Arahaba ry Maria!
121. patrick2002
(
19/09/2007 20:23)
cutie:
vakio ny baiboly :-D
za tsy mahay toko sy andininy fa ao misy porofo bdb :lol::lol::lol::lol:
Cutie ah: ngah tsy fantatrao fa tsy manana baiboly any antrano ny katolika ,ka inona no vakiny eo, :-D:-D encyclique no famaky ny catholique ,dia miheno vaovao mahafaly eny @ lamesa dia izay io mahafalifaly an'i pissoa io.:P:P
122. pissoa
(
19/09/2007 20:25)
Cutie ah: ngah tsy fantatrao fa tsy manana baiboly any antrano ny katolika ,ka inona no vakiny eo,
Io zao nasesiky dapasy tao an-doha de tenenina eto foana na fantatra fa tsy marina aza :-P:-D:-D:-D
123. fijo
(
19/09/2007 20:26)
tsy sarina vehivavy ebreo tamin'izany no hitako fa sarina vazaha vavy "blonde"ny jiosy tamin'zany nefa toa zarazara hoditra.
124. pissoa
(
19/09/2007 20:30)
ka tsy maninn na hebrio na blonde na tigresse le sary hitan'fijo ... satria tsy le sary nge no iantefan'ny tenin'ny Katolika koa e :-D:-D:-D
125. patrick2002
(
19/09/2007 20:32)
Raha azoko tsara zany ny valin'ny fantaniko dia hoe i Jesoa = Zanaky Ray + Jesoa + Fanahy Masina ? ()
Raha nianatra katesizy ianao dia efa tsy nahazo diplaoma :-D:-D:-D, ka izay no tsy maha Andriamanitra an'i jesoa .
Ohatry ny hoe raiki-pitia amiko ianao eto @ serasera dia ny fanahinao aty amiko fa ny vatanao any Afrique du sud ,tsy mpifankatia isika izany =))=))
126. fijo
(
19/09/2007 20:33)
ka toa izay koa le lazaina hoe mpanompo sampy.tsy iny tandroka kely iny n hiresahana,fa iny mba hoatry ny hoe solon tena fotsiny
127. pissoa
(
19/09/2007 20:37)
Raha nianatra katesizy ianao dia efa tsy nahazo diplaoma , ka izay no tsy maha Andriamanitra an'i jesoa .
Ohatry ny hoe raiki-pitia amiko ianao eto @ serasera dia ny fanahinao aty amiko fa ny vatanao any Afrique du sud ,tsy mpifankatia isika izany
Ka tsy novalianao mivantana anie ny teniko fa ahodikodinao e ! Iza hoa ilay Andriamanitra mampazanak'Andriamanitra an'i Jesoa ?
Raha mba valinao mivantana io zao dia mety ho mpifankatia ihany tsika =))=))=))
128. fijo
(
19/09/2007 20:42)
io le andriamanitra tsy mbola nisy nahita sy nahare nefa hinoanareo ko
129. patrick2002
(
19/09/2007 20:50)
Aza afangaro kosa ny Personne sy Nature é,
Raha nature dia samy Andriamanitra na ny Ray na ny Zanaka. Io ilay ohatra omen'Ika. Raha zanak'olona dia olona fa tsy alika. Ary zanaka bitro dia bitro fa tsy akoho. Izay ny natiora.
Ny Personne na olona( raha adika tsotsotra) dia samy hafa io fa tsy mitovy. Ny Ray tsy ho Zanaka mihitsy ary ny Zanaka tsy ho Ray. Toy ny hoe : ianao tsy reninao mihitsy ary ny reninao tsy ho ianao mihitsy fa olona roa samy hafa ianareo.
Ka raha ny nature no resahina dia samy Andrimanitra na I Jesoa na ny Ray : satria tsy zava-boaary izy ireo fa Mpahary ary mandrakizay fa tsy voafetra.
Raha Personne kosa dia olona roa samy hafa ny Ray sy ny Zanaka.
Fanampiny : ny olona faha-3 ao @ Trinité Masina dia ny Fanahy Masina.
miombo-kevitra ,nefa Andriamanitra dia tsy zava-boahary (Nature), fa mpahary (createur),izay no tsy maha-marina an'ilay theorie hoe zanak'andriamanitra = andriamanitra
Andriamanitra dia tokana io no hitovizany finoana islam, chretien ,sy ny juif antsoin'i Theologue hoe monotheisme, Nahary ny zavatra rehetra ^:^^:^
130. fijo
(
19/09/2007 21:03)
iofa manomboka ny gidraka mpino.
ny mpino dia mno fa andriamanitra di atelo izay iray.izao misy mpino mitsipaka indray.nefa samy kristianina ihany eto nareo an.fanina ny pokona
ny mpino dia mno fa andriamanitra di atelo izay iray.izao misy mpino mitsipaka indray.nefa samy kristianina ihany eto nareo an.fanina ny pokona
131. patrick2002
(
19/09/2007 21:37)
Ka tsy novalianao mivantana anie ny teniko fa ahodikodinao e ! Iza hoa ilay Andriamanitra mampazanak'Andriamanitra an'i Jesoa ?
Andriamanitra kah ,:lol: mahazo note ve izaho sa tsia .
Ohatry ny manontany ahy ianao hoe de quel couleur le cheval blanc de Napoleon ?:-D:-D.
Raha i Maria no renin'andriamanitra koa iza no nahary an'i Maria :roll::roll:
Andriamanitra dia tsy Nature fa nahary Createur, izany hoe personne tsy nohariana ,Tokana ,fa tsy mizara ,tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay ,ireo ny sasany @ caraterisique-ny ,fa tsy definition akory.
Tsy misy definition mahalaza an'Andriamanitra ,sahala amin'i hoe :Inona ny antsoina hoe univers
132. pissoa
(
19/09/2007 21:48)
Andriamanitra kah , mahazo note ve izaho sa tsia .
Ohatry ny manontany ahy ianao hoe de quel couleur le cheval blanc de Napoleon ?.
Raha i Maria no renin'andriamanitra koa iza no nahary an'i Maria
Andriamanitra dia tsy Nature fa nahary Createur, izany hoe personne tsy nohariana ,Tokana ,fa tsy mizara ,tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay ,ireo ny sasany @ caraterisique-ny ,fa tsy definition akory.
Tsy misy definition mahalaza an'Andriamanitra ,sahala amin'i hoe :Inona ny antsoina hoe univers
tsy novakiana manontolo ny teniko tetsy aloha. Ianao dia manaiky tsara fa Zanak'Andriamanitra i Jesoa. Ny Andriamanitra resahinao nefa, araka ny teninao ihany dia Andriamanitra = Ray + Jesoa + Fanahy Masina. Dia mifamatotra ilay izy. Asa raha azonao ny teniko :lol:
133. patrick2002
(
19/09/2007 21:49)
fijo:
iofa manomboka ny gidraka mpino.
ny mpino dia mno fa andriamanitra di atelo izay iray.izao misy mpino mitsipaka indray.nefa samy kristianina ihany eto nareo an.fanina ny pokona
Ka atao ahoana ra fijo fa samy mino ny fisiny aloha ,fa rehefa avy eo ny saina mandinika dia misy miteny hoe nateraka Andriamanitra ,misy miteny hoe tsy nateraka izy ,misy miteny hoe ity ny ran'ny kristy ,misy miteny hoe tsy ho ran'ny kristy mihintsy iny fa symbole fotsiny .Dia atao ahoana fa izay no takatry ny fahalalan'I Olombelona ,fa izy Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra ihany no manana ny fahamarinana .
134. cutie
(
19/09/2007 22:02)
Cutie ah: ngah tsy fantatrao fa tsy manana baiboly any antrano ny katolika ,ka inona no vakiny eo, encyclique no famaky ny catholique ,dia miheno vaovao mahafaly eny @ lamesa dia izay io mahafalifaly an'i pissoa io.
de aza adino koa ze lazain'ny vatican e :-D:-D:-D
135. cutie
(
19/09/2007 22:03)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-09-2007 22:25:51
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
Voalaza teo :
Cutie ah: ngah tsy fantatrao fa tsy manana baiboly any antrano ny katolika ,ka inona no vakiny eo,
Io zao nasesiky dapasy tao an-doha de tenenina eto foana na fantatra fa tsy marina aza
dapasy iza hono zany :-D
136. cutie
(
19/09/2007 22:04)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-09-2007 21:52:48
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
sao tsy azon'i cutie aza ny dikan'ilay hoe "nateraka fa tsy natao"
Vakio ny baiboly
haiko ny dikan'zany matoa nolazaiko e
conclusion
maria tsy renin'Atra:-D
137. cutie
(
19/09/2007 22:05)
Ka atao ahoana ra fijo fa samy mino ny fisiny aloha ,fa rehefa avy eo ny saina mandinika dia misy miteny hoe nateraka Andriamanitra ,misy miteny hoe tsy nateraka izy ,misy miteny hoe ity ny ran'ny kristy ,misy miteny hoe tsy ho ran'ny kristy mihintsy iny fa symbole fotsiny .Dia atao ahoana fa izay no takatry ny fahalalan'I Olombelona ,fa izy Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra ihany no manana ny fahamarinana .
=D=D=D=D=D
138. cutie
(
19/09/2007 22:10)
Dia atao ahoana fa izay no takatry ny fahalalan'I Olombelona ,fa izy Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra ihany no manana ny fahamarinana .
"God only knows"
http://br.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
139. patrick2002
(
19/09/2007 22:15)
tsy novakiana manontolo ny teniko tetsy aloha. Ianao dia manaiky tsara fa Zanak'Andriamanitra i Jesoa. Ny Andriamanitra resahinao nefa, araka ny teninao ihany dia Andriamanitra = Ray + Jesoa + Fanahy Masina. Dia mifamatotra ilay izy. Asa raha azonao ny teniko
nefa dia nodisoanao lazainao fa
Jesoa=ray+jesoa+Fanahy masina
inona no hamaliko anao , tsy azonao izany ny zavatra lazaiko .
Amiko dia zanak'Andriamanitra ,tsy ho Andriamanitra mihintsy satria andriamanitra tsy nature ka hoe zanak'alika alika ihany ,fa personne izany hoe manana caracteristique tsy mitovy ary tsy manan-tsahala na amin'iza na amin'iza ,ny marina izany dia zanak'i pissoa ,tsy ho pissoa mihintsy .:lol::lol:
Andriamanitra=Ray+Jesoa+Fanahy Masina
ireo no lazainy finoana sasany ary tanako sy inoako ,
io no antsoina hoe trinité ,tsy misaraka ,ary mitambatra ho iray sao dia manao equation eo indray ka hiteny amiko hoe .
Jesoa=Andriamanitra-Ray-Fanahy masina
=))=))=))
Ary aoka izay fa mba resaka afa indray atao fa :P:*
