miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

201. Veloo ( 26/10/2007 15:02)
ayayayayaya afa kely ndray zany - ary ny lehilahy ve misy manao anio ko? hhihihihihi:-D
202. ftma ( 26/10/2007 18:08)
methode: niverina teo ihany izy fa nanjavona indray :(
ary methode tsy notadiavina de nipoitra ho azy teo :-*
203. cutie ( 26/10/2007 18:14)
ftma
nalahelo ahy methode de nipoitra :)
204. BOZYLOVE3 ( 26/10/2007 20:47)
diamondra27 ,
[size=13px]misaotra rise an nanoro an'i bozy an , biz toi :-*
tsy olana mitsy na ngeda aza e aleo ngeda hita tsara @ nizay[/size]

[size=13px]fa ilay mampiasa azy eto tsy aiko rise miantso antarobia any toi aho dia azavao tsara e dia mbola misaotra rise an ;-) 8)(l):-*[/size]
205. BOZYLOVE3 ( 26/10/2007 20:58)
ftma:
Tsy tokony hanoratra ny anarako eto ianao fa mbola tsy nanoratra ny tena anaranao teto aho


[size=13px]entre pas inona no olana raha manona ny anaranao aho , misy mahamenatra anga??[/size] izaho tsy nanompa anao na nanala baraka anao t@ fanonona ny anaranao,(prenom fotsiny no nosaratako)

[size=13px]na soratanao aza ny anarako tsy hitako ny olana; anarako izany; ny anarako tsy misy mahamenatra ahy 8O8O8O8)8)8)[/size]

[size=13px]entre pas aloha firyfiry ny ankizy ao karajia manoratra ny anaranao aty amiko manontany raha mahafantatra anao 8O:roll:8O raha vao miteny ny toerana misy ny hipetrahiko aho [/size]
206. tywa68 ( 28/10/2007 07:47)
bozy > matoa ilay olona namorona ps d izay no tiany ampiasaina sy hiantsoana azy eto :lol: hafa ny eto ary hafa ny any ivelany !
Eto kosa tokony hifanaja ary mba manaraka an'io safidin'ny tsirairay io @ ps-ny avy. tsy resaka menatra na inona akory !
Ny safidinao tsy voatery ho safidin'i ftma :wink:
207. ftma ( 30/10/2007 11:47)
tywa :-* tongava any @ jerry marcos fa mety any no hahitana an'i polety e :wink:
cutie: nga eto akia mety adino an
208. BOZYLOVE ( 31/10/2007 20:42)
tywa68:
bozy > matoa ilay olona namorona ps d izay no tiany ampiasaina sy hiantsoana azy eto hafa ny eto ary hafa ny any ivelany ! [size=13px]Eto kosa tokony hifanaja ary mba manaraka an'io safidin'ny tsirairay io @ ps-ny avy. tsy resaka menatra na inona akory[/size] !
Ny safidinao tsy voatery ho safidin'i ftma


[size=13px]entre iza no tsy nanaja teo , miteny ny heviny ve i bozy dia hoe tsy manaja. Raha toa ka izany responsable izany tsy hitako hoe raha soratana ny anarany hakarary loha. 8O:roll:8O:roll::?:[/size]

[size=13px]Ay tokoa moa eto izany dia hoe tsy mitovy @ ny ivelany=réalité, misy double personalité il faut se méfier :roll::roll::roll:[/size]
209. xxx ( 31/10/2007 20:46)
makamo be koa ilay olona tsy mirevy serasera hatrany @ tsinay maintiny mihintsy nefa tsy mahafoy tsy mankato. Orohakobe eo ianao an :*:*:*:*:*
210. BOZYLOVE ( 01/11/2007 19:51)
xxx:
[size=13px]makamo be koa ilay olona tsy mirevy serasera hatrany @ tsinay maintiny mihintsy nefa tsy mahafoy tsy mankato. Orohakobe eo ianao an[/size]


[size=13px]Makato aho manoratra ny hevitro sy ny zavamisy ato ary mangataka fanazavana izay tsy mety azoko @ nireo tompon'andraikitra :roll:8O:roll:8O:roll: , na hoe sakanana aza aho.

aty @ dadie aho no manoratra an'ito dinika ito tandremo sakanan ny ordinateur-ny raha logik @ fitadiavana ny fiverenany eto :-)

Nefa mahagaga koa mahakamo anao nefa mbola vakina fona koa izay soratako ;-)[/size]

olona mahakamo anao nefa orohana , inona koa honodikaizany :-p :p :p 8)
211. sasa ( 02/11/2007 04:47)
aza d raisina am fo be lotra wa ity zavatra ity fa ny olona anie ka manala azy daholo ny eto
212. tywa68 ( 02/11/2007 09:53)
hita hoa ry sasa :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3014