Fitsanganana @ maty

141. cutie ( 02/07/2007 20:10)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 30-06-2007 23:04:53
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
sady na miovaova ps impolo aman-jato aza , fantatra foan ny IP

hiverenako kely njay io fa tsy matiko lolo ry rush :-D:-D:-D:-D
142. pissoa ( 02/07/2007 20:14)
ary tamy niteny za hoe misy manana ps 2 na maromaro dia ozy foana i cutie hoe inn no blem amizany ... nefa eto izy miverina amy resaka HS njay, sady hidirany hatramy IP fa "tsy matiny" lolo hono :-D:-D:-D
143. cutie ( 02/07/2007 20:16)
tsisy blem nge na manana folo aza e
le manaratsy oul fotsiny no tsy mety :)
ampiasao @ tokony izy le ps :)
144. pissoa ( 02/07/2007 20:20)
Ah - OK ! azoko fa thx :-D:-D:-D
145. cutie ( 02/07/2007 20:25)
pissoa sady efa ela le resak no HS,fa tsy we niverina za :-D
146. ikaretsaka ( 02/07/2007 20:32)
fa ilay resaka IP sy pseudo 10 na 100 ve mampitsangana amin'ny maty k'aloha e:wink:
147. cutie ( 02/07/2007 20:37)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 02-07-2007 22:32:52
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
fa ilay resaka IP sy pseudo 10 na 100 ve mampitsangana amin'ny maty k'aloha e

anontanio an-dry zareo manana an'zany ps zany koa :-D:-D:-D:-D
148. marozevo ( 02/07/2007 21:28)
Fanambinana > Oay... Nisy demony aho satria nifamaly bontolo tamin'i gasynamana.... fa hitanao ve ny fiafaran'ny resakay ??...

Fa kay ianao tsy mba niteny anay fa nijery "adin'ombalahy" fotsiny : moa tsy nisy demony koa ve ianao tamin'izay ?

Ie.... izaho matetika tratran'ny virusn'ny fahotana (fa tsy ny demony), fa ianao mbola tsy tratra mihitsy oh ? Sambatra ianao....

Ary ity ianao miteny mahery, mba tsy hilazana hoe tezitra, sao dia asan-demony koa lahy izany...

Moa tsy afaka miteny ny diso ataon'ny hafa ve aho... Afaka aho, ary tsy misalasala amin'izany, toy ny andraisako koa ny fanitsiana avy amin'ny hafa...
149. Fanambinana ( 03/07/2007 16:34)
fa iza no niteny taminao fa mpinamana koa zahay sy marozevo.
Refa misy fitovian-kevitra nga eto de lazaina fa mpianamana zay reo.
Tohizo ihany wa ny fitsarana fa tsy hitondra hankaiza akory

Fa ho mpifavalo indray ve ianareo e? Olona mandany ny alina mantolo eto ve tsy ho mpinanama. De jereo raha sahy mba manakina ny hevitrao le marozevo na indray mandeha aza, na de diso be aza. Ary fony ianao nifamaly tamin'i rush dia mody gisa fotsiny ny namana.

marozevo: jamais aho tezitra izany, ary teny voahevitra tsara no nolazaiko fa tsy enti-po akory. Efa haiko ny ihafaran'ny resaka matoa ataoko.
Moa tsy afaka miteny ny diso ataon'ny hafa ve aho... Afaka aho, ary tsy misalasala amin'izany, toy ny andraisako koa ny fanitsiana avy amin'ny hafa...

Ny soratra mitoetra e, ny teny mandalo. Ary tsy misy mitsara eto, fa samy tsarain'ny ataony. Dia aleo ny tantara no hamoaka ny marina.

Tsy HS mihitsy ity resaka ity, fa fanatsikofonana ny fahafatesana iainan'ny maro eto: fankahala, fihatsaram-belatsihy, fanesona, fanamarinan-tena lava...

Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 21:15:14
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Miala any ndray ranamana marina....

Ny marina dia izao eh... rehefa hitako fa tsy hitondra voka-tsoa ho ahy sy ho azy ilay adinay roalahy, dia tsy niezaka namaly ny fanontaniana intsony aho.

Dia ireo no nolazaiko sy nolazain'ny namana momba ahy. Marina ireo... izany hoe marina fa nolazaiko, na nolazain'ny hafa...
Fa mba anjaran'ny namana rehetra koa no mijery na ireo no tokony ho nolazaiko na maherihery noho ireo aza.

Io no faran'ny resaka. Ny dikan'io dia tsy mbola maty voalavo an-kibo ianao, ary jamais nanaiky ny hadisoana, fa mbola manao lolom-po. Ny antony mba hanaovana mody hendry dia noho ny fahitan'ny maro fa tsy manana raison mihitsy ianao.

150. rush ( 03/07/2007 16:40)
"Fanambinana":
Fa ho mpifavalo indray ve ianareo e? Olona mandany ny alina mantolo eto ve tsy ho mpinanama.
mahagaga marina raha izany a!izaho kosa aloha raha tsy namako tsy hijanona tontolo alina hamaly sy hanao resaka >>hors sujet
151. cutie ( 03/07/2007 16:43)
[quote]mahagaga marina raha izany a!izaho kosa aloha raha tsy namako tsy hijanona tontolo alina hamaly sy hanao resaka >>hors sujet
152. cutie ( 03/07/2007 16:44)
Olona mandany ny alina mantolo eto ve tsy ho mpinanama.

nga koa moa mitovy ny oranay ka we al :-D:-D:-D:-D
153. cutie ( 03/07/2007 16:50)
De jereo raha sahy mba manakina ny hevitrao le marozevo na indray mandeha aza, na de diso be aza

fa enao zany no mahita we diso ny hevitro raha zany :-D:-D:-D
Nefa milaza avy avy eo we tsy mitsara :-D
ary ianao miteny io mba ahoana hono?mahasahia aloha mivoaka an'io xxx io fa eto @ sehatrin'ny fivavahana sy finoana isika izao e!

de valio aza io :lol:
de ty koa :
Omeo valiny marina izy fa aza teneninao marary saina.Sao dia mba ianao no marary saina na tsy mahita ny valiny marina omena azy


154. rush ( 03/07/2007 16:52)
tsy misy maharatsy @ fananana namana koa anie e!na ny fifanarahana famaliana dinika tontolony alina aza dia tsy hitako izay maharatsy hilazana hoe mpinamana e!lasa mivoana foana ity dinika ity a!
155. cutie ( 03/07/2007 16:58)
tontolon'ny al aiza alou zany e :-D:-D:-D:-D
aty aminay manko tsy al refa mamaly dinika eto za :)
156. rush ( 03/07/2007 17:04)
cutie:

tontolon'ny al aiza alou zany e :-D:-D:-D:-D
aty aminay manko tsy al refa mamaly dinika eto za :)
oadray kosa e!any dago anie ka adin'1ora fotsiny ny elanelana misy eto frantsa e!oadray ry zareo a!aoka izay fa vao maika mivoana foana ity dinika ity a!


157. cutie ( 03/07/2007 17:06)
oadray kosa e!any dago anie ka adin'1ora fotsiny ny elanelana misy eto frantsa e!oadray ry zareo a!aoka izay fa vao maika mivoana foana ity dinika ity a!

mbola tsy mamaly ny fanontaniako zany :lol:
158. cutie ( 03/07/2007 17:11)
ho an'i Fanambinana
Raha lazainao fa tsy mitovy ny hevitrao zany ny hevitro de we diso zay, fa iza no manana ny marina eto nefany??samy mbola mitady ny marina daholo. Mandra-pa alou de aleo samy hilaza ny fiheverany sy ny fahazahoany azy .
Ny fihevereko ny fasana= ankoatra, na fiaina-tsy hita

Fitsanganan'ny maty indray ,za mino.
Ny afobe amiko za tsy mino , fampianaran'ny fiangonana io , ary nalentika ao an-dohan;'ny tsirairay, tsy mety afaka tsony ka avy eo samy manao ze interpretation'ny avy , de ny baiboly njay no entina atao fitaovana hanamarinana azy :-D
159. Bita ( 03/07/2007 17:22)
Ary heveriko fa hoe "fitsanganana @ maty sy hoe aiza ao @ SM ary hoe mino ve no nanontanian'ilay xxx ary ambony ary dia i Rush sy Cutie no mifamaly be ao. Dia ahoana izany ny valiny?? Mifanantona aloha nareo sao misy tsy .....:-*:-*:-* Izaho mantsy tsy mahay
160. cutie ( 03/07/2007 17:30)
bita vakio hatrany am-boalohany fa le xxx io = fanambinana no nanolana size 1 teo :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1188