miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

41. cutie ( 02/10/2007 13:31)
Mpandefa : radjery [ Valio ] 02-10-2007 09:23:59
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
Hoy i cutie:
Fa iza wa zany
cutie: slt twa

slt :wink:
42. cutie ( 02/10/2007 13:33)
. Mpandefa : sonwin [ Valio ] 02-10-2007 15:23:50
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
fa iza ary izany ombay mitady izany , ny kil rehetra amin'io kopy daholo fa za ihany no zinga be

za nefa efa mahakobo :-D
43. Samoana ( 02/10/2007 13:34)
Hitokona tsy ihinana poulet sy salami 'tsony zahay mandra-piverin'iny polety iray iny:cry:
44. ari.malala ( 02/10/2007 13:35)
ry namako, namanay mantsy e! miantso andry ny fonay rehetra ka de tsy ho henoindry ve? miverena moa aky a! aza miraharaha vavan'olona fa raha iray no tsy tia mihoatra ny 10 zahay ireo manoratra ireo miantso andry de mba miverena amzay fa aza midongy any tsony:-*

tywa, ieee, mahay tsobato am noix de coco ky zay a:-D:-D:-Dzany nge no antonle sary ery ambany coco e!:-D:-D:-D:-D
45. ambibao ( 02/10/2007 13:40)
zay v nama efa nanome bizourka d mbola tsy nojereny akory ny boite mail-ny. aza manao an'izany hoy Bessa moa e:*
46. radjery ( 02/10/2007 13:52)
cutie:

. Mpandefa : sonwin [ Valio ] 02-10-2007 15:23:50
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
fa iza ary izany ombay mitady izany , ny kil rehetra amin'io kopy daholo fa za ihany no zinga be

za nefa efa mahakobo :-D



:evil:zah mbôla tsy mahakobo fa mba lazao mo é:(
47. cutie ( 02/10/2007 14:04)
avia aza bitsibitsihako:-D
48. ratonga ( 02/10/2007 14:30)
iza hono zany antsointsoina ao zany:roll: sô d mba i dadie aza no nampiadian'i lôtrat@ ankizy hafa tany dray:-P:-D
49. cutie ( 02/10/2007 15:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
50. radjery ( 02/10/2007 15:36)
cutie: iza wa d lozana mitsikanikany fotsiny vé:-D:lol::lol::wink:
51. cutie ( 02/10/2007 16:07)
. Mpandefa : radjery [ Valio ] 02-10-2007 17:36:42
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
cutie: iza wa d lozana mitsikanikany fotsiny vé

:-$:-$:-$:-$:-$
52. ftma ( 02/10/2007 17:00)
cutie: io indray njy :D
Efa samoana no hi grevy tsy hihinana akoho salami efa tena mafy fa miverena njy e manjary tsy mahavita petanque eo io tsy mihinan-kena
ratonga: mba samy miaraka miantsoantso eto e malilo ny sofiny dia tonga eo ihany io :wink:
53. cutie ( 02/10/2007 17:49)
. Mpandefa : ftma [ Valio ] 02-10-2007 19:00:52
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
cutie: io indray njy

manin:roll:
54. mits ( 02/10/2007 19:03)
miverena re ralala ooo
miverena sombinaina
mianjy anao ny sera2 ooo
IE ry lay bakomanga oo miverena modia aaaa
8)
55. sasa ( 03/10/2007 05:01)
miverina akia fa malahelo be ny akama rehetra an! :-*:-*:-*
56. ftma ( 03/10/2007 06:21)
manga feo anie mits izany e :D
sasa manao mafy sofina io akamantsika io :-*
57. tywa68 ( 03/10/2007 06:32)
ftma : mbola tsy vonona ny hiverina izy aloha e, fa tsy hamelàntsika e :-D
58. sasa ( 03/10/2007 10:09)
tywa68 andao isika hiketrika aloha hoe inona no atao hampiverina an'azy
59. boubounezy ( 03/10/2007 10:24)
fa iza alou ny lasa nitsoka tato fa za tsy mahay é! mazava ho azy alou fa vhv zany lé izy. d lazaiko azy namany ftma fa ra ny vavany sasany zany no andéananjy mitsôka!! d faly2 lé oull @zay fa nanaraka ny tiny ataonjy mintsy njy zany. :(:(
60. tywa68 ( 03/10/2007 10:33)
bbnzy : ie namana sympa fa mbola tsy te-hiverina aloha izy zao e ! io voateninjy io mihitsy no efa nolazainay azy fa eee ! fa miandry isika e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2682