Arahaba ry Maria!
161. Rasiligaoma
(
20/09/2007 06:23)
satria i maman'i maria niteraka olombelona avy amin'olombelona
fa i maman'i jesosy niteraka olombelona avy amin'Andriamanitra.
any ilay tsy fitovizany:-D

162. vavolombel
(
20/09/2007 10:09)
fa firy izao ny andriamnitry ny katolika?
ny rainy ,reniny,zanany,fanahy masiny,nefa toa tsy voatonona ny reniny rehefa manao famantaran'ny hazo fijaliana?!atao ankilabao angah?
de iza no ambony ny zanaka sa ny reny?
nefa maninona ianareo no rehefa mivavaka @ zanaka dia direct fa ilay reny kosa tsy izany?
mandoza mihintsiny ireto katolika ireto,tsy vitan'ny manompo sampy fa mbola milaza loza eo!

164. deric
(
20/09/2007 12:46)
Amiko dia mijanona ho olo-tsotra toy ny olona rehetra niara-nivavaka taminy ihany i Maria. Tsy misy andinin-tsoratra masina manasongadina azy ho niavaka tamin'ny olona rehetra afa-tsy ilay nahafantarana fa izy no nitondra sivy volana an'i Jesoa.Na bokin'ny Asan'ny APostoly izay mitantara ny nataon'ireo APostioly ireo dia tsy milaza ny amin'i Maria afa-tsy ny fiarahany mivavaka amin'ireo apostoly ireo ihany.
Tsy misy fampianaran'ny soratra masina mihintsy manondro ny hivavahana amin'ny Maria, na milaza koa fa afaka mivavaka ho an'ny olona amin'izao fotoana izao i Maria. Jesoa no volaza fa eo ankavanan'ny Ray, mifona ho antsika.
Mazava arak'izany fa Ilay Telo Izay Iray ihany no Andriamanitra tokony hiankina sy hianteherana fa tsy misy Maria hahaefatra Azy. Miala tsiny fa raisiko ho fanaovana Andriamanitra an'i Maria ny fiankinana aminy aminn' ilay vavaka hoe "mivavaha ho anay mpanota". Ary io fombafomba fanompoana atao an'y Maria io no mety mahatonga ny hoe fanompoan-tsampy.
Ny antony mantsy hoy hianareo dia fanajana azy satria izy no niteraka an'i Jesoa.fa angaha ve tsy manaja raha tsy izy no atao izao sy izao...
Omeko ohatra ianareo:
1-Raha mila dokotera aho, dia Radoko mihitsy no tadiaviko sy ifampiraharahako amin'izay hilako azy, satria izy no nianatra ny momba izany ary mahay izany koa, fa tsy ny reniny na dia izay nahitany masoandro aza.Moa Dokotera koa ve ny renin'ny Dokotera?
2-Iza amintsika no mba nanao fombafomba tamin'ny renin'ny filoham-pirenena, nefa izany no niteraka azy; moa filoham-pirenenena koa ve ny renin'ny filoham-pirenena?
Dia izany no heveriko fa tsy mampety ny fiankinana amin'ny maria sy ny anaovana azy ho Andriamanitra, hivavahana sy hiankinana ary hianteherana sy...
Hevitro zaho samy irery io fa tsy fotompampianaram-piangonana akory.

165. tywa68
(
20/09/2007 13:22)
Deric : tsy mamaky tsara angaha enao vao manoratra sa manao fanahy iniana ?
Io hevi-diso momban'ny katolika io tsara asorina fa tsy handany andro @olona tsy mamaky sy tsy te-halala aho, ka dia samia mitàna ny azy ary e :lol:

166. patrick2002
(
20/09/2007 13:32)
ka i tywa68 milaza fa Andriamanitra no mibitsika aminy kou :roll::roll: milaza fa i Maria renin'Andriamanitra :D
Eny reh fa ho anareo katolika irery ihany ny fahasoavana sy ny fiadanana ah! :(omaly sy anio ary ho mandrakizay ^:^^:^

167. bozyboleta
(
20/09/2007 13:39)
Somary tara an’le dinika fa maharaka ihany ary voavaky hatr@ 1 ka hatr@ farany.
Otran’ny mikorontana be ny fahitako ny fanohanan-kevitra ato ka zay mitsy ngamba no mety mahadiso fiheverana ny sasany.
Ireto no hitako
Hatreo @ varavaram-pasana ny fiainan’ny olona @ maha-nofo sy ra azy . Fa ny krisitiana mino ny fiainana mandrakizay raha ny ara-panahy.
Afaka hanao inona ny maty? Raha afaka nanao zavatra ny maty na de hoe nivavaka fotsiny aza de tsy hisy kamboty ho ory zany mitsy fa mba malahelo koa ny RAD-ny ary tsy hisy maty hamela ny taolany milevina hangalarin’ny tsimatahotody mpamaky fasana zany.
Ny tenin’i Jesoa dia raisina @ le fijery kristiana lazaiko io ambony io hoe fiainana mandrakizay ara-panahy
Eo indrindra tsika.
Raha nature de samy Atra na Ray na Zanaka ==> Jesoa zanak’Atra =Atra
Raha personne de samy hafa fa tsy mitovy ==> Jesoa=Zanaka ary Maria= reny
Ka ity hoe Maria=renin’Atra moa zany sady raisina @ maha-nature an’i Jesoa no raisina @ maha-personne azy?
De zao zany, satria Jesoa=Atra, ny renin’i Jesoa=renin’Atra.
De itariko koa zany de lasa hoe renin’Atra= Atra.
De itarina koa hoe Atra=ray, reny, zanaka, ...
De ny iafarany ny rahalahin’i Jesoa koa = Atra satria ny renin’i Jesoa=renin’Atra ka ny zanaky ny renin’Atra ve tsy ho Atra koa? :D
Ka zay le nature tsinn koh.
Tonga @ lazain'i tsaramaso atsy ambony atsy hoe Elizabeta nenitoan'Atra:-D
Io zao defa misambadidaka. Mifangaro voraka ny maha-olona sy maha-Atra an’i Jesoa ka izay no mahatonga an’le tsaokevitra ho maizina be.Hany ka na ny tompony ihany aza defa tsy manamarina ny voalazany.
Samy manana ny fampianarany tokoa fa ny anay de @ maha-olombelona an’i Jesoa no maha-reny an’i Maria fa tsy @ maha-Atra azy.

42. Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 17-09-2007 14:55:19
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
Ho an'ireo milaza fa miresaka amin'ny maty raha miresaka amin'i Masina Maria, dia mba misy fanontaniana vitsivitsy ireto.
1 - Moa hatreo amin'ny varavaram-pasana ihany ve ny fiainana ho an'ny kristiana?
2 - Moa maty ary levona tsy afaka manao na inona na inona intsony ve ireo lasa nialoha lalana antsika?
3 - Raha ireo no marina dia ahoana ny fampianaran'i Jesoa milaza fa izay mino azy, izay mandray ny teniny sy ny tenany... dia ho velona mandrakizay, hanana ny fiainana mandrakizay?
Hatreo @ varavaram-pasana ny fiainan’ny olona @ maha-nofo sy ra azy . Fa ny krisitiana mino ny fiainana mandrakizay raha ny ara-panahy.
Afaka hanao inona ny maty? Raha afaka nanao zavatra ny maty na de hoe nivavaka fotsiny aza de tsy hisy kamboty ho ory zany mitsy fa mba malahelo koa ny RAD-ny ary tsy hisy maty hamela ny taolany milevina hangalarin’ny tsimatahotody mpamaky fasana zany.
Ny tenin’i Jesoa dia raisina @ le fijery kristiana lazaiko io ambony io hoe fiainana mandrakizay ara-panahy
65. Mpandefa : piste [ Valio ] 18-09-2007 10:39:08
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
Aza afangaro kosa ny Personne sy Nature é,
Raha nature dia samy Andriamanitra na ny Ray na ny Zanaka. Io ilay ohatra omen'Ika. Raha zanak'olona dia olona fa tsy alika. Ary zanaka bitro dia bitro fa tsy akoho. Izay ny natiora.
Ny Personne dia samy hafa io fa tsy mitovy. Ny Ray tsy ho Zanaka mihitsy fa olona roa samy hafa ireo. Toy ny hoe : ianao sy ny reninao dia olona roa samy hafa.
Ka raha ny nature no resahina dia samy Andrimanitra na I Jesoa na ny Ray : satria tsy zava-boaary izy ireo fa Mpahary ary mandrakizay fa tsy voafetra.
Raha Personne kosa dia olona roa samy hafa ny Ray sy ny Zanaka.
Fanontaniana ho an'i Cutie raha tsy renin'Andriamanitra dia inona no ilazanao ny fifandraisan'izy sy Maria?
Ary ahoana ary no niantsoan'i Jesoa an'i Maria.Nantsoina t@ anarany ve ?
Raha izay dia tsy hitako ny maha-olombelona an'i Jesoa satria tsy manana reny akory, no sady tsy mi-accepté ny maha-olombelona Azy.
Eo indrindra tsika.
Raha nature de samy Atra na Ray na Zanaka ==> Jesoa zanak’Atra =Atra
Raha personne de samy hafa fa tsy mitovy ==> Jesoa=Zanaka ary Maria= reny
Ka ity hoe Maria=renin’Atra moa zany sady raisina @ maha-nature an’i Jesoa no raisina @ maha-personne azy?
De zao zany, satria Jesoa=Atra, ny renin’i Jesoa=renin’Atra.
De itariko koa zany de lasa hoe renin’Atra= Atra.
De itarina koa hoe Atra=ray, reny, zanaka, ...
De ny iafarany ny rahalahin’i Jesoa koa = Atra satria ny renin’i Jesoa=renin’Atra ka ny zanaky ny renin’Atra ve tsy ho Atra koa? :D
Ka zay le nature tsinn koh.
Tonga @ lazain'i tsaramaso atsy ambony atsy hoe Elizabeta nenitoan'Atra:-D
73. Mpandefa : piste [ Valio ] 18-09-2007 13:21:03
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
Au fond, ilay incarnation divine mihitsy no tsy azon'ny ankamaroan'ny sasany eto. Ny fahitako azy dia tsy mino ny fahatongavan'i Kristy ho Nofo izany ianareo. Satria lavinareo ny maha-zanak'olombelona azy. Ary tsy humain mihitsy izany hoe : olona niteraka anao tsy antsoinao hoe : reny fa fitaovana nivoahana fotsiny.
Raha antsoina hoe : Masina Maria renin'i Jesoa : dia inona i Jesoa io aminao ? Olombelona sa Andriamanitra ?
Ary Jesoa aza adino fa manana natiora anankiroa : dia olombelona no Andriamanitra. Amin'ny maha-olombelona azy izay no niterahan'i Maria Azy. T@ i Maria no nitorotoronana Azy. Ary mbola t@ Maria no nakany endrika sy nianarany ny maha-olombelona Azy.
Io zao defa misambadidaka. Mifangaro voraka ny maha-olona sy maha-Atra an’i Jesoa ka izay no mahatonga an’le tsaokevitra ho maizina be.Hany ka na ny tompony ihany aza defa tsy manamarina ny voalazany.
Samy manana ny fampianarany tokoa fa ny anay de @ maha-olombelona an’i Jesoa no maha-reny an’i Maria fa tsy @ maha-Atra azy.
168. ikaretsaka
(
20/09/2007 14:07)
ka mifangaro mifameno ilay izy ry bozy an.. io ilay hoe corps mystique.. tantara lavabe koa io..
169. cutie
(
20/09/2007 14:52)
Samy manana ny fampianarany tokoa fa ny anay de @ maha-olombelona an’i Jesoa no maha-reny an’i Maria fa tsy @ maha-Atra azy.
marina zany :D
170. tywa68
(
20/09/2007 18:10)
De zao zany, satria Jesoa=Atra, ny renin’i Jesoa=renin’Atra.
De itariko koa zany de lasa hoe renin’Atra= Atra.
De itarina koa hoe Atra=ray, reny, zanaka, ...
De ny iafarany ny rahalahin’i Jesoa koa = Atra satria ny renin’i Jesoa=renin’Atra ka ny zanaky ny renin’Atra ve tsy ho Atra koa?
Ka zay le nature tsinn koh.
Tonga @ lazain'i tsaramaso atsy ambony atsy hoe Elizabeta nenitoan'Atra
Misy olona tena mahay manafangaro ny azo hilazàna azy fa tsy atao mahagaga !
Enao koa dia manitatra arak'io nosoratanao io manampy andry tsaramaso sns... dia miara-miomehy rehefa lany arguments !
Dia modiana tsy azo avy eo fa sady manaratsy ny an'ny katolika, no mody miala pas, nefa efa mazava zao (fa maizina @nareo tsy mahagaga).
Ny manahirana anareo ilay fanajàna sy fangatahana an'i masina maria hivavaka ho anay, fa tsy ny maha renin'Atra azy.
Dia zay zany fa tsy afaka hamafa ny efa raiki-tapisaka an-dohanareo zahay, fa dia mazotoa @ fitadiavana an'ilay lalana mankany @ i Tompo e.
171. fijo
(
20/09/2007 21:38)
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
patrick .. mitazona ny anarako ny zanako ka... ohatra hoe ikaretsaka junior na patrick junior
tsy mety kao angaha ilay equation hoe:
Jesoa=Andriamanitra
Ray=Andriamanitra
Fanahy masina=Andriamanitra
dia andriamanitra+ andriamanitra +andriamanitra= andriamanitra?
aza miditra amin'io logika o ialahy ry ika fa very.satria jesoa =andriamanitra
si marie =renin'i jesoa =marie renin'andriamanitra=ambony noho andriamanitra

172. cutie
(
20/09/2007 21:53)
Ny manahirana anareo ilay fanajàna sy fangatahana an'i masina maria hivavaka ho anay, fa tsy ny maha renin'Atra azy.
za njay alou tsy misy pble @iny e
SAdy tsy misy pble koa @ maria renin'Atra fa efa nolazaiko any ambony we tsy hifandirana iny :lol::lol::lol:
Samy manana ze inoany :oops:
174. cutie
(
20/09/2007 21:58)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 20-09-2007 23:56:40
Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
fa minoa fotsiny
ze te hino :-D
175. mbaliana
(
20/09/2007 22:01)
fijo> hozy ny gasy izay hoe ny fihevitrareo tsy fihevitr'Atra...
fijo> tsy voatery ny logique ny olombelona no nampiasain'Atra ka... Masina Maria dia fitaovana nampiasain'Atra hakana nofo sy rà ho an'ny zanany...
ohatranao fitaovana nitondrana ny zanakao tety an-tany saingy tsy ianao no tompony fa mpanolokolo fotsiny ianao mandrapaha-lehibeny.. ary ianao dia antsoina hoe Rain'ny zanakao saingy tsy manana ny fitaovana rehetra iarovana azy amin'ny loza rehetra zay mety hiseho
ny maha samy hafa anareo dia izy Atra (izy no mpandahatra)fa ianao olombelona tsy afaka mandahatra...

176. pissoa
(
20/09/2007 22:10)
[quote=Fijo]Lohateny : Re : Arahaba ry Maria!
patrick .. mitazona ny anarako ny zanako ka... ohatra hoe ikaretsaka junior na patrick junior
tsy mety kao angaha ilay equation hoe:
Jesoa=Andriamanitra
Ray=Andriamanitra
Fanahy masina=Andriamanitra
dia andriamanitra+ andriamanitra +andriamanitra= andriamanitra?
aza miditra amin'io logika o ialahy ry ika fa very.satria jesoa =andriamanitra
si marie =renin'i jesoa =marie renin'andriamanitra=ambony noho andriamanitra
patrick .. mitazona ny anarako ny zanako ka... ohatra hoe ikaretsaka junior na patrick junior
tsy mety kao angaha ilay equation hoe:
Jesoa=Andriamanitra
Ray=Andriamanitra
Fanahy masina=Andriamanitra
dia andriamanitra+ andriamanitra +andriamanitra= andriamanitra?
aza miditra amin'io logika o ialahy ry ika fa very.satria jesoa =andriamanitra
si marie =renin'i jesoa =marie renin'andriamanitra=ambony noho andriamanitra
Hi hi hi - hay sady lazaina aty izy ity no lazaina ary !
Ito ny valiny ary ambadika :-D:-D:-D
[quote=Fijo]fitaovana niteraka,nefa izay niteraka dia reny;noho izany dia renin'andriamanitra izy,ka ambony kokoa
Tsia - tsy voatery ho ambony kokoa foana ny reny, eny, na eo anatrehan'ny zanany aza. Lafim-piainana be dia be no hahafahana mitaratra an'izany : na resaka fahefana, na resaka fahaizana amam-pahalalana, na resaka fitondran-tena - sns - na izy rehetra mitambatra :-D Tsy misakana ny zanaka tsy hanaja ny reny nefa izany.
177. ikaretsaka
(
20/09/2007 22:10)
fijo:
Ltsy mety kao angaha ilay equation hoe:
Jesoa=Andriamanitra
Ray=Andriamanitra
Fanahy masina=Andriamanitra
dia andriamanitra+ andriamanitra +andriamanitra= andriamanitra?
aza miditra amin'io logika o ialahy ry ika fa very.satria jesoa =andriamanitra
si marie =renin'i jesoa =marie renin'andriamanitra=ambony noho andriamanitra
ka le reny ange tsy midika hoe ambony e..
raha atao hoe renin'ialahy menagere.. ialahy docteur.. dia iza no ambony?
.. ialay mazava ho azy! fa izany tsy mahasakana an'ialahy tsy hanaja tsara ny renin'ialahy kosa, sa?
178. bozyboleta
(
21/09/2007 04:33)
De eto ndray mivadika fa lasa lojika resaka asa(profession) ndray le izy. Teo personne, avy eo nature, zao ndray koa miditra hatr@ profession.
F'anga zany Atra zany asa?
Mba omeo argument matanjaka e!
F'anga zany Atra zany asa?
Mba omeo argument matanjaka e!
179. Rasiligaoma
(
21/09/2007 05:08)
fanoharana daholo no hitako nivoaka teo:
Fa nandeha koa anefa ny fanoharana tao anaty baiboly. dia nisy tao hoe" Izay mana-tsofina hihaino aoka hihaino".
dia nisy koa tao hoe "sarotra aminay ny hahazo izany"

180. tywa68
(
21/09/2007 05:10)
bozyboleta : tsy misy logique mivadika fa nareo mihitsy no tia manafangaro.
Efa hoe i jesoa tany ambohoka dia efa Andriamanitra aminay katolika donc renin'Atra i maria, ary vhv feno hasoavana satria voafidy t@izany.