Fitsanganana @ maty
82. xxx
(
01/07/2007 05:33)
xxx:
tena olona marary saina ianao ry cutie, tena kozy! Mandehana mitsabo tena aloha. fa tsy ao mihitsy
Omeo valiny marina izy fa aza teneninao marary saina.Sao dia mba ianao no marary saina na tsy mahita ny valiny marina omena azy=))=))=))
85. rush
(
01/07/2007 09:46)
"cutie":
fiffi=rush=xxx lol
"hery":dia ahoana @ izay ianao ry cutie @ io?izaho manko no nolazainao fa io xxx io ary koa i fiffi?tandremo ihany @ manaraka alohan'ny hilazan-dravatra fa mety hanafitohana ny hafa a!
xxx = Fanambinana
87. marozevo
(
01/07/2007 10:18)
Ka le xxx ange be dia be eh... ka mety tsy ho ilay xxx lazain'i cutie io. Asa anefa.... Azafady tsy misy hidirako izany....
88. xxx
(
01/07/2007 10:24)
maninona raha foanana le xxx e :) amin'izay tsy misy ny mifampitady lol atao dinika manokana izay resaka personnel
Izaho aloha mino ny fitsanganan'ny maty mino fa nitsangana t@ maty Jesoa
aza atao HS intsony :wink:
Izaho aloha mino ny fitsanganan'ny maty mino fa nitsangana t@ maty Jesoa
aza atao HS intsony :wink:
89. rush
(
01/07/2007 11:10)
marozevo:mba mangataka an'i Hery koa ary aho mba hilaza raha izaho io nanao xxx io azafady indrindra a!
Ka le xxx ange be dia be eh... ka mety tsy ho ilay xxx lazain'i cutie io. Asa anefa.... Azafady tsy misy hidirako izany....
90. marozevo
(
01/07/2007 13:12)
Maninona ary, hoy i xxx, raha foanana ilay xxx. Dia foany aloha ny anao fa manaraka ho azy eo ny sisa eh...
Vas-y ! Courage ! Merci....
Vas-y ! Courage ! Merci....
91. Fanambinana
(
01/07/2007 18:27)
De ahoana amin'izay ry cutie?
Ataovy anatra ho anao iny, manendrikendrika olona fotsiny.
Ny zavatra tiana hampitaina aminao de hoe: aza ny fankahalana ny hafa no atao lohalaharana, fa noho ny fankalanao an'i rush, fiffi, gasynamana (ireo aloha no hitako) dia matonga anao tsy hanaiky mihitsy ny zavatra marina lazain'ireo. Izay no nilazako fa misy demony ianao. Demony mankahala ny hafa. Marary saina hoy aho satria tsy mandinika fa manao botolo fotsiny. Teny atsipy izay ho an'ny manam-panahy.

92. rush
(
01/07/2007 19:47)
izaho aloha dia sorena @ zavatra lazain'i cutie e!ny ahy dia lazaiko arakin'ny mahazatra ahy hoe aza mivadikondana fa izaho dia rush fa tsy xxx no tsy fiffi!mazava angamba izay a!
94. marozevo
(
01/07/2007 21:04)
Tsy misy olona misy demony izany eto eh... Ny demony ange azo ampitahaina amin'ny virus e... Raha vao misy virus ny ordin'iray amintsika ireo dia voa aby ny ordin'ny rehetra. Toy izany koa, raha misy oloona voan'ny demony eto dia voa aby....
95. cutie
(
01/07/2007 21:11)
aza itarina tsony ry marozevo fa za nga mihontsona @ zany , sady efa omaly zany moa tsy misy idirako tsony , sady nisy zavatra nahafaly be ahy koa androany de tsy tiako simbaina @ty forum ty :-D:-D:-D
96. rush
(
01/07/2007 21:19)
cutie:izany moa izy io a?rehefa misy zavatra mahafaly anao dia tsy tokony simbaina @ ity forum ity?fa mba noheritreretianao kosa ve ny hafa?nahafaly azy ve ny zavatra nolazainao t@ endrikendrika?
sady nisy zavatra nahafaly be ahy koa androany de tsy tiako simbaina @ty forum ty :-D:-D:-D
ao hatsahatra fa hisy hanofy ratsy eto @ farany!tohizo ny zavatra nahafaly anao ry cutie a!
98. cutie
(
01/07/2007 21:25)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 01-07-2007 01:36:18
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
Tsara eh ?
ie tsara sady vo nalahatro njay :lol:
99. Fanambinana
(
01/07/2007 21:28)
marozevo: hita maso ve ny demony? Tsy ny ataon'ilay olona ve no ahitana fa misy demony izy? Ka rehefa hita ve fa misy tsy mety ny ataony tsy tokony hotenenina izy? Mety exageré ny filazana azy, nefa ilay ihany ny filazana toy izany mba hahatonga saina azy.
100. xxx
(
01/07/2007 21:34)
Raha mino tsy misy demony izany, ny finoana no fiadinana manohitra ny demony :wink:
tsy aleo ve tohizana ilay Fitsanganana @ maty e
Naheno resaka aho androany momba ny don d'organe, ireny nasorina organe ireny hono tsy mino ny fitsanganana @ maty, nefa amiko lasa vovoka isika vao mitsangana