Fitsanganana @ maty

121. cutie ( 01/07/2007 23:31)
avereno @laoniny njay aza le size :lol:
122. marozevo ( 01/07/2007 23:32)
Kaontin'ny efa vita ity eh.... Isika sy ianao irery sisa eto fa ny olona efa afa-po daholo.
123. cutie ( 01/07/2007 23:33)
ka efa matory daholo ny oul koa :lol:
124. marozevo ( 01/07/2007 23:39)
Ary isika angaha tsy mba hatory ?
125. cutie ( 01/07/2007 23:40)
mbola tsy lera:lol:
126. marozevo ( 01/07/2007 23:50)
Aty efa mihoatra aza.... Tsaroako ilay fanontaniana ao ambadika ao hoe "Fa nahoana no tsy maintsy matory"
127. cutie ( 01/07/2007 23:53)
:-D
de ndana aza matory :lol:
128. marozevo ( 01/07/2007 23:55)
ie handeha mihitsy aho fa rahampitso indray r'ise ah..
129. cutie ( 01/07/2007 23:56)
bn :lol:
130. rush ( 02/07/2007 07:09)
cutie:

azafady aza e
efa haiko @ zay njy zao :-*:-*:-*:-*
tsy misy fady cutie a!raha mba ohatranao avokoa ny olona mba miaiky t@ fahadisoana nataony dia tena mahafinaritra tokoa e!saingy indrisy!misy ny manana ambom-po diso toerana loatra ka manahirana a!
"marozevo":
Tsotra fotsiny e : Mahaiza miaky hadisoana dia ho olona afaka ianao.
atsy ambadika atsy no nangalako an'io!tsara fa tohizo cutie a!


131. rush ( 02/07/2007 07:23)
ho be dia be ny ho tafatsangana @ maty raha izany a!
132. Kota ( 02/07/2007 11:14)
cutie:

Ny fahazoako azy dia toerana mampijaly hitohizan'ny fahotana

samy milaza zay fahazahoany azy zany io :lol:


Iee, ataoko hoe ny fahazoako ny zavatra nampianarina ahy satria tsy manana ny référence biblique aho eto ampanoratana ! fa raha tena te-ahalala bebe kokoa et de façon sûre ianao dia aleo ianao mihitsy no mitady ao anaty baiboly angamba !
133. cutie ( 02/07/2007 12:39)
Iee, ataoko hoe ny fahazoako ny zavatra nampianarina ahy satria tsy manana ny référence biblique aho eto ampanoratana ! fa raha tena te-ahalala bebe kokoa et de façon sûre ianao dia aleo ianao mihitsy no mitady ao anaty baiboly angamba !

aleo za hijanona @le fahazahoako azy ihany e :lol:
134. Fanambinana ( 02/07/2007 13:06)
marozevo
Fa inona no mahatonga ilay fanontaniana hoe hita maso ve ny demony ? Sao dia ilay fanoharana momba ny virus.... fanoharana iny Rangah ah.... mi-raison mi-faux.

Tsy izay mihitsy no nahatonga ilay fanontaniana. Io fanoharana io koa dia marina. Mamindra ny fahotana ary miely. Na ianao aza efa tratra.
Ny nahatonga an'io fanontaniana io dia ny filazanao fa tsisy misy demony izany eto. Dia mba manontany anao hoe: avy aiza ny fankahalana? Tsy avy amin'ny demony? Izay mankahala ve tsy itoeran'ny demony e?
Ny mpanendrikendrika koa ve tsy itoeran'ny demony e? Nolazaiko fa ianao koa efa tratra dia izao: Ilay endrikendrika be nataonao ao ambadika ao tamin'i gasynamana. Izaho dia namaky tsara ny resaka rehetra ary nahita fa nidiran'ny demony koa ianao ary jamais niaiky ny hadisoanao. Sa ve niryna ihany no mety diso fa ianareo mpananatra fotsiny satria tompon'ny marina foana? Izay mpiresaka aminareo sy namanareo dia manana ny raison foana fa izay mitsikera azy dia tsy izy?
Avadibadio im-pito ny lela ary mandiniha vao miteny fa aza miteniteny foana e! Soratra mitoetra no eto ka tsy azo atao no mody hendry rehefa avy nanao bontolo.
Ekena ary fa tokony hotenenina amin'izay tsy mety ataony ny olona iray, tena mety izany. Za koa manao izany foana amin'i Nyrina. Fa tsy antony hilazana mihitsy izany hoe misy demony izy na marary saina.

Ianao izany ilay mpiteny ny hafa fa tsy mba mahatsapa ny hadisoanao mihitsy an?

Teny natao handinihan-tena reo. Ka asakasakareo na handray na tsia.
Izaho manaiky fa exagéré ny filazako nefa mba jereo koa ny vokany.
Misaotra anao rush
cutie: miala tsiny fa izay no fomba hitako fa mety.
135. cutie ( 02/07/2007 13:11)
cutie: miala tsiny fa izay no fomba hitako fa mety.

efa adinoko ny amin'iny :-D
136. sonwin ( 02/07/2007 13:54)
dia lalina ianao ry cutie ka :P
137. cutie ( 02/07/2007 14:10)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 02-07-2007 15:54:51
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
dia lalina ianao ry cutie ka

enao koa ty mba lalina ve :-D:-D:-D:-D
138. sonwin ( 02/07/2007 14:11)
tena lalina mihitsy ka :°)
139. cutie ( 02/07/2007 14:12)
:-D:-D:-D:-D
140. cutie ( 02/07/2007 18:08)
Izay mpiresaka aminareo sy namanareo dia manana ny raison foana fa izay mitsikera azy dia tsy izy?
Avadibadio im-pito ny lela ary mandiniha vao miteny fa aza miteniteny foana e! Soratra mitoetra no eto ka tsy azo atao no mody hendry rehefa avy nanao bontolo.

fa iza no niteny taminao fa mpinamana koa zahay sy marozevo.
Refa misy fitovian-kevitra nga eto de lazaina fa mpianamana zay reo.
Tohizo ihany wa ny fitsarana fa tsy hitondra hankaiza akory :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2921