miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

181. cutie ( 18/10/2007 19:29)
cutie: tsy lany film anie serasera e

ftmaq
hay ve njy tao ihany e
za mitady an-jy foana ary @ tsaty ary :lol:
182. diamondra27 ( 19/10/2007 06:24)
ftma: njy tokoa toa tsy hitako tsony tao ho ao tary @ tsaty, mety mbola manoma sôsy be ndray ngamba fa letia e :-D:-D:-D
183. bozyboleta ( 19/10/2007 11:07)
Sao de voa-bôty eto konko za an!:-D:-D
Za sady tsy zouera no tsy arbitra fa spekta fotsiny an!
184. hary1236 ( 19/10/2007 15:28)
bozyboleta> vo boty oatran'i bozy v? :-D:-D:-D
185. Papoose ( 20/10/2007 16:48)
tsy te hahita za hoe hisy mamasera II ndray hono atsy ho atsy!:lol:
186. ftma ( 22/10/2007 12:42)
cutie diamondra27: ato ihany akia fa mbola sahirana an :wink: sahirana mitady an'i polety :-D
Papoose inona le mamaseraII fa tsy arako

187. BOZYLOVE3 ( 24/10/2007 18:46)
diamondra27:
[size=13px]maninona aza no atao menamena fa sao de heverinjy fa tsy ho hitako aza io.

bozylove: tsy manaiky ny injustice d'accord fa le resakareo eto aloha aoka hazava ny resaka fa tsy idirako an!
za ndray zao no spekt eto[/size]


atao menamena ho hita ny votokevitra tiko ampitaina rise an 8O, ato mena ihany ny loko misy.Misy loko hafa anga, ampianaro bozy raha misy loko hafa :lol:8)

[size=13px]fa anga misy mampiditra resaka anise izany e :lol: :lol: sa manadio tena koa toi araka ny lazain'i ftma ka matahotra tsy ho lasa ho naman'i ftma raha tafiditra ao @ resakan'i bozylove :lol: :P :lol:[/size] :P :lol:
Hoy i ftma:
Ianao ve manadio tena sa manadio namana e? ianao ihany miteny hoe misy mifosa dadie ka lazao eto



188. ftma ( 24/10/2007 18:54)
BOZYLOVE3:

[quote=fatima]
Ngamba efa mazava @ rehetra ary samy mba nahita lesona tato daholo, marina fa misy ny mamorona sy mamadi-dresaka fa aza mamaky loha @ izany, Raha tsy tianareo ho tohina ny fon'ny namana sasany aleo tsy be tantara koa.
Rehefa misy zavatra tsy mazava aleo mifanazava mivantana toa izay ity mampitondra teny ity.



Tsy tokony hanoratra ny anarako eto ianao fa mbola tsy nanoratra ny tena anaranao teto aho

189. diamondra27 ( 24/10/2007 22:10)

http://serasera.blaogy.com/post/107/2978

[size=40px]mifidy @ireo akia njy a!:-*[/size]

190. diamondra27 ( 24/10/2007 22:13)
dsl fa lasa ngodabe le izy tsss, tsy nety.
04 no saika natao de lasa 40, tsss:oops::oops:
191. cutie ( 24/10/2007 23:07)
ohtran'zao ve mety Red color
192. tywa68 ( 25/10/2007 04:55)
Bozy mody tsy te-halala e :lol:

193. diamondra27 ( 25/10/2007 09:20)
cutie: mety l fanaovana azy fa tsy atao rozy we :lol:
tywa: mety le kolera, maiatso ny fanantenana:-D:-D
194. diamondra27 ( 25/10/2007 09:26)
diamondra27:

cutie: mety l fanaovana azy fa tsy atao rozy we :lol:
tywa: mety le kolera, maintso ny fanantenana:-D:-D


_____________________

cutie: yessssssss,mety le fanaovana azy fa tsy atao rouge we :lol:
tywa: ao tsara mihintsy le kolera, maintso ny fanantenana:-D:-D



195. tywa68 ( 25/10/2007 10:59)
diam : ie tena maintso ny fanantenàna :lol: ho hitantsika eo ny tohiny :-D:-D
196. xxx ( 25/10/2007 13:14)
fa anga misy mampiditra resaka anise izany e sa manadio tena koa toi araka ny lazain'i ftma ka matahotra tsy ho lasa ho naman'i ftma raha tafiditra ao @ resakan'i bozylove
i diamondra kosany mataotra ra very namana eo ry bozy a,izy aza efa very namana iray tary @ vavolombelona fa aoka marina e ,diamondra fotsiniiiiiiiiiiiii
197. cutie ( 26/10/2007 01:07)
ka tsy haiko ny maka an'le koulera hafa :oops:
198. ftma ( 26/10/2007 07:06)
cutie: mianatra mandoko nga njy izany :-D
xxx tsy hitako izay hatahoran'i diamondra ho tsy namako :-D
199. methode ( 26/10/2007 12:18)
Red colorMbola tsy niverina foana ve hatramin\'izao?
200. cutie ( 26/10/2007 12:45)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 26-10-2007 09:06:40
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
cutie: mianatra mandoko nga njy izany

mba mianatra ny fanaon'ny oul fa tara foana koa:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4236