Arahaba ry Maria!
81. tywa68
(
18/09/2007 14:06)
gasynamana : tsy misy fisaorana e :lol::-*
Ho an'i Mandefitra : Reni'Atra i Maria ary any an-danitra !
Hay ve mahay an'ilay TOKANA OLONA 3 ihany i Patrick e zay hinoan'ny kristiana satria zay no maha-Atra Azy). ouf ! mandeha ila ahoana koa zany ? ny zanaka dia mitovy @ilay Ray nahary azy miaraka @ herin'ny Fanahy Masina, koa inona ny mandeha ila, raha tsy ny fitiavanareo mitady hoe iza no zanaka, iza no Ray sns... ianao io indrindra no mampisaraka an'ireo h@voalohany, nefa izahay efa ela no niteny hoe Andriamanitra = Jesoa.
Maria voafidy niteraka azy dia Renin'Atra, inona no diso @izany e ?
Cutie : koa hanala azy ho reniny ve hoe ny fiantsoana azy hoe ra-vhv e ! iza no niteraka azy fotsiny ? reny izy zany sa tsia e ? Renin'Atra ary hafa noho ny rehetra ary any an-danitra ! :lol:

83. tywa68
(
18/09/2007 14:17)
cutie : tsy olana anie zany ho ahy e :lol: efa mahazatra ny fanaonao :-D
84. cutie
(
18/09/2007 14:19)
Cutie : koa hanala azy ho reniny ve hoe ny fiantsoana azy hoe ra-vhv e ! iza no niteraka azy fotsiny ? reny izy zany sa tsia e ? Renin'Atra ary hafa noho ny rehetra ary any an-danitra !
Afangaronareo ange Atra sy jesoa e
Atra sady Ray no reny
de manin no mbola mila reny koa izy , izy aza efa reny
jesoa= zanaka:lol:
85. pissoa
(
18/09/2007 16:00)
Jesosy dia Andriamanitra ka.Iny aloha tsy hiadian-kevitra.
Fa raha tianareo mo ny hiantso ny voahary ho renin'ny Mpahary atao ahoana ...
Ny hevitra mivoaka ho anareo Katolika, na de heverinareo ho tsikera aza, de fitaomana anareo mba handinin-tena hoe : mbola mitoetra @ fampianaran'i Kristy ve sa ny fampianaran'i Vatican.
Fitiavana zany fa tsy fankahalana ...
Ho aminareo ny fiadanan'ny Tompo.
Tsy i Vatican no namparenin'Andriamanitra an'i Maria fa Izy Andriamanitra mihitsy. Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra, ary azony natao tsara ny tonga dia nitsilailay fotsiny teo amin'ilay fihinanambilona tao an-tranon'omby, tsy nila ny fiaraha-miasa tamin'i Masina Maria raha izay no tiany natao. Fa tsy izay no sitrany.
Afangaronareo ange Atra sy jesoa e
Atra sady Ray no reny
de manin no mbola mila reny koa izy , izy aza efa reny
jesoa= zanaka
I cutie no tena manafangaro ny Andriamanitra sy ny Jesoa. :wink:
Avereno vakiana ny soratry i Piste mikasika ny Nature sy ny Personne. Zavatra tsy mitovy ireo.
86. gasynamana
(
18/09/2007 17:24)
I Jesoa tonga olombelona dia tsy nanao sinema akory fa tena olombelona. Izy dia Andriamanitra foana na talohan'ny nahatongavany ho nofo na tao afaran'ny nahatongavany ho nofo, na tamin'izy niara-nonina tamintsika.
Ho anao inona no dikan'ilay fiharaban'ny Anjely? Na ny marina kokoa dia hoe: inona no hevitra fonoson'io marina (jereo ny kolon-tsainan'ilay olona nanoratra ny evanjely)?
Ho an'i patrick2002: Hono ho aho: Andriamanitra Ray izany tsy Andriamanitra raha tsy eo ny Fanahy Masina sy ny Zanaka??? Ho anao izany Andriamanitra = Ray + Zanaka + Fanahy??? Ka ny Ray tsy Andriamanitra fa singa iray ao amin'ilay Andriamanitra, toy izany koa ny Zanaka sy ny Fanahy Masina???
Iza koa moa no nilaza fa rehefa tonga nofo i Jesoa dia nisaraka tanteraka tamin'Andriamanitra Ray sy ny Fanahy Masina???
Dia mba vakio kely izay zavatra nosoratan'i piste.
Halalino ny finona sy ny fahalalana ry namana fa aza mionona fotsiny amin'izay nampianarina.

87. cutie
(
18/09/2007 18:28)
Voalaza teo :
renin'ny Jesosy zany, fony Izy tety an-tany.
@ zao fotoana zao, mbola olona ve Jesosy?
Moa tsy efa niverina naka ny tena Toerany Izy, eo an-tanakavanan'ny Ray?
Sa lasa renin'Jesosy mandrakizay Maria, hatrety an-tany ka hatrany an-danitra
88. pissoa
(
18/09/2007 18:49)
renin'ny Jesosy zany, fony Izy tety an-tany. @ zao fotoana zao, mbola olona ve Jesosy? Moa tsy efa niverina naka ny tena Toerany Izy, eo an-tanakavanan'ny Ray?
Sa lasa renin'Jesosy mandrakizay Maria, hatrety an-tany ka hatrany an-danitra
Rehefa maty koa ve i cutie ka hiofo ho vovoka ny nofo ... mbola ho reninjy ny reninjy sa tsia intsony ? :wink:
89. dadie
(
18/09/2007 19:04)
mahafinaritra be ilay sujet... izaho tsy katolika fa nianatra tany amin'ny sekoly katolika. tsy azoko fotsiny hatramin'izay hoe fa maninona Masina Maria no iresahana?
ny ahy aza ivavahako mihintsiny alohan'ny matory za tsy adinoko ny manao arahaba ry Marie in 3
Nivavaka ary nadray anjara hira tany am protestant zay indray andro d tsy nahazo nihira misy ny anaran'i Maria ary d tsy natao moa fa samy manana ny finoany (l)
90. pissoa
(
18/09/2007 19:32)
patrick2002:
Oh ry havana ao amin'ny Tompo ,ho aminareo anie ny fiadanana.
Tsy haiko na ny saiko no miezaka ny tsy hatakatra na ianareo no manao bontolo :-D:-D .
- zanak'Andriamanitra jesoa fa tsy Andriamanitra
mba homeo fanazavana kely izaho amin'io ,fa raha ohatra ny fanazavanao miteny hoe :zanak'Andriamanitra = Andriamanitra dia mazava no tianao hazavaina fa misaotra
marina fa zanak'alika alika ihany ,fa ny alika dia misy karazany maro misy berger allemand ,danois ,bulle dog, dalmatien, fa Andriamanitra kosa dia tokana ,ka tsy fanoharana io amiko fa ny marina dia ilay fanazavana tery ambony manao hoe papan'i Ikaretsaka ve IKaretsaka ihany? Ikaretsaka tokana :D tsy mitovy amin'iza na iza.
- Raha mino fa Andriamanitra dia Trinité Masina ianao dia tokony hino koa fa i Jesoa dia Andriamanitra. Izy no Olona faharoa ao amin'ny Trinite Masina. Izy ilay Zanaka, na Andriamanitra Zanaka.
Ny Trinite masina ,ramose ah! dia tsy azo sarahina ah! izay ilay hoe ny Telo izay Iray, izay no nampianarina ahy :lol:
Ekeko ny teninao milaza hoe ilay zanaka ao @ Trinite dia i Jesoa fa raha vao mandeha ila Jesoa dia efa tsy Andriamanitra izay ,Mba hazahoanao ny teniko dia : Ny atao hoe trano dia rindrina ,varavarana ,tafo , raha rindrina fotsiny ,tsy trano ny anarany fa tamboho .
Mbola ampiko kely ny fanazavana Ny atao hoe automobile dia: carrosserie ,moteur ,pneu ,siege raha manana carosserie fotsiny ianao tsy azo lazaina fa manana tomobila :-D:-D
:-D:-D:-D
Raha feheziko ny fazahoako ny teninao dia izao :
1 - Andriamanitra = Ray + Zanaka + Fanahy Masina, ary tsy azo sarahina ireo. Raha vao miala ao ny Zanaka ohatra dia lasa tsy Andriamanitra intsony Izy, ary tsy Andriamanitra koa ny Ray sy ny Fanahy Masina satria ... tsy ao Zanaka ! Ny Ray koa dia tsy Andriamanitra raha vao mandeha "ila". Ny Zanaka eto dia Jesoa.
2 - Jesoa = Zanak'Andriamanitra. Ekenao tsara mihitsy io.
Fanontaniana : Iza ilay Andriamanitra ataonao mahaZanak'Andriamanitra an'i Jesoa kay ?
Ny Ray ve ? Ka ianao hiany no milaza fa raha vao mandeha mitokana dia efa tsy Andriamanitra izay koa ^^
93. fijo
(
18/09/2007 21:14)
hoy ny lazaina fa "mpanompo sampy "rehefa mivavaka."eto anao dadilahy (ilay zavatra kely io na tandrok'omby na zavatra hafa)mijoro aminao zahay,mangataka aminao ,mbo hanampian'ny zanahary tanimbolinay(na zavatra hafa koa izay hangatahana ilay joro.
eo dia tsy ilay dadilahy no hivavahana,fa i zanahary.fa i dadilahy dia hiangaviana ,hampita le joro any amin'ny zanahary.
nefa vao tonga tao mada ny mpino kristianina dia nanaratsy io finoana io no nataony,ary dia nanome azy anarambositra hoe "fanompoan tsampy".
inona no mahasamy hafa an'io sy le fangatahana amin'ny masina maria????

94. cutie
(
18/09/2007 21:45)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-09-2007 23:14:12
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
hoy ny lazaina fa "mpanompo sampy "rehefa mivavaka."eto anao dadilahy (ilay zavatra kely io na tandrok'omby na zavatra hafa)mijoro aminao zahay,mangataka aminao ,mbo hanampian'ny zanahary tanimbolinay(na zavatra hafa koa izay hangatahana ilay joro.
eo dia tsy ilay dadilahy no hivavahana,fa i zanahary.fa i dadilahy dia hiangaviana ,hampita le joro any amin'ny zanahary.
nefa vao tonga tao mada ny mpino kristianina dia nanaratsy io finoana io no nataony,ary dia nanome azy anarambositra hoe "fanompoan tsampy".
inona no mahasamy hafa an'io sy le fangatahana amin'ny masina maria????
tsy misy :-D
96. cutie
(
18/09/2007 21:52)
tsy zany no lazain-dry zareo katolika koa :lol:
renin'Atra hono Maria :lol::lol::lol::lol:
renin'Atra hono Maria :lol::lol::lol::lol:
97. cutie
(
18/09/2007 21:56)
Rehefa maty koa ve i cutie ka hiofo ho vovoka ny nofo ... mbola ho reninjy ny reninjy sa tsia intsony ?
refa maty aza za aiza no ahaizako an'zany :-D:roll:
98. pissoa
(
18/09/2007 21:58)
fijo:
hoy ny lazaina fa "mpanompo sampy "rehefa mivavaka."eto anao dadilahy (ilay zavatra kely io na tandrok'omby na zavatra hafa)mijoro aminao zahay,mangataka aminao ,mbo hanampian'ny zanahary tanimbolinay(na zavatra hafa koa izay hangatahana ilay joro.
eo dia tsy ilay dadilahy no hivavahana,fa i zanahary.fa i dadilahy dia hiangaviana ,hampita le joro any amin'ny zanahary.
nefa vao tonga tao mada ny mpino kristianina dia nanaratsy io finoana io no nataony,ary dia nanome azy anarambositra hoe "fanompoan tsampy".
inona no mahasamy hafa an'io sy le fangatahana amin'ny masina maria????
Dia tena tsy hitanao ve ny mahasamy hafa azy ! Ka ny hiresahan'ilay olona aza efa lazainao fa tandrok'omby koa. Otran'ny tandrok'omby angaha ny fahitanao an'i Maria an-tsaina :-D:-D:-D:-D:-D
Ankoatra izay, izaho tsy mahafantatra ny Zanaharin-dry zareo tamin'izay na ilay inoako na tsia. Ny haiko aloha dia misy tsy ilay Andriamanitra inoako no tompoin'ny hafa ka amin'io dia IE tena mpanompo sampy izy amiko ! Toy ny mety hieritreretan'ny hafa ahy hoe tsy miraharaha ny fomban-drazana ... ! :wink:
100. fijo
(
18/09/2007 22:16)
na tandrok'omby na sarin'i maria dia samy zavatra tsy manan'aina ngamba.ary le lazaina fa sarin'i maria,tena toa io ve ny tarehany????