Arahaba ry Maria!
41. gasynamana
(
17/09/2007 12:34)
Fanazavana teny:
1 - Renin'Andriamanitra no niantsona an'i Masina Maria. Ho an'ny Katolika dia tsy misy ny Andriamanitra Reny, izany hoe mitovy laharana amin'Andriamanitra Ray. Ny dikan'izany dia tsy marina ny filazana fa mivavaka amin'ny Masina Maria ny katoliaka.
2 - Averiko sady ampiako fanazavana: Ny filazana fa Renin'Andriamanitra i Masina Maria dia fiekena fa tena olombelona i Jesoa sady Andriamanitra. Olombelona izy satria natera-behivavy, zaza, nitombo sns... Tsy olombelona fotsiny anefa Izy fa Andriamanitra koa, izay no antony hanasogandinana fa ilay reny niteraka azy dia Renin'Andriamanitra. Ilay Reny dia olona fa ilay naterany kosa dia Andriamanitra. Ny fiekena fa Renin'Andriamanitra izany Maria dia fiekem-pinoana lalina fa TENA OLOMBELONA NO SADY TENA ANDRIAMANITRA I JESOA.
3 -
Marina fa mpahary Andriamanitra, ary isika dia zava-boaary ihany. Raha ny fandinihana amin'ny mahaolona fotsiny dia tsy mety raha ny mpahary no ateraky ny zavatra nohariany. Tsy logique mihitsy izany. Izao anefa, ny fiheveran'Andriamanitra dia tsy mba mitovy amin'ny fiheveran'ny olombelona, ka na tsy logique amintsika aza dia izay no marina aminy: natera-behivavy i Jesoa, ilay Andriamanitra Zanaka. Ary izay niteraka dia mendrika ny antsoina hoe: Reny. Ka na tsy fiteny na fiteny ny hoe renin'ny mpahary, tsy isika no nametraka azy ho renin'ny mpahary fa izy mpahary no nandray azy ho Reniny.

Satria Andriamanitra dia Mpahary, ary isika olombelona dia voahariny. Ka tsy tokony ho fiteny mihitsy zany hoe Renin'ny Mpahary ny zavaboariny.
Marina fa mpahary Andriamanitra, ary isika dia zava-boaary ihany. Raha ny fandinihana amin'ny mahaolona fotsiny dia tsy mety raha ny mpahary no ateraky ny zavatra nohariany. Tsy logique mihitsy izany. Izao anefa, ny fiheveran'Andriamanitra dia tsy mba mitovy amin'ny fiheveran'ny olombelona, ka na tsy logique amintsika aza dia izay no marina aminy: natera-behivavy i Jesoa, ilay Andriamanitra Zanaka. Ary izay niteraka dia mendrika ny antsoina hoe: Reny. Ka na tsy fiteny na fiteny ny hoe renin'ny mpahary, tsy isika no nametraka azy ho renin'ny mpahary fa izy mpahary no nandray azy ho Reniny.
42. xxx
(
17/09/2007 12:51)
i Maria: Renin'i Jesoa (samy manaiky)
i Jesoa: Sady tena Olombelona no tena Andriamanitra(samy manaiky)
Maria : Renin'Andriamanitra (misy tsy manaiky, asa angaha nahoana. lol)
Nefa i Jesoa dia Andriamanitra.
Misy milaza indray fa i Maria: Renin'i Jesoa amin'ny maha-olombelona azy. Nefa dia iarahana manaiky fa tsy azo sarahina ny maha-olombelona sy maha-Andriamanitra an'i Jesoa.
Mba lalina!

43. gasynamana
(
17/09/2007 12:55)
Ho an'ireo milaza fa miresaka amin'ny maty raha miresaka amin'i Masina Maria, dia mba misy fanontaniana vitsivitsy ireto.
1 - Moa hatreo amin'ny varavaram-pasana ihany ve ny fiainana ho an'ny kristiana?
2 - Moa maty ary levona tsy afaka manao na inona na inona intsony ve ireo lasa nialoha lalana antsika?
3 - Raha ireo no marina dia ahoana ny fampianaran'i Jesoa milaza fa izay mino azy, izay mandray ny teniny sy ny tenany... dia ho velona mandrakizay, hanana ny fiainana mandrakizay?
4 - Raha lazaina fa velona, ahoana no tsy ho azo iresahana?
5 - Nisy fanoharana koa nataon'i Jesoa momba an'i Lazara sy ilay lehilahy mpanakarena ao amin'ny Evanjely. Ilay mpanakarena dia nolazaina mazava tsara hoe: maty dia nalevina. I Lazara kosa nataony hoe: napetraka eo an-tratran'i Abrahama (lioka 27). Rehefa nahatsapa ny fahoriana nianjady taminy ilay mpanankarena dia nangataka nefa tsy nahazo valiny mahafa-po azy.
Izao àry: mba manontany anareo aho hoe: raha i Lazara, izay nambara fa napetraka eo an-tratrany, ve no nangataka zavatra taminy moa valin-teny mitovy no navaliny? Raha mitovy inona no mahasamihafa ny olom-boavonjy amin'ny olona very eo imason'Andriamanitra??? Miandry valiny.

44. cutie
(
17/09/2007 13:12)
Tsy misy tsy manaja ny reny niteraka, fa le fomba fiantsoana an'i Maria no nitarina ngamba ...=D=D=D=D
Eny e, anareo moa iny, saingy izy hoe natao sujet de maneho hevitra ny mpisera.Mbola anareo ihany ko ra hangata-bavaka aminy nareo (ny hevitray efa mazava).
Ny marina rahateo fisaka, fa Jesosy irery ihany no fahamarinana.
Ho aminareo ny fiadanan'ny Tompo.
45. ikaretsaka
(
17/09/2007 13:16)
1) Tsy hatreo, ekeko fa vatana sy fanahy ny olona,lasa aiza ary ilay fanahy mandra -piandry ny fitsarana farany? mmihainohaino any fotsiny? "misavoana sy mivoana any anivon-danitra any"? ...
2) afaka ka.. I Jesoa aza nino fa mbola afaka nampita hafatra tamin'ny olona, ireo efa lasa nialoha lalana: ohatra hoe i Abrahama, i Moizy sy i Elia,dia mbola niresahany (tamin'izy niova tarehy ohatra, sy t@ i lazara sy ilay mpanankarena) nino sy nahafantatra izy, matoa niteny sy nampiasa an'io ho fanoharana,
3) Izay mantsy
4 sy 5) nanazava ny 1 sy 2 sy 3)

46. kalapisokel
(
17/09/2007 15:26)
pissoa:
sao tokony ho lehilahy koa ny renin'ny lehilahy ? Satria izay reniny ihany no mahaizy azy :-D:-D:-D
efa fantatra hatramin'izay fa avy amin'ny gènes an'lehilahy (XY) ihany no ahazoana zazalahy fa raha ny an'ny vavy (XX) fotsiny dia ho vavy foana no azo eo! donc, ny zazalahy dia avy amin'ny lehilahy, fa ny vehivavy kosa avy amin'izy roa mety foana!:)
Izahay tsy miavona toa anao ka :-P ... Rehefa izy aza manaiky hivavaka ho anay, misy zavatra tsara noho izany ve ? Ianao koa izao angatahiko hivavaka ho ahy, dia tsy hanao zany fa aleo za ihany no mivavaka direct :cry::cry::cry:
tsy fiavonavonana sanatria no tsy angatahako fivavahana aminy... ary za koa mangataka amin'olona hivavaka ho ahy sady manaiky hivavaka ho an'olona fa zany tsy manakana anà tsy hivavaka direct na hi-conseiller olona hivavaka direct! manaja ny hevitrareo za fa lazaiko fotsiny ny ahy hoe: tsy misy tahaka ny miresaka direct amin'Andrimanitra satria izay no antony nandefasany an'i Jesoa Kristy... réconciliation Aminy!
fanontaniana indray ary e: inona no maha-samihafa ny resaka atao amin'i Maria sy ny vavaka atao amin'Andriamanitra? (vavaka=miresaka amin'Andriamanitra... sa?)
azafady ndrindra de mifona ra ôtrn masika ndraindray fa za tia miady hevitra!
47. ikaretsaka
(
17/09/2007 15:38)
ny resaka amin'i Maria dia miangavy azy hiaraka hivavaka na hivavaka ho an'ny tena Tahaka ny mangataka olona hivavaka na hiara mivavaka amin'ny tena
tsy izany ve no nafarany heo raha misy 2 na telo miaraka...
hafa ihany ny vavaka arahintosika na tsy ratsy aza ny vavaka amin'izao..
ohatran'ny vary misy laoka sy vary @ izao!

48. patrick2002
(
17/09/2007 16:47)
Maria renin'Andriamanitra dia tsy ekeko ,satria i Jesoa dia tsy azo avy @ firaisana , fecondation ,izany hoe nisy ovule n'i Maria niaraka tamina sperme afa ,fa fanahy Masina no nahary azy ,
Amin'i maha- olombelona an'i jesoa izany dia ekena ny filazana fa renin'i Jesoa i Maria , fa tsy renin'Andriamanitra .
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra, fils de Dieu , tsy mety koa anefa ny hilazana fa i Maria no Andriamanitra.
Izay no fahalalako azy .:lol::lol:

49. pissoa
(
17/09/2007 17:55)
kalapisokel:
efa fantatra hatramin'izay fa avy amin'ny gènes an'lehilahy (XY) ihany no ahazoana zazalahy fa raha ny an'ny vavy (XX) fotsiny dia ho vavy foana no azo eo! donc, ny zazalahy dia avy amin'ny lehilahy, fa ny vehivavy kosa avy amin'izy roa mety foana!
Izany rehetra izany dia tsy mampiova ny toetran'ilay reny eo anatrehan'ny zanany lahy : reny foana izy. Dia toy izany koa. Andriamanitra no mampaAndriamanitra an'i Jesoa ... fa tsy noho izy nateraky i Maria (olombelona). Fa izany akory tsy mampiova ny maharenin'Andriamanitra an'i Maria satria Andriamanitra i Jesoa. :lol:
50. tywa68
(
17/09/2007 18:00)
Kalapisokel sy Patrick2002 : mba avereno vakiana anie f'ireo voasoratra ireo ny momban'i Maria, tsy manala azy ho reny ny fiteny samihafa eto !
Renin'Atra izy satria i Jesoa naterany dia Andriamanitra, sa tsy izany ny anareo ? :lol:

51. pissoa
(
17/09/2007 18:06)
Kalapisokel:
fanontaniana indray ary e: inona no maha-samihafa ny resaka atao amin'i Maria sy ny vavaka atao amin'Andriamanitra? (vavaka=miresaka amin'Andriamanitra... sa?)
tsy mety azoko foana rehefa manontany ianao :oops::oops::oops: Koa efa ireo teneninao ireo ny mahasamihafa azy koa, ny iray resaka amin'i Maria moa ny iray vavaka amin'Andriamanitra ... otran'ny efa samihafa be ho azy ireo :oops: Ny resaka atao amin'i Maria dia mety ho fangatahana azy hivavaka ho antsika amin'Andriamanitra. Hoy ianao hoe mivavaka direct ... tsy maninona, entanina mihitsy - fa rehefa misy olona iray hafa mivavaka ho antsika koa dia vao maika tsara :wink: Indraindray koa tsy fangatahana azy hivavaka fa dia fanajana azy tsotra izao ... toy ny nataon'ny Anjely.
52. patrick2002
(
17/09/2007 18:46)
tywa68:
Kalapisokel sy Patrick2002 : mba avereno vakiana anie f'ireo voasoratra ireo ny momban'i Maria, tsy manala azy ho reny ny fiteny samihafa eto !
Renin'Atra izy satria i Jesoa naterany dia Andriamanitra, sa tsy izany ny anareo ? :lol:
tsy izany ny anay ,satria i Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra :lol::lol:
Ary tsy ampy no hilazana fa Andriamanitra i Jesoa ,tsy mahafeno ny fepetra maha Andriamanitra izy ,ao ny maha-olombelona azy ,
Andriamanitra dia Ray zanaka ary Fanahy Masina ,ainao angamba io ,tsy afaka misaraka io ,io ilay antsoina hoe Trinité.
Ka i Jesoa dia tsy Andriamanitra araky ny fampianarana ahy ,fa afaka mampianatra ahy ianao fa vonona ny hiaino izaho ^:^^:^
53. gasynamana
(
17/09/2007 20:07)
Voalohany dia misaotra an'Andriamanitra aho fa tsy mety reraka sady tsy mety sorena mitondra fanazavana eto.
patrick2002
Tsy fantatro hoe iza no nampianatra anao. Fa ny fahalalako azy dia ianao no nandray vilana. Mandray vilana satria izao:
1 - Ny olona tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesoa dia tsy mino velively fa Andriamanitra dia Trinité Masina, izany hoe: Ray, Zanaka, Fanahy Masina.
2 - Raha mino fa Andriamanitra dia Trinité Masina ianao dia tokony hino koa fa i Jesoa dia Andriamanitra. Izy no Olona faharoa ao amin'ny Trinite Masina. Izy ilay Zanaka, na Andriamanitra Zanaka.
3 - Tena Andriamanitra i Jesoa ary tena Olombelona. Tena olombelona satria natera-behivavy, ary tena Andriamanitra satria tsy avy amin'ny firaisan'ny lahy sy vavy no nahatonga azy fa avy amin'ny Fanahy Masina (Vakio ny Baiboly ao amin'ny lioka toko faharoa).
Mazoto mandalina fa aza mionona amin'izay nampianarina anao fotsiny.
patrick2002
tsy izany ny anay ,satria i Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra
Ary tsy ampy no hilazana fa Andriamanitra i Jesoa ,tsy mahafeno ny fepetra maha Andriamanitra izy ,ao ny maha-olombelona azy ,
Andriamanitra dia Ray zanaka ary Fanahy Masina ,ainao angamba io ,tsy afaka misaraka io ,io ilay antsoina hoe Trinité.
Ka i Jesoa dia tsy Andriamanitra araky ny fampianarana ahy ,fa afaka mampianatra ahy ianao fa vonona ny hiaino izaho
Tsy fantatro hoe iza no nampianatra anao. Fa ny fahalalako azy dia ianao no nandray vilana. Mandray vilana satria izao:
1 - Ny olona tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesoa dia tsy mino velively fa Andriamanitra dia Trinité Masina, izany hoe: Ray, Zanaka, Fanahy Masina.
2 - Raha mino fa Andriamanitra dia Trinité Masina ianao dia tokony hino koa fa i Jesoa dia Andriamanitra. Izy no Olona faharoa ao amin'ny Trinite Masina. Izy ilay Zanaka, na Andriamanitra Zanaka.
3 - Tena Andriamanitra i Jesoa ary tena Olombelona. Tena olombelona satria natera-behivavy, ary tena Andriamanitra satria tsy avy amin'ny firaisan'ny lahy sy vavy no nahatonga azy fa avy amin'ny Fanahy Masina (Vakio ny Baiboly ao amin'ny lioka toko faharoa).
Mazoto mandalina fa aza mionona amin'izay nampianarina anao fotsiny.
54. Fiffi
(
17/09/2007 20:16)
mahagaga le hoe samy manana ny azy nefa Maria de iray sady tokana.....
55. cutie
(
17/09/2007 22:49)
Hoy i ikaretsaka:
Tsotra fotsiny ny theorie ko amin'io
1)Jesoa dia sady Zanak'Andriamanitra no tonga olombelona:
Dia raha lazaina hoe Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, dia mazava ho azy fa mba hahatanteraka sy hampitombina ilay fornule dia mazava fa azo lazaina koa hoe olombelona avy amin'olombelona
2) dia raha avadika io, atao hoe Andriamanitra Rain'ny Olombelona, dia i Maria izany Renin'Andriamanitra...
hafahafa fa izany!
ekeko le formule 1
le faharoa no tsy ekeko
Jesoa= zanak'Atra, fa tsy Atra
Atra sady Ray no Reny :lol:
Maria = natao fitaovana fotsiny hitondra vohoka an'i jesoa fa tsy natao ho renin'Atra.
56. piste
(
17/09/2007 22:59)
Mba mahagaga ahy ihany izany hoe : Jesoa tsy Andriamanitra. Zavatra mazava be ao Baiboly ve rangahy sa hafa ny Baibolinareo. Ankoatry ny Lioka 2 dia vakio koa Joany 1, 1-18.
Manarak\'izany raha atao hoe fitaovana nivoahana fotsiny i Maria fa tsy reny. Izany hoe tsy manaiky ny maha-renin\'i Jesoa azy ianareo dia mazava ho azy fa tsy olombelona i Jesoa fa karazana extra-terrestre nindrana vehivavy mba hivoahany fotsiny.
Na izany aza,tsy Andriamanitra velively no hanao ny olombelona ho fitaovana fotsiny izany fa zanaka sy MPIARA-MIASA.
Ary i Jesoa na tonga olombelona aza, dia tsy tokony hadinoina fa Andriamanitra koa satria tsy natera-dehilahy fa vokatry ny asan\'ny Fanahy Masina tao @ Maria.
Ka tsy azo sarahina velively mihitsy ny maha-Andriamanitra sy ny maha-olombelona Azy.
Raha Andriamanitra Ray no niantoka ny generation eternelle( teraky ny Ray talohan\'ny taona rehetra, tany @ mandrakizay) dia i MAria kosa no niantoka ny generation temporelle(tety an-tany, ary naha-olombelona an\'i Jesoa).
Tsy azo ampitoviana lenta i Maria sy Andriamanitra Ray satria iray zava-boaary ary ny iray Mpahary. Ka tsy midika velively fa vadin\'Andriamanitra i Maria, fa zanany aza.

57. cutie
(
17/09/2007 23:05)
ekeko we sady Atra jesoa no zanak'atra
Fa refa taty aoriana iny fa tsy t@ izy teraka sy tety an-tany :lol:
Raha resaka Maria no ampidirina de tsy renin;Atra mitsy Maria fa renin'i jesoa
Mitovy @ tsy fahazaonareo we manin zahay no tsy manaiky we renin'Atra i Maria no tsy fahazahoanay we manin no antsoina we renin'Atra Maria:roll:
Tsy hisy mitsy ny marimaritra iraisana @ io fa samia mino ny azy :lol:

58. ikaretsaka
(
17/09/2007 23:11)
patrick2002:
Maria renin'Andriamanitra dia tsy ekeko ,satria i Jesoa dia tsy azo avy @ firaisana , fecondation ,izany hoe nisy ovule n'i Maria niaraka tamina sperme afa ,fa fanahy Masina no nahary azy
ka izay indrindra koa.. mere porteuse i Maria,
patrick2002:
Amin'i maha- olombelona an'i jesoa izany dia ekena ny filazana fa renin'i Jesoa i Maria , fa tsy renin'Andriamanitra .
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra, fils de Dieu , tsy mety koa anefa ny hilazana fa i Maria no Andriamanitra.
Izay no fahalalako azy .:lol::lol:
Eo amin'ilay hoe zanak'Andriamanitra dia tsy Andriamanitra i Pat no mikatso izany raha azoko tsara..
Dia eo no tsy azoko.. maninona ny zanak'akoho lazainao hoe akoho, sy zanaka alika lazainao fa alika? dia ny zanak'Andriamanitra lazainao fa tsy Andriamanitra?>:-D
59. cutie
(
17/09/2007 23:16)
dia ny zanak'Andriamanitra lazainao fa tsy Andriamanitra?>
efa jereo sady ny fahasamihafana @ zany :lol:
ika ve raha manan-janaka de zanak'i Ika sady rain'i Ika koa:-D
60. ikaretsaka
(
17/09/2007 23:31)
cutie..
Theorie
1)olona ianao, right?..
dia ny zanakao ve tsy olona? hmmm?
2)Andriamanitra i Andriamanitra (ok, aleo atao heo Jehovah God, Yahveh,...) ? dia ny Zanak'Andriamanitra ve tsy Andriamanitra?
Raha tsipahanao ilay these voalohany dia manaiky aho!:-D
Misy manko any @ Credo any hoe Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, fahazavana avy @ fahazavana...