Arahaba ry Maria!

101. cutie ( 19/09/2007 01:02)
lol
102. ikaretsaka ( 19/09/2007 01:13)
dia le dadan'dadabe andry ve ry cutie rehefa maty dia mbola antsoindry hoe dadan'i dadabe?

fijo, eny... betsaka no nahita fa toy io ka...
misy nanao description ireo nahita azy niara niaina taminy (jereo any @ le taratasy nosoratan'i Lioka sy Joany ireny ka tsy voakambana ao anaty baib's) sy ireo nahita fa mitovy
103. Mandefitra ( 19/09/2007 04:42)
Zao fotsiny e:
1/Andriamanitra dia tsy manana reny, noho izany tsy renin'Andriamanitra i Maria.
2/Raha manana reny Andriamanitra, dia tsy Andriamanitra intsony izy.

Andriamanitra efa nisy hatrizay ka ho mandrakizay.
Inona no tsy marimarina @ zany?
104. aloalo ( 19/09/2007 08:26)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-09-2007 00:16:24
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
na tandrok'omby na sarin'i maria dia samy zavatra tsy manan'aina ngamba.ary le lazaina fa sarin'i maria,tena toa io ve ny tarehany????


ny mponina voafidin'Andriamanitra dia ny hebrio, ary ny sarin'i Masina Maria dia hendrika mi représenter vehivavy hebrio, fitafiana.

Fantatra fa olombelona efa hita maso izy, noho izany dia efa nanana endrika amatarana azy eo anatrehan'ny ol rehetra mino azy.
105. piste ( 19/09/2007 09:24)
1/Andriamanitra dia tsy manana reny, noho izany tsy renin'Andriamanitra i Maria.
2/Raha manana reny Andriamanitra, dia tsy Andriamanitra intsony izy.

Andriamanitra efa nisy hatrizay ka ho mandrakizay.
Inona no tsy marimarina @ zany?


Ny tsy marina @ io dia tsy mino ny Incarnation divine intsony ianao na ny fahatongavan'ilay Zanak'Andriamanitra ho Nofo. Noho izany dia tsy olombelona akory ilay Jesoa tonga teto iny, ho anao fa Extra-terrestre.

Aza dia entina @ asa saina fotsiny ity finoana ity fa misy Mistery koa ao. anatiny. Tsy fantatro na
106. Mandefitra ( 19/09/2007 11:33)
Hoy Piste:
Ny tsy marina @ io dia tsy mino ny Incarnation divine intsony ianao na ny fahatongavan'ilay Zanak'Andriamanitra ho Nofo. Noho izany dia tsy olombelona akory ilay Jesoa tonga teto iny, ho anao fa Extra-terrestre.

Ilazaonao mitsara ny finoako moa.
Inoako tokoa fefa tonga Nofo Kristy mba hamonjy antsika, ary nindrana an'i Maria Izy mba hahatanteraka zany.Vita ny famonjena, de natolony an'i Jaona i Maria ka hoy Izy hoe:"Ravehivavy,io ny zanakao" ary mantsy an'i Jaona hoe:"io ny Reninao".
Saingy nareo mo nahita interpretation hafa @ io tenin'i Kristy io (Contenson mo ...), anareo iny fa tsy hidirako lalina.
107. cutie ( 19/09/2007 11:36)
Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 19-09-2007 06:42:53
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
Zao fotsiny e:
1/Andriamanitra dia tsy manana reny, noho izany tsy renin'Andriamanitra i Maria.
2/Raha manana reny Andriamanitra, dia tsy Andriamanitra intsony izy.

Andriamanitra efa nisy hatrizay ka ho mandrakizay.
Inona no tsy marimarina @ zany?

miobon-kevitra tanteraka:lol:
108. Mandefitra ( 19/09/2007 11:44)
Cutie::-*
109. patrick2002 ( 19/09/2007 13:07)
pissoa: Tena tsy afaka misaraka mintsy anky reo ah! :wink::wink:
(Trinité), raha vao misaraka ireo dia tsy mahalaza ny Andriamanitra .
Iza ilay Andriamanitra ataonao mahaZanak\'Andriamanitra an\'i Jesoa kay ?
Ny Ray ve ? Ka ianao hiany no milaza fa raha vao mandeha mitokana dia efa tsy Andriamanitra izay koa


Tena tsy mitokana mihintsy anky io ah! ,ny Ray dia ho entina hilazana fa Izy Andriamanitra no loharanom-piainana ,Ny zanaka dia :nomeny ny zanany lahy tokana isika, ary ny fanahy Masina dia ho entina manambara fa io no hery miaro antsika ,Ireo endrika telo ireo no mametraka ny famaritana an\'Andriamanitra , dia rehefa nandinika ny mpitondra kristianina tany roma ,dia nantsoina hoe trinité ,izay toeriny fiangonana sasany satria tsy voasoratra ao anaty baiboly hono na iray aza, nefa fampianarana natao hamaritana an\'Andriamanitra .
Ka raha vao manontany anao izaho hoe Iza moa Andriamanitra , ka mamaly ianao hoe Jehovah na Yahveh (katolika) ,dia diso, mamaly indray ianao hoe jesosy ,diso ,Ny ray Mbola zero.
Izany hoe raha mbola tsy mazava aminao dia ohatra hoe ny olombelona dia vatana, saina ,fanahy ,tsy misaraka ireo ,Andriamanitra raha eto @ ohatra azo oharina @ olombelona ,vatana saina,fanahy dia ray zanaka ,fanahy masina .
ka afaka misaraka @ pissoa ve ny vatany pissoa ? raha mety dia mba hindramiko kely :wink:
110. ikaretsaka ( 19/09/2007 13:59)
Mandefitra:

Zao fotsiny e:
1/Andriamanitra dia tsy manana reny, noho izany tsy renin'Andriamanitra i Maria.
2/Raha manana reny Andriamanitra, dia tsy Andriamanitra intsony izy.

Andriamanitra efa nisy hatrizay ka ho mandrakizay.
Inona no tsy marimarina @ zany?



ka tsy zanak'i Maria indray izany i Jesoa?
mety ilay izay sipan'i mandefitra izay raha tiany i mandefitra fa halany ny renin'i mandefitra
111. pissoa ( 19/09/2007 14:38)
Tena tsy mitokana mihintsy anky io ah! ,ny Ray dia ho entina hilazana fa Izy Andriamanitra no loharanom-piainana ,Ny zanaka dia :nomeny ny zanany lahy tokana isika, ary ny fanahy Masina dia ho entina manambara fa io no hery miaro antsika ,Ireo endrika telo ireo no mametraka ny famaritana an'Andriamanitra , dia rehefa nandinika ny mpitondra kristianina tany roma ,dia nantsoina hoe trinité ,izay toeriny fiangonana sasany satria tsy voasoratra ao anaty baiboly hono na iray aza, nefa fampianarana natao hamaritana an'Andriamanitra .
Ka raha vao manontany anao izaho hoe Iza moa Andriamanitra , ka mamaly ianao hoe Jehovah na Yahveh (katolika) ,dia diso, mamaly indray ianao hoe jesosy ,diso ,Ny ray Mbola zero.
Izany hoe raha mbola tsy mazava aminao dia ohatra hoe ny olombelona dia vatana, saina ,fanahy ,tsy misaraka ireo ,Andriamanitra raha eto @ ohatra azo oharina @ olombelona ,vatana saina,fanahy dia ray zanaka ,fanahy masina .
ka afaka misaraka @ pissoa ve ny vatany pissoa ? raha mety dia mba hindramiko kely


Raha azoko tsara zany ny valin'ny fantaniko dia hoe i Jesoa = Zanaky Ray + Jesoa + Fanahy Masina ? (:-w:-w:-w) :-D:-D:-D
112. hery ( 19/09/2007 14:45)
Mandefitra> sa tsy Andriamanitra indray i Jesoa?

Satria izy dia nateraka (fa tsy natao) ary naterak'i Maria (tsy haiko na zanaka no fiantso an'izany)

Raha tsy Andriamanitra i Jesoa aminao dia tapitra teo izany ny dinika :-)
113. cutie ( 19/09/2007 15:25)
efa impiry impiry ary nareo no lazaina we jesoa tsy Atra fa zanak'Atra.
Tapitra ny dinika :-D
114. xxx ( 19/09/2007 16:10)
Aza afangaro kosa ny Personne sy Nature é,
Raha nature dia samy Andriamanitra na ny Ray na ny Zanaka. Io ilay ohatra omen'Ika. Raha zanak'olona dia olona fa tsy alika. Ary zanaka bitro dia bitro fa tsy akoho. Izay ny natiora.
Ny Personne na olona( raha adika tsotsotra) dia samy hafa io fa tsy mitovy. Ny Ray tsy ho Zanaka mihitsy ary ny Zanaka tsy ho Ray. Toy ny hoe : ianao tsy reninao mihitsy ary ny reninao tsy ho ianao mihitsy fa olona roa samy hafa ianareo.
Ka raha ny nature no resahina dia samy Andrimanitra na I Jesoa na ny Ray : satria tsy zava-boaary izy ireo fa Mpahary ary mandrakizay fa tsy voafetra.
Raha Personne kosa dia olona roa samy hafa ny Ray sy ny Zanaka.
Fanampiny : ny olona faha-3 ao @ Trinité Masina dia ny Fanahy Masina.

Mandefitra :
Tsy mitsara ny finoanao velively aho fa miainga @ izay voasoratrao hatrany.
Hatr@ izao dia lavinao ny maha-renin'i Jesoa an'i Maria. Fa lazainao fa Fitaovana izy fa tsy reny. Dia midika izany fa tsy olombelona i Jesoa.
Reny akory tsy midika fa niteraka azy @ Andriamanitra Azy. Fa i Jesoa dia manana natiora anankiroa : sady Andrimanitra no olombelona. Dia ilay faharoa no niantohan'i Maria. Ary tsy misaraka ireo natiora roa ireo ka izay no iantsoana azy hoe : Renin'Andriamanitra

115. pissoa ( 19/09/2007 16:20)
hi hi hi - mitady hanao jadona cutie sy mandefitra :-D:-D:-D
116. ikaretsaka ( 19/09/2007 16:29)
cutie:

efa impiry impiry ary nareo no lazaina we jesoa tsy Atra fa zanak'Atra.
Tapitra ny dinika :-D


ka porofoy aza e.. io affirmation gratuite io ihany
117. cutie ( 19/09/2007 16:51)
vakio ny baiboly :-D
za tsy mahay toko sy andininy fa ao misy porofo bdb :lol::lol::lol::lol:
118. cutie ( 19/09/2007 19:39)
Satria izy dia nateraka (fa tsy natao) ary naterak'i Maria (tsy haiko na zanaka no fiantso an'izany

hita be we fijerin;olombelona no nisintonana an'le we nateraka fa tsy natao :-D
Nefa avy eo njay any ambonimbony any misy milaza fa tsy mino an;le incarnation divine blablabla zahay.
119. ratonga ( 19/09/2007 19:45)
:-D:-D:-D
120. pissoa ( 19/09/2007 19:52)
sao tsy azon'i cutie aza ny dikan'ilay hoe "nateraka fa tsy natao" :lol:
Vakio ny baiboly :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101