Fitsanganana @ maty

161. marozevo ( 03/07/2007 19:21)
Tsisy olana izany Ra-fanambinana ah... Izahay eto voan'ny demony sy ny virus daholo fa ianao irery no madio. Arovy ny fahadiovanao.... Ampy ho anao izay. Aza manketo fa olona efa voan'ny demony daholo ny eto. Olona tsy maty voalavo an-kibo no eto. Olona mifampitsikera no eto. Olona tsy mitovy toe-tsaina aminao no eto. Raha mahita tsaratsra kokoa noho izahay ianao dia mandehana any... Tsara tso-drano.

Anontanio mivantana i gasynamana hoe inona no tena niafaran'ny resakay. Io lazainao io dia tsy ny farany.
162. rush ( 03/07/2007 20:24)
marozevo:

Raha mahita tsaratsra kokoa noho izahay ianao dia mandehana any... Tsara tso-drano.

Anontanio mivantana i gasynamana hoe inona no tena niafaran'ny resakay. Io lazainao io dia tsy ny farany.
aza manao an'izany kosa marozevo a!aiza ho aiza ary ny toeran'ny fandeferana sy ny famelana @ isika kristiana?mamelĂ  ny helokay tahaka ny hamelanay izay meloka aminay e!


163. marozevo ( 03/07/2007 20:29)
Misaotra anao rush.... Izany ka olona !

Mifona ary aho raha mahery loatra ny teniko eh... Ho an'i Fanambinana koa io fifonako io.
164. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:33)
voavela ny helokao anaka.. aza misendaotra loatra ry zanako o
165. marozevo ( 03/07/2007 20:35)
Fa ianao tokoa ve Mopera eh ?... Ohatran'ny henoko ny feon'ilay Mopera menasofina be taloha maheno anao miteny hoe zanako.

Fa amin'izao fotoana izao toa tsy misy miteny an'izany intsony ry zareo kooo... Sa ?
166. cutie ( 03/07/2007 20:36)
aza manao an'izany kosa marozevo a!aiza ho aiza ary ny toeran'ny fandeferana sy ny famelana @ isika kristiana?mamelĂ  ny helokay tahaka ny hamelanay izay meloka aminay e!

iny njay no tsy hitako :-D
167. marozevo ( 03/07/2007 20:38)
Efa voavaliko io.... ikaretsaka indray izao no andrasako hamaly.
168. cutie ( 03/07/2007 20:42)
marozevo tsy zany ka:)
Mieritreritra fotsiny za we hay ve ka refa misy manohina ny sasany de kinga ery miala avy any we zany ve no kristiana blablaba sy ny tariny .
169. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:42)
marozevo
:-$:wink:
170. rush ( 03/07/2007 20:42)
cutie:
iny njay no tsy hitako :-D
mba masiaka ihany aho ry cutie indraindray a!fa mba misaina koa e!


171. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:45)
efa namaly aho an..
mbola manao "zanako" rehefa indraindray ka
172. marozevo ( 03/07/2007 20:45)
ikaretsaka !
^:^^:^
173. cutie ( 03/07/2007 20:46)
mba masiaka ihany aho ry cutie indraindray a!fa mba misaina koa e!

:roll::roll::roll::roll::roll:
174. rush ( 03/07/2007 20:48)
cutie:

Mieritreritra fotsiny za we hay ve ka refa misy manohina ny sasany de kinga ery miala avy any we zany ve no kristiana blablaba sy ny tariny .
zava-dehibe ny toerana misy ny famelana sy ny fandeferana racutie eo @ fiainan'ny kristiana fa tsy resaka blabalaba sy ny tariny arakin'ny heritreretianao a!


175. cutie ( 03/07/2007 20:49)
de avereno vakiana njay aza ny lazain'i Fanambinana e :-D
176. cutie ( 03/07/2007 20:50)
zava-dehibe ny toerana misy ny famelana sy ny fandeferana racutie eo @ fiainan'ny kristiana fa tsy resaka blabalaba sy ny tariny arakin'ny heritreretianao a!

zava-dehibe eo @ kristiana koa zany ny filazana oul refa tsy mitovy hevitra aminy de we misy devoly sy marary saina:-D:-D:-D:-D
177. cutie ( 03/07/2007 20:52)
de aiza @ io ny resaka fandeferana e :-D
178. marozevo ( 03/07/2007 20:54)
Tsy misy....
179. cutie ( 03/07/2007 20:55)
za mba gaga:-D:-D:-D:-D
180. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:57)
hatraty no gaga:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3663