miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

161. tywa68 ( 17/10/2007 06:32)
sasa : avelao @izay ireny tai-kanina ireny fa ny rôle-njy atao :-D:-D miandry ny olona :lol:
162. radjery ( 17/10/2007 09:50)
sasa : mrci @lé seza fa tena mampahazo aina mitsy:D, dé aza mipetraka @ tany zany fa avy ampofoko:-P, fa somary mitongilana kely fotsiny fa manjary tsy mahita ah klé:-D:-D, ary aza mihetsiketsika mo dry fa miakatra eo ny krika é!=))=))=))=))
163. BOZYLOVE3 ( 18/10/2007 11:26)
fatima:

Ngamba efa mazava @ rehetra ary samy mba nahita lesona tato daholo, marina fa misy ny mamorona sy mamadi-dresaka fa aza mamaky loha @ izany, Raha tsy tianareo ho tohina ny fon'ny namana sasany aleo tsy be tantara koa.
Rehefa misy zavatra tsy mazava aleo mifanazava mivantana toa izay ity mampitondra teny ity.


valiny Bozy

bozylove3:
[size=13px]Reflexion tsy misy action ny anao, nanontany anao aho ny antony nanakananao ahy serasera inona valiny tsikinao fotsiny, lazao inona ny hanakananao ahy??? nefa aho tsy manompa aho na manala baraka ohatra ny sasany ao (exemple kenvincky sy ny troupe-ny)
Ary inona aloha no hitenenao ny momba ahy any @olona ao karajia ??? sa ny olona koa mamorona?? (exemple maina)[/size],




ny valiny ftma

ftma:
bozylove3 sans commentaire


Tsy naharaka intsony fa dia mirary soa an'i dadie e tongava rehefa manina fa eto foana izahay


[size=13px]"sans commentaire" izay fona no valin'ny tompon'andraikitra eto tsy firarahina sy tsy manome valiny fanontaniana ny mpisera. Amiko ma toa izany tsy misy commentaire marina ny soratako etsy ambony izany.[/size]

[size=13px]Ny valiny ataon'ireo tompon'andraikitra ho an'zay mitady ny fanazavana satria mety manenlingelina milaza ny zavamisy eto fanaratsiana sy fanalana baraka dia sakanana Bozy tsy afaka manokatra site ito (sakanana ny IP ordinateur-ko) @ izay tsy misy manazava ny zavamisy eto[/size][/size]
164. BOZYLOVE3 ( 18/10/2007 11:42)
ftma:
147. Mpandefa : ftma [ Valio ] 16-10-2007 08:41:21
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
bozylove3 sans commentaire

[size=13px]Tsy naharaka intsony fa dia mirary soa an'i dadie e tongava rehefa manina fa eto foana izahay[/size]


[size=13px]arako tsara daolo ny fandehany , ary nifanazava tsara vantana aho sy Dadie , momban'ito forum ito

Nazavainy tsara angamany ny antony tsy ahatongavany eto. Tsy ohatra nareo tompon'andraikitra manaiky haratsiana sy hanalana baraka akory izahay ; nareo no faly @ nizany fanaratsiana anareo izany .[/size]

[size=13px]Izaho sy dadie namana foana dans la réalité , nifanazava ny zava misy teto izahay; nifanazava tsara ary efa mazava ny rehetra mahatsara fihavanana[/size]

[size=13px]Ny eto @ nito sersasera eto izany dia izay ny olona manaiky haratsiana sy hanalana baraka no mahazo janona eto, fa ohatra Bozy tsy manaiky anizany dia sakanana tsy mahazo tafiditra eto :roll::?: :roll::?:[/size]

[size=13px]Vosakana efa 5mois aho izao any antranoko sakanan'ny tompon'andrikitra eto ny IP ko[/size]
165. radjery ( 18/10/2007 12:05)
dé aza miditra intsony ary rehefa sakanan'ny oul, fa in ko ary no mbola mampisisika an'i bozilove eto sa tsy manakambo, ndana any amin'ny forum hafa indray mandé sa efa nailik'ny oul tany kou:evil: ra zah ko ary ny tompon'andraikitra sakanako ko ny IP-nao avy any ampiasana dé @zay milamina ny tanana:-D:-D:-D
166. cutie ( 18/10/2007 12:10)
lol
misy masiaka ratsy ato:evil:
167. ratonga ( 18/10/2007 12:19)
mba ratsy fanahy ko ty rajery ty an! aza ataonareo anzany kosa i BOZYLOVE3, izy ara mba manisy ambiansy eto vé dé sakatsakananareo fotsiny, aza manaiky kanjo ra tsy mahao fanazavana:D
168. BOZYLOVE3 ( 18/10/2007 12:21)
tompon'andraikitra eto:
[size=13px]86. Mpandefa : hery [ Valio ] 09-10-2007 10:19:41
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
Fa iza zany e?
BOZYLOVE ve?

. Mpandefa : ftma [ Valio ] 09-10-2007 10:28:02
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
hery lol tsy izy ka
ndraso bitsibitsiako [/size]

[size=13px]izao fomban'ireo tompon'andraikitra faly maneso, fantatr'izy ireo tsara (ftma sy hery) fa BOZYLOVE sakanan'ireo tompon'andraikitra eto tsy afaka miditra forum eto; "misy fanamboarana kely" izany poitra lava efa manokatra site sersasera namana aho any antranoko.[/size]

[size=13px]Hypothesen'i Bozy : , mety ireo tompon'andraikitra ireo ihany no mandefa email aty amiko manaratsy any Dadie; avy eo mody adala fotsiny. izany ny hypothèsen'i Bozy satria ny tompon'andraikitra iray ato mahafantatra tsara ny mampinamana anay sy dadie. Ary inona no antony hibitsibitsihany an'ilay anaran'olona???? Dadie [/size]

Raha tokony izy dia hanazava ireo tompon'andraikitra fa sur ohatra ny mahazatra tsy hisy hamaly na hanoratra hoe "sans comentaire" na hanakana IP ny ordi hanoratatoko ito dinika ito.


BOZY MAMPISEHO NY ZAVAMISY ETO FOANA EFA TAFIDITRA ETO 8O 8) 8O 8) 8O
169. cutie ( 18/10/2007 12:28)
lalina zany
misy film vao2 hafa ato :-D:-D:-D:-D
170. diamondra27 ( 18/10/2007 12:33)
bozylove: tonga soa njay bozy,
ka efa nifanazava nareo sy dadie de vita akia zany a!

hafa ndray ny film-nareo sy ftma fa bani eto ndray ndry raha manohy eo sady raha vao manonona anarana de tsy mety.
Ary njy nge toa tafiditra bozyboleta eto sa tsy njy iny? Ny ahy ra vao misy we: bozy de efa njy zany no anaty lohako :-D:-D:-D
mba lazao ihany sao de lasan'olona any ny hafatra :-D:-D

ny anatra azoko akia de we: manaova fo spaoro de mba zaraiko aminjy koa a!
de adaboy doly zany fa efa eto njy zao de efa nivalona ny tantara; le olona lazainjy aza efa aloka koa sisa, tsy hita trace.

De manaova soa hatrany e!^:^^:^^:^:-$:-*:-*

bzkl: chuuut @zay wa an ;-)

171. diamondra27 ( 18/10/2007 12:50)
^^o ô ry bozy
bozy tiako indrindra
ao anatiko ao miredareda

ahoana tsara moa akia le hira momba an'io ry bozy?

njy wa an!

172. tywa68 ( 18/10/2007 12:59)
ato indray isika no hijery filma fa hitondray akoho nendasina fa lany ny popcorn sy voandro e :-D:-D
173. cutie ( 18/10/2007 13:01)
ary mba lasa aiza zay Fa cherie-ko zay :cry:
174. ftma ( 18/10/2007 13:12)
Efa saika tsy hamaly ihany aho fa lasa mihitatra ilay resaka.
arako tsara daolo ny fandehany , ary nifanazava tsara vantana aho sy Dadie , momban'ito forum ito
ny forum no tsy arako fa tsy ny resakao
mety ireo tompon'andraikitra ireo ihany no mandefa email aty amiko manaratsy any Dadie; avy eo mody adala fotsiny. izany ny hypothèsen'i Bozy satria ny tompon'andraikitra iray ato mahafantatra tsara ny mampinamana anay sy dadie. Ary inona no antony hibitsibitsihany an'ilay anaran'olona???? Dadie
Alefaso eto hoe izany mail izany bozylove rehefa akamoaka ihany
Ianao ve manadio tena sa manadio namana e? ianao ihany miteny hoe misy mifosa dadie ka lazao eto

cutie: tsy lany film anie serasera e
175. radjery ( 18/10/2007 14:11)
tywa68: lasa nanao bizna akoho dray ngà! tena tsy lany fika ko ato zany an! :-D:-D:-D
176. BOZYLOVE3 ( 18/10/2007 16:00)
[size=13px]Diamondra , manao ahona ny akama
tandremo injy sao voafitaka e BOZYLOVE tsy BOZYBOLETA kia an :-)

fantatr'ise i Bozy fa tsy maintsy miteny ny heviny sy mitady fanzavana e 8O 8) 8O 8) 8O 8)

biz toi :-* :-* :-* isika tsy manaiky ny injustice rise an 8)[/size]
177. BOZYLOVE3 ( 18/10/2007 16:13)
ftma:
Alefaso eto hoe izany mail izany bozylove rehefa akamoaka ihany
Ianao ve manadio tena sa manadio namana e? ianao ihany miteny hoe misy mifosa dadie ka lazao eto



[size=13px]Nareo no mahalala ny email azony tsirayray eto, efa nofafako ireo email ireo fa jerevo any @ nareo any

Ary ny hoe manadio tena, tsy hitako tokony hanadiovako tena , miteny ny hevitro sy ny eritreritro aho dia izay. Madio ny eriteritro

Nareo tompon'andraikitra eto no tompon'andraikitra voaloahany ny site nareo , ka matoa avelanao mahazo vahana eto ny mapanala baraka sy mpanaratsy dia avelao; asehoy tsara ny image'ny site nareo

Bozy mampiseho fotsiny ny zavamisy dia izay aoka ho mailo ireo mitady namana eto

entre pas aloha efa nisy namafa sahady ny valin'ny dinika ilay radijrey nataoko teo asa maninona???[/size]

Efa tsy tantinareo Bozy dia tohizo ny fanakanana azy, satria izay no didi jadona eto efa tsy mahantanty ny filazana ny zavamisy eto dia sakanana
[size=13px]satria na email alefa any amin'ny tompon'andraikitra surtt ilay HERY tsy misy valiny (fahalala pomba fotsiny aza ny mamaly)[/size]
178. BOZYLOVE3 ( 18/10/2007 16:18)
any ftma , [size=13px]ny fanontaniako koa aloha tsy voavalinao na en réalite na eto hatramin'izao:roll:[/size] ,

fanontanian'i bozy
Bozylove3:
[size=13px]nanontany anao aho ny antony nanakananao ahy karajia serasera inona valiny tsikinao fotsiny, lazao inona ny hanakananao ahy??? nefa aho tsy manompa aho na manala baraka ohatra ny sasany ao (exemple kenvincky sy ny troupe-ny[/size])
179. tywa68 ( 18/10/2007 17:08)
radjery : ka tsy mety lany ny tantara d voatery nampiana ny tsaky e :lol:
180. diamondra27 ( 18/10/2007 17:18)
BOZYLOVE3:

[size=13px]Diamondra , manao ahona ny akama
tandremo injy sao voafitaka e BOZYLOVE tsy BOZYBOLETA kia an :-)

fantatr'ise i Bozy fa tsy maintsy miteny ny heviny sy mitady fanzavana e 8O 8) 8O 8) 8O 8)

biz toi :-* :-* :-* isika tsy manaiky ny injustice rise an 8)[/size]

________________________________

:-D:-D

maninona aza no atao menamena fa sao de heverinjy fa tsy ho hitako aza io.

bozylove: tsy manaiky ny injustice d'accord fa le resakareo eto aloha aoka hazava ny resaka fa tsy idirako an!:lol:
za ndray zao no spekt eto:oops:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3732