ahako e... aleoko mihaino toriteny @ Radio koa na mijery an-le izy online

157. cutie ( 13/02/2008 18:31)
ka ny ahy hihaino toriteny no handehanako any koa:-D
158. ikaretsaka ( 13/02/2008 18:42)
tsy aleo asaina mijoro ert i niryna de asaina mi wawawa de tenenina izy hoe ampy izay fa mody amzay o!...
159. cutie ( 13/02/2008 18:45)
ty misy hira romantika e :-D
http://www.youtube.com/watch?v=844sGaljrSA
160. cutie ( 13/02/2008 18:46)
157. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-02-2008 19:42:24
Lohateny : Re : Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
tsy aleo asaina mijoro ert i niryna de asaina mi wawawa de tenenina izy hoe ampy izay fa mody amzay o

nga izy pasitera:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099