miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

81. cute ( 07/10/2007 08:29)
mba miverena aky ry namana mahafinaritra be anh! mangina b mintsy za ref tsy eto ndry:( :cry:
82. sasa ( 08/10/2007 05:45)
ftma atolotray ho azy akia ireo, d miandry sy manantena ny fiverenany izahay.
83. ari.malala ( 08/10/2007 07:42)
ftam, ka ts mahazo very toky fa ts maints manantena ko! tena marina mitns zany hoe faly ery zao le ou lts tia fa nahazo izay nilainy:evil: olona ratsy toetra tssssss! sady be fialonana tsssssss!
84. tywa68 ( 08/10/2007 07:56)
Miandry akia zahay an :-*:-*
85. sasa ( 08/10/2007 10:48)
ari. mbola hivaly aminy foana izay ataony an'olona koa
86. ftma ( 09/10/2007 07:39)
:cry: malahelo be
87. hery ( 09/10/2007 08:19)
Fa iza zany e?

BOZYLOVE ve? :-p
88. ftma ( 09/10/2007 08:28)
hery lol tsy izy ka :D
ndraso bitsibitsiako :-D
89. sitlo ( 09/10/2007 08:55)
Manao ahoana izay ny omby ato. :-D

Hozy ny Ntaolo izay: "Aza malahelo maty voalavo fa ny any an-tsaha mbola hiakatra".

Izy io ange fialamboly eh, rehefa tsy mahita fafiny izy dia aleo hiala. Ekeo ny safidiny raha tia azy ianareo.
90. ftma ( 09/10/2007 09:12)
sitlo: tsy hoe tsy mahita fafiny izy ka tena mahita fahafinaretana saingy...
porofo mpitiavana koa ny fanaovana antso avo ka fa rehefa izay moa no safidiny atao ahoana fa mihonona izahay e tsy misy adalaina intsony za zany rehefa tsy miverina izy :)
91. sitlo ( 09/10/2007 09:30)
Tsy miala teo mihitsy aho
Mandra-pahatonga anao
porofom-pitiavako anao :-D

mampalelo koa ry ftma izany, mikepokepoa vatokely :-D, zao lasa ny te hanadala indray no adalaina :-D

Dia ahoana marina hozy ilay olona? :-D
92. tywa68 ( 09/10/2007 09:30)
sitlo : omby ahoana ?

ftma : nahoana injy no ketraka e ! miverina eo izy fa tsy izao fotsiny e :-*
93. sitlo ( 09/10/2007 09:34)
tywa68: vazivazy izany sady angolateny :-D

tsy kivy anie izy tsy ketraka
mitondra ny orony petaka
ifalifaliany sy tena tiany... :-D
tohizo raha manatadidy
94. sakaizakely ( 09/10/2007 10:31)
slipony iray mivareraka
95. sasa ( 09/10/2007 10:31)
ftma ho avy eo akia izy an!:-*
96. ari.malala ( 09/10/2007 12:34)
hery:

Fa iza zany e?

BOZYLOVE ve? :-p



ountsssssssssssssssssssss!
97. dadie ( 09/10/2007 14:08)
Marina ono fa mande tsy manao veloma naman'ny tezitra nefa tsy cas ako zany koa b ny t alala iza izao ol antsoin'i ftma zao dia ity aho oan'izay tsy mahalala
98. dadie ( 09/10/2007 14:10)
Marina ono fa mande tsy manao veloma naman'ny tezitra nefa tsy cas ako zany koa b ny t ahalala iza izao ol antsoin'i ftma zao dia ity aho oan'izay tsy mahalala


99. dadie ( 09/10/2007 14:16)
Manaona daolo
niverina ato aho hanazava ny antony @ izay tsy misy ny resaka ambadika sy koa oan'izay t ahalala
nanao forum tao am fety sy fiaonana aho ,nametraka sary sy klipa tao betsaka ny faly indrindra ireo ankizy tany dago naita ny forum fa kosany nisy ankizy nitaraina tany am bozylove ono fa za mizesita sy be miseoseo ,koa hoan'ireo ze ankizy niteny zany dia miala tsiny eto aho fa tsy izany velively no nanaovako an'io ,b ny resaka fa aleoko ze nandreraka no teneniko , ka za tsy d tiako ny b woawoawoa fa aleoko miala mangina fotsiny fa i ftma moa nanao ity antso ity koa dia izay no niverenako kely tato
100. tslem ( 09/10/2007 14:22)
kay ve dadie no nanjavona tao e? fa taiza? tongasoa ndray zany. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873