miverena hono njy fa malahelo ry polety isany

141. sasa ( 12/10/2007 04:37)
nirjimka =D=D=D miombonkevitra sans pour sans
142. tywa68 ( 12/10/2007 05:19)
nirijimka : adinonao ny mpanisy sakay :-D:-D
Zay tena namany mahazo vaovao aminy foana e :wink:
143. nirijimka ( 12/10/2007 07:00)
tywa
144. ravatorano ( 15/10/2007 09:16)
dadie
145. BOZYLOVE3 ( 15/10/2007 16:22)
ftma:
Ngamba efa mazava @ rehetra ary samy mba nahita lesona tato daholo, marina fa misy ny mamorona sy mamadi-dresaka fa aza mamaky loha @ izany, Raha tsy tianareo ho tohina ny fon'ny namana sasany aleo tsy be tantara koa.
Rehefa misy zavatra tsy mazava aleo mifanazava mivantana toa izay ity mampitondra teny ity.


[size=13px]Reflexion tsy misy action ny anao, nanontany anao aho ny antony nanakananao ahy serasera inona valiny tsikinao fotsiny, lazao inona ny hanakananao ahy??? nefa aho tsy manompa aho na manala baraka ohatra ny sasany ao (exemple kenvincky sy ny troupe-ny)
Ary inona aloha no hitenenao ny momba ahy any @olona ao karajia ??? [/size][size=13px] sa ny olona koa mamorona??[/size] (exemple maina),

mety hiteny indray hoe hors sujet fa manao illustration ny voalaza etsy ambony aho :)
146. sipagasy ( 15/10/2007 19:25)
wadray e!!!!! mahaiza miaina ry reto annn hihihi
:-*(l):-*
147. simplex ( 15/10/2007 19:50)
:D:D:D
ataovy vavolombelona fa tsy mety izao e :P

;-)
148. ftma ( 16/10/2007 06:41)
bozylove3 sans commentaire :D


Tsy naharaka intsony fa dia mirary soa an'i dadie e tongava rehefa manina fa eto foana izahay
149. tywa68 ( 16/10/2007 09:19)
bozylove3 : tena HS anoraty mitokana ny olona concerné :lol:

simplex : efa vonona v ny popcorn sy voandro e ! :-D:-D
150. sasa ( 16/10/2007 09:38)
tywa68 d asiana bonbon vandro sy cacapigeon koa amzay milay be!
simplex hi hi hihihi vavolombelona fahafiry ity :-D:-D:-D
151. radjery ( 16/10/2007 09:56)
ouay lety a! andraso aloa haka toerana tsara fa kay ato dray kay misy film mlay ko:lol: dé mba apasipasio lé kakapizon ry sasa ah!:-D:-D:-D
152. booboo ( 16/10/2007 10:12)
aiza ary misy kisarisary kely oul mihazakazaka mitondra sezakely klé ! tssssss
153. ftma ( 16/10/2007 10:30)
mampihome mihitsy nareo ireto aiza izay film eo :-D
154. sasa ( 16/10/2007 10:35)
booboo:

aiza ary misy kisarisary kely oul mihazakazaka mitondra sezakely klé ! tssssss


=))=))=))=))=))mba avelao ho entinay eto indray aloha le seza tary fa tsy maintsy alohanay ny volanjy am faran'ny volana

ftma avelao amzao akia d mba mihomé daholo isika


155. sasa ( 16/10/2007 10:36)
radjery:

ouay lety a! andraso aloa haka toerana tsara fa kay ato dray kay misy film mlay ko:lol: dé mba apasipasio lé kakapizon ry sasa ah!:-D:-D:-D

efa mandé nypasipasy fa tanjemo tara fotsiny e!

156. radjery ( 16/10/2007 10:43)
sasa:sô mba misy seza bory ko vé ô! nenay adino ary @ vavolombelona ary dé vôtery mitsangana ato:-D:-D
157. tywa68 ( 16/10/2007 10:52)
mbola misy tsihy ao raha ilaina e :-D:-D
158. ftma ( 16/10/2007 11:04)
:-D entina ampifaliana izy ity e
rehefa tsy mandeha ny film dia vakio ato aloha http://vetso.serasera.org/index.php?rub=vetso%2Fvetso&tadiavo=namana

tywa68 alefaso aty izany tsihy izany akia :wink: handeha hividy popcorn koa izany :-D

159. tywa68 ( 16/10/2007 11:29)
ftma : ts mila mividy njy fa mbola misy kkpigeon koa any @ sasa :-D:-*
160. sasa ( 17/10/2007 04:26)
radjery hi hi hi aleo fa ampindramiko anao ny sezako fa za koa hipetraka am tsihy fa tena mahamongo le eo ambony seza koa, somary mafimafy nefa an!

ny olona ity efa naka pilasy ny film otrany tsa mbola nitohy foana koa:-D

ftma avia aloha hiaraka handany an'le tsakitsaky fa sô masiso fotsiny ny film tsy mbola miainga :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2266