miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

61. ftma ( 03/10/2007 10:45)
Efa henony ihany ny antsontsika fa mbola tsy mety miditra izy e, ny hafany: "misaotra anareo rehetra tsy manadino fa tena nahazo namana izy nahazo anareo"
rehefa tony ny fony miverina eo ihany izy fa tsy hamelantsika e :-*
62. sakaizakely ( 03/10/2007 11:56)
enay zany de tsy mba mahakobo n'inn n'inn :?

iza ary zany ? anaovako rodobe any antranony any raha fantako :-D:-D:-D

araky ny resak'i ftma ary @ Momba ny serasera, tokony manoratra mifanazava aminy toy izay oul iray ve no andaozana ny serasera ? Tsy manome vahana an'le mpanao resaka mivaralila ve izany ? Aza mety resy lolo ranga a !

tongava eo de ampseh azy fa tsy koditra aminy xxx (ataoko hoe xxx fa tsy fantako hoe iza manko ;-)
63. aloalo ( 03/10/2007 17:11)
58. Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 03-10-2007 12:24:45
Lohateny : Re : miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
fa iza alou ny lasa nitsoka tato fa za tsy mahay é! mazava ho azy alou fa vhv zany lé izy. d lazaiko azy namany ftma fa ra ny vavany sasany zany no andéananjy mitsôka!! d faly2 lé oull @zay fa nanaraka ny tiny ataonjy mintsy njy zany

tsy nitsoka aky izy fa midongy a ! zay ange le resaka ambadika sy fosafosa io e ! efa nolazaiko izy hoe ny oul matoa manao resaka ambadika dia fialonana no mibahana ny sainy.
64. sasa ( 04/10/2007 04:20)
za mbola manantena ny hiverenany eto foana aloha mbola mandinika tsara fotsiny izy fa mino za.
Miverena akia fa aza midongy ao an!
65. tywa68 ( 04/10/2007 05:06)
Zah koa aloha d mbola manantena e ! olona 1 na 2 ve no mampisôfy d : aza miverina eo moa d lasa betsaka noho izay no midongy sy tsy miresaka @njy :-D :-*:-*
66. bimanoa ( 04/10/2007 10:37)
raha izay olona henoko izay aloha le antsoina eto d tena mahafinaritra, miavaka sy tia namana tokoa,
coucou njy,:-* zà koa mino fa mbola hiverina eto izy !
ary maninn moa raha lazaina eto izany olona tsy maha-tamàna eto izany e ? ataoko :-w:idea::?: ... :twisted: .... 8)
67. simplex ( 04/10/2007 11:44)

hamono tena ah ra mbola tsy mivoaka eo ihany io namana io an :roll::oops::@:P
68. diamondra27 ( 04/10/2007 11:54)
simplex: siks; sao de hainao le hira we: miverena ianao , miverena ianao noho ny antsoko.
Mba andefaso dedicace any @ RVG izy e! de we tsika retra eto no mitady azy.
:-*
69. ftma ( 04/10/2007 12:18)
simplex aza mamono tena izany ela fa manjary mitombo ny halaheloko :wink: manjary tsy misy adalaina intsony ao @ RVG za :-*

70. simplex ( 04/10/2007 14:09)
ka tsy zakan'ny saiko tsony zao tsy mahaeto an'ity namana ity izao e
aza omena tsiny ah ra hamoifo :cry::P

mivava ho ahy :-*;-)
71. tsim67 ( 04/10/2007 15:14)
:-*:-* efa tonga v ilay ol azafady ooooooo
72. tslem ( 04/10/2007 15:53)
mba miverena hono akia njy ry ...(na d tsy fantato kory aza)fa malahelo ny serasera BDBa!
73. boubounezy ( 04/10/2007 16:39)
refa mba miverina kosa zany njy d mba atonjoy anay wé iny fa niverina somatsara anaovana fety b eto sa tsy zany ry ftma?:lol:
74. ftma ( 04/10/2007 19:25)
simplex: aza manao an'i zandrikely fa malahelo zoky :-*
tsim67: mbola tsy tonga e
boubounezy ie tena anaovana fety be mihitsy ka

Miverena amin'izay hoan ilay namana tsy fonay e efa ataonay daholo na mail na hafatra na antso antarobia na sms na biz'oroka, na famangiana antokatrano, ngamba hifindra any za no hipetraka @ izay ise mahita ahy manokatra serasera de miditra ko :wink:
75. sasa ( 05/10/2007 04:44)
Aza adino lalandava
fa mpinamana isika
tsy mba nifankafoy tety
Ka raha manina ahy ianao
Raha te hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy

Very namana aho nilazaonao
ka iza indray izao no antenaiko
hilazako ny manahirana ahy

Atolotra ho anjy io hira io ho marika fa malahelo anjy izahay ary tsy mijanona miantso mandrapiverinjy eto.:-*:-*
76. tywa68 ( 05/10/2007 04:54)
Aiza ô ? kely sisa moa ô ? njy v d tsy malahelo anay e ? :-*:-*:-*
77. tsiafoi1 ( 05/10/2007 13:00)
Izy zay de tena namana...
Rehefa tia de tia tokoa,
\'Zany tsikiny ombieny
Sy ny fahatsoram-pony...
ireny rehetra ireny
No nandrisika ahy
hiserasera...
Satria tojo namana tokoa
SAINGY ankehitriny zany banga!!! TENA BANGA


78. ari.malala ( 05/10/2007 13:05)
mba miverena amzy mou ky njiko ry namanay tsy foinay e!

Miverena, miverena, ianao
Fa mitomany ilaozanao
Nilaozanao aho ka tsy nahita tory
Indro mitalaholaho zany foko oriory
Tonga ny ampitso, Miverena amin'izay...
79. fleurdedago ( 05/10/2007 14:12)
raha zao antsoantso izao akia indry tsy miverina intsony d tsy hitako intsony a !
tena kikika b zao v, ndy kanefa mangina fona, sao tokony mba asindry fiheverana moa e ! faly anie zao ny tsy tia e ! azony izay ilainy !
fa na izany aza otrany mangina tsy ao indry !:(
80. ftma ( 05/10/2007 14:47)
Lasa artista daholo anie nareo izany e ohatry ny hitako ery ari.malala, tsiafoi, sasa mihira an'ireo :wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4043