miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

21. aloalo ( 01/10/2007 18:53)
ah ok ! hitako izy tsy tato elaela, miverena tokoa akia ry ... a !
tsy rendry v akia reo antsoantso reo a !
jereo aza ry mits miantsoantso ery kanefa izy koa efa ela no tsy hita.
22. mits ( 01/10/2007 19:15)
aloalo>lol za mandalo eto ihany indra2 anie e.
fa na dia izany aza mahafinaritra izy nefa tsy hita eto intsony! ianao zao no tokony hiantso mafy azy dia ho tonga izy!
23. cutie ( 01/10/2007 19:33)
mba miverena hono zany oul zany fa malahelo mafy i Fa :cry:
24. diamondra27 ( 01/10/2007 21:51)
(l)(l)ataovy zay mety
fa ny andro zao fety
miverena enao polety (l)(l)


zao an! efa tantara miseho eto foan ity olna tofoka @ fampiadian'olona ity sy famoronana zao lainga tsara lahatra zao : ka ny teniko aminareo dia izao ihany:
raha misy zavatra re na nahatafitohina dia anontanio mivantana ilay olona fa sao de resaka noforonina fotsiny na fanaratsiana no nataony de iny tokoa nareo fa miady @ ilay olona


raha henonareo ny tantara sy hahiratra ny masonareo any aorina dia izay vao tsapanareo we: hanky va re!


koa raha tena tianao ny nidinika sy nitafa teto dia aza mi-privée @zay parole heno fa mijoroa @ hevinao sy ze fantanao fa mety.

Ireo izany ny ankizy mankasitraka anao ka de miverena e
de manao bizz sy manantena ny ahita anjy tsy ho ela

(l)diamondra27 FOREVER(l)= omaly tsy miova, ny atao no hita.
25. diamondra27 ( 01/10/2007 22:10)
zao no atao hoe: namana ... dia miverena e!
isaorana dadie nanao 'ity:
http://dabble.com/node/10313923

26. sasa ( 02/10/2007 04:25)
way nahita an'le video nampidirin'ny diamondra27 io za d nahatsiaro be an'i dadie :-*:-*:-*:-* fa izy marina tokoa ela ela tsy nandalo teto, kiss be ho anjy irery d tianay foana njy na d ela ela aza njy tsy nandalo fa aza manadino

Fa ho an'le namantsika anakiray izay anaovana antso avo hiverina d miverena fa tena malahelo be ny copine rehetra, sady aza mino izay vavan'olona any akia fa izahay jerena surtout vao maika izy faly be raha vao tsy miditra tsony njy hoe naharesy izy izany.
27. tywa68 ( 02/10/2007 04:43)
Aiza ô ! miverena hoa fa mangina ny tanàna ô !
28. xxx ( 02/10/2007 05:23)
Mbola ho avy izy eeee, f'aza malahelo.
aleo aloha izy handinika tsara kosa sao ihomehezan'ny olona eo kouuuu.
29. ravatorano ( 02/10/2007 05:51)
d izaho mihitsy no hibata anao any kah
miverena mou eeeeeeeeeee
:-P:-P:-P
30. radjery ( 02/10/2007 07:23)
cutie:
Fa iza wa zany :roll:
cutie: slt twa:wink:
:roll:izaho ko mba te ahalala hoe iza izany tédiavina hiverina izany:? so dé i Fiffi aza io lazain'i ftma io, élaéla tokoa mantsy izy iny tsy hita matetika intsony
31. la ( 02/10/2007 08:30)
miverena hono eee malahelo ny ekipa!!:):) na tsy fatako aza miverena eee malehelo ftma de mitomany :(:(
32. tywa68 ( 02/10/2007 09:16)
Ho avy hono i ravatorano hibata anjy ! zahay miandry hizara akoho :lol::-D:-*:-*
33. ftma ( 02/10/2007 09:36)
radjery tsy fiffi ka izy ato ihany
Efa henony ihany ilay antso fa eeee mbola tsy mipoitra ihany :cry:
34. tywa68 ( 02/10/2007 10:38)
ftma : ary nohoheveriko fa en panne ny PC-ny ! f'efa ela loatra kosa e ! ary sao dia miofana manao tso-bato aza izy ao zay :-D:-D (mba tsy ho môro rehefa hikatroka).:-D
35. ftma ( 02/10/2007 10:41)
tywa68: mety mbola miofana marina izy ka fa na izany aza ve de hiofana andro aman'alina :-D
36. sasa ( 02/10/2007 10:48)
mivoaha akia njy fa aza ela any an! tena mila anjy akia izahay an! :-*:-*:-*
tywa68 sy ftma he he he raha io tso-bato d mila miofana koa nareo 2 fa raha tsy izany resiko an!
37. tywa68 ( 02/10/2007 11:05)
ftma : ka ilay ara-7-8 anie no samy nampiseho ny fikany, dia tssssss ! maika moa fa ara-9 :-D:-D misy aza ny sasany misolo vato mihitsy =))=))

sasa : koa tsy lazaina koa fa mahay tso-bato @ noix d coco nareo sy ari.malala :-D:-D
38. Mimhie ( 02/10/2007 12:41)
miverena akia a! fa sambany za vao nahazo namana tena namana tato anefa de havelandry irery ato indray, zany moa e!
39. aloalo ( 02/10/2007 12:42)
23. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-10-2007 23:51:23
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
ataovy zay mety
fa ny andro zao fety
miverena enao polety


zao an! efa tantara miseho eto foan ity olna tofoka @ fampiadian'olona ity sy famoronana zao lainga tsara lahatra zao : ka ny teniko aminareo dia izao ihany:
raha misy zavatra re na nahatafitohina dia anontanio mivantana ilay olona fa sao de resaka noforonina fotsiny na fanaratsiana no nataony de iny tokoa nareo fa miady @ ilay olona

Marina ny an'i diamondra fa mety le oul tokoa anie no mialona an-dry dia mody ny sasany no hoe zao ouz... ka ny tena mety d resao ilay anarana voantonana dia wen b le mpamitatra. fa na zany aza efa mba maro no miantso fa miverena moa e !!!
40. sonwin ( 02/10/2007 13:23)
fa iza ary izany ombay mitady izany :roll:, ny kil rehetra amin'io kopy daholo fa za ihany no zinga be:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277