miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

101. tslem ( 09/10/2007 14:24)
kay ve dadie no nanjavona tao e?
Aza miverina kely zany moa fa miverena elabe e, inn koa no iraharahina izay mitaraina any, refa tsy te hijery klip sy sary izy d tokony tsy hanokatra serasera akory. sa aôna???? :P
102. dadie ( 09/10/2007 14:40)
hoy i bozylove
]Ny fihaonana tany @ dadie anefa ireo tompon'andraikitra mihitsy no namporisaka nanao présentation izay nifankafantarana sy fankalalana no zavadehibe.Izany nahatsara hatrany ny ambiance izay hita fa faly sy ravo daolo ny olona. Misaotra any Tix sy Glou tompon'andraikitra aty tanindrazana

dia hoy dadie namaly ny teniny



bozy a stp tsy aleo v tsy notononina tao ny anarako marina
Nanao présentation zay samy zay fa niteny ny responsable tany hoe: tsy asina oe iza no iza am lé klipa ,oatran'ny tenin'i hery ery ambony koa zany ,ry zareo tao paris koa anie zao sura fa nanao présentation e mé tsy tenenina eto am forum oe iza no iza oatran'ny tam lé klipa
NB iny video itanao iny anie bozy tsy midika fa ny ol rehetra aita aniny e ,ny namana akaiky tao iany fa ny klipa no any daolo b , am manaraka stp ra misy zavatra tianao tenenina ka manisy ny anarako ianao d ba teneno ana alo so d voavaliko ny teninao oatran'io sujet io resahantsika io
merci
dadie

io ny resaka tany am forum ary sorena tamiko i bozylove tam io satria nisy ankizy koa nanoratra tany aminy nanisy sira oe zao ataon'i dadie zao v dia ba namana? jereo nifiran'i dadie ianao sns.... ,ka hoanao ra sendra mandalo ato ka niteny io teny io tam bozy dia tsy nanana eritreritra anizany loatra aho
Mety ho faly angamba ianao oe miady v zay? non tsy miady zay fa izahay ary miara miazakazaka isakin'ny alahady ,i ftma no vavolombelona lol...
:-*
Eny mety misy hitsara oe tsy mety ny namaliako any bozy anizany koa ialako tsiny izany ,eny efa niala tsiny tam bozy koa aho taminio tsy nahafaly azy io
103. xxx ( 09/10/2007 14:45)
manoatra noho ny ankizikely ry reto fa mba mieritrereta a
104. dadie ( 09/10/2007 14:48)
ireto avy ny namana manokana azoko tato :
tsiafoi1,ari malala,anarim ,volana1,niryna,boga,enintsoa,voahirana,bimanoa,endrehina,
Nefa nilaza i bozylove koa fa zahako nanaratsy azy tam ankizy koa, tsy niresaka tam ankizy na 1 tato aza aho resaka bzlv ka asa iza ny ankizy nanisy sira t ampiady anay sy bzlv , marihako etoana fa tsy mety milaza ilay anarana izy fa tsy tsaroany ono
ka mino aho fa azonareo angamba ny tiako tenenina sy antony tsy idirako ato intsony ,leo b za ra zao fona ny zavatra enoko ,ka tsy t iady am bzlv za d aleoko miala ato :oops:
105. dadie ( 09/10/2007 14:50)
xxx> io vava io iany anie no mamitaka e,na leibe na kely voany daolo :lol:
106. ftma ( 09/10/2007 14:52)
dadie: efa mazava iny fa aza raharahina hoan, de aza maika handeha izany fa mijanona @ izay :-*:-*
107. dadie ( 09/10/2007 14:59)
namako manokana misaotra tam rehetra nahafinaritra ny fiaonana tany dago (l)

ry polety isany :lol::lol: nahafinaritra koa ny fiarahana tsy adinoko ireny ,zao anefa tsy midika oe tsy eo za ra sendra mandalo aty nareo an ,ny namana azoko tsy avelako intsony :lol:
tywa>>>>>>>>> merci bokou nivezivezy tato am forum nanoratra ,anisan'izany koa nandalovako fa so oe miavona za, itanao tamireny angaba fa tsy zany aho :-*

ireo nihirahiora tato toa any : mits ,ari malala sasa ,lanto ,tsiafoi 1 gd merci

stilo> misaotra tam ilay fametrahana sary sns :oops:

108. xxx ( 09/10/2007 15:05)
dadie:

xxx> io vava io iany anie no mamitaka e,na leibe na kely voany daolo :lol:



tsy azoko :?:
.
109. tywa68 ( 09/10/2007 15:07)
youpiiiiiiiiiii dadie est de retour ! mahafinaritra e :-*:-*
110. dadie ( 09/10/2007 15:10)
xxx> maninona ary no ataonao xxx ,ny tiako tenenina oe io resadresaka io iany no mahatonga izao:lol:
111. dadie ( 09/10/2007 15:13)
so d misy ilaza eo dray oe mizesita za fa ba manao fahatsiarovana kely ny namako an

112. dadie ( 09/10/2007 15:14)
113. xxx ( 09/10/2007 15:16)
dadie:

xxx> maninona ary no ataonao xxx ,ny tiako tenenina oe io resadresaka io iany no mahatonga izao:lol:



par principe ny ahy ny xxx, tsy ao anatin'ireo olona tanisainao ireo aho akory fa aza manahy

d'accord aminao aho fa ny resadresaka no mahatonga ny olana ohatr'izany
114. dadie ( 09/10/2007 15:23)
xxx> merci fa soa iany alo ba nisy nahatsapa ny tiako tenenina fa tsy afeniko anao fa nanao ireo resaka ato ireo aho ba tiako ho tsapan'ireo ol tia resaka oe tsy mety io resaka io indray2 ,ny mora voa oatrahy mo mety ho vitsy iany angambany :-*
115. Ralay ( 09/10/2007 15:28)
Raha misy ny namana tsotra indrindra ato dia i dadie anisany ka zao no mba teniko aminjy ry dadie hoe aza rarahina fa aleo any izay mpanisy sira hanisy sira fa ny namanjy namanjy foana ,asio :lol: dia ampy. :-*
116. dadie ( 09/10/2007 15:38)
ralay > misaotra betsaka ,agamba fantatrao ny toetrako am tena izy donc mety ho tsapanao oe tsy tatiko ty resadresaka ty sa?:-*
117. dadie ( 09/10/2007 15:40)
un pt coucou any namako

118. dadie ( 09/10/2007 15:43)
ry polety isany oooo ,tsy adinoko ny fiarahana

119. dadie ( 09/10/2007 15:49)
6. Mpandefa : nirijimka [ Valio ] 01-10-2007 14:06:39
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
miverena lesy a! marina ny teni'i ftma fa milay anie toi e! inoan aza no hirarahian ny resak'olona any, misy manakina foan io na meyt atao na tsy! fa rehefa mety aminao lay izy de zay! manantena ny ahiat anao hiverian eto malaky za de miara maka sary njay tsiak roa! lolll

120. dadie ( 09/10/2007 16:07)
hoan'ireo namana nanoratra nivezivezy tato tao an'i tywa ,sasa,ftma ,ari,mits dia misaotra betsaka :-*:-*:-*



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3206