miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

121. dadie ( 09/10/2007 16:14)
ftma(l)(l) misaotra betsaka nametraka ity lahatsoratra ity ato am antson'ny fo mba nisy namoahako ny resaka tiako ampitahina ny namana rehetra






Dia hoan'ny namana rehetra indray dia mazotoa daolo (l)
dadie:oops:
122. Samoana ( 09/10/2007 16:34)
^:^^:^ efa nanomboka nalemy ny tenako nigrevy tsy nihinana akoho fa soa fa niverina poletie. hihihi.Arahaba soa arahaba tsara eee !!!! Tsikitsiky sy "kalma" hatrany fa aza asiana sira araky ny tenin-dRalay e:-*
123. sasa ( 10/10/2007 04:20)
dadie aza mandé tsony akia njy fa mijanona hiaraka aminay eto,efa nolazainjy daholo izay ny mavesatra rehetra tsy zaka d ampy izay fa andao indray hanala azy miaraka ato isika, d aza rarahiana tsony izay resadresaka any fa aleo tohizana le fiarahana mahafinaritra be ireny akia. :-*:-*:-*:-*:-*
124. ftma ( 10/10/2007 06:30)
izay samoana vao nipoitra vita grevy polety?
dadie: efa tsy naharesy lahitra an'ise za aloha dia nitady renfort e :-* (l)

Ngamba efa mazava @ rehetra ary samy mba nahita lesona tato daholo, marina fa misy ny mamorona sy mamadi-dresaka fa aza mamaky loha @ izany, Raha tsy tianareo ho tohina ny fon'ny namana sasany aleo tsy be tantara koa.
Rehefa misy zavatra tsy mazava aleo mifanazava mivantana toa izay ity mampitondra teny ity.

:-*:-* ma copine adorée


125. tywa68 ( 10/10/2007 06:47)
dadie : tena tsy namelànay raha tsy niverina e :lol::-D:-D:-*
126. diamondra27 ( 10/10/2007 07:46)
yes!

de tonga soa indray akia dadie a! zao tsiky zao ve de saika very maina fotsiny akia.

Ekeko fa mandreraka be ilay maheno resaka etsy sy eroa fa mba fakafakao ihany sy halalino ny tena marina fa aza mihaino feon-dakolosy tokana e! tsy eto ihany fa na any @ misy anao any(fiaraha-monina, fiasana, sns)

Izay azonao atao dieny mbola velon'aina dia ataovy.
Indrindra fa raha mbola hisian'ny fifankatiavana sy firahalahiana tahaka ny nataonao.
Zay vavan'olona any ve akia no hanariana ny namana.
Raha za zao no hiteny momba andry de lazaiko we: tsy be geste zany ndry fa tena au TOP, manana ny rehetra sady taviny no volony.Manan-talenta etc etc
Izay tsy faly @izany dia tsy faly afaka mamorona fa ny ahy dia io no hitako aloha.
Za zao naheno olona nanaratsy andry fa tsy izany akory no mahatonga ahy tsy hiresaka amindry satria fantako fa mampiady fotsiny le olona.

Aza mba mety hakivian'olona zany akia a!


ity akia omeo an'ilay olona niteny andry hoe: be geste a:-D:-D :http://fr.youtube.com/watch?v=DU-P9zNb5LA

:-*:-*:-*
127. xxx ( 10/10/2007 08:21)
dadie:

xxx> merci fa soa iany alo ba nisy nahatsapa ny tiako tenenina fa tsy afeniko anao fa nanao ireo resaka ato ireo aho ba tiako ho tsapan'ireo ol tia resaka oe tsy mety io resaka io indray2 ,ny mora voa oatrahy mo mety ho vitsy iany angambany :-*



anisan'ny hi éviter-na ilay resadresaka personnalisé no mahatonga ahy hanao xxx
128. dadie ( 10/10/2007 08:32)
Za zao naheno olona nanaratsy andry fa tsy izany akory no mahatonga ahy tsy hiresaka amindry satria fantako fa mampiady fotsiny le olona.

na tsy t iditra intsony aza aho d tsy aiko ny tsy amaly an'i diams aminio ,misy ol tonga lafatra tsy misy kianina v ato am serasera? d iza izany ol zany ba tiako ho fantatra?
129. tsiafoi1 ( 10/10/2007 08:56)
Misaotra aky dadie tamin'ny fahatsiarovana MAMY napetraka, ny fahatsora-ponao tsy ho adino akory ; Aza mitahiry am-po fa avelao hanaratsy izay hanaratsy,fiainana mandalo ty ka aleo ny fitiavana sy ny fihavanana no hibahan-toerana. Aza manome fitoerana an'ilay ratsy ao am-ponao fa omeo lalana ny fahatezerana, ary aza atao tratry ny masoandro milentika akory...Tsiafoi namanao
130. tywa68 ( 10/10/2007 09:10)
dadie hoa aza miraha² olona mampiady zany : io notenenin'i tsiafoi1 io no tena mahafehy ny fiarahana eto e ! avelao any ny mpanaratsy :-*
131. diamondra27 ( 10/10/2007 09:36)
dadie:

Za zao naheno olona nanaratsy andry fa tsy izany akory no mahatonga ahy tsy hiresaka amindry satria fantako fa mampiady fotsiny le olona.

na tsy t iditra intsony aza aho d tsy aiko ny tsy amaly an'i diams aminio ,misy ol tonga lafatra tsy misy kianina v ato am serasera? d iza izany ol zany ba tiako ho fantatra?

______________________________

tsy misy olona tonga lafatra izany akia na eto @ serasera na eto an-tany fa fianarana daholo ny fiainana isanandro a! na dia mpivavaka zany aza mbola misy fahotana tsy nahy foana vita ; fa misy kosa olona mahavita zavatra tsara dia ankafizina fa tsy aratsiana ary je suis en admiration ireny olona ireny.





132. aloalo ( 10/10/2007 09:41)
ouf ! nazava ilay resaka ! d aza mihaino lakolosy tokana koa
ny ahy efa misy blème dia apotrako aleo samy wen eo. Ny tajon'ity serasera ity anie ny fianaminana e ! io fialonana io wa mbola avery !
ny tsy tafiditra aza efa manasavoritaka ko dry tin'oul maro toa zao v no tsy hiditra e !
133. sasa ( 10/10/2007 10:27)
dadie mijanona wa fa aza mandé tsony njy!mijanona hiaraka aminay akia d marina be io tenin'i ftma sy tsiafoi1 io.
134. ari.malala ( 10/10/2007 12:21)
dadie, misaotra betsaka alou namaly ny antso e, dia misaotra iany kao nanazava. Tsy manana teny hafa anampy tsony ky za fa iangaviako indry hijanona hiaraka aminay amzay a! izay tsara niarahana teto no tsarovana d ampy antsika izay fa ny mpandoto rano aleo hoany fa tsy mahita lalalna @ amitié antsika ireny.:-*:-*:-*:-*
135. azert ( 10/10/2007 14:49)
na tsy t iditra intsony aza aho d tsy aiko ny tsy amaly an'i diams aminio ,misy ol tonga lafatra tsy misy kianina v ato am serasera? d iza izany ol zany ba tiako ho fantatra?

ka ny mpandoto rano sy ny mpanao azy anie misy fona ry dadie e , jereo zao porofo mazava ny nataon'ny diamondra io zao arakin'ny teninao hoe mpanisy sira ,maereza e oatran'ireny ny oatra e
136. tsim67 ( 10/10/2007 14:56)
hay v ka i dadie no noresahina tato e ,tonga soa zany ianao:lol:
137. mits ( 10/10/2007 20:03)
slt dadie an!!1


tonga soa aloha dia raiso ny tanako e!lol:°)
dia aza mandeha tsony fa mijanona e!
zany mou oo!
za efa nanolotra hira mits ho anao lol
tonga soa oooooo
iaiaiaoooo iaooooooo iaoooooooo
raiso @ nkafaliana izy eeee fa tongaaaaa
tairo ny bal virtuel eee:-*:-*:-*:-*:-*:-*
138. sitlo ( 11/10/2007 07:32)
sali dadie,
kay ve tena ianao ilay olona eh. Asivo an'ilay ralentir kely mihitsy aloha :-D

izaho indray aloha tsy hiteny hoe mandehana na mijanona fa izay tianao io ihany atao.
Rehefa kamokamo ianao dia teneno hoe: veloma daholo eh, tery ny fotoana, sns
Dia rehefa mazotozoto indray dia teneno hoe: tena manina aho dia niova hevitra, sns
Dia rehefa kamo indray dia veloma indray eh :-D
Dia rehefa mazoto dia saluuuuuuut amin'ny fomba manokotsokotsoka
Dia rehefa kamo dia teneno hoe: jereo ny ataon'i xxx :-D
Dia rehefa mazoto dia mamaly dinika tampotampoka :-D
...
etsetra etsetra

raiso amin'ny maha-fialamboly azy ilay izy fa aza ampiasana saina be loatra

Raha misy manaratsy any ho any dia teneo hoe ny tsara ihany no aratsiana
Dia raha misy manatsara dia draissss :-D
139. sitlo ( 11/10/2007 07:35)
sakaizakely:

slipony iray mivareraka

hahaha, ilay footlozy sa ilay scoobidoooo

140. nirijimka ( 11/10/2007 10:04)
bon, lava zany resaka zany, ary lava be mintsy
dadie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1325