Fitsanganana @ maty

101. cutie ( 01/07/2007 21:36)
za alou mino ny fitsanganana @ maty , fa le afobe no tsy inoako ( le we tena afo mitsy ):lol:
102. cutie ( 01/07/2007 21:45)
Ny zavatra tiana hampitaina aminao de hoe: aza ny fankahalana ny hafa no atao lohalaharana, fa noho ny fankalanao an'i rush, fiffi, gasynamana (ireo aloha no hitako) dia matonga anao tsy hanaiky mihitsy ny zavatra marina lazain'ireo. Izay no nilazako fa misy demony ianao. Demony mankahala ny hafa. Marary saina hoy aho satria tsy mandinika fa manao botolo fotsiny. Teny atsipy izay ho an'ny manam-panahy.

hay ve laozana manaraka ze dinika hidirako fotsiny e
mazotoa :-D
tsy misy idiranao njay ny entre anay sy fiffi ( efa milamina ny @ iny)
gasynamana njay tsy haiko ny aminy , fa tohizo ihany ny fitsarana ety ivelany, refa reraka ve tsy hijanona:-D
103. cutie ( 01/07/2007 21:47)
Mpandefa : rush [ Valio ] 01-07-2007 21:47:01
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
izaho aloha dia sorena @ zavatra lazain'i cutie e!ny ahy dia lazaiko arakin'ny mahazatra ahy hoe aza mivadikondana fa izaho dia rush fa tsy xxx no tsy fiffi!mazava angamba izay a!

azafady aza e
efa haiko @ zay njy zao :-*:-*:-*:-*
104. Fanambinana ( 01/07/2007 22:20)
Fitsanganana amin'ny maty dia ny fieken'ny olona ny helony ary ny fialany amin'ny toetra ratsiny. Izay no tena fitsanganana amin'ny maty.
105. cutie ( 01/07/2007 22:22)
Mpandefa : Fanambinana [ Valio ] 02-07-2007 00:20:09
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
Fitsanganana amin'ny maty dia ny fieken'ny olona ny helony ary ny fialany amin'ny toetra ratsiny. Izay no tena fitsanganana amin'ny maty.

mitovy @ fibebahana ihany zany :lol:
106. Kota ( 01/07/2007 22:38)
cutie:

za alou mino ny fitsanganana @ maty , fa le afobe no tsy inoako ( le we tena afo mitsy ):lol:


Ny fahazoako azy dia toerana mampijaly hitohizan'ny fahotana. Raha mpijangajanga ianao tety an-tany dia mbola hijangajanga ianao any fa ny mahasamy hafa azy dia ianao indray hono no ho leo ny fahotanao any nefa tsy tafala amin'izany intsony.
Fa ilay hoe iza no mankany dia ny olona tsy mibebaka amin'ny fahotany ! ilay jiolahy voahombo teo akaikin'i Jesosy dia lasa tany an-danitra satria nahavita nibebaka izy talohan'ny nahafatesany !!
107. cutie ( 01/07/2007 22:44)
Ny fahazoako azy dia toerana mampijaly hitohizan'ny fahotana

samy milaza zay fahazahoany azy zany io :lol:
108. Fanambinana ( 01/07/2007 22:46)
cutie: ny fahotana no mahatonga ny fahafatesana. Ny fijanonana ao amin'ny fahotanan de fahafatesana. Ny fahatongavan-tsaina de manosika ny tena hanaiky ny tsy mety atao ary manosika ny tena hiala amin'izany. Io no herin'Andriamanitra manangana antsika.
Fitsanganana amin'ny maty de mitovy amin'ny fibebahana. Vakio ny lioka 10: tantaran'ilay zanaka adala: maty ka velona indray, ary very ka hita indray
109. cutie ( 01/07/2007 22:47)
Fitsanganana amin'ny maty de mitovy amin'ny fibebahana

tsy efa zay moa io nolazaiko io ambony io :roll:
110. marozevo ( 01/07/2007 22:48)
Fa inona no mahatonga ilay fanontaniana hoe hita maso ve ny demony ? Sao dia ilay fanoharana momba ny virus.... fanoharana iny Rangah ah.... mi-raison mi-faux.

Ekena ary fa tokony hotenenina amin'izay tsy mety ataony ny olona iray, tena mety izany. Za koa manao izany foana amin'i Nyrina. Fa tsy antony hilazana mihitsy izany hoe misy demony izy na marary saina.
111. cutie ( 01/07/2007 23:00)
Fa tsy antony hilazana mihitsy izany hoe misy demony izy na marary saina.

misy tsy ariny ngamab aty amiko :-D:-D:-D:-D
112. marozevo ( 01/07/2007 23:03)
Asa !....
113. cutie ( 01/07/2007 23:05)
114. marozevo ( 01/07/2007 23:07)
115. cutie ( 01/07/2007 23:08)
in njay zao no mampa =D
116. marozevo ( 01/07/2007 23:13)
Bravo !
117. cutie ( 01/07/2007 23:15)
=D^:^
118. marozevo ( 01/07/2007 23:24)
Parfois le silence parle beaucoup mieux.
119. cutie ( 01/07/2007 23:28)
zany hono :lol:
120. marozevo ( 01/07/2007 23:29)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2492