miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

1. ftma ( 01/10/2007 10:44)
ho an'ilay namako izay : Tena malahelo daholo izahay fa miverena e aza ny vavan'ny sasany no henoana fa ireo namana tena namana malahelo anjy misy efa manimanina akoho mihitsy any ho any
:-*:-*:-* dia miverena amin'izay :D
novalian'i tywa68 ny 02/11/2007 09:53
2. booboo ( 01/10/2007 10:53)
na tsy fantatro aza zany akaman'i Ftma zaNY dia miverena fa tsy tiako mahita an'i Ftma malahelo anao kah hihihihihihi.
3. sasa ( 01/10/2007 10:57)
za koa mahafantatra an'io akama io ary tena nahafinaritra an'ahy ny zavatra nataony, indrindra moa ny fahatsorany sy ny fahaizany mifandray tamin'ny namana teto, miverena akia fa aza mihaino ny vavan'ny tsy tia an! ny be fialonana sy ny mpamorona misy foana fa ny fifankatiavantsika jerena.sady ny mpanenjika anie tsy lasa aloha antsika izany fa taraiky any aorina any foana.
4. tywa68 ( 01/10/2007 11:02)
Raha izao antso avo izao no tsy hiverenan'i toi d tsy haiko intsony ! miverena ho anay fa malahelo zahay e :-*

sasa : koa tsy raha² be raha lasa carapace koa i copine ?:-D

5. ftma ( 01/10/2007 11:07)
tywa68: hanaovantsika rodobe any io raha mbola tsy miverina eo ihany
booboo misaotra akia za tena malahelo azy mihitsy efa fantany izany fa manantena ny hiverenany isika e
6. cutie ( 01/10/2007 12:04)
za tsy maharaka , fa iza zany:roll:
7. nirijimka ( 01/10/2007 12:06)
miverena lesy a! marina ny teni'i ftma fa milay anie toi e! inoan aza no hirarahian ny resak'olona any, misy manakina foan io na meyt atao na tsy! fa rehefa mety aminao lay izy de zay! manantena ny ahiat anao hiverian eto malaky za de miara maka sary njay tsiak roa! lolll:-*
8. ftma ( 01/10/2007 12:47)
cutie: namana mahafinaritra be ato ka aleo tsy lazaina ny ps fa ... tonga dia efa hainy io :lol:
9. mits ( 01/10/2007 13:16)
mba miverena @ zay mou fa in ary ty e! hitako misy banga eto @ sera2 rehefa ts nandalo ianao fa miverena e!
namana mahafinaritra ary tsotra be
miverena ooooo:roll::roll:
10. xxx ( 01/10/2007 14:08)
marina izany. ny olona tsy maintsy miresaka foana fa tsy izany no atao mahakivy. rehefa zavatra tiana sy lalaina de tohizana hatramin'ny farany.
Amin'ireo mampiverina anao ireo aza misy olona manana toetra hafahafa fa tsy tia olona tsy miteny nefa izany aza atao mahakivy fa miandry anao ny tena namana ry akama aaaaa.
11. sakaizakely ( 01/10/2007 14:33)
eny wa

efa we miverena sode tratry ny rodobe eo :P:P:P
12. fasaly ( 01/10/2007 14:34)
tsy maity miverina eo ihany ilay namana mahafinaritra io aky ry ftma fa fombanjavatra ihany io ah! azamalahelo fa namoinaina kely kom dab ihany e_:wink:
13. ftma ( 01/10/2007 14:36)
min'ireo mampiverina anao ireo aza misy olona manana toetra hafahafa fa tsy tia olona
iza izany ry xxx? :wink:
14. sarobidy ( 01/10/2007 14:39)
ahhh fasaly^:^, ela b njy tsy heno, mba miverena hono zany olona wanted zany e hihihi, tsy wanted mantsy e!!!
15. ftma ( 01/10/2007 14:41)
kiss njy fasaly miverina eo io rehefa isika rehetra miantso azy ka :-*
16. fasaly ( 01/10/2007 14:41)
ah ! sarobidy....zay vao afaka niditra cyber aky ah!:-*:-*
17. tywa68 ( 01/10/2007 15:11)
slt fasaly ! zay v njy vô tafiditra cyber ! @oviana no miverina e ?:lol:

Modia haingana fa hanao rodobe hijery azy isika izany e :-*
18. xxx ( 01/10/2007 16:13)
:roll: mba iza lôtra ary zany tedavina elabe tsy mipotra zany? modia hono eeeeeeeeeee:°)
19. lanto ( 01/10/2007 18:17)
miverena ianao polety e
mangina raziliety e
...

Raha te hahafalifaly olona 1 na 2 i "polety" de tsy miverina ;-) raha te hahafaly ny maro de valio ity antso maika ity :-D raha tsy izany voatery ho avy any aho lolll

:-) foana!
20. cutie ( 01/10/2007 18:46)
Fa
iza wa zany :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5369